Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 25:1     Alignment score: 0.481
Israel stayed in Shittim , and the men began to prostitute
themselves with women of Moab ,
Nitoetra tany Sitima ny Israely , ary nanomboka nijangajanga tamin'ireo vehivavin'i Moaba ireo lehilahy ,


NUM 25:2     Alignment score: 0.402
for the Moabites had invited the people to the sacrifices
to their gods . So the people ate and bowed down to Moabite gods .
fa ireo Moabita nanasa ny vahoaka ho amin ' ny sorona ho an'ireo andriamanitr'izy ireo . Ka dia nihinana sy niankohoka tamin'ireo andriamanitry ny Moabita ny vahoaka .
NUM 25:3     Alignment score: 0.38 → 0.38
The men of Israel joined in worshiping Baal of Peor , and Yahweh 's anger was kindled against Israel .
Nanatevin - daharana tamin ' ny fanompoana an'i Bala Peora ireo lehilahin'Israely , ka nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh .
NUM 25:4     Alignment score: 0.327
Yahweh said to Moses , " Kill all the leaders of the people and hang them up before me to expose them in the daylight , so that my fierce anger may turn away from Israel . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Vonoy avokoa ireo mpitariky
ny vahoaka ka ahantòny eo anatrehako izy ireo mba hampiharihariana azy ireo amin ' ny andro , izany dia mba hiala amin'Israely ny firehitry ny hatezerako . "
NUM 25:5     Alignment score: 0.434 → 0.44
So Moses said to the judges of Israel , " Each of you must kill his people who have joined in worshiping Baal of Peor . "
Koa dia hoy Mosesy tamin'ireo mpitariky
ny Israely hoe : " Ny tsirairay aminareo dia tsy maintsy hamono ny olony izay nanatevin - daharana tamin ' ny fanompoana an'i Bala Peora . "
NUM 25:6     Alignment score: 0.421
Then one of the men of the sons of Israel came and brought among his family members a Midianite
woman . This happened in the sight of Moses and all the community of the people of Israel , while they were weeping at the entrance to the tent of meeting .
Avy eo dia nanatona ny iray tamin'ireo lehilahin'Israely ka nitondra vehivavy Midianita iray tamin ' ny fianakaviany . Niseho teo imason'i Mosesy sy ny fivondronan ' ny vahoakan'Israely rehetra izany , raha mbola nitomany teo amin ' ny fidiran ' ny trano - lay fihaonana izy ireo .
NUM 25:7     Alignment score: 0.499 → 0.499
When Phinehas son of Eleazar son of Aaron the priest , saw that , he rose up from among the community and took a spear in his hand .
Nony hitan'i Finehasa zanaka lahin'i Eleazara zanaka lahin'i Arona mpisorona izany , dia nitsangana avy teo amin ' ny fivondronana izy ary nandray lefona teny
an - tanany .
NUM 25:8     Alignment score: 0.377
He followed the man of Israel into the tent and thrust the spear through both of their bodies , both the man of Israel and the woman . So a plague that God had sent on the people of Israel stopped .
Nanaraka ireo lehilahy Israelita tao anaty trano - lay izy ka nanatsatoka ny lefona tamin ' ny vatan'izy roa ireo , na ilay lehilahy Israelita na ilay vehivavy . Koa dia nitsahatra ny areti - mandringana izay nalefan'Andriamanitra tamin ' ny vahoakan'Israely .
NUM 25:9     Alignment score: 0.296 → 0.293
Those
who died by the plague were twenty - four thousand in number .
Niisa efatra arivo sy roa alina ireo matin ' ny areti - mandringana .
NUM 25:10     Alignment score: 0.286
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe :
NUM 25:11     Alignment score: 0.367 → 0.368
" Phinehas son of Eleazar son of Aaron the priest , has turned my rage away from the people of Israel because he was passionate with my zeal among them . So I have not consumed the people of Israel in my jealousy
.
" I Finehasa zanaka lahin'i Eleazara zanaka lahin'i Arona mpisorona , efa nanaisotra ny fahatezerako tamin ' ny vahoakan'Israely satria liana tamin ' ny zotom - poko tamin'izy ireo izy . Koa dia tsy nitelina ny vahoakan'Israely tamin ' ny fahasiahako Aho .
NUM 25:12     Alignment score: 0.419 → 0.42
Therefore say , ' Yahweh says , " Look , I am giving to Phinehas my covenant of peace .
Noho izany lazao hoe : ' Yaveh miteny hoe : " Indro , manome fanekem - pihavanana an'i Finehasa Aho .
NUM 25:13     Alignment score: 0.285 → 0.326
For him and his descendants after him , it will be a covenant of an everlasting priesthood because he was zealous for me , his God . He has atoned for the people of Israel . " ' "
Ho azy sy ny taranany mandimby azy , ho fifanekem - pisoronana tsy manam - pahataperana izany satria nanana zotom - po ho Ahy , Andriamaniny izy . Efa nanonitra ho an ' ny vahoakan'Israely izy . " ' "
NUM 25:14     Alignment score: 0.352 → 0.385
Now the name of the man of Israel who was killed with the Midianite
woman was Zimri son of Salu , a leader of an ancestor 's family among the Simeonites .
Ny anaran'ilay lehilahy Israelita izay novonoina niaraka tamin'ilay vehivavy Midianita dia Zimry zanak'i Salo , mpitariky ny fianakavian - drazana tamin'ireo Simeonita .
NUM 25:15     Alignment score: 0.413 → 0.413
The name of the Midianite
woman who was killed was Kozbi daughter of Zur , who was head of a tribe and ancestral household in Midian .
Ny anaran'ilay vehivavy Midianita izay novonoina dia Kosby zanak'i Zora , izay loholon ' ny foko sy fianakaviana tany Midiana .
NUM 25:16     Alignment score: 0.323
So Yahweh spoke to Moses and said ,
Ka dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ary nanao hoe :
NUM 25:17     Alignment score: 0.26
" Treat the Midianites as enemies and attack them ,
" Raiso tahaka ny fahavalo ny Midianita ka tafiho izy reo ,
NUM 25:18     Alignment score: 0.387 → 0.412
for they treated you like enemies with their deceitfulness . They led you into evil in the case
of Peor and in the case of their sister Kozbi , the daughter of a leader in Midian , who was killed on the day of the plague in the matter of Peor . "
satria izy ireo nandray anareo toy ny fahavalo tamin ' ny fitak'izy ireo . Nitarika anareo tamin ' ny ratsy izy ireo ny momban'i Peora sy ny momban'i Kosby anabavin'izy ireo , ilay zanaky ny mpitarika tany Midiana , izay novonoina tamin ' ny andron ' ny areti - mandringana tamin ' ny raharahan'i Peora . "
NUM 25     Average alignment score: 0.39 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36