Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 24:1     Alignment score: 0.31 → 0.33
When Balaam saw that it pleased Yahweh to bless Israel , he did not go , as at the other times , to use sorcery . Instead , he looked toward the wilderness .
Ary rehefa hitan'i Balama fa sitrak'i Yaveh ny hitahiana
an'Israely , dia tsy nandeha nanao sikidy , tahaka ny tamin ' ny andro taloha izy . Fa kosa nijery nankany amin ' ny tany efitra .


NUM 24:2     Alignment score: 0.323
Balaam raised his eyes and saw that Israel was camped , each in their own tribe , and the Spirit of God came on him .
Nanandratra ny masony izy ka nahita fa nitoby isaky ny fokony
avy ny Israely , ary dia tonga tao aminy ny Fanahin'Andriamanitra .
NUM 24:3     Alignment score: 0.365
He received this prophecy and said , " This is the declaration of Balaam son of Beor , the declaration of the man whose eyes are wide open ,
Naharay izao faminaniana izao izy ary nanao hoe : " Efa hiteny i Balama zanaka lahin'i Beora , ilay lehilahy izay midiridiry maso .
NUM 24:4     Alignment score: 0.254
the declaration of the one who hears the words of God , who sees a vision from the Almighty , who bows down with his eyes open .
Miteny sy mandre ny tenin'Andriamanitra izy . Mahita fahitana avy amin'ilay Tsitoha izy , izay eo anoloany
no hiankohofany amin ' ny masony mihiratra .
NUM 24:5     Alignment score: 0.315
How delightful are your tents , Jacob , the place where you live
, Israel !
Endrey ny hakanton ' ny lainao , ry Jakoba , ny toerana izay itoeranao , ry Israely !
NUM 24:6     Alignment score: 0.329 → 0.356
Like valleys they spread out , like gardens by the riverside , like aloes planted by Yahweh , like cedars beside the waters .
Tahaka ny lohasaha no fielezan'ireo , tahaka ny saha eny amoron ' ny renirano , tahaka ny vahona izay nambolen'i Yaveh , tahaka ny sedera amoron - drano .
NUM 24:7     Alignment score: 0.307 → 0.308
Water will flow from their buckets , and their seed will have abundant water . Their king will be greater than Agag , and their kingdom will be honored .
Mikoriana avy ao an - tsinin'izy ireo ny rano , ary ireo voa nafafiny dia tsara tondraka . Ny mpanjakan'izy ireo dia ho avo noho i Agaga , ary ny fanjakan'izy ireo dia homen
- kaja .
NUM 24:8     Alignment score: 0.32 → 0.345
God will bring him out of Egypt . He will have strength like a wild ox . He will eat up the nations who fight
against him . He will break their bones to pieces . He will shoot them with his arrows .
Andriamanitra no mitondra azy mivoaka an'i Egypta , amin ' ny tanjaka tahaka ny ombidia . Hitelina ireo firenena izay manohitra azy ireo Izy . Hanorotoro ny taolan'izy ireo Izy . Hitifitra azy ireo amin ' ny tsipìkany Izy .
NUM 24:9     Alignment score: 0.386 → 0.39
He crouches down like a lion , like a lioness . Who dares disturb him ? May everyone who blesses
him be blessed ; may everyone who curses him be cursed . "
Mamitsaka tahaka ny liona Izy , tahaka ny liona vavy . Iza no ho sahy hanelingelina Azy ? Izay mitahy azy dia voatahy ; izay manozona azy dia voaozona . "
NUM 24:10     Alignment score: 0.446 → 0.482
Balak 's anger was kindled against Balaam and he struck his hands together in anger . Balak said to Balaam , " I called you to curse my enemies , but look , you have blessed them three times .
Nirehitra tamin'i Balama ny hatezeran'i Balaka ary namokona ny tanany tamim
- pahatezerana izy . Hoy Balaka tamin'i Balama : " Miantso anao mba hanozona ny fahavaloko aho , fa indro , efa intelo nitahy azy ireo ianao .
NUM 24:11     Alignment score: 0.275 → 0.278
So flee home now . I said I would greatly reward you , but Yahweh has kept you from getting any reward . "
Koa ilaozy aho ankehitriny ka modia . Niteny ny hanome valisoa lehibe anao aho , kanefa Yaveh efa nanala anao tamin ' ny fahazoana valisoa . "
NUM 24:12     Alignment score: 0.45
Then Balaam replied to Balak , " I said to the messengers that you sent to me ,
Ary hoy Balama namaly an'i Balaka hoe : " Nolazaiko tamin'ireo mpitondra hafatra izay nalefanao taty amiko fa :
NUM 24:13     Alignment score: 0.399 → 0.407
' Even if Balak gave me his palace full of silver and gold , I could not go beyond Yahweh 's word and anything bad or good , or anything at all that I might want to do . I can say only what Yahweh tells me to say . ' Did I not say this to them ?
' Na dia nanome ny lapany
feno volafotsy sy volamena ahy aza i Balaka , dia tsy afaka hihoatra ny tenin'i Yaveh sy ny zavatra ratsy na tsara , na ny zavatra tiako hatao aho . Izay nolazain'i Yaveh ahy ihany no azoko lazaina . ' Tsy nolazaiko tamin'izy ireo ve izany ?
NUM 24:14     Alignment score: 0.203
So now , look , I will go back to my people . But first let me advise
you about what this people will do to your people in the days ahead . "
Koa indro ankehitriny , hiverina any amin ' ny vahoakako aho . Kanefa mamelà ahy ianao hampitandrina anao izay hataon'ireo vahoaka ireo amin ' ny vahoakanao amin ' ny andro ho avy . "
NUM 24:15     Alignment score: 0.426 → 0.447
Balaam began this prophecy . He said , " This is the declaration of Balaam son of Beor , the declaration of the man whose eyes are wide open .
Nanomboka izao faminaniana izao i Balama . Hoy izy hoe : " Balama zanak'i Beora no miteny , ilay lehilahy izay mahiratra .
NUM 24:16     Alignment score: 0.257 → 0.26
This is the declaration of someone who hears words from God , who has knowledge from the Most High , who sees visions from the Almighty , who bows down with open eyes .
Izao no faminanian'ilay olona izay mahare teny avy amin'Andriamanitra , izay manana fahalalana avy amin'ilay Avo Indrindra , izay manana
fahitana avy amin'ilay Tsitoha , izay eo anoloany no iankohofany amin ' ny fahiratana .
NUM 24:17     Alignment score: 0.434 → 0.433
I see him , but he is not here now . I look at him , but he is not near . A star will come
out of Jacob , and a scepter will rise out of Israel . He will shatter Moab 's leaders and destroy all the descendants of Seth .
Mahita Azy aho , fa tsy eto Izy izao . Mijery Azy aho , fa tsy eto akaiky Izy . Hisy kintana hivoaka avy amin'i Jakoba , ary tehim - panjakana hisandratra avy amin'Israely . Hanorotoro ny mpitarik'i Moaba izy ary hamotika ny taranak'i Seta rehetra .
NUM 24:18     Alignment score: 0.368 → 0.391
Then Edom will become
a possession of Israel , and Seir will also become their possession , enemies of Israel , whom Israel will conquer with force .
Ary dia ho lasa fananan'i Israely i Edoma , ary Seira ihany koa dia ho lasa fananan'izy ireo , ireo fahavalon'Israely , izay ho resen'i Israely amin - kery .
NUM 24:19     Alignment score: 0.379
Out of Jacob a king will come
who will have dominion , and he will destroy the survivors of their city . "
Avy amin'i Jakoba no hiavian ' ny mpanjaka izay hanana ny fanapahana , ary hamotika ireo sisa tsy maty ao amin ' ny tanànan'izy ireo Izy . "
NUM 24:20     Alignment score: 0.504 → 0.506
Then Balaam looked at Amalek and began his prophecy . He said , " Amalek was once the greatest of nations , but his end will be eternal destruction . "
Dia nijery an'i Amaleka i Balama ary nanomboka ny faminaniany
. Hoy izy hoe : " Amaleka dia efa lehibe indrindra teo amin'ireo firenena taloha , kanefa dia ho fahapotehana no ho fiafarany . "
NUM 24:21     Alignment score: 0.367 → 0.371
Then Balaam looked toward the Kenites and began his prophecy . He said , " The place where you live
is strong , and your nest is in the rocks .
Avy eo dia nijery tany amin'ireo Kenita i Balama ary nanomboka ny faminaniany . Hoy izy hoe : " Ny toerana izay ipetrahanareo dia mahery , ary ny akaninareo dia ao amin ' ny harambato .
NUM 24:22     Alignment score: 0.317
Nevertheless you Kenites will be consumed by fire
when Assyria carries you away captive . "
Na dia izany aza anefa dia ho potika i Kaina rehefa mitondra anao ho babo i Asyria . "
NUM 24:23     Alignment score: 0.473
Then Balaam began his final
prophecy . He said , " Woe ! Who will survive when God does this ?
Ary nanomboka ny faminaniany farany i Balama . Hoy izy hoe : " Loza ! Iza no ho velona rehefa hanao izany Andriamanitra ?
NUM 24:24     Alignment score: 0.403 → 0.403
Ships will come
from the coast of Cyprus ; they will attack Assyria and will conquer Eber , but they , too , will end in destruction . "
Hisy sambo ho tonga avy any amin ' ny sisin'i Kitima ; hanafika an'i Asyria sy handresy an'i Ebera izy ireo , kanefa , dia ho fahapotehana ihany koa no hiafaran'izy ireo . "
NUM 24:25     Alignment score: 0.369 → 0.367
Then Balaam got up and left . He returned to his home , and Balak also went away .
Avy eo dia niakatra i Balama ary lasa . Nody tany an - tranony izy , ary lasa ihany koa i Balaka .
NUM 24     Average alignment score: 0.37 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36