Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 8:1     Alignment score: 0.449 → 0.452
Yahweh spoke to Moses , " Say to Aaron , ' Reach out with your hand and your staff over the rivers , the streams , and the pools , and bring the frogs up over the land of Egypt . ' "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Lazao i Arona hoe : ' Ahinjiro eo ambonin ' ny renirano , ny lakan - drano , sy ireo dobo ny tananao
sy ny tehinao , ary ento hanenika ny tany Egypta ny sahona . " '


EXO 8:2     Alignment score: 0.638 → 0.639
Aaron reached out with his hand over Egypt 's waters , and the frogs came up and covered the land of Egypt .
Dia nahinjitr'i Arona teo amin ' ny ranon'i Egypta ny tanany , ka tonga ireo sahona ary nandrakotra ny tany Egypta .
EXO 8:3     Alignment score: 0.499 → 0.524
But the magicians did the same with their magic ; they brought up frogs over the land of Egypt .
Nefa nanao torak'izany ihany koa ireo ombiasy tamin ' ny odin'izy ireo : nitondra sahona niakatra ny tany Egypta izy ireo .
EXO 8:4     Alignment score: 0.511
Then Pharaoh called for Moses and Aaron and said , " Pray to Yahweh for him to take away the frogs from me and my people . Then I will let the people go , that they may sacrifice to him . "
Ary niantso an'i Mosesy sy Arona i Farao ka nilaza hoe : " Mivavaha amin'i Yaveh mba hanaisotra ny sahona eto amiko sy amin'ireo vahoakako . Dia hamela ny olona handeha aho , mba hahafahan'izy ireo manao sorona ho Azy . "
EXO 8:5     Alignment score: 0.331 → 0.335
Moses said to Pharaoh , " Honor yourself over me . When should I pray for you , your servants , and your people , so that the frogs may be removed from you and your houses and stay only in the river ? "
Hoy Mosesy tamin'i Farao hoe : " Ianao dia manana
fahafahana hilaza amiko hoe rahoviana aho no tokony hivavaka ho anao , ireo mpanomponao , ary ireo vahoakanao aho , mba hanesorana ireo sahona eo aminao sy ny ankohonanao ka hijanona any an - drenirano ihany . "
EXO 8:6     Alignment score: 0.515
Pharaoh said , " Tomorrow . " Moses said , " Let it be as you say , so that you may know
that there is no one like Yahweh , our God .
Farao nilaza hoe : " Rahampitso . " Ary Mosesy nilaza hoe : " Aoka hatao araka ny teninao izany , mba hahalalanao fa tsy misy tahaka an'i Yaveh , ilay Andriamanitray .
EXO 8:7     Alignment score: 0.345 → 0.348
The frogs will go from you , your houses , your servants , and your people . They will stay only in the river . "
Hiala eo aminao , ny tranonao
, ireo mpanomponao , ary ireo vahoakanao ny sahona . Fa hijanona eo amin ' ny renirano ihany .
EXO 8:8     Alignment score: 0.697
Moses and Aaron went out from Pharaoh . Then Moses cried out to Yahweh concerning the frogs that he had brought on Pharaoh .
Nivoaka niala teo amin ' ny Farao i Mosesy sy Arona . Ary Mosesy nihiaka mafy tamin'i Yaveh mahakasika ny sahona izay nentiny teo amin ' ny Farao .
EXO 8:9     Alignment score: 0.503
Yahweh did as Moses asked : The frogs died
in the houses , courts , and fields .
Ary Yaveh nanao araka izay nangatahin'i Mosesy : maty tao amin'ireo trano , tokotany , sy saha ireo sahona .
EXO 8:10     Alignment score: 0.118
The people gathered them together in heaps , and the land stank .
Nangonin'ireo vahoaka nitsitokotoko ireo , ka dia namofona ny tany .
EXO 8:11     Alignment score: 0.4 → 0.406
But when Pharaoh saw that there was relief , he hardened his heart and did not listen to Moses and Aaron , just as Yahweh had said that he would do .
Nony hitan'i Farao fa nisy fitoniana , dia nohamafisiny
ny fony ary tsy nihaino an'i Mosesy sy Arona izy , araka ny nolazain'i Yaveh fa ho ataony .
EXO 8:12     Alignment score: 0.571
Yahweh said to Moses , " Say to Aaron , ' Reach out with your staff and strike the dust on the ground , that it may become gnats throughout all the land of Egypt . ' "
Yaveh nilaza tamin'i Mosesy hoe : " Lazao i Aarona
hoe : ' Ahinjiro ny tehinao ary kapohy ny vovoka eo amin ' ny tany , mba ho tonga moka manerana ny tany Egypta rehetra . " '
EXO 8:13     Alignment score: 0.524 → 0.524
They did so . When Aaron reached out with his hand and his staff and struck the dust on the ground , gnats came on men and animals . All the dust on the ground became
gnats throughout all the land of Egypt .
Nanao toy izao izy ireo : Nahinjitr'i Arona ny tanany sy ny tehiny . Nokapohiny ny vovoka teo amin ' ny tany . Ary tonga teo amin ' ny olona ny moka sy ny biby . Tonga moka avokoa ny vovoka rehetra nanerana ny tany Egypta .
EXO 8:14     Alignment score: 0.548 → 0.549
The magicians tried with their magic to produce gnats , but they could not . So there were gnats on men and animals .
Ireo ombiasy dia niezaka ny hampisy moka tamin ' ny odin'izy ireo , fa tsy afaka izy ireo . Nisy moka teo amin ' ny olona sy ny biby .
EXO 8:15     Alignment score: 0.498 → 0.507
Then the magicians said to Pharaoh , " This is the finger of God . " But Pharaoh 's heart was hardened , so he refused to listen to them . It was just as Yahweh had said Pharaoh would do .
Dia hoy ireo ombiasy tamin'i Farao hoe : " Tanan'Andriamanitra izao . " Fa nihamafy kosa ny fon'i
Farao , ka nandà ny hihaino azy ireo izy . Izany dia tahaka ny efa nolazain'i Yaveh fa hataon'i Farao .
EXO 8:16     Alignment score: 0.404 → 0.41
Yahweh said to Moses , " Get up early in the morning and stand in front of Pharaoh as he goes out to the river . Say to him , ' Yahweh says this : " Let my people go so that they may worship me .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Mifohaza maraina be ary mitsangana manoloana an'i Farao rehefa miala ho any amin ' ny renirano izy . Lazao izy hoe : ' Izao no nolazain'i
Yaveh : " Aoka ny oloko handeha mba hahafahan'izy ireo manompo Ahy .
EXO 8:17     Alignment score: 0.363 → 0.379
But if you do not let my people go , I will send swarms of flies on you , your servants , and your people , and into your houses . The Egyptians ' houses will be full of swarms of flies , and even the ground on which they stand will be full of flies .
Fa raha tsy avelanao handeha ny oloko , dia handefa andian - dalitra eo aminao , ireo mpanomponao , sy ireo olonao
, ary ireo izay ao an - tranonao Aho . Ny tranon'ireo Egyptiana dia ho feno andian - dalitra , ary na ny tany izay hitsanganan'izy ireo aza dia ho feno lalitra .
EXO 8:18     Alignment score: 0.347 → 0.347
But on that day I will set the land of Goshen apart , the land in which my people are living , so that no swarms of flies will be there . This will happen so that you may know
that I am Yahweh in the midst of this land .
Fa amin'izany andro izany dia hitondra ny tanin'i Gosena amin ' ny fomba hafa aho , ilay tany izay onenan ' ny oloko , mba tsy hisy andian - dalitra any . Izany dia hiseho mba hahalalanao fa Izaho no Yaveh eo afovoan'ity tany ity .
EXO 8:19     Alignment score: 0.36
I will make a distinction between my people and your people . This sign of my power will take place tomorrow . " ' "
Hanao fanavahana eo amin ' ny vahoakako sy ny vahoakanao
Aho . Izany famatarana ny heriko izany dia hitranga rahampitso . " ' "
EXO 8:20     Alignment score: 0.405 → 0.406
Yahweh did so , and thick swarms of flies came into Pharaoh 's house and into his servants ' houses . Throughout the whole land of Egypt , the land was ruined because of the swarms of flies .
Nanao izany i Yaveh , ka tonga tao an - tranon'i Farao sy ireo manompony ireo andian
- dalitra matevina . Nanerana ny tany Egypta rehetra , simba ny tany noho ireo andian - dalitra .
EXO 8:21     Alignment score: 0.519
Pharaoh called for Moses and for Aaron and said , " Go , sacrifice to your God in our own land . "
Nampiantso an'i Mosesy sy Arona i Farao ka nilaza hoe : " Mandehana , manaova sorona ho an'Andriamanitrareo ao amin ' ny taninareo manokana . "
EXO 8:22     Alignment score: 0.373 → 0.375
Moses said , " It is not right for us to do so , for the sacrifices
we make to Yahweh our God are something disgusting to the Egyptians . If we make sacrifices right before their eyes that are disgusting to the Egyptians , will they not stone us ?
Hoy i Mosesy hoe : " Tsy mety aminay ny manao izany , fa ireo sorona izay ataonay ho an'i Yaveh Andriamanitray dia maharikoriko ho an'ireo Egyptiana . Raha manao sorona marina eo imason'izy ireo izahy izay maharikoriko an'ireo Egyptiana , tsy ho torahan'izy ireo vato va izahay ?
EXO 8:23     Alignment score: 0.343 → 0.343
No , it is a three days ' journey into the wilderness that we must make , in order to sacrifice to Yahweh our God , as he commands us . "
Tsia , ny mandeha hateloana makany an - efitra no tsy maintsy hataonay , mba hanaovana sorona ho an'i Yaveh Andriamanitray , araka ny nandidiany
anay . "
EXO 8:24     Alignment score: 0.367 → 0.368
Pharaoh said , " I will allow you to go and sacrifice to Yahweh your God in the wilderness . Only you must not go very far away . Pray for me . "
Hoy i Farao hoe : " Hamela anareo handeha sy hanao sorona ho an'i Yaveh andriamanitrareo any an - efitra aho . Fa aoka kosa tsy handeha lavitra loatra ianareo . Mivavaha ho ahy . "
EXO 8:25     Alignment score: 0.414 → 0.432
Moses said , " As soon as I go out from you , I will pray to Yahweh that the swarms of flies may leave you , Pharaoh , and your servants and people tomorrow . But you must not deal deceitfully any more by not letting our people go to sacrifice to Yahweh . "
Hoy i Mosesy hoe : " Vantany vao mivoaka avy ato aminao aho , dia hivavaka amin'i Yaveh mba hialan ' ny andian - dalitra eo aminao , ry Farao , sy ireo mpanomponao ary ny vahoakanao
rahampitso . Fa aoka ianao tsy hamitaka intsony amin ' ny tsy famelana ny olonay handeha hanao sorona ho an'i Yaveh . "
EXO 8:26     Alignment score: 0.765 → 0.768
Moses went out from Pharaoh and prayed to Yahweh .
Nivoaka avy tao amin ' ny Farao i Mosesy ary nivavaka tamin'i Yaveh .
EXO 8:27     Alignment score: 0.394 → 0.424
Yahweh did as Moses asked ; and he removed the swarms of flies from Pharaoh , his servants , and his people . Not one remained .
Nataon'i Yaveh izay nangatahin'i Mosesy : nanaisotra ny andian
- dalitra teo amin ' ny Farao , sy ireo mpanompony , ary ireo vahoakany Izy . Tsy nisy na iray aza tavela .
EXO 8:28     Alignment score: 0.383
But Pharaoh hardened his heart this time also , and he did not let the people go .
Nefa Nanamafy ny fony ihany koa i Farao tamin'izany fotoana izany , ary tsy namela ny vahoaka handeha .
EXO 8     Average alignment score: 0.446 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40