Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 15:1     Alignment score: 0.556
Then Moses and the people of Israel sang this song to Yahweh . They sang , " I will sing to Yahweh , for he has triumphed gloriously ; the horse and its rider he has thrown into the sea .
Dia nihira izao hira izao ho an'i Yaveh i Mosesy sy ny vahoakan'Israely . Nihira izy ireo hoe : " Hihira ho an'i Yaveh aho , fa efa nandresy tamim
- boninahitra Izy ; ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina .


EXO 15:2     Alignment score: 0.382
Yahweh is my strength and song , and he has become
my salvation . This is my God , and I will praise him , my father 's God , and I will exalt him .
Yaveh no tanjako sy hirako , ary efa nanjary famonjena ahy Izy . Izany no Andriamanitro , ary hidera Azy aho , Andriamanitr'ireo razako , ary hanandratra Azy aho .
EXO 15:3     Alignment score: 0.691
Yahweh is a warrior ; Yahweh is his name .
Yaveh dia mpiady ; Yaveh no anarany .
EXO 15:4     Alignment score: 0.446
He has thrown Pharaoh 's chariots and army into the sea . Pharaoh 's chosen officers were drowned in the Sea of Reeds .
Nanipy ny kalesin'i
Farao sy ny tafika tao anaty ranomasina Izy . Ireo manam - boninahitra voafidin'i Farao dia nilentika tao anatin ' ny Ranomasina Mena .
EXO 15:5     Alignment score: 0.355 → 0.357
The depths covered them ; they went down into the depths like a stone .
Ny lalina
nanarona azy ireo ; dia nilentika tany amin ' ny lalina tahaka ny vato izy ireo .
EXO 15:6     Alignment score: 0.431
Your right hand , Yahweh , is glorious in power ; your right hand , Yahweh , has shattered the enemy .
Ny tananao
ankavanana , ry Yaveh , dia manam - boninahitra amin ' ny hery ; ny tananao ankavanana , ry Yaveh , dia nanorotoro ny fahavalo .
EXO 15:7     Alignment score: 0.344
In great majesty you overthrew those
who rose up against you . You sent out your wrath ; it consumed them like stubble .
Tamin ' ny voninahitra lehibe no nanjeranao ireo izay nitsangana hanohitra Anao . Nalefanao ny fahatezeranao ; nandevona azy ireo tahaka ny mololo izany .
EXO 15:8     Alignment score: 0.345 → 0.345
By the blast of your nostrils the waters were piled up ; the flowing waters stood upright in a heap ; the deep water was congealed in the heart of the sea .
Tamin ' ny fofonain ' ny vavoronao
no nampiangona ireo rano ; ireo rano mikoriana nijoro mahitsy toy ny antontan - javatra ; ny rano lalina dia nivaingana tany amin ' ny fanambanin ' ny ranomasina .
EXO 15:9     Alignment score: 0.329
The enemy said , ' I will pursue , I will overtake , I will share out the plunder ; my desire will be satisfied on them ; I will draw my sword ; my hand will destroy them . '
Hoy ny fahavalo : ' Hanenjika aho , hisambotra aho , hizara izay babo aho ; ny faniriako dia ho tanteraka amin'izy ireo ; hamoaka ny sabatro
aho ; hamotika azy ireo ny tanako . '
EXO 15:10     Alignment score: 0.376 → 0.428
But you blew with your wind , and the sea covered them ; they sank
like lead in the mighty waters .
Nitsoka tamin ' ny rivotrao ianao , ka nandrakotra azy ireo ny ranomasina ; nilentika tahaka ny firaka anatin ' ny rano mahery izy ireo .
EXO 15:11     Alignment score: 0.317 → 0.337
Who is like you , Yahweh , among the gods ? Who is like you , majestic in holiness , honored in praises , doing miracles ?
Iza no tahaka Anao , ry Yaveh , eo amin'ireo andriamanitra ? Iza no tahaka Anao , manam - boninahitra
amin ' ny fahamasinana , omem - boninahitra amin ' ny dera , manao fahagagana ?
EXO 15:12     Alignment score: 0.386
You reached out with your right hand , and the earth swallowed them .
Naninjitra ny tananao
ankavanana Ianao , dia nitelina azy ireo ny tany .
EXO 15:13     Alignment score: 0.35 → 0.364
In your covenant loyalty you have led the people you have rescued . In your strength you have led them to the holy place where you live
.
Tao amin ' ny fanekenao tsy mivadika no nitarihinao ny vahoaka izay navotanao . Tamin ' ny tanjakao no nitarihinao azy ireo tany amin ' ny toerana masina izay nitoeranao .
EXO 15:14     Alignment score: 0.482
The peoples will hear , and they will tremble ; terror will seize the inhabitants of Philistia .
Handre ireo vahoaka , ary hangovitra izy ireo ; hisambotra ireo mponin'i
Filistia ny horohoro .
EXO 15:15     Alignment score: 0.484
Then the chiefs of Edom will fear ; the soldiers of Moab will shake ; all the inhabitants of Canaan will melt away .
Dia hatahotra ireo lehiben'i Edoma ; ireo miaramilan'i
Moaba dia hihozongozona ; ny mponin'i Kanana rehetra dia ho ketraka .
EXO 15:16     Alignment score: 0.357 → 0.368
Terror and dread will fall on them . Because of your arm 's power , they will become as still as a stone until your people pass
by , Yahweh until the people you have rescued pass by .
Ny horohoro sy ny tahotra dia hianjera amin'izy ireo . Noho ny herin ' ny sandrinao , dia ho hanjary hijanona tahaka ny vato mandra - pandalon ' ny vahoakanao izy ireo , ry Yaveh mandra - pandalon'ireo vahoaka navotanao .
EXO 15:17     Alignment score: 0.326 → 0.342
You will bring them and plant them on the mountain of your inheritance , the place , Yahweh , that you have made to live
in , the sanctuary , our Lord , that your hands have built .
Hitondra azy ireo ary hametraka azy ireo eny an - tendrombohitry ny lovanao Ianao , ilay toerana , ry Yaveh , izay efa nataonao hitoerana , ny fitoerana masina , ry Tomponay , izay efa namboarin ' ny tananao .
EXO 15:18     Alignment score: 0.486
Yahweh will reign forever and ever . "
Hanjaka mandrakizay doria Yaveh . "
EXO 15:19     Alignment score: 0.412 → 0.415
For Pharaoh 's horses went with his chariots and horsemen into the sea . Yahweh brought back the waters of the sea on them . But the people of Israel walked on dry land in the middle of the sea .
Fa ireo soavalin'i
Farao dia nandeha niaraka tamin'ireo kalesiny sy ireo mpitaingin - tsoavaliny tany anaty ranomasina . Namerina ny ranon ' ny ranomasina tamin'izy ireo i Yaveh . Nefa ireo Israelita nandeha tamin ' ny tany maina teo anelanelan ' ny ranomasina .
EXO 15:20     Alignment score: 0.502
Miriam the prophetess , sister of Aaron , picked up a tambourine
, and all the women went out with tambourines , dancing along with her .
Miriama ilay mpaminany vavy , anabavin'i Arona , naka ampongatapaka , ary ireo vehivavy rehetra nivoaka niaraka tamin ' ny ampongatapaka , nandihy nanaraka azy .
EXO 15:21     Alignment score: 0.555
Miriam sang to them : " Sing to Yahweh , for he has triumphed gloriously . The horse and his rider he has thrown into the sea . "
Nihira tamin'izy ireo Miriama hoe : " Mihirà ho an'i Yaveh , fa nandresy am - boninahitra Izy . Ny soavaly sy ny mpitaingina izany dia natsipiny tao anaty ranomasina . "
EXO 15:22     Alignment score: 0.433
Then Moses led Israel onward from the Sea of Reeds . They went out into the wilderness of Shur . They traveled for three days into the wilderness and found no water .
Dia nitarika ny Israely nanomboka teo amin ' ny ranomasina Mena i Mosesy . Nivoaka avy tao amin ' ny efitr'i
Sora izy ireo . Nandeha hateloana tany an'efitra ary tsy nahita rano izy ireo .
EXO 15:23     Alignment score: 0.447
Then they came to Marah , but they could not drink
the water there because it was bitter . So they named that place Marah .
Dia tonga tany Mara izy ireo , nefa tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy izany . Dia nantsoin'izy ireo hoe Mara izany toerana izany .
EXO 15:24     Alignment score: 0.476
So the people complained to Moses and said , " What can we drink ? "
dia nitaraina tamin'i Mosesy ireo vahoaka ary niteny hoe : " Inona no azonay sotroina ? "
EXO 15:25     Alignment score: 0.403 → 0.436
Moses cried out to Yahweh , and Yahweh showed him a tree . Moses threw it into the water , and the water became
sweet to drink . It was there that Yahweh gave them a strict law , and it was there that he tested them .
Niantso mafy an'i Yaveh i Mosesy , ary nampiseho azy hazo iray i Yaveh . Nanipy izany tao anatin ' ny rano Mosesy , ka lasa azo sotroina ny rano . Teo no nanomezan'i Yaveh lalàna hentitra azy ireo , ary teo no nitsapany azy ireo .
EXO 15:26     Alignment score: 0.362
He said , " If you carefully listen to the voice of Yahweh your God , and do what is right in his eyes , and if you give
ear to his commands and obey all his laws I will put on you none of the diseases that I put on the Egyptians , for I am Yahweh who heals you . "
Hoy Izy : " Raha mihaino tsara ny feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo , ary manao izay marina eo imasony , ary raha manongilan - tsofina amin'ireo didiny ka mankatoa ireo lalàny rehetra ianareo dia tsy misy ataoko aminareo ireo aretina izay nataoko tamin'ireo Egyptiana , fa Izaho no Yaveh izay manasitrana anareo . "
EXO 15:27     Alignment score: 0.499
Then the people came to Elim , where there were twelve springs of water and seventy palm trees . They camped there by the water .
Ary ireo vahoaka tonga tany Elima , izay nisy loharano roa ambin ' ny folo sy hazon - drofia fitopolo . Nitoby tany teo akaikin ' ny rano izy ireo .
EXO 15     Average alignment score: 0.421 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40