Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 3:1     Alignment score: 0.376 → 0.383
Now Moses was still shepherding the flock of Jethro his father-in-law , the priest of Midian . Moses led the flock to the far side of the wilderness and arrived at Horeb , the mountain of God .
Ary mbola niandry ny ondry aman'osin'i
Jetro rafozany , ilay mpisoron ' ny Midiana ihany i Mosesy . Dia nentin'i Mosesy tany ankoatry ny efitra ny ondry aman'osy ka tonga tany Horeba , ilay tendrombohitr'Andriamanitra .


EXO 3:2     Alignment score: 0.419 → 0.46
There the angel of Yahweh appeared to him in a flame of fire in a bush . Moses looked , and behold , the bush was burning , but the bush was not burned up .
Teo no nisehoan'ilay anjelin'i Yaveh taminy tamin ' ny lelan'afo tao anaty voaroy . Nijery i Mosesy , ary indro , nirehitra ilay voaroy , nefa ilay voaroy dia tsy nety levona
.
EXO 3:3     Alignment score: 0.377 → 0.377
Moses said , " I will turn aside and see this amazing thing , why the bush is not burned up . "
Dia hoy Mosesy hoe : " Hanatona akaiky aho mba hizahako izao zava - mahagaga izao , nahoana no tsy levona
ilay voaroy . "
EXO 3:4     Alignment score: 0.522 → 0.523
When Yahweh saw that he had turned aside to look , God called to him out of the bush and said , " Moses , Moses . " Moses said , " Here I am . "
Koa rehefa hitan'i Yaveh fa nanatona akaiky izy mba hizaha , dia niantso azy avy eo amin'ilay voaroy Andriamanitra ka nanao hoe : " Mosesy , Mosesy . " Dia hoy Mosesy hoe : " Inty aho . "
EXO 3:5     Alignment score: 0.252 → 0.269
God said , " Do not come
any closer ! Take off your sandals from your feet , for the place where you are standing is ground that is set apart to me . "
Dia hoy Andriamanitra hoe : " Aza manakaiky loatra ! Esory eny an - tongotrao ny kiraronao , fa ny toerana izay ijoroanao dia tany efa voatokana ho Ahy . "
EXO 3:6     Alignment score: 0.399
He added , " I am the God of your father , the God of Abraham , the God of Isaac , and the God of Jacob . " Then Moses covered his face , for he was afraid to look at God .
Nampiany
hoe : " Izaho no Andriamanitry ny razanao , Andriamanitr'i Abrahama , Andriamanitr'Isaka , ary Andriamanitr'i Jakoba . " Dia nanarona ny tavany iMosesy , satria natahotra ny hijery an'Andriamanitra izy .
EXO 3:7     Alignment score: 0.36 → 0.359
Yahweh said , " I have certainly seen the suffering
of my people who are in Egypt . I have heard their outcry because of their taskmasters , for I know about their suffering .
Hoy Yaveh hoe : " Hitako tokoa ny fahorian ' ny vahoakako izay tao Egypta . Efa reko ny fitarainan'izy ireo nohon ' ny amin'ireo mpifehy azy , satria fantatro ny momban ' ny fijalian'izy ireo .
EXO 3:8     Alignment score: 0.48 → 0.507
I have come
down to free them from the Egyptians ' power and to bring them up from that land to a good , large land , to a land flowing with milk and honey ; to the region of the Canaanites , Hittites , Amorites , Perizzites , Hivites , and Jebusites .
Koa nidina aho mba hanafaka azy ireo amin ' ny fahefan'ireo Egyptiana ary hitondra azy ireo hiakatra avy amin'izany tany izany ho any amin ' ny tany soa , sy midadasika , ho any amin ' ny tany tondra - dronono sy tantely ; ho any amin ' ny faritr'ireo Kananita , Hetita , Amorita , Perizita , Hivita , ary ireo Jebosita .
EXO 3:9     Alignment score: 0.26 → 0.285
Now the outcry of the people of Israel has come to me . Moreover , I have seen the way the Egyptians have been oppressing them .
Ankehitriny efa tonga aty amiko ireo fitarainan ' ny vahoakan'i
Israely . Ary koa , efa hitako ny fampahoriana nataon'ireo Egyptiana .
EXO 3:10     Alignment score: 0.434
Now then , I will send you to Pharaoh so that you may bring my people , the people of Israel , out of Egypt . "
Noho izany , haniraka anao ho any amin'i Farao Aho mba hahafahanao hitondra ny vahoakako , ireo Israelita , hiala ao Egypta . "
EXO 3:11     Alignment score: 0.457
But Moses said to God , " Who am I , that I should go to Pharaoh and bring the people of Israel from Egypt ? "
Saingy hoy i Mosesy tamin'Andriamanitra hoe : " Iza moa aho , no handeha any amin'i Farao ka hitondra ireo Israelita hiala ao Egypta ? "
EXO 3:12     Alignment score: 0.392 → 0.405
God replied , " I will certainly be with you . This will be a sign to you that I have sent you . When you have brought the people out of Egypt , you will worship me on this mountain
. "
Dia namaly Andriamanitra hoe : " Homba anao tokoa Aho . Izao no famantarana ho anao fa efa naniraka anao Aho . Rehefa tafavoakanao avy ao Egypta ny vahoaka , dia hanompo Ahy eto amin'ity tendrombohitra ity ianareo . "
EXO 3:13     Alignment score: 0.306
Moses said to God , " When I go to the people of Israel and tell them , ' The God of your ancestors has sent me to you , ' and when they say to me , ' What is his name ? ' what should I say to them ? "
Dia hoy Mosesy tamin'Andriamanitra hoe : " Raha ho any amin'ireo Israelita aho ka hilaza amin'izy ireo hoe : ' Ny Andriamanitry ny razanareo no naniraka ahy ho aty aminareo , ' ka raha hoy izy ireo amiko hoe : ' Iza no anarany ? ' Dia inona no ho lazaiko amin'izy ireo ? "
EXO 3:14     Alignment score: 0.414
God said to Moses , " I AM THAT I AM . " God said , " You must say to the people of Israel , ' I AM has sent me to you . ' "
Dia hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy hoe : " IZAHO NO IZAHO . " Dia hoy Andriamanitra hoe : " Tsy maintsy hilazanao ireo Israelita hoe : ' IZAHO no naniraka ahy ho aty aminareo . ' "
EXO 3:15     Alignment score: 0.408 → 0.423
God also said to Moses , " You must say to the people of Israel , ' Yahweh , the God of your ancestors , the God of Abraham , the God of Isaac , and the God of Jacob , has sent me to you . This is my name forever , and this is how I will be kept in mind for all generations
. '
Dia hoy ihany koa Andriamanitra tamin'i Mosesy hoe : ' Yaveh , Andriamanitry ny razanareo , Andriamanitr'i Abrahama , Andriamanitr'Isaka , Andriamanitr'i Jakoba , no naniraka ahy ho aty aminareo . Izany no anarako mandrakizay , izany no hatsiarovana Ahy hatramin ' ny taranaka fara - mandimby rehetra . '
EXO 3:16     Alignment score: 0.392
Go and gather the elders of Israel together . Say to them , ' Yahweh , the God of your ancestors , the God of Abraham , of Isaac , and of Jacob , has appeared to me and said , " I have indeed observed you and have seen what has been done to you in Egypt .
Mandehana ka vorio miaraka ireo loholon
' ny Israely . Lazao amin'izy ireo hoe : " Yaveh , Andriamanitry ny razanareo , Andriamanitr'i Abrahama , Andriamanitr'Isaka , Andriamanitr'i Jakoba , efa niseho tamiko ka nanao hoe : " Efa nandinika anareo tokoa aho , ary nahita izay natao taminareo tany Egypta . "
EXO 3:17     Alignment score: 0.594 → 0.597
I have promised to bring you up from the affliction in Egypt to the land of the Canaanites , Hittites , Amorites , Perizzites , Hivites , and Jebusites , a land flowing with milk and honey . " '
Efa nampanantena Aho fa hitondra anareo hiala amin ' ny fampahoriana ao Egypta ho any amin ' ny tanin'ireo Kananita , Hetita , Amorita , Perizita , Hivita , ary ireo Jebosita , tany tondra - dronono sy tantely . "
EXO 3:18     Alignment score: 0.432 → 0.433
They will listen to you . You and the elders of Israel must go to the king of Egypt , and you must tell him , ' Yahweh , the God of the Hebrews , has met with us . So now let us go three days ' journey into the wilderness , in order that we may sacrifice to Yahweh , our God . '
Hihaino anao izy ireo . Tsy maintsy mankany amin ' ny mpanjakan'i Egypta ianao sy ireo loholon'Israely , ka izao no tsy maintsy ho lazainareo aminy hoe : " Yaveh , Andriamanitry ny Hebreo , dia efa nihaona taminay . Koa aoka izahay handeha hateloana any an'efitra , mba hahafahanay hanao sorona ho an'i Yaveh , Andriamanitray . '
EXO 3:19     Alignment score: 0.31
But I know that the king of Egypt will not let you go except under a mighty hand .
Nefa fantatro fa tsy hamela anareo handeha ny mpanjakan'i Egypta , raha tsy hoterena izy .
EXO 3:20     Alignment score: 0.284
I will reach out with my hand and attack the Egyptians with all the miracles that I will do among them . After that , he will let you go .
Haninjitra ny tanako Aho ary hanafika ireo Egyptiana amin'ireo fahagagana izay ho ataoko eo amin'izy ireo . Rehefa afaka izany dia hamela anareo handeha izy .
EXO 3:21     Alignment score: 0.382 → 0.385
I will grant this people favor from the Egyptians , so when you leave , you will not go empty - handed .
Dia hampahitako fitia amin ' ny Egyptiana ireo vahoaka ireo , koa rehefa handeha ianareo , dia tsy handeha amin ' ny tanam - polo .
EXO 3:22     Alignment score: 0.354 → 0.35
Every woman will ask for silver and gold jewels and for clothing from her Egyptian
neighbors and any women staying in her neighbors ' houses . You will put them on your sons and daughters . In this way you will plunder the Egyptians . "
Ny vehivavy rehetra dia hangataka firavaka volafotsy sy volamena ary fitafiana amin'ireo Egyptiana mpiara - monina aminy sy izay vehivavy rehetra mitoetra ao an - tranon'ireo mpiara - monina aminy . Hampitondranareo ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy izany . Izany no fomba handrobanareo ny Egyptiana . "
EXO 3     Average alignment score: 0.406 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40