Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 39:1     Alignment score: 0.555 → 0.562
With the blue , purple , and scarlet wool , they made finely - woven garments for service in the holy place . They made Aaron 's garments for the holy place , as Yahweh had commanded Moses .
Tamin ' ny lamba volon'ondry manga , volomparasy , ary jaky mena , dia nanamboatra akanjo tenona manify ho an ' ny fanompoana ao amin ' ny toerana masina izy ireo . Nanamboatra akanjo ho an'i Arona izy ireo ho an ' ny toerana masina , araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .


EXO 39:2     Alignment score: 0.648
Bezalel made the ephod of gold , of blue , purple , and scarlet wool , and of fine twined linen .
Bezalila nanamboatra ny efoda tamin ' ny volamena , manga , volomparasy , sy volon'ondry jaky , ary tamin ' ny rongony fotsy madinika . Notorotoroin'izy ireo ny volamena ary
EXO 39:3     Alignment score: 0.357 → 0.357
They hammered gold sheets and cut them into wires , to work them into the blue , purple , and scarlet wool , and into the fine linen , the work of a skillful workman
.
notapatapahin'izy ireo ho kofehy , mba hampiasaina azy ireo amin ' ny lamba manga , volom - parasy , volon'ondry jaky , ary rongony fotsy madinika , izay asan ' ny mpiasa za - draharaha .
EXO 39:4     Alignment score: 0.45
They made shoulder pieces for the ephod , attached at its two upper corners .
Nanamboatra saron
- tsoroka ho an ' ny efoda izy ireo , dia nampiarahan'izy ireo teo amin'ireo zorony roa ambony izany .
EXO 39:5     Alignment score: 0.478
Its finely - woven waistband was like the ephod ; it was made of one piece with the ephod , made of fine twined linen that was gold , blue , purple , and scarlet , just as Yahweh had commanded Moses .
Ary ireo fehikibo voatenona madinika dia mitovy amin ' ny efoda , izany dia vita amin ' ny singa iray avy amin ' ny efoda , vita avy amin ' ny rongony voatenona madinika izay volamena , manga , volom - parasy , ary jaky mena , araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:6     Alignment score: 0.227
They crafted the onyx stones , enclosed in settings of gold , set with engravings as on a signet with the names of the sons of Israel .
Namboarin'izy ireo ny vato berila
, dia nofonosin'izy ireo tamin ' ny randram - bolamena , dia nosoratana toy ny fitombokase , ary nosoratana niaraka tamin ' ny anaran'ireo roa ambin ' ny folo lahy zanak'Israely izany .
EXO 39:7     Alignment score: 0.432
Bezalel put them on the shoulder pieces of the ephod to be memorial stones for the sons of Israel , as Yahweh had commanded Moses .
Ary dia napetrak'i Bezalila teo amin ' ny saron
- tsoroky ny efoda ireo . Mba ho vato fampahatsiahivana an'i Yaveh ny amin'ireo zanak'Israely roa ambin ' ny folo lahy , araka ny nandidian'i yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:8     Alignment score: 0.54 → 0.542
He made the breastpiece , the work of a skillful workman
, fashioned like the ephod . He made it of gold , of blue , purple , and scarlet wool , and of fine linen .
Nanao saron - tratra izy , toy ny nanamboarana ny efoda , izay asan ' ny mpiasa zaha - draharaha . Dia nataony tamin ' ny volamena , manga , volomparasy sy volon'ondry jaky , ary rongony fotsy madinika .
EXO 39:9     Alignment score: 0.432 → 0.453
It was square . They folded the breastpiece double . It was one span long and one span wide .
Efa - joro izany . Ary naforitr'izy ireo roa ny saron - tratra . Dia iray njehiny ny halavan'izany ary iray njehiny ny velarany .
EXO 39:10     Alignment score: 0.588
They set in it four rows of precious stones . The first row had a ruby , a topaz , and a garnet .
Nataon'izy ireo tamin ' ny andalana efatra ireo vato sarobidy . Ny andalana voalohany dia robia , topazy
, ary garnety .
EXO 39:11     Alignment score: 0.761
The second row had an emerald , a sapphire , and a diamond .
Ny andalana faharoa dia nisy emeralda , safira , ary diamondra .
EXO 39:12     Alignment score: 0.639
The third row had a jacinth , an agate , and an amethyst .
Ny andalana fahatelo dia nisy jasinta , agaty
, ary ametista .
EXO 39:13     Alignment score: 0.487
The fourth row had a beryl , an onyx , and a jasper . The stones were mounted in gold settings .
Ny andalana fahefatra dia nisy berila
, oniksa , ary jaspera . Dia nasiana randram - bolamena ireo vato ireo .
EXO 39:14     Alignment score: 0.323 → 0.337
There were twelve stones , one for each of the names of the sons of Israel , each engraved like a signet with the name of one of the twelve tribes .
Nalamina tamin ' ny anaran'ireo zanak'Israely roa ambin ' ny folo lahy ireo vato , dia nalahatra araka ny anarana
avy izany . Tahaka ny peratra fitomboka ireo , ary ny anarana tsirairay avy dia manambara ny iray amin'ireo foko roa ambin ' ny folo .
EXO 39:15     Alignment score: 0.399 → 0.434
On the breastpiece they made chains like cords , braided work of pure gold .
Nanamboatra rojo toy ny kofehy teo amin ' ny saron - tratra izy ireo , izay narandrana tamin ' ny volamena tsy mifangaro .
EXO 39:16     Alignment score: 0.404
They made two settings of gold and two gold rings , and they attached the two rings to the two corners of the breastpiece .
Nanamboatra mason
- drojo volamena roa sy randram - bolamena roa izy ireo , ary napetrak'izy ireo teo amin ' ny zoron ' ny saron - tratra roa ireo mason - drojo roa .
EXO 39:17     Alignment score: 0.332 → 0.348
They put the two braided chains of gold in the two rings at the corners of the breastpiece .
Napetrak'izy ireo tamin'ilay mason
- drojo roa ilay randram - bolamena roa teo an - joron'ireo saron - tratra .
EXO 39:18     Alignment score: 0.34 → 0.362
They attached the other two ends of the braided chains to the two settings . They attached them to the shoulder pieces of the ephod at its front .
Napetak'izy ireo teo amin ' ny randram - bolamena
ny rojo roa voarandrana . Dia napetak'izy ireo teo amin ' ny saron - tsoroky ny efoda avy teo anoloany izany .
EXO 39:19     Alignment score: 0.377
They made two rings of gold and put them on the two other corners of the breastpiece , on the edge next to the inner border of the ephod .
Nanamboatra mason - drojo volamena roa izy ireo ary napetany tamin ' ny zoron
' ny saron - tratra hafa anankiroa izany , teo amin ' ny sisiny akaikin ' ny zorony anatiny .
EXO 39:20     Alignment score: 0.412 → 0.425
They made two more gold rings and attached them to the bottom of the two shoulder pieces of the front of the ephod , close to its seam above the finely - woven waistband of the ephod .
Nanamboatra mason - drojo volamena roa hafa ihany koa izy ireo ary nataon'izy ireo teo amin ' ny amoron ' ny saron
- tsoroka anankiroa avy teo anoloan ' ny efoda izany , teo akaikin ' ny zaitra ambonin ' ny fehikibo voatenon ' ny efoda .
EXO 39:21     Alignment score: 0.362 → 0.378
They tied the breastpiece by its rings to the ephod 's rings with a blue cord , so that it might be attached just above the ephod 's finely - woven waistband . This was so that the breastpiece might not become
unattached from the ephod . This was done as Yahweh had commanded Moses .
Nafatotr'izy ireo niaraka tamin ' ny kofehy manga tamin ' ny alalan ' ny mason - drojony teo amin ' ny mason - drojon ' ny efoda ny saron - tratra . Natao izany mba tsy hiongotra amin ' ny efoda ny saron - tratra . Araka ny nandidian'i Yaveh an ' ny Mosesy .
EXO 39:22     Alignment score: 0.41 → 0.467
Bezalel made the robe of the ephod entirely of blue fabric , the work of a weaver .
Namboarin'i
Bezalila tamin ' ny lamba volomparasy tanteraka ny akanjo efoda , izay asan ' ny mpanenona .
EXO 39:23     Alignment score: 0.235
The robe had an opening for the head in the middle . The opening had a woven edge round
about so that it did not tear .
Ary nisy fitsofoan - doha eo afovoany . Nisy tenona teo amin ' ny manodidina ny fisokafany mba tsy hitritra .
EXO 39:24     Alignment score: 0.284 → 0.294
On the bottom hem of the robe , they made pomegranates of blue , purple , and scarlet yarn and of fine linen .
Nanamboaran'izy ireo apongaben - danitra vita amin ' ny kofehy manga , volom - parasy , jaky men , ary rongony fotsy madinika , teo amin ' ny moron - tongony .
EXO 39:25     Alignment score: 0.248 → 0.269
They made bells of pure gold , and they put the bells between the pomegranates all around on the bottom edge the robe , between the pomegranates
Nanamboatra lakolosy volamena tsy miharo izy ireo , ary napetrak'izy ireo teo anelanelan ' ny apongaben - danitra manodidina ny sisin
' ny moron - tongotr'ilay akanjo , mifanelanelana amin'ireo apongaben - danitra
EXO 39:26     Alignment score: 0.507
a bell and a pomegranate , a bell and a pomegranate on the edge of the robe for Aaron to serve in . This was as Yahweh had commanded Moses .
lakolosy dia apongaben - danitra , lakolosy dia apongaben - danitra teo amin ' ny sisin
' ny akanjo ho an'i Aarona mba hanompoany ao . Izany dia araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:27     Alignment score: 0.28 → 0.314
They made the tunics of fine linen for Aaron and for his sons .
Namboarin'izy ireo ho an'i Aarona
sy ireo zanany ilay akanjo rongony fotsy madinika .
EXO 39:28     Alignment score: 0.377 → 0.399
They made the turban of fine linen , the ornate headbands of fine linen , the linen undergarments of fine linen ,
Nanao ny hamama rongony fotsy madinika , ny fehy loha rongony fotsy madinika , ny atin'akanjo rongony fotsy madinika , sy ny satroka vita amin ' ny rongony fotsy madinika
EXO 39:29     Alignment score: 0.526
and the sash of fine linen and of blue , purple , and scarlet yarn , the work of an embroiderer . This was as Yahweh had commanded Moses .
ary kofehy manga , volomparasy , ary jaky mena , ho asan ' ny mpanao peta - kofehy izy ireo . Izany dia araka ny ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:30     Alignment score: 0.401 → 0.41
They made the plate of the holy crown of pure gold ; they engraved on it , like the engraving on a signet , " Holy to Yahweh . "
Dia nanamboatra ny takela - bolamena
tsy mifangaron ' ny satro - boninahitra masina izy ireo ; dia nosoratan'izy ireo tamin'izany toy ny soratra eo amin ' ny fitombokase hoe : " Masina ho an'i Yaveh " .
EXO 39:31     Alignment score: 0.524 → 0.524
They attached to the turban a blue cord to the top of the turban . This was as Yahweh had commanded Moses .
Dia nopetahan'izy ireo kofehy manga teo amin ' ny tampon'ilay hamama . Dia araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izany .
EXO 39:32     Alignment score: 0.388
So the work on the tabernacle , the tent of meeting , was finished . The people of Israel did everything . They followed all the instructions that Yahweh had given to Moses .
Koa dia vita ny asa fanaovana tabernakely , ilay trano lay fihaonana . Nataon
' ny vahoakan'Israely ny zava - drehetra . Narahin'izy ireo ny torolalana rehetra izay nomen'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:33     Alignment score: 0.508 → 0.512
They brought the tabernacle to Moses the tent and all its equipment , its clasps , frames , bars , posts , and bases ;
Nentin'izy ireo tamin'i Mosesy ilay tabernakely ny lay sy ireo fitaovany
rehetra , ny jiangrafiny , ny rafiny , ny barany , ny tsangatsangany , ny faladiany ,
EXO 39:34     Alignment score: 0.353
the covering of ram skins dyed red , the covering of fine leather , and the screen to conceal
ny fandrakofana vita amin ' ny hoditr'ondry lahy miloko mena , ny fandrakofana vita ami ' ny hoditra lambodriaka , ary ny lamba anafenana

EXO 39:35     Alignment score: 0.323
the ark of the covenant decrees , as well as the poles and the atonement lid .
ny fiaran ' ny vavolombelona , ary koa ny bao sy ny saronam - pamonjena .
EXO 39:36     Alignment score: 0.527
They brought the table , all its utensils , and the bread of the presence ;
Nentin'izy ireo ny latabatra , ny fanaka rehetra , sy ny mofon ' ny fanatrehana
;
EXO 39:37     Alignment score: 0.347
the lampstand of pure gold and its lamps in a row , with its accessories and the oil for the lamps ;
ny fanaovan - jiro volamena tsy miharo ary ireo jiro tao amin ' ny toerany
, miaraka amin'ireo fitaovany sy ireo solika fanao amin ' ny jiro ;
EXO 39:38     Alignment score: 0.553 → 0.56
the golden altar , the anointing oil and the fragrant incense ; the screen for the tabernacle entrance ;
ny alitara volamena , ny diloilo fanosorana sy ny ditin - kazo manim - pofona , ny fefy lamban ' ny fidirana ao amin ' ny tabernakely ;
EXO 39:39     Alignment score: 0.412
the bronze altar with its bronze grate and its poles and utensil and the large basin with its base .
ny alitara varahina miaraka amin ' ny varahina makarakarany sy ny baony ary ny fanaka sy ny koveta lehibe miaraka amin ' ny faladiany .
EXO 39:40     Alignment score: 0.543 → 0.561
They brought the hangings for the courtyard with its posts and bases , and the screen for the courtyard entrance ; its ropes and tent pegs ; and all the equipment for the service of the tabernacle , the tent of meeting .
Nentin'izy ireo ny fefy lamba ho an ' ny kianja miaraka amin ' ny tsangatsangany sy ny faladiany ; ary ny lamba ho an ' ny fidirana eo an - kianja ; ireo tady sy ny fihantonan ' ny lay ; ary ny fitaovam - piasana rehetra entina hanompoana ny tabernakely , ny trano lay fihaonana .
EXO 39:41     Alignment score: 0.439
They brought the fine woven garments for serving in the holy place , the holy garments for Aaron the priest and his sons , for them to serve as priests .
Nentin'izy ireo ny akanjo voatenona mba hanompoana ao amin ' ny toerana masina , ny akanjo masina ho an'i Arona mpisorona , sy ireo zanany lahy , mba hanompoan'izy ireo ho mpisorona .
EXO 39:42     Alignment score: 0.467 → 0.465
Thus
the people of Israel did all the work as Yahweh had commanded Moses .
Noho izany dia nataon'ireo vahoakan'Israely avokoa ny asa rehetra araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 39:43     Alignment score: 0.441 → 0.442
Moses examined all the work , and , behold , they had done it . As Yahweh had commanded , in that way they did it . Then Moses blessed them .
Nandinika ireo asa rehetra i Mosesy , ary indro , vitan'izy ireo izany . Araka izay nandidian'i Yaveh , dia toy izany ny fomba nanaovan'izy ireo izany . Ary dia nitso - drano azy ireo Mosesy .
EXO 39     Average alignment score: 0.435 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40