Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 5:1     Alignment score: 0.521
After these things happened , Moses and Aaron went to Pharaoh and said , " This is what Yahweh , the God of Israel , says : ' Let my people go , so they can have a festival for me in the wilderness . ' "
Taorian ' ny nitrangan'ireo zavatra ireo , dia nandeha tany amin'i Farao i Mosesy sy Arona ary niteny hoe : " Izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , hoe : ' Avelao ny oloko andeha , mba hanaovan'izy ireo firavoravona
ho Ahy any an'efitra . ' "


EXO 5:2     Alignment score: 0.435 → 0.463
Pharaoh said , " Who is Yahweh ? Why should I listen to his voice and let Israel go ? I do not know Yahweh ; moreover , I will not let Israel go . "
Hoy Farao hoe : " Fa iza moa izany Yaveh izany ? Nahoana aho no tokony hihaino ny teniny
ary hamela an'Israely handeha ? Tsy mahafantatra an'i Yaveh aho ; ary fanampin'izany , tsy hamela an'Israely handeha aho . "
EXO 5:3     Alignment score: 0.366 → 0.382
They said , " The God of the Hebrews has met with us . Let us go on a three - day journey into the wilderness and sacrifice to Yahweh our God so that he does not attack us with plague or with the sword . "
Hoy izy ireo hoe : " Efa nihaona taminay ny Andriamanitr'ireo Hebreo . Avelao izahay andeha hateloana any an'efitra ary hanao sorona ho an'i Yaveh Andriamanitray mba tsy hanafihany anay amin ' ny loza na amin ' ny sabatra . "
EXO 5:4     Alignment score: 0.486 → 0.484
But the king of Egypt said to them , " Moses and Aaron , why are you taking the people from their work ? Go back to your labors . "
Fa hoy ny mpanjakan'i Egypta tamin'izy ireo hoe : " Ry Mosesy sy Arona , nahoana ianareo no manala ny olona amin ' ny asan'izy ireo ? Miverena
amin ' ny asanareo . "
EXO 5:5     Alignment score: 0.246 → 0.261
Pharaoh also said , " There are now many people in our land , and you are making them stop their labors . "
Hoy ihany koa izy hoe : " Ankehitriny misy vahoaka Hebreo maro eto amn ' ny taninay
, ary mampitsahatra azy ireo amin ' ny asany ianareo . "
EXO 5:6     Alignment score: 0.424 → 0.425
On that same day , Pharaoh gave a command to the people 's taskmasters and overseers . He said ,
Tamin'io andro io ihany , dia nanome baiko tamin'ireo mpampiasa sy ireo mpiambina i Farao . Hoy izy hoe :
EXO 5:7     Alignment score: 0.429 → 0.432
" Unlike before , you must no longer give the people straw to make bricks . Let them go and gather straw for themselves .
" Tsy tahaka ny teo aloha , aoka tsy hanome mololo hanaovana biriky ho an ' ny olona intsony ianareo . Avelao izy ireo handeha ary hanangona mololo ho an ' ny tenan'izy ireo .
EXO 5:8     Alignment score: 0.258 → 0.258
However , you must still demand from them the same number of bricks as they made before . Do not accept any fewer , because they are lazy . That is why they are calling out and saying , ' Allow us to go and sacrifice to our God . '
Na izany aza , dia tokony mbola hitaky ny isan - biriky mitovy tamin ' ny nataon'izy ireo teo aloha ihany ianareo . Aza manaiky izay vitsy noho izany , satria kamo izy ireo . Izany no mahatonga azy ireo miantso mafy sy miteny hoe : ' Avelao izahay andeha sy hanao sorona ho an ' ny Andriamanitray . '
EXO 5:9     Alignment score: 0.133
Increase the workload for the men so that they keep at it and pay no more attention to deceptive words . "
Ampitomboy ny ora hiasana ho an'ireo lehilahy mba hifantohan'izy ireo amin'izany ka tsy hihaino teny fitaka intsony . "
EXO 5:10     Alignment score: 0.425 → 0.427
So the people 's taskmasters and overseers went out and informed the people . They said , " This is what Pharaoh says : ' I will no longer give you any straw .
Koa dia nandeha nampahafantatra ny vahoaka ny olon
' ny mpampiasa sy ireo mpiambina . Hoy izy ireo hoe : " Izao no lazain'i Farao hoe : ' Tsy hanome mololo ho anareo intsony aho .
EXO 5:11     Alignment score: 0.26 → 0.285
You yourselves must go and get straw wherever you can find
it , but your workload will not be reduced . ' "
Aoka ianareo ihany no handeha ka haka mololo na aiza na aiza ahitanareo izany , saingy tsy hihena ny asanareo ' "
EXO 5:12     Alignment score: 0.379
So the people scattered throughout all the land of Egypt to gather stubble for straw .
Koa dia niely nanerana ny tany Egypta manontolo ireo olona mba hanangona vodivary hatao mololo .
EXO 5:13     Alignment score: 0.318
The taskmasters kept urging them and saying , " Finish your work , just as when straw was given to you . "
Ary ireo mpampiasa nanohy nandrisika azy ireo ka niteny hoe : " Vitao ny asanareo , tahaka ny tamin ' ny fotoana nanomezana mololo anareo . "
EXO 5:14     Alignment score: 0.34 → 0.351
Pharaoh 's taskmasters beat the overseers , who were of the people of Israel , those same men whom they had put in charge of the workers . The taskmasters kept asking them , " Why have you not produced all the bricks required of you , either yesterday and today , as you used to do in the past ? "
Nikapoka ny mpiambina Israelita ireo mpampiasan'i Farao , ireo lehilahy izay efa nampiandraiketin'izy ireo an'ireo mpiasa ihany . Nanontany azy ireo hatrany ny mpampiasa hoe : " Nahoana ianareo no tsy namokatra ny biriky rehetra izay notakiana
taminareo , na omaly na androany , toy ny fanaonareo taloha ? "
EXO 5:15     Alignment score: 0.303
So the overseers , who were of the people of Israel , came to Pharaoh and cried out to him . They said , " Why are you treating your servants this way ?
Koa dia nanatona an'i Farao ireo mpiambina Israelita ka nitaraina taminy hoe : " Nahoana ianao no mitondra ireo mpanomponao tahaka izao ?
EXO 5:16     Alignment score: 0.332 → 0.337
No straw is being given to your servants anymore , but they are still telling us , ' Make bricks ! ' We , your servants , are even beaten now , but it is the fault of your own people . "
Tsy hisy mololo homena ireo mpanomponao intsony , kanefa izy ireo dia mbola miteny anay hoe : ' Manamboara biriky ! ' Izahay , mpanomponao , dia kapohina mihitsy aza ankehitriny , kanefa fahadisoan
' ny vahoakanao ihany izany . "
EXO 5:17     Alignment score: 0.487 → 0.488
But Pharaoh said , " You are lazy ! You are lazy ! You say , ' Allow us to go sacrifice to Yahweh . '
Fa hoy Farao hoe : " Kamo ianareo ! Kamo ianareo ! Hoy ianareo hoe : ' Avelao izahay handeha hanao sorona ho an'i Yaveh . '
EXO 5:18     Alignment score: 0.323 → 0.325
So now go back to work . No more straw will be given to you , but you must still make the same number of bricks . "
Koa ankehitriny mandehana miverina amin ' ny asanareo . Tsy hisy mololo homena anareo intsony , fa tsy maintsy mbola manao isam - biriky mitovy ihany ianareo . "
EXO 5:19     Alignment score: 0.246 → 0.249
The overseers , who were of the people of Israel , saw that they were in trouble when they were told , " You must not reduce the daily number of bricks . "
Hitan'ireo mpiambina Israelita fa tafalatsaka tanaty kizo izy ireo rehefa nolazaina hoe : " Tsy mahazo mampihena ny isam - biriky vokarina isan'andro ianareo . "
EXO 5:20     Alignment score: 0.592
They met Moses and Aaron , who were standing outside the palace , as they went away from Pharaoh .
Nihaona tamin'i Mosesy sy Arona izy ireo , izay nijoro tany
ivelan ' ny lapa , raha nandeha avy tao amin'i Farao izy ireo .
EXO 5:21     Alignment score: 0.456
They said to Moses and Aaron , " May Yahweh look at you and punish you , because you have made us offensive in the sight of Pharaoh and his servants . You have put a sword in their hand to kill us . "
Hoy izy ireo tamin'i Mosesy sy Arona hoe : " Hijery anareo anie i Yaveh ary hanasazy anareo , satria nataonareo nangidy hoditra teo imason'i Farao sy ireo mpanompony izahay . Nasianareo sabatra ny tanan'izy ireo mba hamonoana anay . "
EXO 5:22     Alignment score: 0.503
Moses went back to Yahweh and said , " Lord , why have you caused trouble for this people ? Why did you send
me in the first place ?
Nandeha niverina tany amin'i Yaveh i Mosesy ary niteny hoe : " Ry Tompo , nahoana Ianao no nampidi - doza ireo olona ireo ? Nahoana aho no nalefanao voalohany ?
EXO 5:23     Alignment score: 0.204 → 0.195
Ever since I came to Pharaoh to speak to him in your name , he has caused trouble for this people , and you have not set your people free at all . "
Isaky ny nanatona an'i Farao hitondra ny hafatrao aho , dia nitondra fikorontanana ho an'ireo olona izy , ary tsy nanafaka ny olonao
mihitsy Ianao . "
EXO 5     Average alignment score: 0.372 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40