Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 16:1     Alignment score: 0.449
The people journeyed on from Elim , and all the community of people of Israel came to the wilderness of Sin , which is between Elim and Sinai , on the fifteenth day of the second month after their departure from the land of Egypt .
Nanohy ny dian'izy ireo avy tany
Elima ny vahoaka , ary ny fivondronan ' ny Israelita dia tonga tany amin ' ny tany efitr'i Sina , izay manelanelana an'i Elima sy Sinay , tamin ' ny andro fahadimy tamin ' ny volana faharoa taorian ' ny fialan'izy ireo avy tao amin ' ny tany Egypta .


EXO 16:2     Alignment score: 0.351 → 0.413
The whole community of the people of Israel complained against Moses and Aaron in the wilderness .
Nitaraina noho i Mosesy sy Aarona
ny fivondronan ' ny Israelita rehetra tany an'efitra .
EXO 16:3     Alignment score: 0.305 → 0.326
The people of Israel said to them , " If only we had died by Yahweh 's hand in the land of Egypt when we were sitting by the pots of meat and were eating bread to the full . For you have brought us out into this wilderness to kill our whole community with hunger
. "
Ary hoy ny Israelita tamin'izy ireo hoe : " Raha mba matin ' ny tanan'i Yaveh tany amin ' ny tany Egypta mantsy isika tamin ' ny nipetrahantsika teo akaikin'ireo vilanin - kena ka nihinana mofo dia voky . Fa nentinao nivoaka ho aty amin'ity tany efitra ity izahay mba hahafaty noana ny fivondronanay manontolo . "
EXO 16:4     Alignment score: 0.318 → 0.318
Then Yahweh said to Moses , " I will rain down bread from heaven for you . The people will go out and gather a day 's portion every day so that I may test them to see whether or not they will walk in my law .
Avy eo i Yaveh niteny tamin ' ny Mosesy hoe : " Handatsaka mofo avy any an - danitra ho anareo Aho . Hivoaka ireo olona ary hanangona ny sahaza hohaniny isan'andro mba hahafahako mitsapa azy ireo , hahitàko raha handeha araka ny lalàko izy ireo na tsia .
EXO 16:5     Alignment score: 0.372
It will come
about on the sixth day , that they will gather twice as much as what they gathered every day before , and they will cook what they bring in . "
Ary amin ' ny andro fahenina , izy ireo dia hanangona indroa mihoatra amin'izay efa nangonin'izy ireo isan'andro teo aloha , ka hahandro izay ho entin'izy ireo . "
EXO 16:6     Alignment score: 0.496 → 0.496
Then Moses and Aaron said to all the people of Israel , " In the evening you will know that it is Yahweh who has brought you out from the land of Egypt .
Avy eo dia niteny tamin'ireo vahoakan'Israely i Mosesy sy Arona hoe : " Anio hariva dia ho fantatrareo fa Yaveh no namoaka anareo avy any amin ' ny tany Egypta .
EXO 16:7     Alignment score: 0.329 → 0.335
In the morning you will see Yahweh 's glory , for he hears your complaining against him . Who are we for you to complain against us ? "
Ny maraina dia hahita ny voninahitr'i
Yaveh ianareo , fa Izy mandre ny fitarainanareo nohon ' ny Aminy . Iza moa izahay no dia mampitaraina anareo ? "
EXO 16:8     Alignment score: 0.367 → 0.367
Moses also said , " You will know this when Yahweh gives you meat in the evening and bread in the morning to the full for he has heard the complaints
that you speak against him . Who are Aaron and I ? Your complaints are not against us ; they are against Yahweh . "
Hoy koa Mosesy hoe : " Ho fantatrareo izany rehefa homen'i Yaveh hena ianareo ny hariva ary sakafo ny maraina mba ho voky satria reny ny taraina izay ambaranareo nohon ' ny Aminy . Mba iza moa izaho sy Aarona ? Tsy manohitra anay ny fitarainanareo ; fa manohitra an'i Yaveh . "
EXO 16:9     Alignment score: 0.46 → 0.462
Moses said to Aaron , " Say to all the community of the people of Israel , ' Come
near before Yahweh , for he has heard your complaints . ' "
Mosesy niteny an'i Arona hoe : " Ambarao amin ' ny ny fivondronan ' ny vahoakan'Isarely rehetra hoe : ' Manatòna eo anatrehan'i Yaveh , fa efa reny ny fitarainanareo . ' "
EXO 16:10     Alignment score: 0.491
It came
about , as Aaron spoke to the whole community of the people of Israel , that they looked toward the wilderness , and , behold , Yahweh 's glory appeared in the cloud .
Ary raha niresaka tamin ' ny fivondronan ' ny vahoakan'Israely rehetra i Arona , dia nijery nanatrika ny tany an'efitra izy ireo , ary indro , niseho tamin'izy ireo teny amin ' ny rahona ny voninahitr'i Yaveh .
EXO 16:11     Alignment score: 0.663 → 0.663
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Dia niresaka tamin'i Mosesy Yaveh ary nanao hoe :
EXO 16:12     Alignment score: 0.404 → 0.404
" I have heard the complaints
of the people of Israel . Speak to them and say , ' In the evening you will eat meat , and in the morning you will be filled with bread . Then you will know that I am Yahweh your God . ' "
" Efa reko ny fitarainan'ireo vahoakan'Israely . Ary miresaha amin'izy ireo ka lazao hoe : ' Hihinan - kena ianareo ny hariva , ary ho vokisana mofo ianareo ny maraina . Dia ho fantatrareo fa izaho ilay Yaveh Andriamanitrareo . " '
EXO 16:13     Alignment score: 0.46
It came
about in the evening that quails came up and covered the camp . In the morning the dew lay round about the camp .
Ary nony hariva dia nisy papelika niakatra sy nandrakotra ny toby . Ny maraina dia nandry manodidina ny toby ny ando .
EXO 16:14     Alignment score: 0.303
When the dew was gone , there on the surface of the wilderness were thin flakes like frost on the ground .
Rehefa lasa ny ando , dia nisy vaingambaingan - javatra manify toa fanala teo amin ' ny tany
tamin ' ny faritry ny efitra .
EXO 16:15     Alignment score: 0.421 → 0.424
When the people of Israel saw it , they said one to another , " What is it ? " They did not know what it was . Moses said to them , " It is the bread that Yahweh has given you to eat .
Ary rehefa nahita izany ny vahoakan'Israely , dia nifanontany izy ireo hoe : ' Inona io ? " Tsy fantatr'izy ireo hoe inona ilay izy . Dia hoy Mosesy tamin'izy ireo : " Io no mofo izay nomen'i
Yaveh hohanina .
EXO 16:16     Alignment score: 0.283 → 0.308
This is the command that Yahweh has given : ' You must gather , each one of you , the amount you need to eat , an omer for each person of the number of your people . This is how you will gather it : Gather enough to eat for every person who lives in your tent . ' "
Izao no didy izay nomen'i
Yaveh : " Aoka ny tsirairay aminareo hanangona izay sahaza hohaninareo , dia ny fatran ' ny gomara iray isan ' ny vahoakanao . Toy izao no hanangonanao izany : Manangona izay ampy hohanin ' ny olona tsiriaray izay mitoetra ao anaty lainao . ' "
EXO 16:17     Alignment score: 0.359
The people of Israel did so . Some gathered more , some gathered less .
Ary nataon'ireo vahoakan'Israely izany . Ny sasany nanangona maro , ary ny sasany nanangona vitsy .
EXO 16:18     Alignment score: 0.283 → 0.286
When they measured it with an omer measure , those
who had gathered much had nothing left over , and those who had gathered little had no lack . Each person gathered enough to meet their need .
Raha nafatran'izy ireo tamin ' ny gomara famarana izany , ireo izay nanangona betsaka dia tsy nisy ambiny , ary izay nanangona kely dia nanana ny ampy . Ny olona tsirairay dia nanangona izay ampy ho an ' ny filany .
EXO 16:19     Alignment score: 0.415
Then Moses said to them , " No one must leave any of it until morning . "
Dia hoy Mosesy tamin'izy ireo : " Aoka tsy hisy hamela sisa amin'izany mandra - pahatonga ny maraina . "
EXO 16:20     Alignment score: 0.352 → 0.352
However , they did not listen to Moses . Some of them left some of it until morning , but it bred worms and became
foul . Then Moses became angry with them .
Na izany aza , dia tsy nihaino an'i Mosesy izy ireo . Nisy sasany tamin'izy ireo no namela sisa tamin'izany mandra - maraina , fa nivoaka olitra sy lasa maimbo izany .
EXO 16:21     Alignment score: 0.361 → 0.362
They gathered it morning by morning . Each person gathered enough to eat for that day . When the sun became
hot , it melted .
Dia nanjary tezitra tamin'izy ireo Mosesy . Dia nangonin'izy ireo isa - maraina izany . Samy nanangona ny sahaza azy ny olona tsirairay mba hohanina tamin'io andro io . Rehefa nahamay ny masoandro , dia levona izany .
EXO 16:22     Alignment score: 0.38 → 0.405
It came
about that on the sixth day they gathered twice as much bread , two omers for each person . All the leaders of the community came and told this to Moses .
Ary tamin ' ny andro fahenina dia nanangona mofo indroa mihoatra isan'olona izy ireo , gomara roa isan'olona . Ny lehiben ' ny fivondronana rehetra dia nanatona ary nilaza izany tamin'i Mosesy .
EXO 16:23     Alignment score: 0.346 → 0.353
He said to them , " This is what Yahweh has said : ' Tomorrow is a solemn rest , a holy Sabbath in Yahweh 's honor . Bake what you want to bake , and boil what you want to boil . All that remains over , set it aside for yourselves until morning . ' "
Ary hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Izao no voalzan'i Yaveh : ' Fitsaharana masina rahampitso , Sabata masina ho fanajana an'i Yaveh . Hendaso izay tianareo hendasina , ary andrahoy izay tianareo handrahoina . Ary tehirizo ho anareo , hatramin ' ny maraina ny ambiny
rehetra amin'izany . " '
EXO 16:24     Alignment score: 0.309 → 0.309
So they set it aside until morning , as Moses had instructed . It did not become
foul , nor was there any worm in it .
Dia nampirimin'izy ireo mandra - maraina izany , araka izay nandidian'i Mosesy . Ary tsy maimbo izany , na nahitana olitra taminy .
EXO 16:25     Alignment score: 0.52 → 0.523
Moses said , " Eat that food today , for today is a day reserved as a Sabbath to honor Yahweh . Today you will not find it in the fields .
Hoy Mosesy : " Hano anio ireto sakafo ireto , fa anio dia andro voatokana ho Sabata mba hanajana an'i Yaveh . Ary anio dia tsy hahita izany any an - tsaha ianareo .
EXO 16:26     Alignment score: 0.563 → 0.563
You will gather it during six days , but the seventh day is the Sabbath . On the Sabbath there will be no manna . "
Ary hanangona izany mandritra ny enina andro ianareo , fa ny andro fahafito dia andro Sabata . Ny andro Sabata dia tsy hisy mana .
EXO 16:27     Alignment score: 0.277 → 0.324
It came
about on the seventh day that some of the people went out to gather manna , but they found none .
Ary tamin ' ny andro faha fito dia maro ireo olona no nandeha nivoaka nanangona mana , fa tsy nahita na inona na inona izy ireo .
EXO 16:28     Alignment score: 0.385 → 0.385
Then Yahweh said to Moses , " How long will you refuse to keep my commandments and my laws ?
Ary hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Mandra - pahovina no handavanareo hitandrina ireo didiko sy ireo lalàko ?
EXO 16:29     Alignment score: 0.439 → 0.444
See , Yahweh has given you the Sabbath . So on the sixth day he is giving you bread for two days . Each of you must stay in his own place ; no one must go out from his place on the seventh day . "
Indro , nomen'i
Yaveh anareo ny andro Sabata . Ary amin ' ny andro fahenina dia hanome anareo ireo mofo mandritra ny roa andro Izy . Aoka hijanona eo amin ' ny toerana misy azy avy ianareo ; tsy misy mahazo mivoaka eo amin ' ny toerana misy azy amin ' ny andro fahafito . "
EXO 16:30     Alignment score: 0.533
So the people rested on the seventh day .
Noho izany dia nitsahatra tamin ' ny andro fahafito ny vahoaka .
EXO 16:31     Alignment score: 0.393 → 0.566
The people of Israel called that food " manna . " It was white like coriander seed , and its taste was like wafers made with honey .
" Mana " no niantsoan'ireo vahoakan'Israely izany sakafo izany . Fotsy toy ny voan
- drafy ireo , ary manana tsiro toy ny koriandra manify misy tantely .
EXO 16:32     Alignment score: 0.433 → 0.441
Moses said , " This is what Yahweh has commanded : ' Let an omer of manna be kept throughout your people 's generations so that your descendants might see the bread with which I fed you in the wilderness , after I brought you out from the land of Egypt . ' "
Hoy Mosesy : " Izao no didin'i
Yaveh : ' Aoka hisy mana iray gomara ho voatahiry mandritra ny taranaky ny vahoakanao , mba hahita ireo mofo namahanako anareo tany an'efitra ny taranakareo , taorian ' ny nitondrako anareo nivoaka avy tany Egypta . " '
EXO 16:33     Alignment score: 0.42 → 0.446
Moses said to Aaron , " Take a pot and put an omer of manna into it . Preserve it before Yahweh to be kept throughout the people 's generations . "
Ary hoy Mosesy tamin'i Arona : " Mangalà vilany ary asio mana iray gomara ao . Ataovy eo alohan'Yaveh izany mba ho voatahiry mandritra ny taranaky
ny vahoaka . "
EXO 16:34     Alignment score: 0.521 → 0.521
As Yahweh commanded Moses , Aaron stored it beside the covenant decrees in the ark .
Araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy , dia notehirizin'i Arona tamin ' ny lalàn ' ny fanekena tao anaty fiara izany .
EXO 16:35     Alignment score: 0.487 → 0.486
The people of Israel ate manna forty years until they came
to inhabited land . They ate it until they came to the borders of the land of Canaan .
Nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny vahoakan'Israely mandra - pahatonga azy ireo tany amin ' ny tany misy mponina . Nihinana izany izy ireo mandra - pahatonga azy ireo teo amin ' ny sisin - tanin ' ny tany Kanana .
EXO 16:36     Alignment score: 0.386 → 0.337
Now an omer is a tenth of an ephah .
Ary ny gomara iray dia mira ampahafolon ' ny efaha iray .
EXO 16     Average alignment score: 0.405 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40