Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 36:1     Alignment score: 0.443 → 0.464
Then the leaders of the ancestors ' families of the clan of Gilead son of Makir ( who was Manasseh 's son ) , who were from the clans of the descendants of Joseph , came and spoke before Moses and before the leaders who were the heads of the ancestor
's families of the people of Israel .
Ary ireo mpitarika ny fianakavian - drazamben ' ny fianakaviam - ben'i Gileada zanak'i Makira ( izay zanak'i Manase ) , izay avy amin'ireo fokon ' ny taranak'i Josefa , dia tonga ka niteny teo anoloan'i Mosesy sy teo anoloan'ireo mpitarika izay lohan ' ny fianakavian - drazamben ' ny vahoakan ' ny Israely .


NUM 36:2     Alignment score: 0.382 → 0.401
They said , " Yahweh commanded you , our master , to give a share of land by lot to the people of Israel . You were commanded by Yahweh to give the possession
of Zelophehad our brother to his daughters .
Hoy izy ireo : " Yaveh no nandidy anao , ry tomponay , mba hanome anjara tany ho an ' ny vahoakan ' ny Israely amin ' ny filokana . Nodidian'i Yaveh ianao mba hanome ny anjaran'i Zelofada rahalahinay ho an'ireo zanany vavy .
NUM 36:3     Alignment score: 0.195 → 0.229
But if his daughters
marry men in another tribe of the people of Israel , then their share of land will be removed from our ancestor 's share . It will be added to the share of the tribes that they join . In that case , it will be removed from the assigned share of our inheritance .
Nefa raha manambady lehilahy avy amin ' ny fokon ' ny vahoakan ' ny Israely hafa ireo zanany vavy , dia hesorina tsy ho anjaran ' ny razambentsika ny anjaran'izy ireo . Hanampy ny anjaran'ireo foko izay andehanan'izy ireo izany . Amin'izany , dia hesorina tsy ho anjara voatendry ho lovantsika izany .
NUM 36:4     Alignment score: 0.177 → 0.226
In that case
, when the year of Jubilee of the people of Israel comes , then their possession will be joined to the possession of the tribe that they have joined . In this way , their possession will be taken away from the possession of our ancestors ' tribe . "
Amin'izany , rehefa tonga ny taon - Jobilin ' ny vahoakan ' ny Israely , dia hikambana amin ' ny anjaran ' ny foko izay nandehanan'izy ireo ny anjarany . Ka izany , no hanalana ny anjaran'izy ireo amin ' ny anjaran ' ny fokon - drazambentsika .
NUM 36:5     Alignment score: 0.456
So Moses gave a command to the people of Israel , at Yahweh 's word . He said , " What the tribe of Joseph 's descendants says is right .
Dia nanome baiko ny vahoakan
' ny Israely , tamin ' ny tenin'i Yaveh i Mosesy . Hoy izy : " Marina ny voalazan ' ny fokon ' ny taranak'i Josefa .
NUM 36:6     Alignment score: 0.325 → 0.327
This is what Yahweh commands concerning Zelophehad 's daughters
. He says , ' Let them be married to whom they think best , but they must marry only within the clan of the tribe of their father . '
Izany no andidian'i Yaveh mahakasika ireo zanaka vavin'i Zelofada . Hoy Izy : ' Avelao izy ireo hanambady izay heveriny fa tsara , nefa hanambady izay ao amin ' ny fokon - drainy ihany izy ireo . '
NUM 36:7     Alignment score: 0.207 → 0.22
No possession of the people of Israel must change from one tribe to another . Each one of the people of Israel must continue with the possession of his ancestor
's tribe .
Tsy misy anjaran ' ny vahoakan ' ny Israely hiova foko ho amin ' ny foko hafa . Ny tsirairay amin ' ny vahoakan ' ny Israely dia hitana ny anjaran ' ny fokon - drazambeny .
NUM 36:8     Alignment score: 0.188 → 0.19
Every woman
of the people of Israel who has a possession in her tribe must marry someone from the clans belonging to her father 's tribe . This is so that everyone of the people of Israel may own an inheritance from his ancestors .
Ny vehivavin ' ny vahoakan ' ny Israely tsirairay izay manan - jara ao amin ' ny fokony dia tsy maintsy manambady olona avy amin'ireo fianakaviamben ' ny fokon - drainy . Izany dia mba hananan ' ny tsirairay amin ' ny vahoakan ' ny Israely lova avy amin'ireo razambeny .
NUM 36:9     Alignment score: 0.19 → 0.19
No share may change hands from one tribe to another . Everyone of the tribes of the people of Israel must keep his own inheritance . "
Tsy tokony hisy anjara hifindra tanana
ho an ' ny foko hafa . Ny olon - drehetra amin'ireo fokon ' ny vahoakan ' ny Israely dia hitana ny lovany ihany . "
NUM 36:10     Alignment score: 0.288 → 0.574
So Zelophehad 's daughters
did as Yahweh had commanded Moses .
Dia nanao araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy ireo zanakavavin'i Zelofad .
NUM 36:11     Alignment score: 0.756
Mahlah , Tirzah , Hoglah , Milkah , and Noah , the daughters
of Zelophehad , married descendants of Manasseh .
Mahala , Tirza , Hogla , Milka , ary Noa , ireo zanakavavin'i Zelofada , dia nanambady ny taranak'i Manase .
NUM 36:12     Alignment score: 0.324 → 0.343
They married into the clans of the descendants of Manasseh son of Joseph . In this way , their inheritances
remained in the tribe to which their father 's clan belonged .
Nanambady tao amin'ireo fianakaviamben'ireo taranak'i Manase zanak'i Josefa izy ireo . Ka izany , no nitoeran ' ny lovan'izy ireo tao amin ' ny foko izay an'ireo fianakaviamben - drain'izy ireo .
NUM 36:13     Alignment score: 0.503
These
are the commands and the decrees that Yahweh gave by Moses to the people of Israel in the plains of Moab by the Jordan at Jericho .
Ireo no didy sy lalàna izay nomen'i Yaveh tamin ' ny alalan'i Mosesy ho an ' ny vahoakan ' ny Israely teo amin'ireo lemak'i Moaba amoron'i Jordana tao Jeriko .
NUM 36     Average alignment score: 0.352 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36