Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 21:1     Alignment score: 0.505 → 0.505
When the Canaanite
king of Arad , who lived in the Negev , heard that Israel was traveling by the road to Atharim , he fought against Israel and took some of them captive .
Rehefa ren'ilay Kananita mpanjakan'i Arada , izay nonina tao Negeva , fa nandeha tany amin ' ny lalana mankany Atarima ny Israely , dia niady tamin'Israely izy ary naka ny sasany tamin'izy ireo ho babo .


NUM 21:2     Alignment score: 0.378
Israel vowed to Yahweh and said , " If you give
us victory over these people , then we will completely destroy their cities . "
Nivoady tamin'i Yaveh ny Israely ary nanao hoe : " Raha omenao fandresena amin'ireo vahoaka ireo izahay , dia ho potehinay tanteraka ny tanànan'izy ireo . "
NUM 21:3     Alignment score: 0.445 → 0.482
Yahweh listened to Israel 's voice and he gave them victory over the Canaanites . They completely destroyed them and their cities . That place was named Hormah .
Nihaino ny feon'Israely i Yaveh ary nanome azy ireo ny fandresena an'ireo Kananita . Nopotehin'izy ireo tanteraka izy ireo sy ny tanànany
. Nantsoina hoe Horma izany toerana izany .
NUM 21:4     Alignment score: 0.352
They traveled from Mount Hor by the road to the Sea of Reeds to go around the land of Edom . The people became very discouraged on the way .
Niala avy ao an - tendrombohitra Hora nandalo ny lalana mankany amin ' ny Ranomasina Mena izy ireo mba handeha hanodidina ny tanin'i Edoma . Niha - kivy tanteraka ny vahoaka teny an - dalana .
NUM 21:5     Alignment score: 0.456 → 0.461
The people spoke against God and Moses : " Why have you brought us up out of Egypt to die in the wilderness ? There is no bread , no water , and we hate this miserable food . "
Niresaka nanohitra an'Andriamanitra sy Mosesy ny vahoaka hoe : " Nahoana izahay no nentinao
niakatra hivoaka an'i Egypta mba ho faty aty an'efitra ? Tsy misy mofo , tsy misy rano , ary halanay ity sakafo fadiranovana ity . "
NUM 21:6     Alignment score: 0.48
Then Yahweh sent poisonous snakes among the people . The snakes bit the people ; many people of Israel died
.
Avy eo Yaveh nandefa bibilava misy poizina teo amin ' ny vahoaka . Nanaikitra ny olona ireo bibilava ; maro ny olona maty .
NUM 21:7     Alignment score: 0.525 → 0.526
The people came to Moses and said , " We have sinned because we have spoken against Yahweh and you . Pray to Yahweh for him to take the snakes away from us . " So Moses prayed for the people .
Nanatona an'i Mosesy ny vahoaka ary nanao hoe : " Nanota izahay satria niresaka nanohitra anao sy Yaveh . Mivavaha amin'i Yaveh mba hanalany ireo bibilava aminay . " Koa dia nivavaka ho an ' ny vahoaka i Mosesy .
NUM 21:8     Alignment score: 0.401
Yahweh said to Moses , " Make a snake and attach it to a pole . It will happen that everyone who is bitten will survive , if he looks at it . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Manaova bibilava ary hafatory amin ' ny hazo lava izany . Izay rehetra voakaikitra dia ho velona , raha mijery izany izy . "
NUM 21:9     Alignment score: 0.426
So Moses made a bronze snake and attached it to a pole . When a snake bit any person , if he looked at the bronze snake , he survived .
Koa nanao bibilava varahina Mosesy ary namatotra izany tamin ' ny hazo lava . Raha manaikitra olona ny bibilava , raha nijery ilay bibilava varahina izy , dia velona .
NUM 21:10     Alignment score: 0.559
Then the people of Israel traveled on and camped at Oboth .
Avy eo nandeha ny vahoakan'Israely ary nitoby tao Obota .
NUM 21:11     Alignment score: 0.402 → 0.418
They traveled from Oboth and camped at Iye Abarim in the wilderness that faces Moab toward the east .
Nandeha avy tao ary nitoby tany Leabarima tany
an'efitra izay manatrika an'i Moaba tandrifin ' ny atsinanana izy ireo .
NUM 21:12     Alignment score: 0.42
From there they traveled on and camped in the Valley of Zered .
Niala avy tao izy ireo ary nitoby tany amin ' ny Lohasahan
- driaka Zareda .
NUM 21:13     Alignment score: 0.461 → 0.461
From there they traveled on and camped on the other side of the Arnon River , which is in the wilderness that extends from the border of the Amorites . The Arnon River forms the border of Moab , between Moab and the Amorites .
Niala tao izy ireo ary nitoby tany an - dafin
' ny Reniranon'i Arnona , izay any an'efitra izay mihitatra avy any amin ' ny fari - tanin'ireo Amorita . Ny Reniranon'i Arnona no fari - tanin'i Moaba , anelanelan ' ny Moabita sy ireo Amorita .
NUM 21:14     Alignment score: 0.364 → 0.39
That is why it says in the scroll of the Wars of Yahweh , " ... Zahab in Suphah , and the valleys of the Arnon ,
Izany no antony hilazana ao amin ' ny horonan - taratasin ' ny Adin'i
Yaveh hoe : " Vaheba any Sofa , ary ireo lohasahan - driakan'i Arnona ,
NUM 21:15     Alignment score: 0.217
the slope of the valleys that lead toward the town of Ar and lie along the border of Moab . "
ny antsan'ireo lohasahan
- driaka izay mitarika mankany amin ' ny tanànan'i Ara ary midina mankany amin ' ny fari - tanin'i Moaba . "
NUM 21:16     Alignment score: 0.419 → 0.418
From there they traveled to Beer
, the well where Yahweh said to Moses , " Gather the people together for me to give them water . "
Niala tao izy ireo ary nankany Bera , izay misy ilay fantsakana izay nitenenan'i Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Angony miaraka ny vahoaka mba hanomezako rano azy ireo . "
NUM 21:17     Alignment score: 0.196 → 0.201
Then Israel sang this song : " Spring up , well ! Sing
about it ,
Avy eo nikalo ity hira ity ny Israely : " Miboiboiha , ry fantsakana . Ataovy an - kira izany .
NUM 21:18     Alignment score: 0.295 → 0.337
about the well that our leaders dug , the well the nobles of the people dug , with the scepter and their staffs . " Then from the wilderness they traveled to Mattanah
.
Ilay fantsakana izay nohadian'ireo mpitaritsika , ilay fantsakana izay nohadian'ireo manan - kajan ' ny vahoaka tamin ' ny tehim - panjakana sy tehin'izy ireo . " Avy eo dia niala tao an'efitra izy ireo ary nankany Matana .
NUM 21:19     Alignment score: 0.566
From Mattanah
they traveled to Nahaliel , and from Nahaliel to Bamoth ,
Niala tao Matana izy ireo ary nankany Nahaliela , ary avy ao Nahaliela nankany Bamota ,
NUM 21:20     Alignment score: 0.418 → 0.416
and from Bamoth to a valley in the land of Moab . That is where the top of Mount Pisgah looks down on the wilderness .
ary avy ao Bamota nankany amin ' ny lohasahan
- driakan ' ny tany Moaba . Eo an - tampon ' ny Tendrombohitra Pisga no hahatazanana ny tany efitra .
NUM 21:21     Alignment score: 0.588 → 0.588
Then Israel sent messengers to Sihon king of the Amorites saying ,
Avy eo Israely nandefa mpitondra hafatra tany
amin'i Sihona mpanjakan'i Amorita nanao hoe :
NUM 21:22     Alignment score: 0.357 → 0.358
" Let us pass through your land . We will not turn into any field or vineyard . We will not drink the water from your wells . We will travel by the king 's highway until we have crossed your border . "
" Avelao izahay hamakivaky eo amin ' ny taninao
. Tsy hivily any amin ' ny saha rehetra na ny tanim - boaloboka izahay . Tsy hisotro ny rano avy eo amin ' ny fantsakanao izahay . Handeha eo amin ' ny lalan ' ny mpanjaka izahay mandra - piampitanay ny fari - taninao . "
NUM 21:23     Alignment score: 0.423 → 0.43
But King Sihon would not allow Israel to pass through his border . Instead , Sihon gathered all his army together and went out into the wilderness against Israel . He came to Jahaz , where he fought against Israel .
Fa tsy navelan'i
Sihona mpanjaka handalo ny fari - tanin'izy ireo ny Israely . Fa kosa , nanangona ny tafiny i Sihona mpanjaka ary nanafika an'Israely tany an'efitra . Tonga tany Jahaza izy , izay niadiany tamin'Israely .
NUM 21:24     Alignment score: 0.46 → 0.471
Israel attacked the army of Sihon with the edge of the sword and took their land from the Arnon to the Jabbok river , as far as the land of the people of Ammon . Now the border of the people of Ammon was fortified .
Nanafika ny tafik'i
Sihona tamin ' ny lelan - tsabatra ny Israely ary naka ny tanin'izy ireo avy eo Arnona ka hatrany amin ' ny renirano Jaboka , hatrany amin ' ny tanin ' ny vahoakan'i Amona . Ary mafy ny fari - tanin ' ny vahoakan'i Amona .
NUM 21:25     Alignment score: 0.368
Israel took all the Amorite cities and lived in all of them , including Heshbon and all of its villages .
Naka ireo tanànan
' ny Amorita rehetra ny Israely ary nipetraka tao amin'izy rehetra , isan'izany Hesboba sy ny zana - bohiny rehetra .
NUM 21:26     Alignment score: 0.501 → 0.504
Heshbon was the city of Sihon king of the Amorites , who had fought against the former king of Moab . Sihon had taken all his land from his territory to the Arnon River .
Hesbona no tanànan'i Sihona mpanjakan'ireo Amorita , izay niady tamin ' ny mpanjakan'i Moaba teo aloha . Nalain'i Sihona avokoa ny taniny
rehetra hatrany amin ' ny fari - taniny ka hatrany amin ' ny Reniranon'i Arnona .
NUM 21:27     Alignment score: 0.397
That is why those who speak in proverbs say , " Come to Heshbon . Let the city of Sihon be rebuilt and established again .
Izany no antony hilazan'ireo izay miresaka amin ' ny ohabolana hoe : " Avia aty Hesbona . Aoka ilay tanànan'i Sihona ho hatsangana indray ary ho apetraka indray .
NUM 21:28     Alignment score: 0.459 → 0.462
A fire blazed from Heshbon , a flame from the city of Sihon that devoured Ar of Moab , and the owners of the high places of Arnon .
Nisy afo nandoro avy ao Hesbona , lelafo avy ao an - tanànan'i Sihona izay nandevona an'i Aran'i Moaba , sy ireo tompon'ireo toerana avon'i Arnona .
NUM 21:29     Alignment score: 0.468 → 0.484
Woe to you , Moab ! You have perished , people of Chemosh . He has made his sons to be fugitives and his daughters
to be prisoners of Sihon king of the Amorites .
Loza ho anao , ry Moaba ! Ringana ianao , ry olon'i Kemosy . Nataony ho mpandositra ireo zanany lahy ary gadran'i Sihona mpanjakan'ireo Amorita ireo zanany vavy .
NUM 21:30     Alignment score: 0.445
But we have conquered Sihon . Heshbon is devastated all the way to Dibon . We have defeated them all the way to Nophah , which reaches to Medeba . "
Fa resinay
Sihona . Hesbona dia rava hatrany amin ' ny lalana rehetra mankany Dibona . Resinay izy ireo teny amin ' ny lalana rehetra mankany Nofa , izay mihazo an'i Medeba . "
NUM 21:31     Alignment score: 0.392 → 0.397
So Israel began to live
in the Amorites ' land .
Koa nanomboka nonina teo amin ' ny tanin'ireo Amorita ny Israely .
NUM 21:32     Alignment score: 0.532 → 0.536
Then Moses sent men to look at Jazer . They took its villages and drove
out the Amorites who were there .
Avy eo Mosesy nandefa olona hijery an'i Jazera . Nalain'izy ireo ny zana - bohiny ary noroahin'izy ireo izay Amorita tao .
NUM 21:33     Alignment score: 0.523
Then they turned and went up by the road of Bashan . Og king of Bashan went out against them , he and all his army , to fight them at Edrei .
Avy eo nivily izy ireo ary niakatra ho any amin ' ny lalana mankany Basana . Nivoaka nanohitra azy ireo i Oga mpanjakan'i Basana , izy sy ny tafiny , mba hiady amin'izy ireo any Edrehy .
NUM 21:34     Alignment score: 0.509 → 0.515
Then Yahweh said to Moses , " Do not fear him , because I have given you victory over him , all his army , and his land . Do to him as you did to Sihon king of the Amorites , who lived at Heshbon . "
Avy eo Yaveh nilaza tamin'i Mosesy hoe : " Aza matahotra azy , satria nomeko fandresena eo aminy , ny tafiny rehetra , ary ny taniny
ianao . Ataovy aminy izay nataonao tamin'i Sihona mpanjakan'i Amorita , izay monina any Hesbona . "
NUM 21:35     Alignment score: 0.359 → 0.362
So they killed him , his sons , and all his army , until none of his people were left alive
. Then they took over his land .
Koa novonoin'izy ireo izy , ireo zanany lahy , ary ny tafiny rehetra , mandra - pahafatin ' ny olony rehetra . Avy eo dia nalain'izy ireo ny taniny .
NUM 21     Average alignment score: 0.437 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36