Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 38:1     Alignment score: 0.617 → 0.619
Bezalel made the altar for burnt offerings
of acacia wood . It was five cubits long and five cubits wide a square and three cubits high .
Bezalila nanao ny alitara ho an ' ny fanatitra dorana tamin ' ny hazo akasia . Izany dia dimy hakiho ny halavany ary dimy hakiho ny halalany efa - joro ary telo hakiho ny haavony .


EXO 38:2     Alignment score: 0.407 → 0.408
He made extensions of its four corners shaped like ox horns . The horns were made of one piece with the altar , and he covered it with bronze .
Ary nanitatra ireo zorony efatra hiendrika toy ny tandrok'omby izy . Ny tandroka dia natambatra iray tamin ' ny alitara , ary nandrakotra izany tamin ' ny varahina izy .
EXO 38:3     Alignment score: 0.457
He made all the equipment for the altar pots for ashes , shovels , basins , meat forks , and firepans . He made all this equipment with bronze .
Nanao ny fitaovana rehetra ho an ' ny alitara izy vilany ho an ' ny lavenona , angady , kovetabe , sotro rovitra , ary vilany fitondrana afo . Nanao ireo fitaovana rehetra ireo tamin ' ny varahina izy .
EXO 38:4     Alignment score: 0.342
He made a grate for the altar , a network of bronze to be placed under the ledge , halfway down to the bottom .
Nanao makarakara ho an ' ny alitara izy , tohi - vakana varahina mba hapetraka ao ambanin ' ny rindrina , teo amin ' ny fisasahany ka hatrany amin ' ny farany ambany .
EXO 38:5     Alignment score: 0.434 → 0.472
He cast four rings for the four corners of the bronze grate , as holders for the poles .
Nandrendrika mason
- drojo efatra ho an'ireo zoro efatry ny makarakara varahina izy , ho fihazonana ireo bao .
EXO 38:6     Alignment score: 0.56 → 0.692
Bezalel made poles of acacia wood and covered them with bronze .
Nanao bao tamin ' ny hazo akasia ary nandrakotra ireo tamin ' ny varahina i Bezalila .
EXO 38:7     Alignment score: 0.435 → 0.433
He put the poles through the rings on the sides of the altar , to carry it . He made the altar hollow , out of planks .
Nametaka ireo bao tamin ' ny mason - drojo teo amin'ireo lafin
' ny alitara izy , mba hilanjana izany . Nanao ny alitara poak'aty izy , tamin ' ny hazo fisaka .
EXO 38:8     Alignment score: 0.475
Bezalel made the large bronze basin with a bronze stand . He made the basin out of mirrors belonging to the women
who served at the entrance to the tent of meeting .
Nanao koveta varahina lehibe miaraka amin ' ny fitoerany varahina i Bezalila . Nanao ny koveta tamin ' ny fitaratr'ireo vehivavy izay nanompo teo amin ' ny fidirana mankany amin ' ny lay fihaonana izy .
EXO 38:9     Alignment score: 0.469
He also made the courtyard . The hangings on the south side of the courtyard were of fine linen , one hundred cubits long .
Nanao ny kianja ihany koa izy . Ireo fefy lamba teo amin ' ny lafiny avaratry
ny kianja dia rongony fotsy madinika , zato hakiho ny halavany .
EXO 38:10     Alignment score: 0.633
The hangings had twenty posts , with twenty bronze bases . There were hooks attached to the posts , as well as silver rods .
Ireo fefy lamba dia nisy tsangatsangany roapolo , ary faladiany varahina roapolo . Nisy farango naraikitra tamin'ireo tsangatsangany , sy teo amin ' ny fitohizana volafotsy .
EXO 38:11     Alignment score: 0.573
In the same way , along the north side , there were hangings one hundred cubits long with twenty posts , twenty bronze bases , hooks attached to the posts , and silver rods .
Toy izany koa nanaraka ny lafiny avaratra , dia nisy fefy lamba zato hakiho ny halavany miaraka amin ' ny tsangatsangany roapolo , faladiany varahina roapolo , farango naraikitra tamin'ireo tsangatsangany , ary fitohizana volafotsy .
EXO 38:12     Alignment score: 0.478 → 0.501
The hangings of the west side were fifty cubits long , with ten posts and bases . The hooks and rods of the posts were silver .
Ireo fefy lamban ' ny lafiny atsinanana dia dimampolo hakiho ny halavany , miaraka amin ' ny tsangatsangany sy faladiany folo . Ireo farango sy fitohizan'ireo tsangatsangany dia volafotsy .
EXO 38:13     Alignment score: 0.568
The courtyard was also fifty cubits long on the east side .
Ny kianja ihany koa dia dimampolo hakiho ny halavany ao amin ' ny lafiny atsinanana .
EXO 38:14     Alignment score: 0.563
The hangings for one side of the entrance were fifteen cubits long . They had three posts with three bases .
Ireo fefy lamba ho an ' ny ankilan
' ny fidirana dia dimy ambin ' ny folo hakiho ny halavany . Misy tsangatsangany telo miaraka amin ' ny faladiany telo ireo .
EXO 38:15     Alignment score: 0.505 → 0.51
On the other side of the entrance of the courtyard were also hangings fifteen cubits long , with three posts and three bases .
Teo amin ' ny andanin
' ny fidiran ' ny kianja ihany koa dia nisy fefy lamba dimampolo hakiho ny halavany , miaraka amin ' ny tsangatsangany telo sy faladiany telo .
EXO 38:16     Alignment score: 0.473
All the hangings around the courtyard were made of fine linen .
Ireo fefy lamba rehetra manodidina ny kianja dia natao tamin ' ny rongony fotsy madinika .
EXO 38:17     Alignment score: 0.411 → 0.429
The bases for the posts were made of bronze . The hooks and rods for the posts were made of silver , and the covering for the tops of the posts was also made of silver . All the courtyard posts had silver bands on them .
Ny faladian'ireo tsangantsangany dia natao tamin ' ny varahina . Ireo farango sy ireo fitohizana ho an'ireo tsangatsangany dia natao tamin ' ny volafotsy , ary ny fandrakofana ho an'ireo tendron ' ny tsangatsangany ihany koa dia natao tamin ' ny volafotsy . Ireo tsangatsangan
' ny kianja rehetra dia norakofana tamin ' ny volafotsy .
EXO 38:18     Alignment score: 0.589
The screen at the courtyard gate was twenty cubits long . It was made of blue , purple , and scarlet linen , fine twined linen , and was twenty cubits long . It was twenty cubits in length and five cubits in height , like the courtyard curtains .
Ny lamba teo amin ' ny vavahadin ' ny kianja dia roapolo hakiho ny halavany . Ny lamba dia natao tamin ' ny manga , volomparasy , sy rongony jaky , rongony fotsy madinika voatenona , ary roapolo hakiho ny halavany . Izany dia roapolo hakiho ny halavany ary dimy hakiho ny sakany , tahaka ireo lamban ' ny kianja .
EXO 38:19     Alignment score: 0.491 → 0.521
Their four pillars and bases were of bronze , and the hooks were of silver . The covering for their tops and its rods were made of silver .
Nisy faladiany varahina efatra sy farango volafotsy izany . Ny fandrakofana ho an'ireo tendrony sy ny fitohizan'izany dia natao tamin ' ny volafotsy .
EXO 38:20     Alignment score: 0.614
All the tent pegs for the tabernacle and courtyard were made of bronze .
Ny fihantonan ' ny lay rehetra ho an ' ny tabernakely sy ny kianja dia natao tamin ' ny varahina .
EXO 38:21     Alignment score: 0.463 → 0.465
This is the inventory of the tabernacle , the tabernacle of the covenant decrees , as it was taken following Moses ' instructions . It was the work of the Levites under the direction of Ithamar son of Aaron the priest .
Izao no lisitry ny momba ny tabernakely , ny tabernakelin
' ny lalàn ' ny fanekena , nalaina araka ireo toromarik'i Mosesy izany . Izany dia asan'ireo Levita teo ambany fitarihan'i Itamara zanaka lahin'i Arona mpisorona .
EXO 38:22     Alignment score: 0.65
Bezalel son of Uri son of Hur , from the tribe of Judah , made everything that Yahweh had commanded Moses .
Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora , avy ao amin ' ny fokon'i Joda , dia nanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 38:23     Alignment score: 0.561
Oholiab son of Ahisamak , from the tribe of Dan , worked with Bezalel as an engraver , as a skillful workman
, and as an embroiderer in blue , purple , and scarlet wool , and in fine linen .
Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka , avy ao amin ' ny fokon'i Dana , dia niasa niaraka tamin'i Bezalila ho mpanao sokitra , ho mpiasa tena mahay , ary ho mpanao tenona amin ' ny manga , volomparasy , sy volon'ondry jaky , ary rongony fotsy madinika .
EXO 38:24     Alignment score: 0.503 → 0.619
All the gold that was used for the project , in all the work connected with the holy place the gold from the wave offering was twenty - nine talents and 730 shekels , measured by the standard of the sanctuary shekel .
Ny volamena rehetra izay nampiasaina tamin ' ny tetik'asa , tamin ' ny asa rehetra nifandray tamin ' ny toerana masina ny volamena avy amin ' ny fanatitra ahevaheva dia talenta sivy amby roapolo sy sekely 730 , voarefy tamin ' ny fenitry ny sekely masina .
EXO 38:25     Alignment score: 0.465
The silver given by the community weighed one hundred talents and 1,775 shekels , according to the sanctuary shekel ,
Ny volafotsy nomen
' ny fiangonana dia nilanja talenta zato ary sekely 1 . 775 , araka ny sekely masina ,
EXO 38:26     Alignment score: 0.374
or one beka per person , which is half a shekel , measured by the sanctuary shekel . This figure was reached on the basis of every person who was counted in the census , those
twenty years old and older 603,550 men in all .
na beka iray isan'olona , izay antsasaky ny sekely , voarefy tamin ' ny sekely masina . Ireo tarehimarika ireo dia nahakasika ny fototry ny olona tsirairay izay voaisa tamin ' ny fanisam - bahoaka , ireo roapolo taona no ho miakatra dia lehilahy 603 . 350 ny fitambarany .
EXO 38:27     Alignment score: 0.386 → 0.451
One hundred talents of silver were cast for the bases of the holy place and the bases of the curtain one hundred bases , one talent for each base .
Talenta volafotsy zato no narendrika ho an'ireo faladian
' ny toerana masina sy ireo faladian ' ny lamba : faladiany zato , ary talenta iray isaky ny faladiany tsirairay avy .
EXO 38:28     Alignment score: 0.478
With the remaining 1,775 shekels of silver , Bezalel made the hooks for the posts , covered the tops of the posts , and made the bands for them .
Tamin ' ny ambin
' ny sekely volafotsy 1 . 775 , dia nanao farango ho an'ireo tsangatsangany i Bezalila , nandrakotra ny tendron'ireo tsangatsangany , ary nanao fitohizana ho an'ireo .
EXO 38:29     Alignment score: 0.534
The bronze from the wave offering weighed seventy talents and 2,400 shekels .
Ny varahina avy amin ' ny fanatitra ahevaheva dia nilanja talenta 70 ary sekely 2 . 400 .
EXO 38:30     Alignment score: 0.56
With this he made the bases for the entrance to the tent of meeting , the bronze altar , its bronze grate , all the equipment for the altar ,
Tamin'izany no nanaovany ireo faladiany ho an ' ny fidirana mankany amin ' ny lay fihaonana , ny alitara varahina , ny makarakara varahin'izany , ny fitaovana rehetra ho an ' ny alitara ,
EXO 38:31     Alignment score: 0.66 → 0.672
the bases for the courtyard , the bases for the courtyard entrance , all the tent pegs for the tabernacle , and all the tent pegs for the courtyard .
ireo faladiany ho an ' ny kianja , ireo faladiany ho an ' ny fidiran
' ny kianja , ireo fihantonan ' ny lay rehetra ho an ' ny tabernakely , ary ireo fihantonan ' ny lay rehetra ho an ' ny kianja .
EXO 38     Average alignment score: 0.518 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40