Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 26:1     Alignment score: 0.421 → 0.472
You must make the tabernacle with ten curtains made from fine linen and blue , purple , and scarlet wool with the designs of cherubim . This will be the work of a very skilled craftsman
.
Aoka hataonao amin ' ny lamba folo vita amin ' ny rongony fotsy madinika sy manga , volomparasy , ary volon'ondry jaky miaraka amin'ireo soratry ny kerobima ny tabernakely . Izany dia ho asan ' ny mpanao asa tanana tena mahay .


EXO 26:2     Alignment score: 0.481 → 0.491
The length of each curtain must be twenty - eight cubits , the width four cubits . All the curtains must be of the same size .
Ny halavan
' ny lamba tsirairay dia tsy maintsy roa ambin ' ny folo hakiho , ny sakany efatra hakiho . Ny lamba rehetra dia tsy maintsy mitovy habe .
EXO 26:3     Alignment score: 0.268 → 0.345
Five curtains must be joined to each other , and the other five curtains must also be joined to each other .
Tsy maintsy havitrana ny lamba dimy , ary ny lamba dimy hafa ihany koa dia tsy maintsy avitrana .
EXO 26:4     Alignment score: 0.31 → 0.3
You must make loops of blue along the outer edge of the end curtain of one set . In the same way , you must do the same along the outer edge of the end curtain in the second set .
Manaova tadivavarana manga manaraka ny sisiny
ivelan ' ny rambon ' ny lamba navitrana iray ianao . Toy izany koa , no tsy maintsy anaovanao mitovy manaraka ny sisiny ivelan ' ny moron ' ny lamba amin ' ny vitrana faharoa .
EXO 26:5     Alignment score: 0.435 → 0.44
You must make fifty loops on the first curtain , and you must make fifty loops on the end curtain in the second set . Do this so that the loops will be opposite to each other .
Aoka hanao tadivavarana dimampolo eo amin ' ny lamba voalohany ianao , ary manaova tadivavarana dimampolo eo amin ' ny moron
' ny lamba amin ' ny vitrana faharoa . Ataovy izany mba hifanatrika ireo tadivavarana .
EXO 26:6     Alignment score: 0.379
You must make fifty clasps of gold and join the curtains together with them so that the tabernacle becomes united .
Manaova farango volamena dimampolo ianao ary akambano ireo lamba miaraka amin'ireo mba ho lasa iray ny tabernakely .
EXO 26:7     Alignment score: 0.442 → 0.416
You must make curtains of goats ' hair for a tent over the tabernacle . You must make eleven of these
curtains .
Aoka hanao lamba volon'osy ho lay manerana ny tabernakely ianao . Manaova iraika ambin ' ny folo amin'ireo lamba ireo ianao .
EXO 26:8     Alignment score: 0.579
The length of each curtain must be thirty cubits , and the width of each curtain must be four cubits . Each of the eleven curtains must be of the same size .
Ny halavan
' ny lamba tsirairay dia tsy maintsy telopolo hakiho , ary ny sakan ' ny lamba tsirairay dia tsy maintsy efatra hakiho . Ny tsirairay amin'ireo lamba iraika ambin ' ny folo dia tsy maintsy mitovy habe .
EXO 26:10     Alignment score: 0.353 → 0.376
You must make fifty loops on the edge of the end curtain of the first set , and fifty loops on the edge of the end curtain that joins the second set .
Manaova tadivavarana dimampolo eo amin ' ny faran ' ny lamba amin ' ny vitrana iray , ary tadivavarana dimampolo eo amin ' ny sisin
' ny faran ' ny lamba izay mikambana amin ' ny vitrana faharoa .
EXO 26:11     Alignment score: 0.364 → 0.368
You must make fifty bronze clasps and put them into the loops . Then you join the tent together so that it may be one piece .
Manaova farango varahina dimampolo ianao ary apetrahonao anatin
' ny tadivavarana ireo . Dia anakambana ny lay miaraka ianao mba ho iray ihany izany .
EXO 26:12     Alignment score: 0.359 → 0.359
The leftover half curtain , that is , the overhanging part remaining from the tent 's curtains , must hang at the back of the tabernacle .
Ny ambin
' ny antsasaky ny lamba , izany hoe , ny ambin ' ny ampahiny mihoatra amin'ireo lamban ' ny lay , dia tsy maintsy ahantona ao an - damosin ' ny tabernakely .
EXO 26:13     Alignment score: 0.409 → 0.415
There must be one cubit of curtain on one side , and one cubit of curtain on the other side that which is left over of the length of the tent 's curtains must hang over the sides of the tabernacle on one side and on the other side , to cover it .
Tsy maintsy misy iray hakiho amin ' ny lamba eo amin ' ny andaniny , ary iray hakiho amin ' ny lamba eo amin ' ny ankilany izay ambin
' ny halavan ' ny lain ' ny lamba dia tsy maintsy ahantona amin'ireo lafin ' ny tabernakely amin ' ny andaniny sy amin ' ny ankilany , mba handrakotra izany .
EXO 26:14     Alignment score: 0.29 → 0.312
You must make for the tabernacle a covering of ram skins dyed red , and another covering of fine leather to go above that .
Manaova fandrakofana vita amin ' ny hoditr'ondrilahy nolokoina mena ho an ' ny tabernakely , ary fandrakofana iray hafa vita amin ' ny hoditra tsara mba ho eo ambonin'izany .
EXO 26:15     Alignment score: 0.501 → 0.503
You must make upright frames out of acacia wood for the tabernacle .
Manaova zana - kazo mahitsy amin ' ny hazo akasia ho an ' ny tabernakely .
EXO 26:16     Alignment score: 0.486
The length of each frame must be ten cubits , and its width must be one and a half cubits .
Ny halavan
' ny zana - kazo tsirairay dia tsy maintsy folo hakiho , ary ny sakan'izany dia tsy maintsy iray sy sasany hakiho .
EXO 26:17     Alignment score: 0.237 → 0.258
There must be two wooden pegs in each frame for joining the frames to each other . You are to make all the tabernacle 's frames in this way .
Tsy maintsy misy fihantonana hazo roa amin ' ny zana - kazo tsirairay hanakambanana ireo zana - kazo . Hanao ireo zana - kazon ' ny tabernakely rehetra toy izany ianao .
EXO 26:18     Alignment score: 0.439
When you make the frames for the tabernacle , you must make twenty frames for the south side .
Rehefa manao ireo zana - kazo ho an ' ny tabernakely ianao , dia manaova zana - kazo roapolo ho an ' ny lafiny atsimo .
EXO 26:19     Alignment score: 0.476
You must make forty silver bases to go under the twenty frames . There must be two bases under the first frame to be its two pedestals , and also two bases under each of the other frames for their two pedestals .
Manaova faladiany volafotsy efapolo ao ambanin'ireo zanakazo roapolo ianao . Tsy maintsy misy faladiany roa ambanin ' ny zana - kazo voalohany mba ho faladia roan'izany , ary faladiany roa ihany koa ambanin'ireo zanakazo hafa tsirairay avy ho faladia roan'ireo .
EXO 26:20     Alignment score: 0.493
For the second side of the tabernacle , on the north side , you must make twenty frames
Ho an ' ny lafiny faharoan ' ny tabernakely , ao amin ' ny lafiny avaratra , manaova zana - kazo roapolo
EXO 26:21     Alignment score: 0.472 → 0.505
and their forty silver bases . There must be two bases under the first frame , two bases under the next frame , and so on .
sy ny faladia volafotsin'ireo efapolo ianao . Tsy maintsy misy faladiany roa ambanin ' ny zana - kazo voalohany , faladiany roa ambanin ' ny zana - kazo manaraka , ary dia toy izany hatrany .
EXO 26:22     Alignment score: 0.416 → 0.419
For the back side of the tabernacle on the west side , you must make six frames .
Ho an ' ny lafiny ambadiky ny tabernakely ao amin ' ny lafiny andrefana , manaova zana - kazo enina ianao .
EXO 26:23     Alignment score: 0.337 → 0.372
You must make two frames for the back corners of the tabernacle .
Manaova zana - kazo roa ho an ' ny zoro an - damosin ' ny tabernakely .
EXO 26:24     Alignment score: 0.204 → 0.215
These
frames must be separate at the bottom , but joined at the top to the same ring . It must be this way for both of the back corners .
Ireo zana - kazo ireo dia tsy maintsy sarahina any amin ' ny ambany , fa akambana any amin ' ny tampony eo amin ' ny mason - drojo iray ihany . Tsy maintsy toy izany ho an'ireo zoro roa ao an - damosina .
EXO 26:25     Alignment score: 0.461
There must be eight frames , together with their silver bases . There must be sixteen bases in all , two bases under the first frame , two bases under the next frame , and so on .
Tsy maintsy misy zana - kazo valo , miaraka amin'ireo faladiany volafotsy . Tsy maintsy misy fototra
enina ambin ' ny folo ny fitambarany , faladiany roa ambanin ' ny zana - kazo voalohany , faladiany roa ambanin ' ny zana - kazo manaraka , ary toy izany hatrany .
EXO 26:26     Alignment score: 0.367 → 0.482
You must make crossbars of acacia wood five for the frames of the one side of the tabernacle ,
Manaova bara hazo Akasia ianao dimy ho an'ireo zana - kazo amin ' ny andanin
' ny tabernakely ,
EXO 26:27     Alignment score: 0.482
five crossbars for the frames of the other side of the tabernacle , and five crossbars for the frames for the back side of the tabernacle to the west .
bara dimy ho an'ireo zanakazo amin ' ny ankilan
' ny tabernakely , ary bara dimy ho an'ireo zana - kazo amin ' ny lafiny an - damosin ' ny tabernakely eo andrefana .
EXO 26:28     Alignment score: 0.298
The crossbar
in the center of the frames , that is , halfway up , must reach from end to end .
Ny bara eo afovoan'ireo zana - kazo , izay , antenantenany ambony , dia tsy maintsy mahatratra ny farany avy .
EXO 26:29     Alignment score: 0.29 → 0.301
You must cover the frames with gold . You must make their rings of gold , for them to serve as holders for the crossbars , and you must cover the bars with gold .
Rakofanao amin ' ny volamena ireo zana - kazo . Ataonao
ho volamena ny mason - drojon'ireo , mba hampiasaina ho fihazonana ny bara ireo , ary rakofanao amin ' ny volamena ireo bara .
EXO 26:30     Alignment score: 0.33 → 0.357
You must set up the tabernacle by following the plan you were shown on the mountain
.
Manangana ny tabernakely amin ' ny fanarahana ny drafitra naseho anao teny an - tendrombohitra .
EXO 26:31     Alignment score: 0.514
You must make a curtain of blue , purple , and scarlet wool , and of fine linen , with designs of cherubim , the work of a skillful workman
.
Manaova lamba manga , volomparasy , ary volon'ondry jaky , sy rongony fotsy madinika , miaraka amin ' ny soratra Kerobima , asan ' ny mpiasa tena mahay .
EXO 26:32     Alignment score: 0.545
You must hang it on four pillars of acacia wood covered with gold . These
pillars must have hooks of gold set on four silver bases .
Ahantony eo amin'ireo andry hazo akasia efatra voarakotra volamena izany . Ireo andry ireo dia tsy maintsy manana fihantonana volamena voapetaka eo amin'ireo faladiany volafotsy efatra .
EXO 26:33     Alignment score: 0.412
You must hang up the curtain under the clasps , and you must bring in the ark of the covenant decrees . The curtain is to separate the holy place from the most holy place .
Ahantony ambanin ' ny farango ny lamba , ary ampidironao ao ny fiaran ' ny vavolombelona . Ny lamba dia natao hanasaraka ny toerana masina amin ' ny toerana masina indrindra .
EXO 26:34     Alignment score: 0.297 → 0.328
You must put the atonement lid on the ark of the covenant decrees , which is in the most holy place .
Apetrahonao eo amin ' ny fiaran ' ny vavolombelona ny sarom - panavotana , izay ao amin ' ny toerana masina indrindra .
EXO 26:35     Alignment score: 0.469 → 0.481
You must place the table outside the curtain . You must place the lampstand opposite the table on the south side of the tabernacle . The table must be on the north side .
Apetrahonao ivelan
' ny lamba ny latabatra . Apetrahonao tandrifin ' ny latabatra eo amin ' ny lafiny atsimon ' ny tabernakely ny fanaovan - jiro . Ny latabatra dia tsy maintsy ao amin ' ny lafiny avaratra .
EXO 26:36     Alignment score: 0.47
You must make a screen for the tent entrance . You must make it out of blue , purple , and scarlet material and fine twined linen , the work of an embroiderer .
Manaova fefy lamba ho fidirana amin ' ny lay ianao . Ataonao
amin ' ny manga , volomparasy , sy mena ary rongony fotsy madinika voatenona izany , izay asan ' ny mpanao peta - kofehy .
EXO 26:37     Alignment score: 0.497 → 0.519
For the screen you must make five pillars of acacia and cover them with gold . Their hooks must be of gold , and you must cast five bronze bases for them .
Ho an ' ny fefy lamba , manaova andry akasia dimy ary mandrakofa ireo amin ' ny volamena . Ny farangon'ireo dia tsy maintsy volamena , mandrendreha faladiany varahina dimy ho an'ireo ianao .
EXO 26     Average alignment score: 0.424 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40