Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


NUM 33:1     Alignment score: 0.425 → 0.455
These were the movements of the people of Israel after they left the land of Egypt by their armed groups under the leadership of Moses and Aaron .
Ireto avy ireo toerana nalehan ' ny vahoakan'Israely taorian ' ny nandaozan'izy ireo ny tany Egypta tamin ' ny antoko mitam - piadian'izy ireo teo ambany fitarihan'i Mosesy sy Arona .


NUM 33:2     Alignment score: 0.369 → 0.381
Moses wrote down the places from where they left to where they went , as commanded by Yahweh . These were their movements , departure after departure .
Nanoratra ireo toerana niaingan'izy ireo hatramin'izay nandehanan'izy ireo i Mosesy , araka ny nandidian'i Yaveh . Ireto avy ireo dian'izy ireo , ny toerana nifindrafindran'izy ireo .
NUM 33:3     Alignment score: 0.505 → 0.513
They traveled from Rameses during the first month , leaving on the fifteenth day of the first month . On the morning after the Passover , the people of Israel left openly , in the sight of all the Egyptians .
Niainga avy tao Ramesesa izy ireo nandritra ny volana voalohany , tamin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folon ' ny volana voalohany . Ny maraina taorian ' ny Paska , dia nandeha malalaka ny vahoakan'Israely , teo imason
' ny Egyptiana rehetra .
NUM 33:4     Alignment score: 0.347 → 0.385
This happened while the Egyptians were burying all their firstborn , those whom Yahweh had killed among them , for he also made judgments
against their gods .
Nitranga izany raha mbola nandevona ny lahimatoan'izy rehetra , ireo izay novonoin'i Yaveh teo amin'izy ireo ny Egyptiana , fa Izy ihany koa dia nampizaka famaizana ny andriamanitr'izy ireo .
NUM 33:5     Alignment score: 0.633 → 0.636
The people of Israel set out from Rameses and camped at Sukkoth .
Niainga tao Ramesesa ny vahoakan'Israely ary nitoby tao Sokota .
NUM 33:6     Alignment score: 0.511
They set out from Sukkoth and camped at Etham
, on the edge of the wilderness .
Niainga tao Sokota izy ireo ary nitoby tao Etama , teny amoron ' ny tany efitra .
NUM 33:7     Alignment score: 0.443 → 0.46
They set out from Etham
and turned back to Pi Hahiroth , which is opposite Baal Zephon , where they camped opposite Migdol .
Niainga tao Etama izy ireo ary niverina tao Pi Hahirota , izay ampitan'i Balazefona , izay mifanandrify amin'i Migdola nitobian'izy ireo .
NUM 33:8     Alignment score: 0.524 → 0.525
Then they set out from opposite Pi Hahiroth and passed through the middle of the sea into the wilderness . They traveled three days ' journey into the wilderness of Etham
and camped at Marah .
Avy eo niainga avy teny ampitan'i Pi Hahirota izy ireo ary nandalo teny afovoan - dranomasina ho any an'efitra . Nandeha nandritra ny telo andro tany an'efitr'i Etama izy ireo ary nitoby tao Mara .
NUM 33:9     Alignment score: 0.522
They set out from Marah and arrived at Elim . At Elim were twelve springs of water and seventy palm trees . That is where they camped .
Niainga tao Mara izy ireo ary tonga tao Elima . Tao Elima dia nisy loharano roa ambin ' ny folo ary hazo rofia fitopolo . Tany
no nitobian'izy ireo .
NUM 33:10     Alignment score: 0.558
They set out from Elim and camped by the Sea of Reeds .
Niainga tao Elima izy ireo ary nitoby teny
akaikin ' ny Ranomasina Mena .
NUM 33:11     Alignment score: 0.471 → 0.475
They set out from the Sea of Reeds and camped in the wilderness of Sin .
Niainga avy tao amin ' ny Ranomasina Mena izy ireo ary nitoby tany efitr'i
Sina .
NUM 33:12     Alignment score: 0.513 → 0.516
They set out from the wilderness of Sin and camped at Dophkah .
Niainga avy tao amin ' ny tany efitr'i
Sina izy ireo ary nitoby tao Dopka .
NUM 33:13     Alignment score: 0.718
They set out from Dophkah and camped at Alush .
Niainga tao Dopka izy ireo ary nitoby tao Alosy .
NUM 33:14     Alignment score: 0.538
They set out from Alush and camped at Rephidim , where no water was found for the people to drink .
Niainga avy tao Alosy izy ireo ary nitoby tao Refidima , izay tsy nahitana rano ho sotroin
' ny vahoaka .
NUM 33:15     Alignment score: 0.654
They set out from Rephidim and camped in the wilderness of Sinai .
Niainga avy tao Refidima izy ireo ary nitoby tao amin ' ny tany efitr'i
Sinay .
NUM 33:16     Alignment score: 0.651 → 0.654
They set out from the wilderness of Sinai and camped at Kibroth Hattaavah .
Niainga avy tao amin ' ny tany efitr'i
Sinay izy ireo ary nitoby tao Kibrota Hatava .
NUM 33:17     Alignment score: 0.671 → 0.677
They set out from Kibroth Hattaavah and camped at Hazeroth .
Niainga avy tao Kibrota Hatava izy ireo ary nitoby tao Hazerota .
NUM 33:18     Alignment score: 0.726
They set out from Hazeroth and camped at Rithmah .
Niainga avy tao Hazerota izy ireo ary nitoby tao Ritma .
NUM 33:19     Alignment score: 0.692
They set out from Rithmah and camped at Rimmon Perez .
Niainga avy tao Ritma izy ireo ary nitoby tao Rimona Pareza
.
NUM 33:20     Alignment score: 0.686 → 0.692
They set out from Rimmon Perez and camped at Libnah .
Niainga avy tao Rimona Pareza
izy ireo ary nitoby tao Libna .
NUM 33:21     Alignment score: 0.726
They set out from Libnah and camped at Rissah .
Niainga avy tao Libna izy ireo ary nitoby tao Risa .
NUM 33:22     Alignment score: 0.726
They set out from Rissah and camped at Kehelathah .
Niainga avy tao Risa izy ireo ary nitoby tao Kehelata .
NUM 33:23     Alignment score: 0.661 → 0.661
They set out from Kehelathah and camped at Mount Shepher .
Niainga avy tao Kehelata izy ireo ary nitoby tao amin ' ny Tendrombohitra Sapera .
NUM 33:24     Alignment score: 0.653 → 0.659
They set out from Mount Shepher and camped at Haradah .
Niainga avy tao amin ' ny Tendrombohitra Sapera izy ireo ary nitoby tao Harada .
NUM 33:25     Alignment score: 0.726
They set out from Haradah and camped at Makheloth .
Niainga avy tao Harada izy ireo ary nitoby tao Makelota .
NUM 33:26     Alignment score: 0.672
They set out from Makheloth and camped at Tahath .
Niainga avy tao Makelota izy ireo ary nitoby tao Tahata .
NUM 33:27     Alignment score: 0.627
They set out from Tahath and camped at Terah .
Niainga avy tao Tahata izy ireo ary nitoby tao Tera .
NUM 33:28     Alignment score: 0.681
They set out from Terah and camped at Mithkah .
Niainga avy tao Tera izy ireo ary nitoby tao Mitka .
NUM 33:29     Alignment score: 0.726
They set out from Mithkah and camped at Hashmonah .
Niainga avy tao Mitka izy ireo ary nitoby tao Hasmona .
NUM 33:30     Alignment score: 0.726
They set out from Hashmonah and camped at Moseroth .
Niainga avy tao Hasmona izy ireo ary nitoby tao Moserota .
NUM 33:31     Alignment score: 0.749
They set out from Moseroth and camped at Bene Jaakan .
Niainga avy tao Moserota izy ireo ary nitoby tao Bene Jakana .
NUM 33:32     Alignment score: 0.737 → 0.741
They set out from Bene Jaakan and camped at Hor Haggidgad .
Niainga avy tao Bene Jakana izy ireo ary nitoby tao Hora Hagidgada .
NUM 33:33     Alignment score: 0.597
They set out from Hor Haggidgad and camped at Jotbathah .
Niainga avy tao Hagidgada izy ireo ary nitoby tao Jotbata .
NUM 33:34     Alignment score: 0.685 → 0.702
They set out from Jotbathah and camped at Abronah .
Niainga avy tao Jotbata izy ireo ary nitoby tao Abrona
NUM 33:35     Alignment score: 0.703
They set out from Abronah and camped at Ezion Geber .
Niainga avy tao Abrona izy ireo ary nitoby tao Eziona
Gebera .
NUM 33:36     Alignment score: 0.465 → 0.501
They set out from Ezion Geber and camped in the wilderness of Zin at Kadesh .
Niainga avy tao Eziona
Gebera izy ireo ary nitoby tao Kadesy .
NUM 33:37     Alignment score: 0.51 → 0.509
They set out from Kadesh and camped at Mount Hor , at the edge of the land of Edom .
Niainga avy tao Kadesy izy ireo ary nitoby tao amin ' ny Tendrombohitra Hora , teny
amoron ' ny tanin'i Edoma .
NUM 33:38     Alignment score: 0.503 → 0.505
Aaron the priest went up Mount Hor at Yahweh 's command and died
there in the fortieth year after the people of Israel had come out of the land of Egypt , in the fifth month , on the first day of the month .
Niakatra teny amin ' ny Tendrombohitra Hora i Arona mpisorona araka ny didin'i Yaveh ary maty tany tamin ' ny fahefapolo taona taorian ' ny nivoahan ' ny vahoakan'Israely tao Egypta , tamin ' ny fahadimin ' ny volana , tamin ' ny andro voalohan ' ny volana .
NUM 33:39     Alignment score: 0.562 → 0.563
Aaron was 123 years old when he died
on Mount Hor .
123 taona Arona tamin'izy maty tany amin ' ny tendrombohitra Hora .
NUM 33:40     Alignment score: 0.466
The Canaanite
, the king of Arad , who lived in the southern wilderness in the land of Canaan , heard of the coming of the people of Israel .
Ilay Kananita , ilay mpanjakan'i Arada , izay nipetraka tany amin ' ny tany efitra atsimo tao amin ' ny tanin'i Kanana , dia nandre ny fahatongavan ' ny vahoakan'Israely .
NUM 33:41     Alignment score: 0.538 → 0.544
They set out from Mount Hor and camped at Zalmonah
.
Niainga avy tao amin ' ny Tendrombohitra Hora izy ireo ary nitoby tao Zalmona .
NUM 33:42     Alignment score: 0.646
They set out from Zalmonah
and camped at Punon .
Niainga avy tao Zalmona izy ireo ary nitoby tao Ponona .
NUM 33:43     Alignment score: 0.693
They set out from Punon and camped at Oboth .
Niainga avy tao Ponona izy ireo ary nitoby tao Obota .
NUM 33:44     Alignment score: 0.56
They set out from Oboth and camped at Iye Abarim , on the border of Moab .
Niainga avy tao Obota izy ireo ary nitoby tao Lay Abarima , teny amin ' ny sisin - tanin'i Moaba .
NUM 33:45     Alignment score: 0.627 → 0.627
They set out from Iye Abarim and camped at Dibon Gad .
Niainga avy tao Lay Abarima izy ireo ary nitoby tao Dibon
- gada .
NUM 33:46     Alignment score: 0.647 → 0.656
They set out from Dibon Gad and camped at Almon Diblathaim .
Niainga avy tao Dibon
- gada izy ireo ary nitoby tao Almon - diblataima .
NUM 33:47     Alignment score: 0.621 → 0.626
They set out from Almon Diblathaim and camped in the mountains
of Abarim , opposite Nebo .
Niainga avy tao Almon - diblataima izy ireo ary nitoby tao amin ' ny tendrombohitr'i Abarima , tandrifin'i Nebo .
NUM 33:48     Alignment score: 0.609 → 0.612
They set out from the mountains
of Abarim and camped in the plains of Moab by the Jordan at Jericho .
Niainga avy tao amin ' ny tendrombohitr'i Abarima izy ireo ary nitoby tao amin'ireo tany hain'i Moaba akaikin'i Jordana any Jeriko .
NUM 33:49     Alignment score: 0.674
They camped by the Jordan , from Beth Jeshimoth to Abel Shittim in the plains of Moab .
Nitoby teo akaikin'i
Jordana izy ireo , avy any Beta Jesimota hatrany Abela Sitima tao amin'ireo tany hain'i Moaba .
NUM 33:50     Alignment score: 0.673
Yahweh spoke to Moses in the plains of Moab by the Jordan at Jericho and said ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh teny
amin ' ny lemak'i Moaba teny akaikin'i Jordana tao Jeriko ary nanao hoe :
NUM 33:51     Alignment score: 0.513
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you cross over the Jordan into the land of Canaan ,
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely ary lazao amin'izy ireo hoe : ' Rehefa miampita an'i Jordana ho any amin ' ny tany Kanana ianareo ,
NUM 33:52     Alignment score: 0.258 → 0.265
then you must drive
out all the land 's inhabitants before you . You must destroy all their carved figures . You must destroy all their cast metal images and demolish all their high places .
dia tsy maintsy roahinareo eo anatrehanareo ireo mponina rehetra ao amin'ilay tany . Tsy maintsy potehinareo ireo sarin - javatra voasokitra rehetra an'izy ireo ary ravainareo ireo fitoerana avony rehetra .
NUM 33:53     Alignment score: 0.237 → 0.237
You must take possession
of the land and settle in it , because I have given you the land to possess .
Aoka alainareo ho anareo ny tany ary mipetraha ao amin'izany , satria efa nomeko ho fanananareo ilay tany .
NUM 33:54     Alignment score: 0.289 → 0.291
You must inherit the land by lot , according to each clan . To the larger clans you must give
a larger share of land , and to the smaller clans you must give a smaller share of land . Wherever the lot falls to each clan , that land will belong to it . You will inherit the land according to your ancestors ' tribes .
Tsy maintsy lovainareo amin ' ny alalan ' ny loka ny tany , araka ny foko tsirairay avy . Ho an ' ny foko lehibe dia tsy maintsy omenareo zara lehibe amin ' ny tany , ary ny foko kely dia omenareo ny zara kely amin ' ny tany . Na aiza na aiza hilatsahan ' ny antsapaka amin'ireo foko tsirairay avy , izany tany izany dia ho azy . Handova ilay tany araka ny fokon ' ny razambenareo ianareo .
NUM 33:55     Alignment score: 0.28 → 0.307
But if you do not drive
out the land 's inhabitants before you , then the people you allow to stay will become like objects in your eyes and thorns in your sides . They will make your lives difficult in the land where you settle .
Fa raha tsy voaroakanareo eo anoloanareo ireo mponin'ilay tany , dia ho tonga tahaka ny fitaovana eo amin ' ny masonareo ary tsilo eo amin ' ny tehezanareo ireo vahoaka izay avelanareo hijanona . Hanasarotra ny fiainanareo eo amin ' ny tany izay hipetrahanareo izy ireo .
NUM 33:56     Alignment score: 0.235
Then it will happen that what I now intend to do to those people , I will do also to you . ' "
Dia ho ataoko aminareo ihany koa izay kasaiko ho atao amin'ireo vahoaka ireo . ' "
NUM 33     Average alignment score: 0.524 for 56 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of NUM:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36