Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 11:1     Alignment score: 0.454
Now the people complained about their troubles as Yahweh listened . Yahweh heard the people and became
angry . Fire from Yahweh burned among them and consumed some of the camp on its edges .
Ary nitaraina momba ny olan'izy ireo ny vahoaka raha nihaino Yaveh . Nandre ireo olona Yaveh ka nanjary tezitra . Nisy afon'i Yaveh nandoro azy ireo ary nandevona ny sasany tamin'ireo toby teny amorony .


NUM 11:2     Alignment score: 0.575
Then people called out to Moses , so Moses prayed to Yahweh , and the fire stopped .
Avy eo dia niantso an'i Mosesy ireo vahoaka , koa dia nivavaka tamin'i Yaveh i Mosesy , ary nitsahatra ny afo .
NUM 11:3     Alignment score: 0.447 → 0.447
That place was named Taberah , because Yahweh 's fire
burned among them .
Nantsoina hoe Tabera izany toerana izany , satria nirehitra teo amin'izy ireo ny afon'i Yaveh .
NUM 11:4     Alignment score: 0.345 → 0.347
Some foreign people began to camp with Israel 's descendants . They wanted better food to eat . Then the people of Israel began to weep and say , " Who will give us meat to eat ?
Nanomboka niara - nitoby tamin ' ny taranak'Israely ny sasany tamin'ireo hafa firenena . Naniry ny hihinana sakafo tsara kokoa izy ireo . Ary nanomboka nitomany ireo vahoakan'Israely ka nanao hoe : " Iza no hanome sakafo hohaninay ?
NUM 11:5     Alignment score: 0.257 → 0.269
We remember the fish that we ate freely in Egypt , the cucumbers , the melons , the leeks , the onions , and the garlic .
Tsaroanay ny trondro izay nohaninay maimaimpoana tany Egypta , ireo kaokaombra , ireo voatavo , ireo tongolo raviny
, ireo tongolo , ary ny tongolo gasy .
NUM 11:6     Alignment score: 0.307
Now our appetite is gone , because all we can see is this manna . "
Ankehitriny lasa ny homantsika , satria ny hany
hitantsika dia ity mana ity . "
NUM 11:7     Alignment score: 0.307 → 0.323
Manna was like coriander seed . It looked like resin .
Ny mana dia toy ny voan
- drafy . Miendrika toy ny dinti - kazo izany .
NUM 11:8     Alignment score: 0.192 → 0.203
The people walked around and gathered it . They ground it in mills , beat it in mortars , boiled it in pots , and made it into cakes . It tasted like a delicacy baked with olive oil .
Nandeha niodidina ireo olona ary nanangona izany . Nototoin'izy ireo tamin ' ny fikosoham - bary
izany , nototoina tamin ' ny laona , nampangotrahina tao anaty vilany , ary natao mofomamy . Nitovy tsiro tamin ' ny menaka oliva vaovao izany .
NUM 11:9     Alignment score: 0.551
When the dew fell on the camp in the night , the manna also fell .
Rehefa nilatsaka teo amin ' ny toby ny ranon'ando ny alina , dia nilatsaka ihany koa ny mana .
NUM 11:10     Alignment score: 0.436 → 0.438
Moses heard the people weeping in their families , and every man was at the entrance to his tent . Yahweh was very angry , and in Moses ' eyes their complaining was wrong .
Nandre ireo olona nitomany tao amin ' ny fianakavian'izy ireo Mosesy , ary ny lehilahy rehetra dia teo amin ' ny fidirana ho any amin ' ny lainy . Tezitra mafy Yaveh , ary diso teo imason'i
Mosesy ny fitarainan'izy ireo .
NUM 11:11     Alignment score: 0.407 → 0.418
Moses said to Yahweh , " Why have you treated your servant so badly ? Why are you not pleased with me ? You make me carry the load of all these
people .
Hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe : " Nahoana Ianao no mampijaly ny mpanomponao ? Nahoana Ianao no tsy faly amiko ? Nampilanjanao ny enta - mavesatr'ireo olona rehetra ireo aho .
NUM 11:12     Alignment score: 0.185
Did I conceive all these
people ? Have I given them birth so that you should say to me , ' Carry them closely to your chest as a father carries a baby ? ' Should I carry them to the land that you swore to their ancestors to give them ?
Izaho ve no namorona ireo olona rehetra ireo ? Izaho ve no niteraka azy ireo no hilazanao amiko hoe : ' Trotroy eo an - tratranao toy ny fitrotron ' ny ray zaza izy ireo ? ' Tokony hitondra azy ireo any amin'ilay tany izay nampanantenainao homena ny razamben'izy ireo ve aho ?
NUM 11:13     Alignment score: 0.188 → 0.201
Where can I find meat to give to all this people ? They are weeping in front of me and are saying , ' Give us meat to eat . '
Aiza no ahitako sakafo omena ity vahoaka rehetra ity ? Mitomany eo anoloako izy ireo ary miteny hoe : ' Omeo sakafo ho hanina izahay . '
NUM 11:14     Alignment score: 0.314
I can not bear all these
people alone . They are too much for me .
Tsy afaka ny hilanja ireo olona ireo irery aho . Be loatra ho ahy izy ireo .
NUM 11:15     Alignment score: 0.12 → 0.121
Since you are treating me this way , kill me now if I find
favor in your eyes do not let me see my misery . "
Satria entinao tahaka izany aho , dia vonoy aho anio , raha tia ahy Ianao , ary esory amiko ny fahoriako . "
NUM 11:16     Alignment score: 0.44
Yahweh said to Moses , " Bring to me seventy of Israel 's elders . Be sure that they are elders and officers of the people . Bring them to the tent of meeting to stand there with you .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Hitondray
loholon'Israely fito - polo Aho . Ataovy azo antoka fa loholona sy manam - boninahitry ny vahoaka tokoa izy ireo . Ento ao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo mba hiara - hijoro aminao .
NUM 11:17     Alignment score: 0.279
I will come
down and talk with you there . I will take some of the Spirit that is on you and put it on them . They will bear the burden of the people with you . You will not have to bear it alone .
Hidina ary hiresaka aminareo any Aho . Haka ny sasany amin'ireo Fanahy izay ao aminao Aho ary hametraka izany amin'izy ireo . Hiara hilanja ny enta - mavesatr'ireo vahoaka hiaraka aminao izy ireo . Tsy hitondra izany irery ianao .
NUM 11:18     Alignment score: 0.447 → 0.449
Say to the people , ' Consecrate yourselves , for tomorrow you will indeed eat meat , for you have wept and Yahweh has heard . You said , " Who will give us meat to eat ? It was good for us in Egypt . " Therefore Yahweh will give you meat , and you will eat it .
Lazao amin'ireo vahoaka hoe : ' Manokàna tena ianareo , ho amin ' ny rahampitso ary hihinana hena tokoa ianareo , satria nitomany ianareo ary henon'i Yaveh . Ianao nilaza hoe : " Iza no hanome hena hohaninay ? Tsara taminay ny tany Egypta . " Noho izany Yaveh dia hanome sakafo ho anareo , ary hihinana izany ianareo .
NUM 11:19     Alignment score: 0.432 → 0.44
You will not eat meat for only one day , two days , five days , ten days , or twenty days ,
Tsy hihinana sakafo mandritra
ny iray andro , roa andro , dimy andro , folo andro , na roa - polo andro fotsiny ianareo ,
NUM 11:20     Alignment score: 0.389 → 0.389
but you will eat meat for a whole month until it comes out of your nostrils . It will disgust you because you have rejected Yahweh , who is among you . You have wept before him . You said , " Why did we leave Egypt ? " ' "
fa hihinana sakafo mandritra
ny iray volana manontolo mandra - pivoakan'izany eny amin ' ny lavak'oronareo . Hahatsiravina anareo izany satria nandà an'i Yaveh , izay eo aminareo ianareo . Nitomany teo anatrehany ianareo . Hoy ianareo hoe : " Nahoana izahay no nandao an'i Egypta ? "" '
NUM 11:21     Alignment score: 0.342
Then Moses said , " The people I am with are 600,000 footmen , and you have said , ' I will give them meat to eat for a whole month . '
Ary hoy Mosesy hoe : " Miaraka amin ' ny olona 600 . 000 aho , ary hoy Ianao hoe : ' Hanome sakafo ho hanina ho azy ireo Aho mandritra
ny iray volana . '
NUM 11:22     Alignment score: 0.382
Should we kill flocks and herds to satisfy them ? Should we catch all the fish in the sea to satisfy them ? "
Tokony hamono ireo ondry aman'osy sy ny omby ve izany izahay hampifaliana azy ireo ? Tokony hanjono ny trondro rehetra ao anaty ranomasina ve izahay mba hampifaliana azy ireo ? "
NUM 11:23     Alignment score: 0.421
Yahweh said to Moses , " Is my hand short ? Now you will see whether or not my word is true . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Fohy ve ny tanako ? Izao dia ho hitanao raha marina ny teniko na tsia . "
NUM 11:24     Alignment score: 0.427
Moses went out and told the people Yahweh 's words . He gathered seventy of the people 's elders and positioned them around the tent .
Nivoaka Mosesy ary nilaza tamin'ireo vahoaka ny tenin'i
Yaveh . Nanangona loholona fito - polo tamin'ireo vahoaka izy ary nandahatra azy ireo nanodidina ny lay .
NUM 11:25     Alignment score: 0.423
Yahweh came
down in the cloud and spoke to Moses . Yahweh took some of the Spirit that was on Moses and put it on the seventy elders . When the Spirit rested on them , they prophesied , but only on that occasion and not again .
Nidina avy eny amin ' ny rahona Yaveh ary niresaka tamin'i Mosesy . Naka ny Fanahy sasany izay tao amin'i Mosesy i Yaveh ary nametraka izany teo amin'ireo loholona fito - polo . Rehefa nitoetra tao amin'izy ireo ilay Fanahy , dia naminany izy ireo , saingy tamin'io fotoana io ihany fa tsy niverina intsony .
NUM 11:26     Alignment score: 0.517 → 0.515
Two men remained in the camp , named Eldad and Medad . The Spirit also rested on them . Their names were written on the list , but they had not gone out to the tent . Nevertheless , they prophesied in the camp .
Lehilahy roa no nijanona tao amin ' ny toby , nantsoina hoe Eldada sy Medada . Nitoetra tao amin'izy ireo ihany koa ilay Fanahy . Ny anaran'izy ireo dia voasoratra tao amin ' ny lisitra , saingy tsy nivoaka ny lay izy ireo . Na dia izany aza , naminany tao amin ' ny toby izy ireo .
NUM 11:27     Alignment score: 0.589
A young man in the camp ran and told Moses , " Eldad and Medad are prophesying in the camp . "
Nisy tovolahy iray tao amin'ilay toby nihazakazaka ary niteny tamin'i Mosesy hoe : " Eldada sy Medada dia maminany ao amin ' ny toby . "
NUM 11:28     Alignment score: 0.611 → 0.618
Joshua son of Nun , Moses ' assistant , one of his chosen men , said to Moses , " My master Moses , stop them . "
Josoa zanaka lahin'i Nona , mpanampin'i
Mosesy , iray tamin'ireo lehilahy voafidiny , dia niteny tamin'i Mosesy hoe : " Ry Mosesy tompoko , sakano izy ireo . "
NUM 11:29     Alignment score: 0.408 → 0.407
Moses said to him , " Are you jealous for my sake ? I wish that all of Yahweh 's people were prophets and that he would put his Spirit on them all ! "
Hoy Mosesy taminy hoe : " Saropiaro nohon ' ny amiko ve ianao ? Maniry aho raha mba mpaminany avokoa ny vahoakan'i
Yaveh rehetra ary hametraka ny Fanahiny amin'izy rehetra ireo Izy ! "
NUM 11:30     Alignment score: 0.569
Then Moses and the elders of Israel went back to the camp .
Avy eo Mosesy sy ireo loholon'Israely niverina tao amin ' ny toby .
NUM 11:31     Alignment score: 0.458 → 0.462
Then a wind came from Yahweh and brought quail from the sea . They fell near the camp , about a day 's journey on one side and a day 's journey on the other side . The quail surrounded the camp about two cubits above the ground .
Avy eo dia nisy rivotra tonga avy any amin'i Yaveh ary nitondra papelika avy any anaty ranomasina . Nianjera teo akaikin
' ny toby ireo , teo amin ' ny lalana iray andro tany amin ' ny andaniny ary lalana iray andro tany amin ' ny ankilany . Nanodidina ny toby ireo papelika teo amin ' ny roa akiho ambonin ' ny tany .
NUM 11:32     Alignment score: 0.358 → 0.413
The people were busy gathering quail all that day , all the night , and all the next day . No one gathered less than ten homers of quail . They shared the quail all through the camp .
Sahirana ireo olona nanangona ireo papelika tamin'izany andro izany , ny alina manontolo , ary ny andro manaraka . Tsy nisy nanangona papelika latsaky ny folo homera . Nizara ireo papelika nanerana ny toby rehetra izy ireo .
NUM 11:33     Alignment score: 0.315
While the meat was still between their teeth , while they were chewing it , the anger of Yahweh was kindled at them . He attacked the people with a very great disease .
Raha mbola teo anelanelan ' ny nifin'izy ireo ny sakafo , raha mbola nitsako izany izy ireo , dia tezitra tamin'izy ireo Yaveh . Namely ireo olona tamin ' ny aretina lehibe Izy .
NUM 11:34     Alignment score: 0.397
That place was named Kibroth Hattaavah , because there they buried the people who had craved meat .
Nantsoina hoe Kibrota Hatava izany toerana izany satria tao no nandevenan'izy ireo ny olona izay naniry hena fatratra .
NUM 11:35     Alignment score: 0.245 → 0.339
From Kibroth Hattaavah the people traveled to Hazeroth , where they stayed .
Niainga avy any Kibrota Havata ireo olona mba ho any Hazerota , izay nijanonan'izy ireo .
NUM 11     Average alignment score: 0.391 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36