Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 14:1     Alignment score: 0.536 → 0.535
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe :


EXO 14:2     Alignment score: 0.515 → 0.516
" Say to the people of Israel that they should turn and camp before Pi Hahiroth , between Migdol and the sea , before Baal Zephon . You are to camp by the sea opposite Pi Hahiroth .
" Ambarao amin'ireo Israelita fa tokony hiverina ary hitoby eo alohan'i Pi - Hahirota , eo anelanelan'i
Migdola sy ny ranomasina , eo alohan'i Bahala - Zefona izy ireo . Tokony hitoby eo akaikin ' ny ranomasina mifanandrify amin'i Pi - Hahirota ianareo .
EXO 14:3     Alignment score: 0.207 → 0.24
Pharaoh will say about the people of Israel , ' They are wandering confused in the land . The wilderness has closed in on them . '
Fa hilaza ny amin'ireo Israelita i Farao hoe : ' Mirenireny voan
' ny tamberintany ireo Israelita . Tampina tamin'izy ireo ny efitra . '
EXO 14:4     Alignment score: 0.475 → 0.475
I will harden Pharaoh 's heart , and he will pursue them . I will get honor because of Pharaoh and all his army . The Egyptians will know that I am Yahweh . " So the Israelites camped as they were instructed .
Hanamafy ny fon'i
Farao Aho , ka hanenjika azy ireo izy . Hahazo voninahitra Aho nohon ' ny amin'i Farao sy ny tafiny rehetra . Ka dia ho fantatry ireo Egyptiana fa Izaho no Yaveh . " Koa dia nitoby araka izay natoro azy ireo ny Israelita .
EXO 14:5     Alignment score: 0.329 → 0.348
When the king of Egypt was told that the Israelites had fled , the minds of Pharaoh and his servants turned against the people . They said , " What have we done ? We have released Israel from serving us . "
Rehefa voalaza tamin ' ny mpanjakan
' ny Egypta fa nandositra ireo Israelita , dia namadika ny sainy tamin ' ny vahoaka i Farao sy ireo mpanompony . Hoy izy ireo hoe : " Fa inona ity nataontsika ity tamin ' ny famelana an'Israely andeha an - kalalahana tsy hanompo antsika ? "
EXO 14:6     Alignment score: 0.329 → 0.329
Then Pharaoh got his chariots ready and took his army with him .
Ary nanomana ny kalesiny i Farao ary nitondra ny tafiny niaraka taminy .
EXO 14:7     Alignment score: 0.425
He took six hundred chosen chariots and all the other chariots of Egypt , with officers on all of them .
Naka kalesy voafidy manokana enin - jato miampy ireo kalesin'i
Egypta hafa rehetra izy , niaraka tamina manam - boninahitra tao amin'izy rehetra .
EXO 14:8     Alignment score: 0.486
Yahweh hardened the heart of Pharaoh , king of Egypt , and the king pursued the people of Israel . Now the people of Israel had gone away in triumph .
Nanamafy ny fon'i Farao , mpanjakan'i Egypta i Yaveh , ka nanenjika ireo Israelita ny mpanjaka . Ary efa lasa lavitra tamim
- pandresena ny Israelita .
EXO 14:9     Alignment score: 0.511 → 0.523
But the Egyptians pursued them , together with all his horses and chariots , his horsemen , and his army . They overtook the Israelites camping by the sea beside Pi Hahiroth , before Baal Zephon .
Saingy nanenjika azy ireo ny Egyptiana niaraka tamin ' ny soavaly sy ny kalesin'izy ireo rehetra , ireo mpitaingin - tsoavaliny , ary ny tafiny . Tratran'izy ireo nitoby teo amoron ' ny ranomasina akaikin'i
Pi - Hahirota , teo alohan'i Bala - Zefona ireo Israelita .
EXO 14:10     Alignment score: 0.373 → 0.376
When Pharaoh came close , the people of Israel looked up and were surprised . The Egyptians were marching after them , and they were terrified . The people of Israel cried out to Yahweh .
Rehefa nanatona akaiky i Farao , dia niandrandra ireo Israelita ary taitra . Nanao rodobe taorian'izy ireo ny Egyptiana , ka raiki - tahotra izy ireo . Niantsoa mafy an'i Yaveh ireo Israelita .
EXO 14:11     Alignment score: 0.411
They said to Moses , " Is it because there were no graves in Egypt , that you have taken us away to die in the wilderness ? Why have you treated us like this , bringing us out of Egypt ?
Hoy izy ireo tamin'i Mosesy hoe : " Satria ve tsy misy fasana any Egypta , no dia nentinao
ho faty aty an - tany efitra aty izahay ? Nahoana no nataonao tahaka izao izahay , ka nentinao niala tany Egypta ?
EXO 14:12     Alignment score: 0.273 → 0.288
Is this not what we told you in Egypt ? We said to you , ' Leave us alone , so we can work for the Egyptians . ' It would have been better for us to work for them than to die in the wilderness . "
Tsy izao ve no efa nolazainay taminao tany Egypta ? Hoy izahay taminao hoe : ' Avelao izahay amin'izao , mba hahafahanay miasa ho an ' ny Egyptiana . ' Tsara ho anay kokoa ny niasa ho an ' ny Egytiana toy izay maty aty an'efitra aty . "
EXO 14:13     Alignment score: 0.351 → 0.377
Moses said to the people , " Do not be afraid . Stand still and see the rescue that Yahweh will provide for you today . For you will never see again the Egyptians whom you see today .
Hoy Mosesy tamin ' ny vahoaka hoe : " Aza matahotra . Mihandrasa ary ho hitanareo ny famonjena izay homen'i Yaveh ho anareo anio . Fa tsy ho hitanareo intsony ireo Egyptiana izay hitanareo androany .
EXO 14:14     Alignment score: 0.382
Yahweh will fight for you , and you will only have to stand still . "
Yaveh no hiady ho anareo , ary hiandry fotsiny ianareo . "
EXO 14:15     Alignment score: 0.528
Then Yahweh said to Moses , " Why are you , Moses , continuing to call out to me ? Tell the people of Israel to go forward .
Ary hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Nahoana ianao ry Mosesy , no mbola miantso Ahy ihany ? Teneno ireo Israelita mba handroso .
EXO 14:16     Alignment score: 0.476
Lift up your staff , reach out with your hand over the sea and divide it in two , so that the people of Israel may go through the sea on dry ground .
Asandrato ny tehinao
, ahinjiro eo amin ' ny ranomasina ny tananao ka zarao roa izany , mba hahafahan ' ny vahoakan'Israely mamakivaky ny ranomasina amin ' ny tany maina .
EXO 14:17     Alignment score: 0.363 → 0.378
Be aware that I will harden the Egyptians ' hearts so they will go after them . I will get honor because of Pharaoh and all his army , his chariots , and his horsemen .
Tsarovy fa hanamafy ny fon ' ny Egyptiana Aho ka hanenjika azy ireo izy . Hahazo voninahitra aho nohon ' ny amin'i Farao sy ireo miaramilany
, ny kalesiny , ary ireo mpitaingin - tsoavaliny rehetra .
EXO 14:18     Alignment score: 0.539
Then the Egyptians will know
that I am Yahweh when I have gotten honor because of Pharaoh , his chariots , and his horsemen . "
Ary ho fantatr'ireo Egyptiana fa Izaho no Yaveh rehefa nahazo voninahitra nohon ' ny tamin'i Farao , ireo kalesiny , ary ireo mpitaingin - tsoavaliny Aho . "
EXO 14:19     Alignment score: 0.222 → 0.238
The angel of God , who went before the camp of Israel , moved and went behind them . The pillar of cloud moved from before them and went to stand behind them .
Ny anjelin'Andriamanitra , izay nandeha teo alohan'ireo Israelita , dia nifindra ary nankao an - damosin'izy ireo . Nifindra avy teo anoloan'izy ireo ry nankao aorian'izy ireo ny andry rahona .
EXO 14:20     Alignment score: 0.38 → 0.38
The cloud came between the camp of Egypt and the camp of Israel . It was a dark cloud to the Egyptians , but it lit the night for the Israelites , so one side did not come
near the other all night .
Nankeo anelanelan ' ny tobin ' ny Egypta sy ny tobin'Israely ilay andry rahona . Rahona mainty ho an'ireo Egyptiana izany , saingy nanazava ny alina ho an'ireo Israelita , ka tsy nisy andaniny nankany amin ' ny iray hafa nandritry ny alina .
EXO 14:21     Alignment score: 0.389 → 0.4
Moses reached out with his hand over the sea . Yahweh drove
the sea back by a strong east wind all that night and made the sea into dry land . In this way the waters were divided .
Naninjitra ny tanany teo amin ' ny ranomasina i Mosesy . Nampihemotra ny ranomasina tamin ' ny rivo - mahery avy tany atsinanana Yaveh tamin'io alina io ka namadika ny ranomasina ho tany maina . Tamin'izany no nizara roa ny rano .
EXO 14:22     Alignment score: 0.375 → 0.421
The people of Israel went into the middle of the sea on dry ground . The waters formed a wall for them on their right hand and on their left .
Nandeha teny
afovoan ' ny ranomasina teo amin ' ny tany maina ireo Israelita . Namorona rindrina teo ankavanana sy ankavian'izy ireo ny rano .
EXO 14:23     Alignment score: 0.544 → 0.544
The Egyptians pursued them . They went after them into the middle of the sea all Pharaoh 's horses , chariots , and horsemen .
Nanenjika azy ireo ny Egyptiana . Nanenjika azy ireo nankao
afovoan - dranomasina ireo soavaly , kalesy , ary ny mpitaingin - tsoavalin'i Farao rehetra .
EXO 14:24     Alignment score: 0.386 → 0.391
But at the morning watch , Yahweh looked down on the Egyptian
army through the pillar of fire and cloud . He threw the Egyptians into confusion .
Saingy vao maraim - be , dia nijery ny tafika Egyptiana teo amin ' ny andrin'afo sy rahona i Yaveh . Nahatonga horohoro teo amin'ireo Egyptiana Izy .
EXO 14:25     Alignment score: 0.393 → 0.4
Their chariot wheels were clogged , and the horsemen drove
with difficulty . So the Egyptians said , " Let us flee from Israel , for Yahweh is fighting for them against us . "
Nihitsoka ny kodiaran'ireo kalesy , ary nandeha tamim - pahasahiranana ireo mpitaingin - tsoavaly . Koa dia hoy ireo Egyptiana hoe : " Andeha isika handositra an'Israely , fa Yaveh no miady amintsika ho azy ireo . "
EXO 14:26     Alignment score: 0.536
Yahweh said to Moses , " Reach out with your hand over the sea so that the waters may come
back onto the Egyptians , their chariots , and their horsemen . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Ahinjiro eo amin ' ny ranomasina ny tananao mba hiverina hidoboka eo amin'ireo Egyptiana , ny kalesin'izy ireo ary ireo mpitaingin - tsoavaliny ny rano . "
EXO 14:27     Alignment score: 0.514 → 0.514
So Moses reached out with his hand over the sea , and it returned to its normal course when the morning appeared . The Egyptians fled into the sea , and Yahweh drove
the Egyptians into the middle of it .
Koa dia nahinjitr'i Mosesy teo amin ' ny ranomasina ny tanany , ary niverina tamin ' ny laoniny izany rehefa tonga ny maraina . Nandositra tao amin ' ny ranomasina ireo Egyptiana , ary nosintonin'i Yaveh teo afovoan'izany izy ireo .
EXO 14:28     Alignment score: 0.45 → 0.45
The waters came back and covered Pharaoh 's chariots , horsemen , and his entire army that had followed the chariots into the sea . No one survived .
Niverina ny rano ka nanarona ireo kalesy , ireo mpitaingin - tsoavaly ary ireo tafika rehetra izay nanaraka ny kalesy tao anaty ranomasina . Tsy nisy tafavoaka velona .
EXO 14:29     Alignment score: 0.34 → 0.374
However , the people of Israel walked on dry land in the middle of the sea . The waters were a wall for them on their right hand and on their left .
Kanefa , ireo Israelita dia nandia tany maina teo afovoan - dranomasina . Rindrina avy teo an - tanana
ankavanana sy ankavia ho azy ireo ny rano .
EXO 14:30     Alignment score: 0.376 → 0.388
So Yahweh saved Israel that day out of the hand of the Egyptians , and Israel saw dead
Egyptians on the seashore .
Koa namonjy an'Israely tamin ' ny tanan ' ny Egyptiana i Yaveh tamin'io andro io , ary nahita fatina Egyptiana teo amoron - dranomasina i Mosesy .
EXO 14:31     Alignment score: 0.54 → 0.54
When Israel saw the great power that Yahweh used against the Egyptians , the people feared Yahweh , and they trusted Yahweh and his servant Moses .
Rehefa nahita ny hery lehibe nampiasain'i Yaveh hanoherana ny Egyptiana ny Israely , dia nanome voninahitra
an'i Yaveh ny vahoaka , ary nino an'i Yaveh sy Mosesy mpanompony izy ireo .
EXO 14     Average alignment score: 0.426 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40