Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 23:1     Alignment score: 0.269
You must not give a false report about anyone . Do not join with a wicked man to be a malicious witness .
Aza manome tatitra diso na momban'iza na momban'iza . Aza mikambana amin ' ny olona ratsy fanahy mba ho vavolombelona tsy marina .


EXO 23:2     Alignment score: 0.187
You must not follow a crowd to do evil , and you must not bear witness in a dispute while siding with the crowd in order to pervert justice .
Aza manaraka ny maro hanao ratsy , na aza mety hijoro vavolombelona raha manaraka ny maro mba hamadika ny rariny .
EXO 23:3     Alignment score: 0.36 → 0.361
You must not show favoritism to a poor man in his lawsuit .
Aza miangatra amin ' ny mahantra any amin ' ny fitsarana azy .
EXO 23:4     Alignment score: 0.304 → 0.306
If you meet your enemy 's ox or his donkey going astray , you must bring it back to him .
Raha hitanao
mania ny ombin ' ny fahavalonao na ny borikiny , haverenonao any aminy izany .
EXO 23:5     Alignment score: 0.251 → 0.262
If you see the donkey of someone who hates you fallen to the ground under its load , you must not leave that person . You must surely help him with his donkey .
Raha hitanao lavo voatsindrin ' ny entany
amin ' ny tany ny borikin ' ny olona izay mankahala anao , aza mandao izany olona izany . Aoka hanampy azy amin'izany borikiny izany tokoa ianao .
EXO 23:6     Alignment score: 0.166 → 0.17
Do not thrust aside justice for your poor in his lawsuit .
Aza mamadika ny rariny raha tokony ho an ' ny olona
malahelo any amin ' ny adin ' ny malahelo izany .
EXO 23:7     Alignment score: 0.349
Do not join others in making false accusations
, and do not kill the innocent or righteous , for I will not acquit the wicked .
Aza mikambana amin ' ny fanaovana fiampangana lainga , ary aza mamono ny tsy manan - tsiny na ny olo - marina , fa tsy hanamarina ny ratsy fanahy Aho .
EXO 23:8     Alignment score: 0.357 → 0.354
Never take a bribe , for a bribe blinds those
who see , and perverts honest people 's words .
Aza mandray kolikoly , fa ny kolikoly mahajamba ireo izay mahiratra , ary mamily ny tenin ' ny olo - marina .
EXO 23:9     Alignment score: 0.374
You must not oppress a foreigner
, since you know the life of a foreigner , for you were foreigners in the land of Egypt .
Aza mampahory ny hafa firenena , satria fantatrao ny fiainan ' ny vahiny , fa vahiny ianareo tany amin ' ny tany Egypta .
EXO 23:10     Alignment score: 0.336
For six years you will sow seed on your land and gather in its produce .
Hamafy voa amin ' ny tany ary hanangona ny vokatra avy aminy ianao mandritra
ny enin - taona .
EXO 23:11     Alignment score: 0.275 → 0.282
But in the seventh year you will let it rest and lie fallow , so that the poor among your people may eat . What they leave , the wild animals will eat . You will do the same with your vineyards
and olive orchards .
Fa amin ' ny taona fahafito dia havelanao tsy hovolena sy hajanonao eo izany , mba hahafahan'ireo mahantra amin ' ny vahoakanao hihinana . Ny sisan'izy ireo , dia hohanin'ireo bibidia . Hanao tahaka izany amin'ireo tanim - boalobokao sy ireo tanin'olivanao ianao .
EXO 23:12     Alignment score: 0.334
During six days you will do your work , but on the seventh day you must rest . Do this so that your ox and your donkey may have rest , and so that your female slave 's son and any foreigner may rest and be refreshed .
Mandritry
ny enina andro dia hanao ny asanao ianao , fa amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy mitsahatra ianao . Ataovy izany mba hahafahan ' ny ombinao sy ny borikinao mitsahatra , ary mba hahafahan ' ny zanaka lahin ' ny andevo vavinao sy ny vahiny mitsahatra sy maka aina .
EXO 23:13     Alignment score: 0.267 → 0.326
Pay attention to everything that I have said to you . Do not mention the names of other gods , nor let their names be heard from your mouth .
Tandremo ireo zavatra rehetra izay voalazako anao . Aza manonona anaran'andriamanitra hafa , na hamela ny anaran'izy ireo ho heno avy amin ' ny vavanao
.
EXO 23:14     Alignment score: 0.304 → 0.305
You must travel to hold
a festival for me three times every year .
Tsy maintsy mandeha intelo isan - taona ianao hanao andro firavoravoana ho ahy .
EXO 23:15     Alignment score: 0.389 → 0.424
You are to observe the Festival of Unleavened Bread . As I commanded you , you will eat unleavened bread for seven days . At that time , you will appear before me in the month of Aviv , which is fixed for this purpose . It was in this month that you came
out from Egypt . But you must not appear before me empty - handed .
Tandremonao ny andro Firavoravoana ho amin ' ny mofo tsy misy masirasira . Araka ny nandidiako anao , hihinana mofo tsy misy masirasira ianao mandritra ny fito andro . Amin'izany fotoana izany , hiseho eo anatrehako ianao amin ' ny volana Abiba , izay voatendry ho an'izany tanjona izany . Tamin'izany volana izany no nivoahanao avy tany Egypta . Nefa aza miseho eo anatrehako tanam - polo ianao .
EXO 23:16     Alignment score: 0.291 → 0.312
You must observe the Festival of Harvest , the firstfruits of your labors when you sowed seed in the fields . Also you must observe the Festival of Ingathering at the end of the year , when you gather in your produce from the fields .
Tandremonao ny andro firavoravoan
' ny fijinjana , tamin ' ny namafazanao voa voalohany tamin ' ny tany . Tandremonao ihany koa ny andro firavoravoan ' ny fampiakaram - bokatra amin ' ny faran ' ny taona , rehefa manangona ny vokatrao avy amin ' ny tany ianao .
EXO 23:17     Alignment score: 0.442 → 0.443
All your males must appear before the Lord Yahweh three times every year .
Ireo lahinao rehetra dia tsy maintsy miseho eo anatrehan
' ny Tompo Yaveh intelo isan - taona
EXO 23:18     Alignment score: 0.388
You must not offer the blood from sacrifices
made to me with bread containing yeast . The fat from the sacrifices at my festivals must not remain all night until the morning .
Aza manolotra ny avy amin'ireo sorona natao ho Ahy miaraka amin ' ny mofo misy lalivay ianao . Aza avela hijanona mandritra ny alina hatramin ' ny maraina ny jabora avy amin'ireo sorona tamin ' ny andro firavoravoako .
EXO 23:19     Alignment score: 0.351
You must bring the choicest firstfruits from your land into my house , the house of Yahweh your God . You must not boil a young goat in its mother 's milk .
Ny voaloham - bokatra voafantina indrindra avy amin ' ny taninao
dia tsy maintsy aterinao ao an - tranoko , dia tranon'i Yaveh Andriamanitrao . Aoka tsy hahandro ny zanak'osy amin ' ny rononon - dreniny ianao .
EXO 23:20     Alignment score: 0.293
I am going to send an angel before you to guard you on the way , and to bring you to the place that I have prepared .
Izaho handeha haniraka anjely eo alohanao
mba hiaro anao eny an - dalana , ary mba hitondra anao any amin ' ny toerana izay nomaniko .
EXO 23:21     Alignment score: 0.245 → 0.251
Be attentive to him and obey him . Do not provoke him , for he will not pardon your transgressions
. My name is on him .
Mihainoa azy ary ankatoavy izy . Aza mihantsy azy , fa tsy hamela ireo fahotanao izy . Ny anarako no ao aminy .
EXO 23:22     Alignment score: 0.329 → 0.329
If you indeed obey his voice and do everything that I tell you , then I will be an enemy to your enemies and an adversary to your adversaries .
Raha mankatoa ny feony tokoa ianao ary manao ny zavatra rehetra izay lazaiko aminao , dia ho fahavalon'ireo fahavalonao
Aho ary ho mpifanandrina amin'ireo mpifanandrina aminao .
EXO 23:23     Alignment score: 0.548 → 0.548
My angel will go before you and bring you to the Amorites , Hittites , Perizzites , Canaanites , Hivites , and the Jebusites . I will destroy them .
Handeha eo alohanao
ny anjeliko ary hitondra anao any amin'ireo Amorita , Hetita , Perisita , Kananita , Hivita , ary ireo Jebosita . Handringana azy ireo Aho .
EXO 23:24     Alignment score: 0.272 → 0.276
You must not bow down to their gods , worship them , or do as they do , but you must completely break them down , and you must smash their stone pillars in pieces .
Aza miankohoka amin ' ny andriamanitr'izy ireo , manompo azy ireo , na manao izay hataon'izy ireo ianao . Fa kosa , tsy maintsy ravanao tanteraka ireo ary torotoroy ireo tsangam - baton'izy ireo .
EXO 23:25     Alignment score: 0.39 → 0.395
You must worship Yahweh your God , and he will bless your bread and water . I will remove sickness from among you .
Manompoa
an'i Yaveh Andriamanitrao , dia hitahy ny mofonao sy ny ranonao Izy . Hesoriko aminao ny aretina .
EXO 23:26     Alignment score: 0.222 → 0.24
No woman will be barren or will miscarry her young in your land . I will give you long lives .
Tsy hisy vehivavy ho momba na ho afa - jaza any amin ' ny taninao
. Homeko andro lava hiainana ianao .
EXO 23:27     Alignment score: 0.188 → 0.187
I will send my terror before you , and will throw into confusion all the people to whom you come
, and I will make all your enemies turn their backs to you .
Handefa ny tahotra ny tenako amin'ireo izay tany alehanao Aho . Hamono ireo olona rehetra izay mifanena aminao Aho . Hampiamboho ireo fahavalonao rehetra amin ' ny tahotra Aho .
EXO 23:28     Alignment score: 0.468
I will send hornets before you that will drive out the Hivites , Canaanites , and the Hittites from before you .
Handefa fanenitra ho eo anoloanao
mba handroaka ireo Hivita , Kananita , ary Hetita tsy ho eo alohanao Aho .
EXO 23:29     Alignment score: 0.297
I will not drive them out from before you in one year , or the land would become
desolate , and the wild animals would become too many for you .
Tsy handroaka azy ireo eo alohanao anatin ' ny taona iray Aho , fandrao ho foana ny tany , ary ho maro loatra aminao ireo bibidia .
EXO 23:30     Alignment score: 0.314 → 0.337
Instead , I will drive them out little by little from before you until you become
fruitful and inherit the land .
Fa kosa , horoahiko tsikelikely tsy ho eo anoloanao ireo mandra - pahatonga anao mamokatra ka handova ny tany .
EXO 23:31     Alignment score: 0.296 → 0.311
I will fix your borders from the Sea of Reeds to the Sea of the Philistines , and from the wilderness to the Euphrates River . I will give the inhabitants of the land into your hands . You will drive
them out before you .
Hataoko hatrany amin ' ny ranomasina Mena ka hatrany amin ' ny ranomasin ' ny Filistina ny sisin - taninao , ary hatrany an'efitra ka hatrany amin ' ny ony Eofrata . Izaho hanome anao fandresena amin ' ny mponin ' ny tany . Horoahinao eo anatrehanao izy ireo .
EXO 23:32     Alignment score: 0.296
You must not make a covenant with them or with their gods .
Aza manao fanekena amin'izy ireo na amin'ireo andriamaniny ianao .
EXO 23:33     Alignment score: 0.293 → 0.293
They must not live in your land , or they would make you sin against me . If you worship their gods , this will surely become
a trap for you . ' "
Tsy mahazo mipetraka eo amin ' ny taninao izy ireo , raha tsy izany izy ireo dia hampanota anao amiko . Raha manompo ireo andriamanitr'izy ireo ianao , dia hivadika ho fandrika ho anao tokoa izany . ' "
EXO 23     Average alignment score: 0.327 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40