Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 9:1     Alignment score: 0.506
Then Yahweh said to Moses , " Go to Pharaoh and tell him , ' Yahweh , the God of the Hebrews , says this : " Let my people go so that they may worship me . "
Dia hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Mankanesa any amin'i Farao ary lazao izy hoe : ' Ry Yaveh , Andriamanitry ny Hebreo , milaza izao : " Avelao ny vahoakako handeha mba hahafahan'izy ireo manompo Ahy . "


EXO 9:2     Alignment score: 0.269
But if you refuse to let them go , if you still keep them back ,
Fa raha mandà ny hamela azy ireo handeha ianao , raha mbola mitazona azy ireo ianao ,
EXO 9:3     Alignment score: 0.396 → 0.398
then Yahweh 's hand will bring a terrible plague on your livestock that are in the field the horses , donkeys , camels , herds , and flocks .
dia ho eo amin ' ny biby fiompinao eny an - tsaha ary ho eo amin'ireo soavaly , ampondra , rameva , omby , ary ireo ondry aman'osy ny tanan'i
Yaveh , ary hiteraka areti - mandoza izany .
EXO 9:4     Alignment score: 0.368 → 0.367
But Yahweh will set the livestock of Israel apart from the livestock of Egypt , so that no animal that belongs to the people of Israel will die .
Samy hafa no hitondran'i Yaveh ny biby fiompin'i
Israely sy ny biby fiompin'i Egypta : tsy hisy ho faty ny biby izay an'ireo Israelita .
EXO 9:5     Alignment score: 0.448
Yahweh has fixed a time ; he has said , " It is tomorrow that I will do this thing in the land . " ' "
Efa nanendry fotoana i Yaveh ; hoy Izy hoe : " Rahampitso no hanaovako izany zavatra izany eo amin ' ny tany . ' ""
EXO 9:6     Alignment score: 0.387
Yahweh did this the next day : All the cattle of Egypt died
, but none of the people of Israel 's animals died , not one animal .
Nataon'i Yaveh izany ny ampitso : maty ny biby fiompin'i Egypta rehetra . Nefa tsy nisy maty kosa ireo bibin'ireo Israelita , na biby iray aza .
EXO 9:7     Alignment score: 0.321
Pharaoh investigated , and , behold , not even one livestock of the people of Israel died
. But his heart was stubborn , so he did not let the people go .
Nanadihady i Farao , ary indro , tsy nisy maty na dia iray aza ireo bibin ' ny Israelita . Fa mafy fo izy , ka tsy navelany handeha ireo vahoaka .
EXO 9:8     Alignment score: 0.546
Then Yahweh said to Moses and to Aaron , " Take some handfuls of ashes from a kiln . You , Moses , must throw the ashes up into the air while Pharaoh is watching .
Ary hoy i Yaveh tamin'i Mosesy sy Arona hoe : " Makà lavenona eran ' ny tanana avy ao amin ' ny lafaoro . Ianao , ry Mosesy , no tsy maintsy hanipy ireo lavenona eny amin ' ny rivotra raha i Farao mijery iny .
EXO 9:9     Alignment score: 0.439
They will become
fine dust over all the land of Egypt . They will cause blisters and sores to break out on people and animals throughout all the land of Egypt . "
Ho lasa vovoka madinika manerana ny tany Egypta rehetra izany . Hahatonga vay sy fery hipoitra amin'ireo vahoaka sy ireo biby manerana ny tany Egypta rehetra izany . "
EXO 9:10     Alignment score: 0.488 → 0.501
So Moses and Aaron took ashes from a kiln and stood in front of Pharaoh . Then Moses threw the ashes up into the air . The ashes caused blisters and sores to break out on men and animals .
Koa dia naka lavenona avy tao amin ' ny lafaoro i Mosesy sy Arona ary nijoro teo anoloan'i
Farao . Dia natsipin'i Mosesy teny amin ' ny rivotra ny lavenona . Nahatonga vay sy fery nipoitra tamin'ireo olona sy ireo biby ilay lavenona .
EXO 9:11     Alignment score: 0.421 → 0.45
The magicians could not resist Moses because of the blisters , because the blisters were on them and on all the other Egyptians .
Tsy nahatohitra an'i Mosesy ireo ombiasy noho ireo vay , satria namely azy ireo sy ireo Egyptiana hafa rehetra ny vay .
EXO 9:12     Alignment score: 0.629 → 0.63
Yahweh hardened Pharaoh 's heart , so Pharaoh did not listen to Moses and Aaron . This was just as Yahweh had said to Moses that Pharaoh would do .
Nanamafy ny fon'i Farao i Yaveh , ka tsy nihaino an'i Mosesy sy Arona i Farao . Izany dia araka ny nolazain'i
Yaveh tamin'i Mosesy fa ho ataon'i Farao .
EXO 9:13     Alignment score: 0.447 → 0.437
Then Yahweh said to Moses , " Get up early in the morning , stand in front of Pharaoh , and say to him , ' Yahweh , the God of the Hebrews , says this : " Let my people go so that they may worship me .
Ary hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Mifohaza maraim - be , mijoroa
eo anoloan'i Farao , ary teneno izy hoe : " Yaveh , Andriamanitry ny Hebreo , niteny izao : " Avelao ny vahoakako handeha mba hahafahan'izy ireo manompo Ahy . "
EXO 9:14     Alignment score: 0.326 → 0.338
For this time I will send all my plagues on you yourself , on your servants and your people . I will do this so that you may know
that there is no one like me in all the earth .
Fa amin'izany fotoana izany dia handefa ireo areti - mandringana rehetra amin ' ny tenanao , amin'ireo mpanomponao , sy amin'ireo vahoakanao Aho . Hataoko izao mba hahafantaranao fa tsy misy toa Ahy amin ' ny tany rehetra .
EXO 9:15     Alignment score: 0.23
By now I could have reached out with my hand and attacked you and your people with plague , and you would have been eradicated from the land .
Fa ankehitriny dia afaka naninjitra ny tanako ary namely anao sy ny vahoakanao
tamin ' ny aretina aho , ary ho lany ritra eto amin ' ny tany ianareo .
EXO 9:16     Alignment score: 0.281 → 0.316
But it was for this reason I allowed you to survive : In order to show you my power , so that my name may be proclaimed throughout all the earth .
Fa izao no antony namelako anareo ho velona : mba hanehoako aminareo ny heriko , mba hanambarana ny anarako manerana ny tany rehetra .
EXO 9:17     Alignment score: 0.323
You are still lifting yourself up against my people by not letting them go .
Mbola manandratra ny tenanao manohitra ireo vahoakako ihany ianao amin ' ny tsy famelana azy ireo handeha .
EXO 9:18     Alignment score: 0.365 → 0.353
Listen ! Tomorrow about this time I will bring a very strong hail storm , such as has not been seen in Egypt since the day it was founded until now .
Henoy ! Rahampitso amin ' ny ora toy izao dia hitondra havandra mivatravatra be aho , izay mbola tsy nisy toa izany hita teto Egypta hatramin ' ny niandohan ' ny andro mandraka ankehitriny .
EXO 9:19     Alignment score: 0.371 → 0.372
Now then , send men and gather your livestock and everything you have in the fields to a safe place . Every man and animal that is in the field and is not brought home the hail will come
down on them , and they will die . " ' "
Ankehitriny dia , maniraha lehilahy ary angony ireo biby fiompinareo sy ny zavatra rehetra anananareo eny an - tsaha ho amin ' ny toerana azo antoka . Ny olona rehetra sy ny biby izay eny an - tsaha ary tsy nentina nody hilatsaka eo amin'izy ireo ny havandra , ary ho faty izy ireo . ' ""
EXO 9:20     Alignment score: 0.327 → 0.326
Then those
of Pharaoh 's servants who feared Yahweh 's message hurried to bring their slaves and livestock into the houses .
Ary ireo mpanompon'i Farao izay nino ny hafatr'i Yaveh dia nitondra haingana ireo mpanompo sy ireo biby fiompin'izy ireo nankany an - trano .
EXO 9:21     Alignment score: 0.301 → 0.302
But those
who did not take Yahweh 's message seriously left their slaves and livestock in the fields .
Fa ireo izay tsy nandray ny hafatr'i Yaveh am - pamatorana dia namela ireo mpanompo sy ny biby fiompin'izy ireo teny an - tsaha .
EXO 9:22     Alignment score: 0.441 → 0.449
Then Yahweh said to Moses , " Reach out with your hand toward the sky so that there will be hail in all the land of Egypt , on men and animals , and every plant of the field in the land of Egypt . "
Dia hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Ahinjiro mankany amin ' ny lanitra ny tananao
mba hisian ' ny havandra amin ' ny tany Egypta rehetra , amin ' ny vahoaka , amin ' ny biby , ary amin ' ny zava - maniry rehetra eny an - tsaha manerana ny tany Egypta rehetra . "
EXO 9:23     Alignment score: 0.557 → 0.559
Moses reached out with his staff toward the sky , and Yahweh sent thunder , hail , and lightning to the ground . He also rained hail on the land of Egypt .
Naninjitra ny tehiny
nankany amin ' ny lanitra i Mosesy , ary Yaveh nandefa kotrok'orana , havandra , tselatra tamin ' ny tany . Nandatsaka havandra tamin ' ny tany Egypta ihany koa Izy .
EXO 9:24     Alignment score: 0.403
So there were hail and lightning mixed with hail , very severe , such as had not been in all the land of Egypt since it became
a nation .
Ary dia nisy havandra sy tselatra miharo havandra , nahery vaika , izay mbola tsy nisy tao amin ' ny tany Egypta hatramin ' ny naha firenena azy .
EXO 9:25     Alignment score: 0.368 → 0.368
Throughout all the land of Egypt , the hail struck everything in the fields , both people and animals . It struck every plant in the fields and broke every tree .
Nanerana ny tany Egypta rehetra , namely ny zavatra rehetra tany
an - tsaha , ary ny olona sy ireo biby ny havandra . Namely ny zava - maniry rehetra teny an - tsaha ary nanapaka ireo hazo izany .
EXO 9:26     Alignment score: 0.368
Only in the land of Goshen , where the people of Israel lived , was there no hail .
Tao amin ' ny tany Gosena ihany , izay nipetrahan'ireo Israelita , no tsy nisy havandra .
EXO 9:27     Alignment score: 0.578 → 0.579
Then Pharaoh sent men to summon Moses and Aaron . He said to them , " I have sinned this time . Yahweh is righteous , and I and my people are wicked .
Ary Farao naniraka lehilahy hiantso an'i Mosesy sy Arona . Hoy izy tamin'ireo hoe : " Efa nanota aho ankehihitriny . Yaveh dia marina , ary izaho sy ny vahoakako dia ratsy fanahy .
EXO 9:28     Alignment score: 0.414 → 0.414
Pray to Yahweh , because the mighty thunderbolts and hail are too much . I will let you go , and you will stay here no longer . "
Mivavaha amin'i Yaveh , satria betsaka loatra ny varatra mahery sy ny havandra . Havelako handeha ianareo , ary tsy hijanona eto intsony ianareo . "
EXO 9:29     Alignment score: 0.367
Moses said to him , " As soon as I leave the city , I will spread my hands out to Yahweh . The thunder will stop , and there will not be any more hail . In this way you will know
that the earth belongs to Yahweh .
Hoy Mosesy taminy hoe : " Raha vantany vao miala eto amin'ity tanàna ity aho , hasandratro any amin'i Yaveh ny tanako . Hitsahatra ny kotroka , ary tsy hisy havandra intsony . Izany ny fomba hahafantaranao fa an'i Yaveh ny tany .
EXO 9:30     Alignment score: 0.347
But as for you and your servants , I know that you do not yet really honor Yahweh God . "
Fa ny aminao sy ireo mpanomponao , fantatro fa tsy mbola tena manome voninahitra an'i Yaveh Andriamanitra ianareo . "
EXO 9:31     Alignment score: 0.318 → 0.318
Now the flax and the barley were ruined , for the barley was maturing in the ear , and the flax was in bloom .
Dia simba ny rongony sy ny vary hordea , fa ny vary hordea dia masaka am - potony , ary namony ny rongony .
EXO 9:32     Alignment score: 0.327
But the wheat and the spelt were not harmed because they were later crops .
Fa ny varim - bazaha sy ny apemby dia tsy naninona satria ireo dia efa vokatra taty aoriana .
EXO 9:33     Alignment score: 0.527
When Moses had left Pharaoh and the city , he spread out his hands to Yahweh ; the thunder and hail stopped , and the rain came
down no more .
Rehefa nandao an'i Farao sy ny tanàna i Mosesy , dia nasandrany ho amin'i Yaveh ny tanany ; nitsahatra ny kotroka sy ny havandra , ary tsy nilatsaka intsony ny orana .
EXO 9:34     Alignment score: 0.556 → 0.556
When Pharaoh saw that the rain , hail , and thunder had ceased , he sinned again and hardened his heart , together with his servants .
Rehefa hitan'i Farao fa nitsahatra ny orana , ny havandra , ary ny kotroka , dia nanota indray izy ary nanamafy ny fony , niaraka tamin'ireo mpanompony .
EXO 9:35     Alignment score: 0.379 → 0.405
The heart of Pharaoh was hardened , and so he did not let the people of Israel go , just as Yahweh had spoken by the hand of Moses .
Nihamafy ny fon'i Farao , ka tsy namela ny vahoakan'Israely nandeha izy . Izany dia araka ny nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy fa ho ataon'i Farao .
EXO 9     Average alignment score: 0.418 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40