Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 12:1     Alignment score: 0.751 → 0.762
Yahweh said to Moses and Aaron in the land of Egypt . He said ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy sy Arona tao amin ' ny tany Egypta .


EXO 12:2     Alignment score: 0.364 → 0.375
" For you , this month will be the start of months , the first month of the year to you .
Hoy Izy hoe : " Ho anareo , ity volana ity no ho fiandohan'ireo volana , dia ny voalohan
' ny volana amin ' ny taona ho anareo .
EXO 12:3     Alignment score: 0.316 → 0.322
Tell the assembly of Israel , ' On the tenth day of this month they must each take a lamb or young goat for themselves , each family doing this , a lamb for each household .
Lazao amin ' ny fiangonan'Israely hoe : ' Amin ' ny andro fahafolon'ity volana ity izy ireo dia tsy maintsy maka ondry na zanak'osy avy ho azy ireo , ny fianakaviana
tsirairay dia samy hanao izany , zanak'ondry iray isaky ny fianakaviana .
EXO 12:4     Alignment score: 0.284 → 0.302
If the household is too small for a lamb , the man and his next door neighbor are to take lamb or young goat meat that will be enough for the number of the people . It should be enough for everyone to eat , so they must take enough meat to feed
them all .
Raha vitsy loatra ka tsy hahalany zanak'ondry iray ny fianakaviana iray , ny lehilahy sy ny mpiray vody rindrina aminy dia tokony haka ny henan - janak'ondry na zanak'osy izay ampy hohanin ' ny isam - batan'olona . Tokony ho ampy hohanin ' ny rehetra izany , noho izany izy ireo dia tsy maintsy maka hena sahaza hamokisana azy rehetra .
EXO 12:5     Alignment score: 0.314 → 0.333
Your lamb or young goat must be without blemish , a one - year - old male . You may take one of the sheep or goats .
Tsy tokony hisy kilema mihitsy ny zanak'ondry na ny zanak'osinareo , lahy herintaona . Afaka maka iray amin'ireo ondry na osy ianareo .
EXO 12:6     Alignment score: 0.419
You must keep it safe until the fourteenth day of that month . Then the whole assembly of Israel must kill these
animals at twilight .
Tsy maintsy karakarainareo tsara izany mandra - pahatongan ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon'io volana io . Ary tsy maintsy mamono ireo biby ireo ny fiangonan'Israely manontolo amin ' ny takariva .
EXO 12:7     Alignment score: 0.333 → 0.334
You must take some of the blood and put it on the two side doorposts and on the tops of the doorframes of the houses in which you will eat the meat .
Tsy maintsy maka sasany amin ' ny ianareo ary mametraka izany amin ' ny tolàm - baravarana anankiroa sy eo amin ' ny tataom - baravaran
' ny trano ao amin'izay hihinananareo ny hena .
EXO 12:8     Alignment score: 0.332
You must eat the meat that night , after first roasting it over a fire . Eat it with bread made without yeast , along with bitter herbs .
Tsy maintsy hohaninareo amin'io alina io ilay hena , rehefa natono mialoha tamin ' ny afo . Hoano miaraka amin ' ny mofo tsy misy masirasira , miaraka amin ' ny hanitra mafaitra izany .
EXO 12:9     Alignment score: 0.315 → 0.318
Do not eat it raw or boiled in water , but roast it over fire with its head , legs , and inner parts .
Aza hohanina manta na ampangotrahana amin ' ny rano izany . Fa kosa , atonoy
amin ' ny afo miaraka amin ' ny lohany , ny tongony ary ny ao anatiny .
EXO 12:10     Alignment score: 0.314 → 0.324
You must not let any of it be left over until morning . You must burn whatever is left over in the morning .
Tsy tokony havelanareo ho tratra maraina ny ambin'izany . Tsy maintsy doranareo izay sisa tavela amin ' ny maraina .
EXO 12:11     Alignment score: 0.242 → 0.293
This is how you must eat it : with your belt fastened , your sandals on your feet , and your staff in your hand . You must eat it hurriedly . It is Yahweh 's Passover .
Izao no fomba tsy maintsy hihinanareo izany : mifatotra ny fehi - kibonareo , ny kapanareo eny amin ' ny tongotrareo , ary ny tehina eny an - tananareo . Tsy maintsy mihinana haingana izany ianareo . Izany no Paskan ' i Yaveh .
EXO 12:12     Alignment score: 0.444
Yahweh says this : I will go through the land of Egypt in that night and strike
down all the firstborn of man and animal in the land of Egypt . I will do acts of judgment on all the gods of Egypt . I am Yahweh .
Izao no lazain'i Yaveh : Handeha hamakivaky ny tany Egypta Aho amin'ity alina ity ka handringana ny voalohan - teraky ny olona sy ny biby rehetra ao amin ' ny tany Egypta . Hitondra famaizana ho an'ireo andriamanitr'i Egypta rehetra Aho . Izaho no Yaveh .
EXO 12:13     Alignment score: 0.399 → 0.399
The blood will be a sign on your houses for my coming to you . When I see the blood , I will pass over you when I attack the land of Egypt . This plague will not come
on you and destroy you .
Ny no ho famantarana eo amin ' ny tranonareo ny amin ' ny fahatongavako ao aminareo . Rehefa mahita ny Aho , dia handalo eo aminareo fotsiny rehefa handringana ny tany Egypta . Tsy ho ao aminareo ka handringana anareo ny loza .
EXO 12:14     Alignment score: 0.282 → 0.316
This day will become
a memorial day for you , which you must observe as a festival to Yahweh ; for your generations a statute that you must keep as a festival forever .
Ho andro fahatsiarovana ho anareo io andro io , izay tsy maintsy hotandremanareo ho firavoravoana ho an'i Yaveh . Ho lalàna ho anareo mandrakariva , amin ' ny taranaky ny vahoakanareo , fa tsy maintsy mitandrina izany andro izany ianareo .
EXO 12:15     Alignment score: 0.474 → 0.475
You will eat bread without yeast during seven days . On the first day you will remove the yeast from your houses . Whoever eats leavened bread from the first day until the seventh day , that person must be cut off from Israel .
Hihinana mofo tsy misy masirasira ianareo mandritra ny fito andro . Amin ' ny andro voalohany ianareo dia hanala ny lalivay ao an - tranonareo . Na iza na iza mihinana mofo tsy misy masirasira amin ' ny andro voalohany mandra - pahatonga ny andro fahafito , izany olona izany dia tsy maintsy halàna ao Israely .
EXO 12:16     Alignment score: 0.315
On the first day there will be an assembly that is set apart to me , and on the seventh day there will be another such gathering . No work will be done on these
days , except the cooking for everyone to eat . That must be the only work that may be done by you .
Amin ' ny andro voalohany dia hisy vondrona izay atokana ho Ahy , ary amin ' ny andro fahafito dia hisy fanangonana hafa toy izany . Tsy misy asa ho atao amin'izany andro izany , afa - tsy ny mahandro sakafo hohanin ' ny rehetra . Izany ihany no asa azonareo atao .
EXO 12:17     Alignment score: 0.258 → 0.292
You must observe this Festival
of Unleavened Bread because it was on this day that I brought your hosts out of the land of Egypt . So you must observe this day throughout your people 's generations as a statute forever .
Tsy maintsy tandremanareo io andron ' ny Fankalazana ny Mofo tsy misy Lalivay io satria amin'io andro io no hitondrako ny olonareo , isan - tokony avy , hiala ny tany Egypta . Ka tsy maintsy tandremanareo amin ' ny taranaky ny olona izany andro izany . Ho lalàna ho anareo mandrakariva izany .
EXO 12:18     Alignment score: 0.436 → 0.443
You must eat unleavened bread from twilight of the fourteenth day in the first month of the year until twilight of the twenty - first day of the month .
Tsy maintsy mihinana mofo tsy misy lalivay ianareo manomboka amin ' ny takarivan ' ny andro fahefatra ambin ' ny folo amin ' ny volana voalohan
' ny taona , mandra - pahatongan ' ny takarivan ' ny andro faha - iraika amby roapolon ' ny volana .
EXO 12:19     Alignment score: 0.362 → 0.373
During these
seven days , no yeast must be found in your houses . Whoever eats bread made with yeast must be cut off from the community of Israel , whether that person is a foreigner or someone born in your land .
Mandritra ireo andro fito ireo , dia tsy tokony hisy lalivay hita mihitsy ao an - tranonareo . Izay rehetra mihinana mofo misy lalivay dia ho alàna amin ' ny vondron'Israely , na vahiny izany olona izany na olona teraka teo amin ' ny taninareo .
EXO 12:20     Alignment score: 0.462
You must eat nothing made with yeast . Wherever you live , you must eat bread made without yeast . ' "
Tsy tokony hihinana zavatra misy lalivay mihitsy ianareo . Na aiza na aiza honenanao , dia tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira . " '
EXO 12:21     Alignment score: 0.352 → 0.423
Then Moses summoned all the elders of Israel and said to them , " Go and select lambs or kids that will be enough to feed your families and kill the Passover lamb .
Ary niantso ny loholon'Israely rehetra i Mosesy ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Mandehana ary misafidiana ondry na zanak'ondry izay ampy hamahanana ny fianakavianareo ka vonoy ny zanak'ondrin ' ny Paska .
EXO 12:22     Alignment score: 0.38 → 0.382
Then take a bunch of hyssop and dip it in the blood that will be in a basin . Apply the blood in the basin to the top of the doorframe and the two doorposts . None of you is to go out of the door of his house until the morning .
Avy eo dia makà rantsana
hysopa ary atsobohy ao anatin ' ny izay ao anaty koveta izany . Hosory amin ' ny tolàm - baravarana roa sy tataom - baravarana ny izay tao anaty koveta . Tsy misy na iza na iza mahazo mivoaka ny tranony mandra - piavin ' ny maraina .
EXO 12:23     Alignment score: 0.369 → 0.389
For Yahweh will pass through to attack the Egyptians . When he sees the blood on the top of the doorframe and on the two doorposts , he will pass over your door and not permit the destroyer to come into your houses to attack you .
Satria Yaveh dia handalo mba handringana ireo Egyptiana . Rehefa mahita ny amin ' ny tataom - baravarana sy ny tolàm - baravarana roa Izy , dia handalo fotsiny amin ' ny varavaranareo ary tsy hamela ny mpandringana hiditra ao an - tranonareo mba hamely anareo .
EXO 12:24     Alignment score: 0.346 → 0.349
You must observe this event . This will always be a law for you and your descendants .
Tsy maintsy tandremanareo izany fotoana izany . Ho lalàna mandrakariva ho anareo sy ny taranakareo izany .
EXO 12:25     Alignment score: 0.336
When you enter the land that Yahweh will give
you , just as he has promised to do , you must observe this act of worship .
Rehefa hiditra ny tany izay homen'i Yaveh anareo ianareo , araka izay efa nampanantenainy ho ataony , dia tsy maintsy hitandrina izany fomba fivavahana izany ianareo .
EXO 12:26     Alignment score: 0.264
When your children ask you , ' What does this act of worship mean ? '
Rehefa manontany anareo ny zanakareo hoe : ' Inona no dikan'izao fomba fivavahana izao ? '
EXO 12:27     Alignment score: 0.455 → 0.475
then you must say , ' It is the sacrifice of Yahweh 's Passover , because Yahweh passed over the houses of the people of Israel in Egypt when he attacked the Egyptians . He set our households free . ' " Then the people bowed down and worshiped Yahweh .
dia tsy maintsy hiteny ianareo hoe : ' Soron
' ny Paskan'i Yaveh izao , satria nandalo tamin ' ny tranon'ireo Israelita tao Egypta Yaveh rehefa namely an'ireo Egyptiana . Nanafaka ny ankohonanay Izy . " ' Dia niankohoka ny vahoaka ka nidera an'i Yaveh .
EXO 12:28     Alignment score: 0.588 → 0.599
The people of Israel went and did exactly as Yahweh had commanded Moses and Aaron .
Nandeha ireo Israelita ka nanao araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona .
EXO 12:29     Alignment score: 0.428
It happened at midnight that Yahweh attacked all the firstborn in the land of Egypt , from the firstborn of Pharaoh , who sat on his throne , to the firstborn of the person in the dungeon and all the firstborn of the livestock .
Ary tamin ' ny sasak'alina dia naringan'i Yaveh ny voalohan - teraka rehetra tao amin ' ny tany Egypta , nanomboka tamin ' ny lahimatoan'i
Farao , izay nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianany , hatramin ' ny lahimatoan'ilay olona tany an - tranomaizina mbamin ' ny voalohan - teraky ny biby fiompy rehetra .
EXO 12:30     Alignment score: 0.474
Pharaoh got up in the night he , all his servants , and all the Egyptians . There was a loud outcry in Egypt , for there was not a house where there was not someone dead .
Nifoha i Farao nony alina izy , ireo mpanompony rehetra , ary ny Egyptiana rehetra . Nisy fitomaniana mafy tao Egypta , satria tsy nisy trano izay tsy nisy maty tao anatiny
.
EXO 12:31     Alignment score: 0.394
Pharaoh summoned Moses and Aaron in the night and said , " Get up , get out from among my people , you and the people of Israel . Go , worship Yahweh , as you have said you wanted to do .
Niantso an'i Mosesy sy Arona i Farao ny alina ary niteny hoe : " Mitsangàna , mialà eo amin ' ny vahoakako , ianareo sy ireo Israelita . Mandehana , manompoa
an'i Yaveh , araka izay nambaranareo fa tianareo hatao .
EXO 12:32     Alignment score: 0.242 → 0.247
Take your flocks and your herds , as you have said , and go , and also bless me . "
Ento ny ondry aman'osinareo sy ny ombinareo , araka izay nolazainareo , ary mandehana , ka tsofy rano ihany koa aho . "
EXO 12:33     Alignment score: 0.3 → 0.313
The Egyptians were in a great hurry to send
them out of the land , for they said , " We will all die . "
Tao anaty fahamaikana tanteraka no nandroahan'ireo Egyptiana azy ireo hiala ny tany , satria hoy izy ireo : " ho faty daholo isika rehetra . "
EXO 12:34     Alignment score: 0.315 → 0.329
So the people took their dough without adding any yeast . Their kneading bowls were already tied up in their clothes and on their shoulders .
Koa dia naka ny koba tsy misy lalivay ny vahoaka . Efa nifatotra tao amin ' ny akanjon'izy ireo sy teo amin ' ny sorok'izy ireo ny lovia fihinanana .
EXO 12:35     Alignment score: 0.441
Now the people of Israel did as Moses told them . They asked the Egyptians for articles of silver , articles of gold , and clothing .
Ary nanao araka izay nolazain'i Mosesy azy ireo ny vahoakan'Israely . Nangataka volafotsy , volamena , ary akanjo tamin'ireo Egyptiana izy ireo .
EXO 12:36     Alignment score: 0.384 → 0.384
Yahweh made the Egyptians eager to please the Israelites . So the Egyptians gave them whatever they asked for . In this way , the Israelites plundered the Egyptians .
Nataon'i
Yaveh nila sitraka tamin'ireo Israelita ny Egyptiana . Ka nomen'ireo Egyptiana azy ireo avokoa izay rehetra nangatahin'izy ireo . Tamin'izany fomba izany no nandroban'ireo Israelita an'ireo Egyptiana .
EXO 12:37     Alignment score: 0.234 → 0.327
The people of Israel journeyed from Rameses to Sukkoth . They numbered about 600,000 men on foot , in addition to the little ones .
Nandeha avy tany
Ramesesy nankany Sokota ireo Israelita . Teo ho eo amin ' ny 600 . 000 lahy izy ireo no nandeha tongotra , niampy ireo zaza amam - behivavy .
EXO 12:38     Alignment score: 0.251 → 0.253
A mixed multitude also went with them , together with flocks and herds , a very large number of livestock .
Vahoaka nifangaro
izay tsy Israelita ihany koa no nandeha niaraka tamin'izy ireo , niaraka tamin ' ny ondry aman'osy sy omby , ary biby fiompy marobe .
EXO 12:39     Alignment score: 0.34 → 0.363
They baked bread without yeast in the dough that they brought from Egypt . It was without yeast because they had been driven out of Egypt and could not delay to prepare food .
Nanao mofo tsy misy masirasira tamin ' ny koba izay nentiny avy tany
Egypta izy ireo . Tsy nisy masirasira izany satria noroahina avy tao Egypta izy ireo ka tsy afaka nitaraikiraiky tamin ' ny fikarakarana sakafo .
EXO 12:40     Alignment score: 0.665
The people of Israel had lived in Egypt for 430 years .
430 taona no niainan'ireo Israelita tao Egypta .
EXO 12:41     Alignment score: 0.463 → 0.473
At the end of 430 years , on that very day , all of Yahweh 's armed groups went out from the land of Egypt .
Tamin ' ny fiafaran ' ny 430 taona , tamin'izany andro izany indrindra , no nialan'ireo antokon'i Yaveh rehetra tao amin ' ny tany Egypta .
EXO 12:42     Alignment score: 0.298 → 0.303
This was a night to stay awake
, for Yahweh to bring them out from the land of Egypt . This was Yahweh 's night to be observed by all the people of Israel throughout their people 's generations .
Alina tsy fatoriana io alina io , satria Yaveh no nitondra azy ireo hiala ny tany Egypta . Izany no alin'i Yaveh izay tokony ho tandreman'ireo Israelita rehetra hatramin ' ny taranaky ny vahoakan'izy ireo .
EXO 12:43     Alignment score: 0.489
Yahweh said to Moses and Aaron , " Here is the rule for the Passover : No foreigner may share in eating it .
Hoy i Yaveh tamin'i Mosesy sy Arona : " Ity no fitsipika amin ' ny Paska : tsy misy vahiny manana
anjara amin ' ny fihinanana izany .
EXO 12:44     Alignment score: 0.203 → 0.216
However , every Israelite
's slave , bought with money , may eat it after you have circumcised him .
Kanefa , ny andevon ' ny Israelita rehetra , izay novidiam - bola , dia afaka mihinana rehefa avy noforainareo izy .
EXO 12:45     Alignment score: 0.397
Foreigners
and hired servants must not eat any of the food .
Ireo vahiny sy ireo mpanompo nokaramaina dia tsy mahazo mihinana amin ' ny sakafo .
EXO 12:46     Alignment score: 0.278 → 0.285
The food must be eaten in one house . You must not carry any of the meat out of the house , and you must not break any bone of it .
Ny sakafo dia tsy maintsy hohanina ao an - trano . Tsy tokony hitondra ny hena any ivelan
' ny trano ianareo , ary tsy tokony hanapaka taolana amin'izany mihitsy .
EXO 12:47     Alignment score: 0.318
All the community of Israel must observe the festival .
Tsy maintsy mitandrina ny firavoravoana avokoa ny fiaraha - monina Israely rehetra .
EXO 12:48     Alignment score: 0.314 → 0.314
If a foreigner lives with you and wants to observe the Passover to Yahweh , all his male relatives must be circumcised . Then he may come
and observe it . He will become like the people who were born in the land . However , no uncircumcised person may eat any of the food .
Raha misy vahiny miara - mipetraka aminareo ka te - hitandrina ny Paskan'i Yaveh , dia tsy maintsy foraina avokoa ireo havany lehilahy rehetra . Ary afaka tonga izy ka mitandrina izany . Na izany aza , dia tsy misy olona tsy voafora afaka mihinana amin ' ny sakafo .
EXO 12:49     Alignment score: 0.29 → 0.3
This same law will apply to both the native born
and to the foreigner who lives among you . "
Izany lalàna izany sady hihatra amin ' ny teratany sy ny vahiny izay mipetraka eo aminareo . "
EXO 12:50     Alignment score: 0.52
So all the people of Israel did exactly as Yahweh had commanded Moses and Aaron .
Koa dia tena nanao araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy sy Arona ireo Israelita rehetra .
EXO 12:51     Alignment score: 0.295 → 0.332
It came
about that very day that Yahweh brought Israel out of the land of Egypt by their armed groups .
Ary tamin'io andro io indrindra no nitondran'i Yaveh ny isan - tokon'Israely nivoaka ny tany Egypta .
EXO 12     Average alignment score: 0.373 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40