Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 17:1     Alignment score: 0.368
The whole community of the people of Israel journeyed from the wilderness of Sin , following Yahweh 's instructions . They camped at Rephidim , but there was no water for the people to drink .
Ireo fiarahamonin'Israely manontolo dia nandeha avy any amin ' ny efitr'i
Sina , nanaraka ireo torolalan'Andriamanitra . Nitoby tao Refidima izy ireo , nefa tsy nisy rano ho sotroin ' ny vahoaka tao .


EXO 17:2     Alignment score: 0.424 → 0.431
So the people blamed Moses for their situation and said , " Give us water to drink . " Moses said , " Why do you quarrel with me ? Why do you test Yahweh ? "
Dia nanome tsiny an'i Mosesy noho izany zava - nisy tamin'izy ireo izany ny vahoaka ary nanao hoe : " Omeo rano hosotroina izahay . " Hoy Mosesy hoe : " Nahoana no mifanditra amiko ianareo ? Nahoana no maka fanahy an'i Yaveh ianareo ? "
EXO 17:3     Alignment score: 0.499 → 0.498
The people were very thirsty , and they complained against Moses . They said , " Why have you brought us up out of Egypt ? To kill us and our children and our livestock with thirst ? "
Nangetaheta mafy ireo vahoaka , ka nitaraina tamin'i Mosesy izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Nahoana no nitondra anay niakatra avy tao Egypta ianao ? Mba hamono anay sy ireo zanakay ary ireo biby fiompinay
amin ' ny hetaheta ? "
EXO 17:4     Alignment score: 0.465
Then Moses cried out to Yahweh , " What should I do with this people ? They are almost ready to stone me . "
Dia niantso mafy an'i Yaveh i Mosesy hoe : " Inona no tokony ataoko amin'ity vahoaka ity ? Efa saika vonona hitora - bato
ahy izy ireo . "
EXO 17:5     Alignment score: 0.387 → 0.395
Yahweh said to Moses , " Go on ahead of the people , and take with you some elders of Israel . Take with you the staff with which you struck the river , and go .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Mandehana eo alohan'ireo vahoaka , ary ento miaraka aminao ireo loholon'i
Israely sasany . Ento miaraka aminao ny tehina izay nikapohanao ny renirano , ary mandehana .
EXO 17:6     Alignment score: 0.401 → 0.385
I will stand before you there on the rock at Horeb , and you will strike the rock . Water will come
out of it for the people to drink . " Then Moses did so in the sight of the elders of Israel .
Hijoro eo alohanao any eo amin ' ny vatolampy ao Horeba Aho , ary hikapoka ny vatolampy ianao . Hisy rano hivoaka amin'izany mba hosotroin ' ny vahoaka . " Dia nanao izany teo imason'ireo loholon'Israely i Mosesy .
EXO 17:7     Alignment score: 0.373 → 0.375
He named that place Massah
and Meribah because the people of Israel were quarreling and because they had tested the Lord by saying , " Is Yahweh among us or not ? "
Niantso izany toerana izany hoe Masa sy Meriba noho ny fitarainan'ireo Israelita izy , ary satria efa naka fanahy ny Tompo izy ireo tamin ' ny nitenenany hoe : " Eto aminay ve Yaveh sa tsia ? "
EXO 17:8     Alignment score: 0.506 → 0.507
Then an army of the Amalek people came and attacked Israel at Rephidim .
Dia tonga ary nanafika an'Israely tao Refidima ny tafiky
ny vahoaka Amalekita .
EXO 17:9     Alignment score: 0.479
So Moses said to Joshua , " Choose some men and go out . Fight with Amalek . Tomorrow I will stand on top of the hill with the staff of God in my hand . "
Dia hoy Mosesy tamin'i Josoa : " Mifidiana lehilahy maromaro ary mivoaha . Miadia
amin ' ny Amalekita . Rahampitso dia hijoro eo an - tampon ' ny havoana miaraka amin ' ny tehin'Andriamanitra eo an - tanako aho . "
EXO 17:10     Alignment score: 0.542
So Joshua fought Amalek as Moses had instructed , while Moses , Aaron , and Hur went up to the top of the hill .
Dia niady tamin ' ny Amalekita araka ny nandidian'i Mosesy azy Josoa , raha niakatra tao an - tampon ' ny havoana kosa Mosesy , Arona , ary Hora .
EXO 17:11     Alignment score: 0.228 → 0.247
While Moses was holding his hands up , Israel was winning ; when he let his hands rest , Amalek would begin to win .
Rehefa nanangana ny tanany ho ambony Mosesy , dia nandresy Israely ; rehefa namela ny tanany haka aina
izy , dia nanomboka nandresy ny Amalekita .
EXO 17:12     Alignment score: 0.415 → 0.428
When Moses ' hands became
heavy , Aaron and Hur took a stone and put it under him for him to sit on . At the same time , Aaron and Hur held his hands up , one person on one side of him , and the other person on the other side . So Moses ' hands were held steady until the sun went down .
Rehefa nihanavesatra ny tanan'i Mosesy , dia naka vato i Arona sy Hora ary nametraka izany tao ambaniny mba hipetrahany . Tamin'io fotoana io ihany , dia nihazona ny tanany ho ambony i Arona sy Hora , ny olona iray teo andaniny , ary ny olona iray hafa teo amin ' ny ankilany . Ary dia voatazona mafy ireo tanan'i Mosesy mandra - pilentiky ny masoandro .
EXO 17:13     Alignment score: 0.395
So Joshua laid waste to Amalek and his people with the sword .
Dia nandresy ny vahoakan
' ny Amalekita tamin ' ny sabatra i Josoa .
EXO 17:14     Alignment score: 0.472 → 0.484
Yahweh said to Moses , " Write this in a book and read it in Joshua 's hearing , because I will completely blot out the memory of Amalek from under the skies . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Soraty amin ' ny boky izao ka vakio eo an - tsofin'i
Josoa , satria hamono tanteraka ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eto ambany lanitra Aho . "
EXO 17:15     Alignment score: 0.599
Then Moses built an altar and he called it " Yahweh is my banner . "
Dia nanorina alitara i Mosesy ary niantso izany hoe : " Yaveh no fanevako . "
EXO 17:16     Alignment score: 0.393
He said , " For a hand was lifted up to the throne of Yahweh that Yahweh will wage war with Amalek from generation to generation . "
Hoy izy : " Fa ny tanana
dia nasandratra ambony ho amin ' ny seza fiandrianan'i Yaveh fa Yaveh hiady amin ' ny Amalekita amin'ireo taranaka fara mandimby rehetra . "
EXO 17     Average alignment score: 0.429 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40