Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 25:1     Alignment score: 0.544
Yahweh spoke to Moses ,
Hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe :


EXO 25:2     Alignment score: 0.319
" Tell the people of Israel to take an offering for me from every person who is motivated by a willing heart . You must receive these
offerings for me .
" Lazao ireo Israelita mba haka fanatitra ho Ahy avy amin ' ny olona rehetra izay namporisihan ' ny fony . Ary tsy maintsy raisinareo ho Ahy ireo fanatitra ireo .
EXO 25:3     Alignment score: 0.599
These are the offerings
that you must receive from them : gold , silver , and bronze ;
Ireto avy ny fanatitra tsy maintsy raisinareo avy amin'izy ireo : volamena , volafotsy , ary varahina ;
EXO 25:4     Alignment score: 0.501 → 0.503
blue , purple , and scarlet material ; fine linen ; goats ' hair ;
kofehy manga , volomparasy ary mena ; rongony fotsy madinika ; volon'osy ,
EXO 25:5     Alignment score: 0.466
ram skins dyed red and fine leather hides ; acacia wood ;
hoditr'ondry lahy miloko mena sy hoditra lambon - driaka ; hazo akasia ;
EXO 25:6     Alignment score: 0.516 → 0.509
oil for the sanctuary lamps ; spices for the anointing oil and the fragrant incense ;
diloilo ho an ' ny fanaovan
- jiro masina ; zava - manitra ho an ' ny diloilo fanosorana ary ditin - kazo manim - pofona ;
EXO 25:7     Alignment score: 0.586 → 0.587
onyx stones and other precious stones to be set for the ephod and breastpiece .
vato beryla
sy vato sarobidy hafa mba hatao amin ' ny efoda sy amin ' ny saron - tratra .
EXO 25:8     Alignment score: 0.342 → 0.34
Let them make me a sanctuary so that I may live among them .
Aoka izy ireo hanamboatra fitoerana masina ho Ahy mba hahafahako miaina eo amin'izy ireo .
EXO 25:9     Alignment score: 0.351
You must make it exactly as I will show you in the plans for the tabernacle and for all its equipment .
Tsy maintsy ataonareo araka izay ho asehoko anareo ao amin ' ny drafitra ny tabernakely sy ireo fitaovana rehetra .
EXO 25:10     Alignment score: 0.464 → 0.474
They are to make an ark of acacia wood . Its length must be two and a half cubits ; its width will be one cubit and a half ; and its height will be one cubit and a half .
Asaivo manao fiara vita amin ' ny hazo akasia izy ireo . Tsy mainsty roa hakiho sy tapany ny halavany
; iray hakiho sy tapany ny sakany ; ary hakiho iray sy tapany ny hahavony .
EXO 25:11     Alignment score: 0.314 → 0.315
You must cover it inside and out with pure gold , and you must make on it a border of gold around its top .
Tsy maintsy saronanareo amin ' ny volamena tsara ny ao anatiny
sy ny ivelany , ary asio sisim - bolamena manodidina ny tampony .
EXO 25:12     Alignment score: 0.437 → 0.438
You must cast four rings of gold for it , and put them on the ark 's four feet
, with two rings on one side of it , and two rings on the other side .
Manefe mason - drojo volamena efatra hatao amin'izany , ary apetaho amin'ireo tongotra efatry ny fiara , mason - drojo roa amin ' ny ilany , ary mason - drojo roa amin ' ny ilany iray hafa .
EXO 25:13     Alignment score: 0.483
You must make poles of acacia wood and cover them with gold .
Manaova bao vita amin ' ny hazo akasia ary sarony volamena izany .
EXO 25:14     Alignment score: 0.419
You must put the poles into the rings on the ark 's sides , in order to carry the ark .
Ampidiro eo amin'ireo mason
- drojo eo amin ' ny sisin ' ny fiara ireo bao , mba hilanjana ilay fiara .
EXO 25:15     Alignment score: 0.328
The poles must remain in the rings of the ark ; they must not be taken from it .
Ireo bao dia tsy maintsy apetraka eo amin ' ny mason - drojon ' ny fiara ; tsy azo esorina eo amin'izany ireo .
EXO 25:16     Alignment score: 0.283
You must put into the ark the covenant decrees that I will give you .
Apetraho ao amin'lay fiara ireo didin
' ny fanekena izay homeko anareo .
EXO 25:17     Alignment score: 0.375 → 0.435
You must make an atonement lid of pure gold . Its length must be two and a half cubits , and its width must be a cubit and a half .
Manaova sarom - panavotana vita amin ' ny volamena madio . Roa hakiho sy tapany ny halavany , ary iray hakiho sy tapany ny sakany .
EXO 25:18     Alignment score: 0.418 → 0.416
You must make two cherubim of hammered gold for the two ends of the atonement lid .
Manaova kerobima volamena voatefy roa ho eo amin ' ny sakan'ilay sarom - panavoatana .
EXO 25:19     Alignment score: 0.263 → 0.264
Make one cherub for one end of the atonement lid , and the other cherub for the other end . They must be made as one piece with the atonement lid .
Manaova kerobima iray ho eo amin ' ny sakan'ilay sarom - panavotana , ary kerobima iray hafa ho an ' ny sakany iray hafa . Ataovy iray ihany amin'ilay sarom - panavotana ireo .
EXO 25:20     Alignment score: 0.334 → 0.338
The cherubim must spread out their wings upward and overshadow the atonement lid with them . The cherubim must face one another and look toward the center of the atonement lid .
Ireo kerobima dia tsy maintsy mamelatra ny elatr'izy ireo miakatra ka manaloka ny sarom - panavotana amin'ireo . Tsy maintsy mifanatrika ireo kerombima ary mijery mankany afovoan'ilay sarom - panavotana .
EXO 25:21     Alignment score: 0.331
You must put the atonement lid on top of the ark , and you must put into the ark the covenant decrees that I am giving you .
Ataovy eo an - tampon'ilay fiara ny sarom - panavotana ary apetaho eo amin'ilay fiara ireo lalàn ' ny fanekena izay omeko anao .
EXO 25:22     Alignment score: 0.316 → 0.316
It is at the ark that I will meet with you . I will speak with you from my position above the atonement lid . It will be from between the two cherubim over the ark of the covenant decrees that I will speak to you about all the commands I will give you for the people of Israel .
Ao amin'ilay fiara no hihaonako aminao . Eo ambonin'ilay sarom - panavotana no toerana hiresahako aminao . Eo anelanelan'ireo kerobima roa eo ambonin ' ny fiaran ' ny vavolombelona no hiresahako aminao mahakasika ireo didy rehetra izay homeko anao ho an'ireo Israelita .
EXO 25:23     Alignment score: 0.511 → 0.513
You must make a table of acacia wood . Its length must be two cubits ; its width must be one cubit , and its height must be a cubit and a half .
Manaova latabatra vita amin ' ny hazo akasia . Roa hakiho ny halavany ; iray hakiho ny sakany , ary iray hakiho sy tapany ny hahavony
.
EXO 25:24     Alignment score: 0.379 → 0.393
You must cover it with pure gold and put a border of gold around the top .
Sarony volamena madio izany ary rakofy volamena ny manodidina ny tampony .
EXO 25:25     Alignment score: 0.349 → 0.351
You must make a surrounding frame for it one handbreadth wide , with a surrounding border of gold for the frame .
Manaova rafitra iray vodivoam - pelatanana manodidina izany , ary asio sisim
- bolamena ny rafitra manodidina .
EXO 25:26     Alignment score: 0.483 → 0.481
You must make for it four rings of gold and attach the rings to the four corners , where the four feet were .
Manamboara mason - drojo volamena efatra ho an'izany ary fatory eo amin ' ny zorony efatra , izay misy ny tongony efatra .
EXO 25:27     Alignment score: 0.295 → 0.324
The rings must be attached to the frame to provide places for the poles , in order to carry the table .
Tsy maintsy fatorana amin'ilay rafitra ireo masondrojo mba hanomezana toerana ho an'ireo bao , mba hilanjana ilay latabatra .
EXO 25:28     Alignment score: 0.443 → 0.459
You must make the poles out of acacia wood and cover them with gold so that the table may be carried with them .
Ataovy amin ' ny hazo akasia ireo bao ary sarony amin ' ny volamena izany mba hahafahana milanja ilay latabatra miaraka amin'ireo .
EXO 25:29     Alignment score: 0.332
You must make the dishes , spoons , pitchers , and bowls to be used to pour out drink offerings
. You must make them of pure gold .
Ataovy ireo lovia , sotro , fitoeran - divay , ary lovia boribory mba ho ampiasaina hampidinana ireo zava - pisotro fanatitra . Ataovy amin ' ny volamena madio izany .
EXO 25:30     Alignment score: 0.315 → 0.318
You must regularly set the bread of the presence on the table before me .
Asio mofon ' ny fanatrehana
mandrakariva eo anoloako eo amin ' ny latabatra .
EXO 25:31     Alignment score: 0.274 → 0.257
You must make a lampstand of pure hammered gold . The lampstand is to be made with its base and shaft . Its cups , its leafy bases , and its flowers are to be all made of one piece with it .
Manaova fitoeran - jiro vita amin ' ny volamena voatefy sy tsy mifangaro . Asio ny fototra
sy ny tahony ilay fitoeran - jiro . Ataovy mitambatra ho iray ireo kapoakany , ireo kiboriny , ary ireo voninkazony .
EXO 25:32     Alignment score: 0.384
Six branches must extend out from its sides three branches must extend from one side , and three branches of the lampstand must extend from the other side .
Tsy maintsy misy sampany enina mivoaka avy amin ' ny andaniny avy tsy maintsy misy sampany telo mivoaka avy amin ' ny andaniny iray , ary sampany telo amin'ilay fitoeran - jiro mivoaka avy amin ' ny andaniny iray hafa .
EXO 25:33     Alignment score: 0.46
The first branch must have three cups made like almond blossoms , with a leafy base and a flower , and three cups made like almond blossoms in the other branch , with a leafy base and a flower . It must be the same for all six branches extending out from the lampstand .
Ny sampana
voalohany dia tsy maintsy manana kapoaka telo natao tahaka ny amandy mamelana , miaraka amin ' ny kibory sy voninkazo , ary kapoaka telo natao tahaka ny amandy mamelana amin ' ny sampany iray hafa , miaraka amin ' ny kibory sy voninkazo . Tsy maintsy mitovy ny sampana enina rehetra mivoaka amin'ilay fanaovan - jiro .
EXO 25:34     Alignment score: 0.396 → 0.397
On the lampstand itself , the central shaft , there must be four cups made like almond blossoms , with their leafy bases and the flowers .
Amin'ilay fanaovan - jiro , eo afovoan ' ny tahony , dia tsy maintsy misy kapoaka efatra natao tahaka ny amandy
mamelana , miaraka amin'ireo kibory sy voninkazo .
EXO 25:35     Alignment score: 0.385 → 0.394
There must be a leafy base under the first pair of branches made as one piece with it , and a leafy base under the second pair of branches also made as one piece with it . In the same way there must be a leafy base under the third pair of branches , made as one piece with it . It must be the same for all six branches extending out from the lampstand .
Tsy maintsy misy kibory iray eo ambanin ' ny sampany roa voalohany akambana ho iray amin'izany , ary kibory iray eo ambanin'ireo sampana
roa faharoa nakambana ho iray amin'izany ihany koa . Mitovy amin'izany dia tsy maintsy misy kibory iray eo ambanin ' ny sampana roa fahatelo , nakambana ho iray amin'izany . Tokony hitovy ireo sampana enina rehetra mivoaka amin ' ny fanaovan - jiro .
EXO 25:36     Alignment score: 0.311 → 0.33
Their leafy bases and branches must all be one piece with it , one beaten piece of work of pure gold .
Ny kibory sy sampan'izy ireo dia tsy maintsy mitambatra ho iray amin'izany , notefena tamin ' ny volamena madio .
EXO 25:37     Alignment score: 0.383
You must make the lampstand and its seven lamps , and set up its lamps for them to give light from it .
Tsy maintsy manao ilay fanaovan - jiro sy ireo jiro fito ao aminy ianareo , ka hametraka ireo jiro amin'ireo mba hanome hazavana avy amin'izany .
EXO 25:38     Alignment score: 0.427
The tongs and their trays must be made of pure gold .
Ary ny hetin - jiro sy ireo fitoeran - davenon'ireo dia tsy maintsy atao amin ' ny volamena madio .
EXO 25:39     Alignment score: 0.47
Use one talent of pure gold to make the lampstand and its accessories .
Mampiasà volamena madio talenta iray mba hanamboarana ilay fanaovan - jiro sy ireo fitaovany
.
EXO 25:40     Alignment score: 0.105 → 0.139
Be sure to make them after the pattern that you are being shown on the mountain
.
Kendreo mba ho atao araka ny endrika izay hampisehoana anao any an - tendrombohitra izany .
EXO 25     Average alignment score: 0.394 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40