Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 29:1     Alignment score: 0.398
Now this is what you must do to set them apart to me so that they may serve me as priests . Take one young bull from the herd and two rams without blemish ,
Ary izao no tsy maintsy ataonareo mba hanokananareo azy ireo ho ahy mba hanompoan'izy ireo Ahy ho mpisorona . Mangalà vantotr'ombilahy sy ondrilahy roa tsy misy kilema ,


EXO 29:2     Alignment score: 0.409 → 0.429
bread without yeast , and cakes without yeast mixed with oil . Also take wafers without yeast rubbed with oil . Make the wafers using fine wheat flour .
mofo tsy misy lalivay , ary mofomamy tsy misy lalivay nasiana menaka . Mangalà ihany koa mofo manify tsy misy lalivay voahoso - menaka . Manaova mofo manify amin ' ny fampiasana ny lafarinina varim - bazaha .
EXO 29:3     Alignment score: 0.338
You must put them into a single basket , bring them in the basket , and present them with the bull and the two rams .
Ataovy anaty harona iray ireo , ento anaty ny harona ireo , ary atolory miaraka amin'ilay vantontr'ombilahy sy ireo ondrilahy roa .
EXO 29:4     Alignment score: 0.522
You must present Aaron and his sons at the entrance to the tent of meeting . You must wash Aaron and his sons in water .
Tsy maintsy mitondra an'i Arona sy ireo zanany eo amin ' ny fidirana amin ' ny lay fihaonana ianareo . Tsy maintsy manasa an'i Arona sy ireo zanany amin ' ny rano ianareo .
EXO 29:5     Alignment score: 0.432
You must take the garments and clothe Aaron with the coat , the robe of the ephod , the ephod , and the breastpiece , fastening the finely - woven waistband of the ephod around him .
Tsy maintsy manala ireo akanjo ary mampitafy an'i Arona amin ' ny akanjo lava , akanjo misy ny efoda , ny efoda , ary ny saron - tratra ianareo , mampiraikitra ny fehikibo vita amin ' ny tenona - manify efoda manodidina azy .
EXO 29:6     Alignment score: 0.4
You must set the turban on his head and put the holy crown on the turban .
Tsy maintsy mametraka ny satroka amin ' ny lohany ary mametraka ny satro - boninahitra masina eo ambonin'ilay satroka .
EXO 29:7     Alignment score: 0.449
Then take the anointing oil and pour it on his head , and in this way anoint him .
Avy eo dia makà ny menaka fanosorana ary araraho eo amin ' ny lohany , izany no fomba hanosorana azy .
EXO 29:8     Alignment score: 0.201
You must bring his sons and put tunics on them .
Ianareo dia tsy maintsy mitondra ireo zanany ary mampiakanjo lava azy ireo .
EXO 29:9     Alignment score: 0.29 → 0.291
You must clothe Aaron and his sons with sashes and put headbands on them . The work of the priesthood will belong to them by permanent law . In this way you must consecrate Aaron and his sons for them to serve me .
Tsy maintsy mampiakanjo an'i Arona sy ireo zanany amin ' ny saron
- tratra ary mametraka fehiloha amin'izy ireo ianareo . Ho azy ireo amin ' ny alalan ' ny lalàna mandrakizay ny asa fisoronana . Amin'zany fomba izany dia tsy maintsy hanokana an'i Aarona sy ireo zanany mba hanompo Ahy ianareo .
EXO 29:10     Alignment score: 0.493
You must all bring the bull before the tent of meeting , and Aaron and his sons must lay their hands on its head .
Tsy maintsy hitondra ny vantotr'ombilahy eo anatrehan
' ny lay fihaonana ianareo rehetra , ary i Arona sy ireo zanany dia tsy maintsy mametraka ny tanan'izy ireo amin ' ny lohan'izany .
EXO 29:11     Alignment score: 0.554 → 0.559
You must kill the bull before Yahweh at the entrance to the tent of meeting .
Tsy maintsy mamono ny vantotr'ombilahy eo anatrehan'i Yaveh eo amin ' ny fidirana amin ' ny lay fihaonana ianareo .
EXO 29:12     Alignment score: 0.385
You must take some of the bull 's blood and put it on the horns of the altar with your finger , and you must pour out the rest of the blood at the base of the altar .
Tsy maintsy maka ampahany amin ' ny ràn ' ny vantotr'ombilahy ianareo ary mametraka izany amin ' ny rantsan - tananareo amin'ireo tandroky
ny alitara , ary tsy maintsy mandraraka ny ambin ' ny eo amin ' ny fototry ny alitara .
EXO 29:13     Alignment score: 0.443 → 0.451
You must take all the fat that covers the inner parts , and also take the covering of the liver and the two kidneys with the fat that is on them ; burn it all on the altar .
Tsy maintsy esorinareo ny sabora rehetra izay mandrakotra ny ao anatiny , esory ihany koa ny sabora izay mandrakotra ny aty sy ireo voa roa ; dory eo amin ' ny alitara izany rehetra izany .
EXO 29:14     Alignment score: 0.333 → 0.338
But as for the bull 's flesh , as well as its skin and dung , you must burn it up outside the camp . It will be a sin offering .
Fa ny nofon
' ny vantotr'ombilahy kosa , ny hodiny sy ny tain - drorohany , dia tsy maintsy doranareo any ivelan ' ny toby . Ho sorona nohon ' ny fahotana izany .
EXO 29:15     Alignment score: 0.379 → 0.379
You must also take the one ram , and Aaron and his sons must lay their hands on its head .
Tsy maintsy maka ny ondry lahy ihany koa ianareo , ary i Arona sy ireo zanany dia tsy maintsy mametraka ny tanan'izy ireo eo amin ' ny lohan'izany .
EXO 29:16     Alignment score: 0.379
You must kill the ram , then take its blood and sprinkle it on all sides of the altar .
Tsy maintsy vonoinareo ny ondry lahy , ary maka ny ràny sy mamafy izany amin ' ny sisin
' ny alitara rehetra .
EXO 29:17     Alignment score: 0.282 → 0.267
You must cut the ram into pieces and wash its inner parts and its legs , and you must put the inner parts , together with its pieces and with its head ,
Tsy maintsy tetehinareo ilay ondrilahy ary sasainareo ny ao anatiny sy ny tongony , ary tsy maintsy apetrakareo , miaraka amin'ireo efa voatetika sy ny lohany , eo amin ' ny alitarany
tao anatiny .
EXO 29:18     Alignment score: 0.579
on the altar . Then burn the whole ram . It will be a burnt offering to Yahweh , a sweet aroma , an offering made to Yahweh by fire .
Avy eo dory manontolo ilay ondry . Ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany , hanitra mamerovero , fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh .
EXO 29:19     Alignment score: 0.386
You must then take the other ram , and Aaron and his sons must lay their hands on its head .
Tsy maintsy maka ilay ondrilahy hafa ianareo avy eo , ary Arona sy ireo zanany dia tsy maintsy mametraka ny tanan'izy ireo eo amin ' ny lohan'izany .
EXO 29:20     Alignment score: 0.355 → 0.359
Then you must kill the ram and take some of its blood . Put it on the tip of Aaron 's right ear , and on the tip of his sons ' right ears , on the thumb of their right hands , and on the great toe of their right feet
. Then you must sprinkle the blood against the altar on every side .
Ary tsy maintsy mamono ilay ondrilahy sy maka ampahany amin ' ny ràny ianareo . Ataovy eo amin ' ny tendron ' ny ravin - tsofina ankavanan'i Arona izany , ary eo amin ' ny tendron ' ny ravin - tsofina ankavanan'ireo zanany , eo amin ' ny ankihiben ' ny tanana ankavanan'izy ireo , sy eo amin ' ny ankihiben - tongotra ankavanan'izy ireo . Avy eo dia tsy maintsy mamafy ny amin ' ny sisin ' ny alitara rehetra ianareo .
EXO 29:21     Alignment score: 0.383
You must take some of the blood that is on the altar and some of the anointing oil , and sprinkle it all on Aaron and on his garments , and also on his sons and on their garments . Aaron will then be set apart for me , as well as his garments , his sons and his sons ' garments with him .
Tsy maintsy maka ampahany amin ' ny izay eo amin ' ny alitara sy ampahany amin ' ny menaka fanosorana ianareo , ary mamafy izany rehetra izany amin'i Arona sy ny akanjony , amin'ireo zanany sy ny akanjon'izy ireo ihany koa . Dia ho voatokana ho Ahy i Arona , mbamin'ireo fitafiany , ireo zanany sy ireo fitafian'izy ireo .
EXO 29:22     Alignment score: 0.413
You must take the ram 's fat , the fat tail , the fat that covers the inner parts , the covering of the liver , the two kidneys and the fat on them , and the right thigh for this ram is for the priests ' consecration to me .
Tsy maintsy esorinareo ny saboran'ilay ondrilahy , ny saboran ' ny rambony , ny sabora izay mandrakotra ny ao anatiny , ny saboran ' ny aty , ireo voa roa sy ny saboran'izany , ary ny fe ankavanana - satria io ondrilahy io dia ho an ' ny mpisorona izay nohamasinina ho Ahy .
EXO 29:23     Alignment score: 0.54
Take one loaf of bread , one cake of bread made with oil , and one wafer out of the basket of bread without yeast that is before Yahweh .
Mandraisa mofo iray , mofo iray misy menaka , ary mofo manify iray ao amin ' ny harona izay misy ireo mofo tsy misy lalivay izay eo anatrehan'i Yaveh .
EXO 29:24     Alignment score: 0.392
You must put these
in Aaron 's hands and in the hands of his sons and wave them before me for a wave offering before Yahweh .
Tsy maintsy apetrakareo eo amin ' ny tanan'i Arona sy ny tanan'ireo zanany izany ary ataovy mihevaheva eto anatrehako ireo mba ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Yaveh .
EXO 29:25     Alignment score: 0.469 → 0.473
You must then take the food from their hands and burn it on the altar with the burnt offering . It will produce a sweet aroma for me ; it will be an offering made to me by fire .
Tsy maintsy maka ny sakafo avy eo amin ' ny tanan'izy ireo ianareo avy eo ary mandoro izany miaraka amin ' ny fanatitra dorana eo amin ' ny alitara . Hamoaka hanitra mamerovero izany ; ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho Ahy izany .
EXO 29:26     Alignment score: 0.551 → 0.532
You must take the breast of Aaron 's ram of dedication and wave it for a wave offering before Yahweh , and it will be your share .
Tsy maintsy maka ny tratran
' ny ondrilahin ' ny fanokanana an'i Arona ianareo ary manevaheva izany ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Yaveh , ka ho anjaranareo izany .
EXO 29:27     Alignment score: 0.376 → 0.392
You must set apart to me the breast of the wave offering that is waved and the thigh that is the contribution for the priests both the breast that was waved and the thigh that was contributed for Aaron and his sons from the ram of consecration .
Tsy maintsy atokanareo ho Ahy ny tratran
' ny fanatitra izay nahevaheva , ary ny fe izay anjaran'ireo mpisorona ny tratra izay nahevaheva sy ny fe izay anjaran'i Arona sy ireo zanany .
EXO 29:28     Alignment score: 0.382
This will be a perpetual share for Aaron and his sons . It will be a contribution from the people of Israel to give to Yahweh from their peace offerings
.
Ho didy mandrakizay ho an'i Arona sy ireo zanany izany . Ho fandraisana anjaran'ireo olon'Israely ny manome amin ' ny fanati - pihavanana ho an'i Yaveh .
EXO 29:29     Alignment score: 0.296
The holy garments of Aaron must also be reserved for his descendants after him . They are to be anointed in them and ordained to me in them .
Ireo fitafiana
masin'i Arona dia tsy maintsy voatokana ho an'ireo zanany mandimby azy . Izy ireo dia ho voahosotra ao amin'izy ireo ary voatokana ho Ahy ao amin'izy ireo .
EXO 29:30     Alignment score: 0.412
The priest who succeeds him from among his sons , who comes into the tent of meeting to serve me in the holy place , is to wear those
garments for seven days .
Ny mpisorona izay mandimby azy eo amin'ireo zanany , izay tonga ao amin ' ny lay fihaonana mba hanompo Ahy ao amin ' ny toerana masina , dia tokony hanao ireo fitafiana ireo mandritra ny fito andro .
EXO 29:31     Alignment score: 0.246 → 0.254
You must take the ram of consecration and boil its meat in a holy place .
Tsy maintsy maka ny ondrilahy ho an ' ny fametrahana ny mpisorona ho Ahy sy mahandro ny henan'izany ao amina toerana masina ianareo .
EXO 29:32     Alignment score: 0.547
Aaron and his sons must eat the ram 's meat and the bread that is in the basket at the entrance to the tent of meeting .
Arona sy ireo zanany dia tsy maintsy mihinana ny henan ' ny ondrilahy sy ny mofo izay tao anatin
' ny harona teo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny lay fihaonana .
EXO 29:33     Alignment score: 0.336 → 0.352
They must eat the meat and bread that were given to atone for them and to ordain them to be set apart to me . No one else may eat that food ; they must treat it as holy .
Izy ireo dia tsy maintsy mihinana ny hena sy ny mofo izay nomena mba hanonerana azy ireo sy hanokanana azy ireo , mba ho voatokana ho Ahy . Tsy misy olon
- kafa tokony hihinana ny sakafo , satria izy ireo dia tsy maintsy manao izany tahaka ny hoe nohamasinina ho Ahy , natokana ho Ahy .
EXO 29:34     Alignment score: 0.378
If any of the meat of the ordination offering , or any of the bread , remains to the next morning , then you must burn it . It must not be eaten because it has been set apart to me .
Raha misy ambiny
amin ' ny maraina ireo henan ' ny fanatitra fanokanana , na izay mofo rehetra , dia tsy maintsy doranareo izany . Tsy azo hohanina intsony izany satria efa natokana ho Ahy .
EXO 29:35     Alignment score: 0.353 → 0.37
In this way , by following all that I have commanded you to do , you must treat Aaron and his sons . For seven days you must prepare them .
Amin'izany fomba izany , amin ' ny alalan ' ny fanarahana izay rehetra nodidiako ho ataonareo , no tsy maintsy hitondranareo an'i Arona sy ireo zanany . Mandritra
ny fito andro ireo no tsy maintsy homaninareo .
EXO 29:36     Alignment score: 0.388 → 0.387
Every day you must offer a bull as a sin offering for atonement . You must purify the altar by making atonement for it , and you must anoint it in order to set it apart to me .
Isan'andro ianareo dia tsy maintsy manolotra ombilahy ho fanatitra nohon ' ny fahotanareo mba ho fanavotana . Tsy maintsy manadio ny alitara amin ' ny alalan ' ny fanaovana fanavotana eo amin'izany ianareo , ary ianareo dia tsy maintsy manosotra izany mba hanokanana izany ho Ahy .
EXO 29:37     Alignment score: 0.491 → 0.493
For seven days you must make atonement for the altar and set it apart to Yahweh . Then the altar will be completely set apart to me . Whatever touches the altar will be set apart to Yahweh .
Mandritra
ny fito andro dia tsy maintsy manao fanavotana eo amin ' ny alitara sy manokana izany ho an'i Yaveh ianareo . Ka ho voatokana manontolo ho Ahy ny alitara . Izay rehetra mikasika ny alitara dia ho voatokana ho an'i Yaveh .
EXO 29:38     Alignment score: 0.382 → 0.385
You must regularly offer on the altar every day two lambs a year old .
Tsy maintsy hatolotrareo eo amin ' ny alitara isan'andro tsy tapaka ny zanak'ondry herintaona ro .
EXO 29:39     Alignment score: 0.323
One lamb you must offer in the morning , and the other lamb you must offer about sundown .
Ny zanak'ondry iray dia tsy maintsy atolotra
amin ' ny maraina , ary ny zanak'ondry iray hafa dia tsy maintsy atolotra eo ho eo amin ' ny filentehan ' ny masoandro .
EXO 29:40     Alignment score: 0.5
With the first lamb , offer a tenth of an ephah of fine flour mixed with the fourth part of a hin of oil from pressed olives , and the fourth part of a hin of wine as a drink offering .
Amin'ilay zanak'ondry voalohany , dia manolora koba manify impolon ' ny efaha nafangaro
tamin ' ny diloilo ampahefatry ny hina avy amin ' ny oliva nofihazina , ary divay ampahefatry ny hina mba ho zava - pisotro fanatitra .
EXO 29:41     Alignment score: 0.45 → 0.454
You must offer the second lamb about sunset . You must offer the same grain offering as in the morning , and the same drink offering . These
will produce a sweet aroma for me ; it will be an offering made to me by fire .
Tsy maintsy manolotra ny zanak'ondry faharoa ianareo eo ho eo amin ' ny fiposahan ' ny masoandro . Ianareo dia tsy maintsy manolotra fanatitra hohanina tahaka tamin ' ny maraina , sy zava - pisotro fanatitra . Hiteraka hanitra mamerovero ho Ahy ireo ; ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho Ahy izany .
EXO 29:42     Alignment score: 0.35 → 0.367
These
must be regular burnt offerings throughout your generations , at the entrance to the tent of meeting before Yahweh , where I will meet with you to speak to you there .
Tsy maintsy fanatitra dorana tsy tapaka amin ' ny taranakareo ireo , eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana eo anatrehan'i Yaveh , izay hihaonako aminao sy hiresahako aminao .
EXO 29:43     Alignment score: 0.403 → 0.403
That is where I will meet with the people of Israel ; the tent will be set apart for me by my glory .
Any no hihaonako amin'ireo Israelita , ny lay dia ho atokana
ho Ahy amin ' ny alalan ' ny voninahitro .
EXO 29:44     Alignment score: 0.468 → 0.476
I will set apart the tent of meeting and the altar for these
to belong to me alone . I will also set apart Aaron and his sons to serve me as priests .
Hanokana ny lay fihaonana sy ny alitara ho an'ireo izay Ahy manokana aho . Hanokana an'i Arona sy ireo zanany mba hanompo Ahy ho ny mpisorona ihany koa Aho .
EXO 29:45     Alignment score: 0.295
I will live among the people of Israel and will be their God .
Hiaina eo amin'ireo Israelita Aho ary ho Andriamanitr'izy ireo .
EXO 29:46     Alignment score: 0.446 → 0.444
They will know that I am Yahweh , their God , who brought them out from the land of Egypt so that I might live among them . I am Yahweh , their God .
Ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh , Andriamanitr'izy ireo , izay nitondra azy ireo nivoaka ny tany Egypta mba hahafahako miaina eo amin'izy ireo . Izaho no Yaveh , Andriamanitr'izy ireo .
EXO 29     Average alignment score: 0.41 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40