Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 19:1     Alignment score: 0.478 → 0.496
In the third month after the people of Israel had gone out from the land of Egypt , on the same day , they came to the wilderness of Sinai .
Tamin ' ny volana fahatelo taorian ' ny nialan ' ny vahoakan'i
Israely ny tany Egypta , tamin'io andro io ihany , no nahatongavan'izy ireo tao an'efitr'i Sinay .


EXO 19:2     Alignment score: 0.444 → 0.459
After they left Rephidim and came to the wilderness of Sinai , they camped in the wilderness in front of the mountain
.
Koa rehefa niala tao Refidima izy ireo ka nankany an'efritr'i Sinay , dia nitoby tao an'efitra teo anoloan ' ny tendrombohitra .
EXO 19:3     Alignment score: 0.474 → 0.515
Moses went up to God . Yahweh called to him from the mountain
and said , " You must tell the house of Jacob , the people of Israel :
Dia niakatra tao amin'Andriamanitra Mosesy . Dia niantso azy avy eo amin ' ny tendrombohitra Yaveh ka nanao hoe : " Tsy maintsy hilazanao ny ankohonan'i Jakoba , dia ny vahoakan'i Israely hoe :
EXO 19:4     Alignment score: 0.247 → 0.28
You have seen what I did to the Egyptians , how I carried you on eagles ' wings and brought you to myself .
Efa hitanareo izay nataoko tamin ' ny Egyptiana , ny fomba nitondrako anareo tamin ' ny elatry
ny voromahery sy ny nitaomako anareo ho eto amiko .
EXO 19:5     Alignment score: 0.274 → 0.274
Now then , if you obediently listen to my voice and keep my covenant , then you will be my special possession
from among all peoples , for all the earth is mine .
Koa ankehitriny àry , raha mihaino am - pankatoavana ny feoko ianareo ka mitandrina ny fanekeko , dia ho harena manokana ho Ahy ianareo mihoatra amin ' ny olona rehetra , satria Ahy ny tany rehetra .
EXO 19:6     Alignment score: 0.359 → 0.399
You will be a kingdom of priests and a holy nation for me . These
are the words that you must speak to the people of Israel . "
Dia ho fanjaka - mpisorona sy ho firenena masina ho Ahy ianareo . Ireo teny ireo no tsy maintsy ho lazainao amin ' ny vahoakan'Israely . "
EXO 19:7     Alignment score: 0.439
So Moses came and summoned the elders of the people . He set before them all these
words that Yahweh had commanded him .
Dia tonga Mosesy ka niantso ireo loholon ' ny vahoaka . Dia nalahany nanoloana azy ireo ny teny rehetra izay nandidian'i Yaveh azy .
EXO 19:8     Alignment score: 0.44 → 0.442
All the people answered together and said , " We will do everything that Yahweh has said . " Then Moses came
to report the people 's words to Yahweh .
Koa niara - namaly ireo vahoaka ka nanao hoe : " Hataonay izay rehetra nolazain'i Yaveh . " Dia notanterin'i Mosesy tamin'i Yaveh ny tenin ' ny olona .
EXO 19:9     Alignment score: 0.411
Yahweh said to Moses , " I will come
to you in a thick cloud so that the people may hear when I speak with you and may also believe you forever . " Then Moses told the people 's words to Yahweh .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Ho tonga eo aminao anaty rahona matevina Aho mba hahafahan ' ny vahoaka mandre anao raha miteny miaraka aminao Aho ary mba hahafahany hino anao mandrakariva koa . " Dia nambaran'i Mosesy tamin'i Yaveh ireo tenin ' ny vahoaka .
EXO 19:10     Alignment score: 0.437 → 0.446
Yahweh said to Moses , " Go to the people . Today and tomorrow you must set them apart to me , and make them wash their garments .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Mandehana any amin ' ny vahoaka . Anio sy rahampitso no tsy maintsy hanamasinanao ho Ahy azy ireo , ary ataovy diovin'izy ireo ny fitafiany .
EXO 19:11     Alignment score: 0.626 → 0.626
Be ready for the third day , for on the third day Yahweh will come
down to Mount Sinai .
Mivonona amin ' ny andro fahatelo , fa amin ' ny andro fahatelo dia hidina ho eo amin ' ny tendrombohitr'i Sinay Yaveh .
EXO 19:12     Alignment score: 0.298 → 0.319
You must set boundaries all around the mountain
for the people . Say to them , ' Be careful that you do not go up the mountain or touch its border . Whoever touches the mountain will surely be put to death . '
Asio fefy ny manodidina ny tendrombohitra ho an ' ny vahoaka . Lazao amin'izy ireo hoe : ' Tandremo mba tsy hiakaranareo ny tendrombohitra na hikasihanareo ny sisin'izany . Na iza na iza mikasika ny tendrombohitra dia hovonoina ho faty tokoa izy . '
EXO 19:13     Alignment score: 0.262 → 0.275
No one 's hand may touch him . Rather , he must certainly be stoned or shot . Whether an animal or a man , he shall not live
. When the trumpet sounds a long blast , they may come up to the mountain . "
Tsy hisy tànana hikasika olona tahaka izany . Fa kosa , hotoraham - bato tokoa izy na hotifirina . Na olona izany na biby , dia tsy maintsy vonoina izy . Rehefa lavareny ny feon ' ny trompetra , vao afaka mankeo ho eo am - pototry ny tedrombohitra izy ireo . "
EXO 19:14     Alignment score: 0.363 → 0.372
Then Moses went down from the mountain
to the people . He set apart the people to Yahweh and they washed their garments .
Dia nidina ny tendrombohitra Mosesy mba ho eo amin ' ny vahoaka . Nohamasininy ho an'i Yaveh ny olona ary ireo kosa nanadio ny fitafiany .
EXO 19:15     Alignment score: 0.458
He said to the people , " Be ready on the third day ; do not go near your wives . "
Dia hoy izy tamin ' ny vahoaka hoe : " Mivonona amin ' ny andro fahatelo ; koa aza manakaiky ny vadinareo . "
EXO 19:16     Alignment score: 0.424 → 0.432
On the third day , when it was morning , there were thunder and lightning bolts and a thick cloud on the mountain
, and the sound of a very loud ram 's horn . All the people in the camp trembled .
Tamin ' ny andro fahatelo , nony maraina , dia nisy kotrokorana sy tselatra ary rahona matevina teo an - tendrombohitra , ary feon - trompetra mafy faneno . Toran - kovitra ny olona rehetra teo amin ' ny toby .
EXO 19:17     Alignment score: 0.487
Moses brought the people out of the camp to meet God , and they stood at the foot of the mountain
.
Dia nentin'i Mosesy nivoaka ny toby ny olona mba hihaona amin'Andriamanitra , ary nitsangana teo am - pototry ny tendrombohitra izy ireo .
EXO 19:18     Alignment score: 0.464 → 0.469
Mount Sinai was completely covered with smoke because Yahweh descended on it in fire and smoke . The smoke went up like the smoke of a furnace , and the whole mountain
shook violently .
Rakotra setroka tanteraka ny tendrombohitra Sinay satria nidina teo aminy tamin ' ny afo sy ny setroka Yaveh . Dia niakatra toy ny setroky ny lafaoro lehibe ny setroka , ary nihonzongozona mafy ny tendrombohitra iray manontolo .
EXO 19:19     Alignment score: 0.406 → 0.433
When the sound of the ram 's horn grew louder and louder , Moses spoke , and God answered him in a voice .
Rehefa nihamafy dia mafy ny feon ' ny trompetra , dia niteny Mosesy , ary namaly feo azy Andriamanitra .
EXO 19:20     Alignment score: 0.55 → 0.549
Yahweh came
down on Mount Sinai , to the top of the mountain , and he summoned Moses to the top . So Moses went up .
Dia nidina teo an - tendrombohitra Sinay Yaveh , teo an - tampon - tendrombohitra , ary niantso an'i Mosesy ho ao an - tampony Izy . Dia niakatra Mosesy noho izany .
EXO 19:21     Alignment score: 0.268
Yahweh said to Moses , " Go down and warn the people ; otherwise they might break out to Yahweh to look , and many of them might perish .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Midina ka hampitandremo ny olona tsy hisisika ho aty amiko mba hizaha , raha tsy izany dia ho maro amin'izy ireo no ho faty .
EXO 19:22     Alignment score: 0.286 → 0.288
Let the priests also who come
near to me set themselves apart prepare themselves for my coming so that I do not break out against them . "
Aoka ihany koa ireo mpisorona izay manakaiky Ahy mba hanokana ny tenany hampiomàno izy ireo ny amin ' ny fahatongavako mba tsy hamely azy ireo Aho . "
EXO 19:23     Alignment score: 0.395 → 0.431
Moses said to Yahweh , " The people can not come
up to Mount Sinai , for you commanded us : ' Set boundaries around the mountain and set it apart to Yahweh . ' "
Dia hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe : " Tsy afaka hiakatra ny tendrombohitra ny olona , fa nanandidy anay Ianao hoe : ' Asio fefy manodidina ny tendrombohitra ka hatokano ho an'i Yaveh izany . ' "
EXO 19:24     Alignment score: 0.32
Yahweh said to him , " Go down and bring up Aaron with you , but do not let the priests and the people break through to come
up to Yahweh , or he will break out against them . "
Dia hoy Yaveh taminy hoe : " Mandehana , midina ny tendrombohitra , ka ento miakatra miaraka aminao i Arona , nefa aza avela handrava ny fefy mankaty amiko ireo mpisorona sy ireo vahoaka , fandrao hamely azy ireo Aho . "
EXO 19:25     Alignment score: 0.477
So Moses went down to the people and spoke to them .
Dia nidina teo amin ' ny vahoaka Mosesy ka niresaka tamin'izy ireo .
EXO 19     Average alignment score: 0.402 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40