Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 20:1     Alignment score: 0.525
So the people of Israel , the whole community , went into the wilderness of Zin in the first month ; they stayed at Kadesh . There Miriam died
and was buried .
Ary ny vahoakan'Israely , ny vondrona manontolo , dia nankany an'efitry ny Zina tamin ' ny volana voalohany ; nijanona tao Kadesy izy ireo . Tany Miriama no maty sy nalevina .


NUM 20:2     Alignment score: 0.458 → 0.459
There was no water for the community , so they assembled together against Moses and Aaron .
Tsy nisy rano ho an ' ny vondrona , ary niara - niangona hanohitra an'i Mosesy sy Arona izy ireo .
NUM 20:3     Alignment score: 0.429 → 0.438
The people complained against Moses . They said , " It would have been better if we had died
when our fellow Israelites died in front of Yahweh !
Nitaraina tamin'i Mosesy ny vahoaka . Hoy izy ireo hoe : " Tsara kokoa raha maty toy ny Israelita namanay maty teo anatrehan'i Yaveh izahay !
NUM 20:4     Alignment score: 0.413 → 0.451
Why have you brought Yahweh 's community into this wilderness to die here , we and our animals ?
Nahoana no nentinao
mba ho faty aty amin'ity efitra ity ny fivondronan'i Yaveh , dia izahay sy ny biby fiompinay ?
NUM 20:5     Alignment score: 0.408
Why did you make us come
up out of Egypt to bring us to this horrible place ? There is no place for seed , figs , vines , or pomegranates , and there is no water to drink . "
Nahoana ianao no nampiakatra anay nivoaka avy tany Egypta nitondra anay amin'ity toerana mahatsiravina ity ? Indro tsy misy voa , aviavy , voaloboka , na apongaben - danitra eto , ary tsy misy rano ho sotroina . "
NUM 20:6     Alignment score: 0.44 → 0.441
So Moses and Aaron went away from in front of the assembly . They went to the entrance of the tent of meeting and lay facedown . There Yahweh 's brilliant glory appeared to them .
Ary niala teo anatrehan ' ny fivondronana i Mosesy sy Arona . Niditra teo amin ' ny fidiran
' ny trano - lay fihaonana izy ireo ary niankohoka . Ary niseho tamin'izy ireo tao ny famirapiratan ' ny voninahitr'i Yaveh .
NUM 20:7     Alignment score: 0.383
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary nanao hoe :
NUM 20:8     Alignment score: 0.423 → 0.436
" Take the staff and assemble the community , you , and Aaron your brother . Speak to the rock before their eyes , and command it to flow with water . You will produce water for them out of that rock , and you must give
it to the community and their livestock to drink . "
" Alaivo ny tehina ary vorio ny fivondronana , ianao , sy Arona rahalahinao . Mitenena amin ' ny vatolampy eo imason'izy ireo , ary mandidia mba hiboiboika rano izany . Hamokatra rano ho azy ireo avy ao amin ' ny vatolampy ianao , ary tsy maintsy omenao ny fivondronana sy ireo biby fiompiny mba hosotroiny izany . "
NUM 20:9     Alignment score: 0.58
Moses took the staff from before Yahweh , as Yahweh had commanded him to do .
Noraisin'i Mosesy avy teo anoloan'i
Yaveh ny tehina , araka ny nandidian'i Yaveh azy mba hatao .
NUM 20:10     Alignment score: 0.453 → 0.454
Then Moses and Aaron gathered the assembly together before the rock . Moses said to them , " Listen now , you rebels
. Must we bring water out of this rock for you ? "
Dia namory ny vahoaka teo anoloan ' ny vatolampy i Mosesy sy Arona . Hoy i Mosesy tamin'izy ireo : " Ankehitriny mihainoa , ianareo mpikomy . Moa ve tsy maintsy hamoaka rano avy amin'ity vatolampy ity ho anareo izahay ? "
NUM 20:11     Alignment score: 0.476
Then Moses raised his hand and struck the rock twice with his staff , and much water came out . The community drank
, and their livestock drank .
Dia nanangana ny tanany i Mosesy ary nikapoka indroa ny vatolampy tamin ' ny tehina , ka rano be no nivoaka . Nisotro ny fivondronana , sy ireo biby fiompiny .
NUM 20:12     Alignment score: 0.458
Then Yahweh said to Moses and Aaron , " Because you did not trust me or honor me as holy in the eyes of the people of Israel , you will not bring this assembly into the land I have given them . "
Ary hoy i Yaveh tamin ' ny Mosesy sy Arona : " Satria tsy natoky na nanome voninahitra Ahy ho masina teo imason
' ny vahoakan'Israely ianareo , dia tsy hitondra ny fiangonana any amin ' ny tany izay efa nomeko azy ireo ianareo . "
NUM 20:13     Alignment score: 0.495
This place was called the waters of Meribah because the people of Israel had quarreled with Yahweh there , and he showed himself to them as holy .
Ity toerana ity dia nantsoina hoe ranon'i Meriba satria ny vahoakan'Israely dia nifanditra tamin'i Yaveh teo , ary nampiseho ny tenany tamin'izy ireo ho masina Izy .
NUM 20:14     Alignment score: 0.393 → 0.393
Moses sent messengers from Kadesh to the king of Edom : Your brother Israel says this : " You know all the hardship that has found
us .
Naniraka mpitondra hafatra avy tao Kadesy ho any amin ' ny mpanjakan'i Edoma i Mosesy : Izao no lazain'Israely rahalahinao : " Fantatrao ny ady sarotra izay efa nanjo anay .
NUM 20:15     Alignment score: 0.333
You know that our ancestors went down to Egypt and lived in Egypt a long time . The Egyptians treated us harshly and also our ancestors .
Fantatrao
fa nidina tany Egypta ireo razanay ary nitoetra tao Egypta nandritra ny fotoana ela . Nitondra anay tamin ' ny fahasiahana sy ireo razanay ihany koa ireo Egyptiana .
NUM 20:16     Alignment score: 0.477 → 0.477
When we called out to Yahweh , he heard our voice and sent an angel and brought us out of Egypt . Look , we are in Kadesh , a city on the border of your land .
Rehefa niantso mafy an'i Yaveh izahay , dia nandre ny feonay
Izy ka nandefa anjely ary nitondra anay nivoaka avy tao Egypta . Indro , aty Kadesy izahay , tanàna iray eto amin ' ny faritry ny taninao .
NUM 20:17     Alignment score: 0.357 → 0.362
I am asking you to let us pass through your land . We will not pass through field or vineyard , nor will we drink the water in your wells . We will go along the king 's highway . We will not turn aside to the right hand or to the left until we have passed your border . "
Mangataka aminao aho ny mba hamelanao anay handalo eo amin ' ny taninao
. Tsy handalo amin ' ny saha na tanim - boaloboka , na hisotro ny rano ao amin'ireo lava - dranonao izahay . Handeha eny amin ' ny lalamben ' ny mpanjaka izahay . Tsy hivily hiankavanana na hiankavia izahay mandra - pahatonganay eny amin ' ny sisin - taninao . "
NUM 20:18     Alignment score: 0.446
But the king of Edom replied to him , " You may not pass through here . If you do , I will come
with the sword to attack you . "
Fa ny mpanjakan'i Edoma namaly azy hoe : " Tsy mahazo mandalo eto ianareo . Raha mandalo ianareo , dia ho avy miaraka amin ' ny sabatra hanafika anareo aho . "
NUM 20:19     Alignment score: 0.266 → 0.271
Then the people of Israel said to him , " We will go along the highway . If we or our livestock drink your water , we will pay for it . Just let us walk through on foot , without doing anything else . "
Ary ny vahoakan'Israely nanao taminy hoe : " Hamakivaky ny lalam - be izahay . Raha misotro ny ranonao
izahay na ny biby fiompinay , dia honeranay izany . Avelao fotsiny izahay mba handeha tongotra , fa tsy anao zavatra hafa . "
NUM 20:20     Alignment score: 0.423
But the king of Edom replied , " You may not pass through . " So the king of Edom came against Israel with a strong hand with many soldiers .
Fa ny mpanjakan'i Edoma namaly hoe : " Tsy mahazo mandalo ianareo . " Ka tonga namely an'Israely ny mpanjakan'i Edoma niaraka tamin ' ny tana - maherin'ireo miaramila maro be .
NUM 20:21     Alignment score: 0.421 → 0.45
The king of Edom refused to allow Israel to cross over their border . Because of this , Israel turned away from the land of Edom .
Nandà ny hamela ny Israely hiampita teo amin ' ny sisitan'izy ireo ny mpanjakan'i Edoma . Noho izany , dia nivily tamin ' ny tanin'i Edoma ny Israely .
NUM 20:22     Alignment score: 0.429 → 0.43
So the people journeyed from Kadesh . The people of Israel , the whole community , came to Mount Hor .
Koa niala tao Kadesy ny vahoaka . Ny vahoakan'Israely , ny fivondronana manontolo , nankany an - Tendrombohitra Hora .
NUM 20:23     Alignment score: 0.545
Yahweh spoke to Moses and Aaron at Mount Hor , on Edom 's border . He said ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona tao an - Tendrombohitra Hora i Yaveh , eo amin ' ny sisitanin'i Edoma . Hoy Izy :
NUM 20:24     Alignment score: 0.414
" Aaron must be gathered to his people , for he will not enter the land that I have given to the people of Israel . This is because you both rebelled against my word at the waters of Meribah .
" Tsy maintsy hampiarahana amin ' ny vahoakany
i Arona , fa tsy hiditra amin ' ny tany izay efa nomeko ny vahoakan'Israely izy . Izany dia satria samy nikomy nanohitra ny teniko tao amin ' ny ranon'i Meriba ianareo .
NUM 20:25     Alignment score: 0.535
Take Aaron and Eleazar his son , and bring them up to Mount Hor .
Alaivo i Arona sy Eleazara zanany lahy , ary ento miakatra any an - Tendrombohitra Hora izy ireo .
NUM 20:26     Alignment score: 0.425 → 0.425
Take Aaron 's priestly garments off him and put them on Eleazar his son . Aaron must die and be gathered to his people there . "
Esory amin'i Arona ireo akanjo fisoronana ka ampanaovy an'i Eleazara zanany . Tsy maintsy ho faty Arona ary hampiarahina amin ' ny vahoakany
any . "
NUM 20:27     Alignment score: 0.553
Moses did as Yahweh commanded . They went up Mount Hor in the sight of all the community .
Nanao araka izay nandidian'i Yaveh i Mosesy . Niakatra tany an - Tendrombohitra Hora teo imason
' ny fivondronana rehetra izy ireo .
NUM 20:28     Alignment score: 0.502 → 0.504
Moses took Aaron 's priestly garments off him and put them on Eleazar his son . Aaron died
there on the top of the mountain . Then Moses and Eleazar came down .
Nesorin'i Mosesy ny akanjo fisoronan'i Arona ary nampanaoviny an'i Eleazara zanany ireo . Maty teo an - tampon - tendrombohitra i Arona . Ary nidina i Mosesy sy Eleazara .
NUM 20:29     Alignment score: 0.459
When all the community saw that Aaron was dead , the entire house of Israel wept for Aaron for thirty days .
Rehefa hitan ' ny vondrona rehetra fa maty i Arona , dia nisaona an'i Arona nandritra
ny telopolo andro ny firenena manontolo .
NUM 20     Average alignment score: 0.439 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36