Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 21:1     Alignment score: 0.26
" Now these are the decrees that you must set before them :
" Ary ireto no didy izay tsy maintsy hapetrakao eo anoloan'izy ireo :


EXO 21:2     Alignment score: 0.439
' If you buy a Hebrew servant , he is to serve for six years , and in the seventh year he will go free without paying anything .
' Raha mividy mpanompo Hebreo ianao , dia hanompo mandritra
ny enin - taona izy , ary amin ' ny taona fahafito dia handeha malalaka tsy hanefa na inona na inona izy .
EXO 21:3     Alignment score: 0.348
If he came by himself , he must go free by himself ; if he is married , then his wife must go free with him .
Raha izy tenany no tonga , dia tsy maintsy mandeha an - kalalahana ny tenany ; raha manambady izy , ny vadiny dia tsy maintsy mandeha an - kalalahana miaraka aminy .
EXO 21:4     Alignment score: 0.328 → 0.328
If his master gave him a wife and she bore him sons or daughters
, the wife and her children will belong to her master , and he must go free by himself .
Raha nanome vady ho azy ny tompony ka niteraka zazalahy na zazavavy taminy izy , dia ny vadiny sy ireo zanany dia ho an ' ny tompony , ary tsy maintsy mandeha an - kalalahana ny tenany .
EXO 21:5     Alignment score: 0.332 → 0.346
But if the servant plainly says , " I love my master , my wife , and my children ; I will not go out free , "
Fa raha miteny mazava tsara ilay mpanompo hoe : " Tiako ny tompoko , ny vadiko , sy ireo zanako ; tsy handeha am - pahalalahana aho , "
EXO 21:6     Alignment score: 0.283 → 0.302
then his master must bring him to God . The master must bring him to a door or doorpost , and his master must bore his ear through with an awl . Then the servant will serve him for life .
dia aoka hitondra azy ho eo amin'Andriamanitra ny tompony . Tsy maintsy hitondra azy eo am - baravarana
na tolam - baravarana ilay tompo , ka tsy maintsy tevehin ' ny tompony amin ' ny haolo ny sofiny . Ary dia hanompo azy mandra - pahatapitry ny ainy ilay manompo .
EXO 21:7     Alignment score: 0.332 → 0.334
If a man sells his daughter
as a female servant , she must not go free as the male servants do .
Raha misy lehilahy mivarotra ny zanany vavy ho mpanompo vavy , dia tsy handeha an - kahalalahana toy ilay mpanompo lahy izy .
EXO 21:8     Alignment score: 0.254
If she does not please her master , who has selected her for himself , then he must let her be redeemed . He has no right to sell her to a foreign people . He has no such right , since he has treated her deceitfully .
Fa raha tsy mahafaly ny tompony izy , izay nifidy azy ho an ' ny tenany , dia aoka izy hamela azy hovidiana
indray . Tsy manan - jo hivarotra azy amin ' ny vahiny izy . Tsy manan - jo toy izany izy , satria namitaka azy .
EXO 21:9     Alignment score: 0.222
If her master selects her as a wife for his son , he must treat her the same as if she were his daughter
.
Raha fidian ' ny tompony ho toy ny vady ho an ' ny zanany lahy izy , dia tsy maintsy hitondra azy toy ny zanany vavy izy .
EXO 21:10     Alignment score: 0.25
If he takes another wife for himself , he must not diminish her food , clothing , or her marital rights .
Raha maka vady hafa ho azy izy , dia tsy tokony hampihena ny sakafony
, ny fitafiany , na ny zo ara - panambadiany .
EXO 21:11     Alignment score: 0.311
But if he does not provide these three things for her , then she can go free without paying any money .
Fa raha tsy manome azy ireo zavatra telo ireo , dia afaka mandeha ankahalalahana izy ary tsy mandoa vola .
EXO 21:12     Alignment score: 0.236 → 0.236
Whoever strikes a man so that he dies , that person must surely be put to death .
Na iza na iza mamono olona ka mahafaty azy , dia aoka ho vonoina tokoa izany olona izany .
EXO 21:13     Alignment score: 0.153
If the man did not lie in wait for him , but God allowed it to happen , then I will appoint for you a place to where he can flee .
Fa raha tsy nanomana mialoha izany ilay lehilahy , fa tsy fanahiniana kosa , dia hanondro toerana hahafahany mandositra aho .
EXO 21:14     Alignment score: 0.313
If a man arrogantly attacks his neighbor and kills him cleverly , then you must take him , even if he is at God 's altar , so that he may die .
Raha manafika an - tsitrapo ny mpiara - belona aminy ny olona iray ka mamono azy amin ' ny hevi - petsy , dia tsy aoka halainao izy mba ho faty , na dia any amin ' ny alitara an'Andriamanitra aza izy .
EXO 21:15     Alignment score: 0.385
Whoever hits his father or mother must surely be put to death .
Na iza na iza mamely ny rainy na ny reniny dia tsy maintsy hovonoina izy .
EXO 21:16     Alignment score: 0.226 → 0.226
Whoever kidnaps a person whether the kidnapper sells him , or that person is found
in his hand that kidnapper must be put to death .
Na iza na iza maka an - keriny olona iray ka mivarotra azy , na tratra teny an - tanany ilay olona , dia aoka ho vonoina tokoa izany mpaka an - keriny izany .
EXO 21:17     Alignment score: 0.36
Whoever curses his father or his mother must surely be put to death .
Na iza na iza manozona ny rainy na ny reniny dia aoka ho vonoina tokoa izy .
EXO 21:18     Alignment score: 0.225 → 0.236
If men fight and one hits the other with a stone or with his fist , and that person does not die , but is confined to his bed ;
Raha miady ireo lehilahy ka mamely ny iray amin ' ny vato na totondry , ka tsy maty izany olona izany , nefa tsy afa miala eo am - pandrinany ;
EXO 21:19     Alignment score: 0.358 → 0.363
then if he recovers and is able to walk about using his staff , the man who struck him must pay for the loss
of his time ; he must also see that he is completely healed . But that man is not guilty of murder .
ary raha sitrana izy ka afaka mandeha amin ' ny fampiasana ny tehiny , dia tsy maintsy manonitra ilay fotoanany very ilay olona izay namely azy ; ary tsy maintsy miantoka ny fanasitranana azy tanteraka ihany koa izy . Fa izany olona izany dia tsy meloka amin ' ny famonoana .
EXO 21:20     Alignment score: 0.289
If a man hits his male servant or his female servant with a staff , and if the servant dies as a result of the blow
, then that man must surely be punished .
Raha misy olona mikapoka ny mpanompony lahy na ny mpanompo vaviny amin ' ny tehina , ka raha maty nohon ' ny ny ratra ilay mpanompo , dia tsy maintsy ho faizina tokoa izany olona izany .
EXO 21:21     Alignment score: 0.259 → 0.275
However , if the servant lives for a day or two , there is to be no vengeance , for he will have suffered the loss of the servant .
Kanefa , raha miaina mandritra
ny andro iray na roa ilay mpanompo , dia tsy tokony ho sazina ilay tompony , satria hijaly amin'ilay fahaverezan ' ny mpanompony izy .
EXO 21:22     Alignment score: 0.236 → 0.255
If men fight together and hurt a pregnant woman so that she miscarries , but there is no other injury to her , then the guilty man must surely be forced to pay a fine as the woman 's husband demands it from him , and he must pay as the judges determine .
Raha miady sy mandratra vehivavy bevohoka ireo lehilahy , ka afa - jaza izy , nefa tsy misy ratra hafa eny aminy , dia ilay lehilahy meloka dia tsy maintsy manantanteraka izay sitrapony vadin'ilay vehivavy avy aminy , ary tsy maintsy manonitra izay araka ny famaritan ' ny mpitsara izy .
EXO 21:24     Alignment score: 0.167
an eye for an eye , a tooth for a tooth
, a hand for a hand , a foot for a foot ,
dia tsy maintsy manome aina ho solon ' ny aina , maso ho solon ' ny maso , nify ho solon ' ny nify , tanana ho solon ' ny tanana , tongotra ho solon ' ny tongotra ,
EXO 21:25     Alignment score: 0.176
a burn for a burn , a wound for a wound , or a bruise for a bruise .
may ho soloin ' ny may , ratra ho solon ' ny ratra , na mangana ho solon ' ny mangana izy .
EXO 21:26     Alignment score: 0.287
If a man hits the eye of his male servant or of his female servant and destroys it , then he must let the servant go free in compensation for his eye .
Raha misy olona mamely ny mason
' ny mpanompo lahiny na ny mpanompo vaviny ka manimba izany , dia tsy maintsy hamela ilay mpanompo handeha an - kahalalahana ho fanonerana ny masony izy .
EXO 21:27     Alignment score: 0.303
If he knocks out a tooth
of his male servant or female servant , he must let the servant go free as compensation for the tooth .
Ary raha manala ny nifin ' ny mpanompo lahiny na mpanompo vaviny izy , dia tsy maintsy hamela ilay mpanompo handeha an - kahalalahana ho fanonerana ny nify .
EXO 21:28     Alignment score: 0.339 → 0.353
If an ox gores a man or a woman to death , the ox must surely be stoned , and its flesh must not be eaten ; but the ox 's owner must be acquitted of guilt
.
Raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka nahafaty azy , dia tsy maintsy ho toraham - bato ilay omby , ary ny nofony dia tsy azo hohanina ; dia tsy ho meloka tompon'ilay omby .
EXO 21:29     Alignment score: 0.381
But if the ox had a habit of goring in the past , and its owner was warned but did not keep it in , and the ox has killed a man or a woman , that ox must be stoned , and its owner also must be put to death .
Fa raha nanam - pahazarana nanoto ilay omby taloha , ary efa nampitandremana
ny tompony nefa tsy nihaino izany , ka nahafaty lehilahy na vehivavy ilay omby , dia tsy maintsy ho toraham - bato izany omby izany , ary tsy maintsy hovonoina koa ny tompony .
EXO 21:30     Alignment score: 0.246 → 0.246
If a ransom is required for his life , he must pay for the redemption of his life whatever he is required to pay .
Raha ilaina
ny fandoavana vola ho solon ' ny ainy , dia tsy maintsy handoa izay takiany izy .
EXO 21:31     Alignment score: 0.223 → 0.238
If the ox has gored a man 's son or daughter
, the ox 's owner must do what this decree requires him to do .
Raha misy omby nanoto zazalahy na zazavavy , dia tsy maintsy manao izay takian ' ny didy ho atao ilay tompon ' ny omby .
EXO 21:32     Alignment score: 0.399 → 0.412
If the ox gores a male servant or a female servant , the ox 's owner must pay thirty shekels of silver , and the ox must be stoned .
Raha manoto mpanompo lahy na mpanompo vavy ilay omby , dia tsy maintsy mandoa sekely vola fotsy telopolo ny tompon'ilay omby , ary tsy maintsy ho toraham - bato
ilay omby .
EXO 21:33     Alignment score: 0.347
If a man opens a pit , or if a man digs a pit and does not cover it , and an ox or a donkey falls into it ,
Raha misy olona manokatra lavaka iray , na misy olona mihady lavaka nefa tsy manarona izany , ka misy omby na boriky latsaka ao amin'izany ,
EXO 21:34     Alignment score: 0.413
the owner of the pit must repay the loss . He must give money to the dead animal 's owner , and the dead animal will become
his .
dia tsy maintsy mamerina ny fatiantoka ny tompon'ilay lavaka . Tsy maintsy manome vola ho an ' ny tompon ' ny biby maty izy , ary ireo biby maty dia ho lasany .
EXO 21:35     Alignment score: 0.384 → 0.389
If one man 's ox hurts another man 's ox so that it dies , then they must sell the live ox and divide its price , and they must also divide the dead ox .
Raha misy ombin'olona mandratra ny ombin ' ny hafa ka mahafaty azy , dia tsy maintsy hamidin'izy ireo ny omby velona ka hozaraina ny vidiny , ary tsy maintsy zarainy izy ireo ihany koa ny omby maty .
EXO 21:36     Alignment score: 0.287
But if it was known that the ox had a habit of goring in time past , and its owner has not kept it in , he must surely pay ox for ox , and the dead animal will become
his own .
Fa raha fantatra fa efa zatra nanoto ilay omby teo aloha , ka tsy nitandrina izany ny tompony , dia tsy maintsy hanonitra omby ho solon ' ny omby izy , ary ilay biby maty dia ho lasany .
EXO 21:37     Alignment score: 0.498
If a man steals an ox or a sheep and kills it or sells it , then he must pay five oxen for one ox , and four sheep for one sheep .
Raha misy olona mangalatra omby na ondry ka mamono izany na mivarotra izany , dia tsy maintsy manonitra omby dimy ho an ' ny omby iray izy , ary ondry efatra ho an ' ny ondry iray .
EXO 21     Average alignment score: 0.311 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40