Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 22:1     Alignment score: 0.171 → 0.203
If a thief is found
breaking in , and if he is struck so that he dies , in that case no bloodguilt will attach to anyone on his account .
Raha misy mpangalatra tratra mamaky trano , ary raha vonoina izy ka maty , dia tsy misy fanamelohana nohon ' ny vono - olona hamatotra na iza na iza nohon ' ny aminy amin'izany tranga izany .


EXO 22:2     Alignment score: 0.272 → 0.282
But if the sun has risen before he breaks in , bloodguilt will attach to the person who kills him . A thief must make restitution . If he has nothing , then he must be sold for his theft .
Fa raha niposaka ny masoandro talohan ' ny namakiany ny trano , dia hamatotra ilay olona izay namono azy ny fanamelohana amin ' ny vono - olona . Tsy maintsy manonitra ny nangalariny ny mpangalatra . Raha tsy manana na inona na inona izy , dia tsy maintsy amidy nohon ' ny fangalarany .
EXO 22:3     Alignment score: 0.334 → 0.348
If the stolen animal is found alive
in his possession , whether it is an ox , a donkey , or a sheep , he must pay back double .
Raha hita velona eny an - tanany ilay biby nangalariny , na omby izany , na apondra , na ondry , dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny izany izy .
EXO 22:4     Alignment score: 0.33 → 0.329
If a man grazes his livestock in a field or vineyard and lets his animal loose , and it grazes in another man 's field , he must make restitution from the best of his own field and from the best of his own vineyard .
Raha misy olona mamela ny biby fiompiny hiraoka eny an - tsaha na eny amin ' ny tanim - boaloboka ary mamela ireo bibiny ho very , ka miraoka eny amin ' ny sahan ' ny olon
- kafa izany , dia tsy maintsy manonitra amin'izay tsara indrindra ao amin ' ny sahany manokana sy izay tsara indrindra ao amin ' ny tanim - boalobony manokana izy .
EXO 22:5     Alignment score: 0.27 → 0.278
If a fire breaks out and spreads in thorns so that stacked grain , or standing grain , or a field is consumed , the one who started the fire must surely make restitution .
Raha misy afo mirehitra ka mihitatra amin ' ny tsilo ary mahazo ny voam - bary
, na vary voajinja , na saha , dia azo antoka fa tsy maintsy hanonitra ilay iray izay nampirehitra ny afo .
EXO 22:6     Alignment score: 0.381 → 0.381
If a man gives money or goods to his neighbor for safe keeping , and if it is stolen out of the man 's house , if the thief is found , that thief must pay double .
Raha misy olona manome vola na harena amin ' ny namany aminy mba hiarovana izany , ary raha nangalarina tao an - tranon'ilay olona izany , ka hita ilay mpangalatra , dia tsy maintsy hanonitra avo roa heny ilay mpangalatra .
EXO 22:7     Alignment score: 0.278 → 0.281
But if the thief is not found , then the owner of the house must come
before the judges to see whether he has put his own hand on his neighbor 's property .
Fa raha tsy hita ilay mpangalatra , dia tsy maintsy tonga alohan'ireo mpitsara ilay tompon - trano mba hijery raha ny tanany ihany no nangalatra ny fananan'ilay namany aminy .
EXO 22:8     Alignment score: 0.249 → 0.27
For every transgression
, whether it is an ox , a donkey , a sheep , clothing , or any other missing thing about which one says , " This belongs to me , " the claim of both parties must come before the judges . The man whom the judges find guilty must pay double to his neighbor .
Fa ny fifandirana rehetra momba ny zavatra iray , na omby izany , na apondra , na ondry , na fitafy , na ireo zavatra hafa tsy ampy momba izay lazain'iray hoe : " Ahy ity , " dia tsy maintsy tonga eo anoloan'ireo mpitsara ny fitarainan'ireo antoko roa . Ilay olona izay nomelohan ' ny mpitsara dia tokony hanonitra avo roa heny amin ' ny namany .
EXO 22:9     Alignment score: 0.295 → 0.306
If a man gives his neighbor a donkey , an ox , a sheep , or any animal to keep , and if it dies or is hurt or is carried away without anyone seeing it ,
Raha misy olona manome apondra , na omby , na ondry na biby hafa ho tehirizin ' ny mpiara - belona aminy , ka raha maty izany na maratra na nisy nitondra ka tsy nisy nahita ,
EXO 22:10     Alignment score: 0.238 → 0.238
an oath to Yahweh must be taken by them both , as to whether or not one person has put his hand on his neighbor 's property . The owner must accept this , and the other will make no restitution .
dia tsy maintsy mianiana amin'i Yaveh ireo roa ireo , raha nisy olona iray na tsia nangalatra ny fananan
' ny mpiara - belona aminy . Tsy maintsy manaiky izany ny tompony , ary tsy hanohitra ilay iray hafa .
EXO 22:11     Alignment score: 0.382
But if it was stolen from him , the other must make restitution to the owner for it .
Fa raha nangalarina taminy izany , dia tsy maintsy manonitra izany amin'ilay tompony
ny hafa .
EXO 22:12     Alignment score: 0.447 → 0.447
If an animal was torn in pieces , let the other man bring the animal as evidence . He will not have to pay for what was torn .
Raha nisy biby noviraviraina
, dia aoka ilay olona hafa hitondra ilay biby ho porofo . Ary tsy hanonitra izay efa noviraviraina izy .
EXO 22:13     Alignment score: 0.302 → 0.302
If a man borrows any animal from his neighbor and the animal is injured or dies without the owner being with it , the other man must surely make restitution .
Raha misy olona mindrana biby amin ' ny mpiara - belona aminy ka naratra na maty ilay biby nefa tsy niaraka tamin ' ny tompony
, dia tsy maintsy manonitra ilay olona hafa .
EXO 22:14     Alignment score: 0.277 → 0.278
But if the owner was with it , the other man will not have to pay ; if the animal was hired , it will be paid for by its hiring fee .
Fa raha niaraka tamin'izany ilay tompony
, dia tsy mila manonitra ilay olona hafa ; raha nofaina ilay biby , dia honerana amin ' ny hofany izany .
EXO 22:15     Alignment score: 0.277
If a man seduces a virgin who is not betrothed , and if he lies with her , he must surely make her his wife by paying the bride wealth required for this .
Raha misy lehilahy misarika virijiny izay mbola tsy nanambady , ary raha miara - mandry aminy izy , dia tsy maintsy maka azy ho vady izy amin ' ny alalan ' ny tampi - maso takiana
amin'izany .
EXO 22:16     Alignment score: 0.411
If her father completely refuses to give
her to him , he must pay money equal to the bride wealth of virgins .
Raha mandà tanteraka ny hanomezana azy ho azy ny rainy , dia tsy maintsy manonitra vola mitovy amin ' ny tampi - maso ho an ' ny virijiny izy .
EXO 22:17     Alignment score: 0.222
You must not allow a sorceress to live .
Tsy tokony hamela ny mpanandro ho velona ianao .
EXO 22:18     Alignment score: 0.338 → 0.354
Whoever lies with an animal must surely be put to death .
Na iza na iza miara - mandry amin ' ny biby dia tsy maintsy ho vonoina tokoa .
EXO 22:19     Alignment score: 0.417 → 0.413
Whoever sacrifices
to any god except to Yahweh must be completely destroyed .
Na iza na iza manao sorona ho an'andriamanitra afa - tsy Yaveh dia tsy maintsy haringana tanteraka .
EXO 22:20     Alignment score: 0.354
You must not wrong a foreigner or oppress him , for you were foreigners
in the land of Egypt .
Aoka tsy handiso ireo vahiny na hampijaly azy ianao , satria ianao dia vahiny tany amin ' ny tany Egypta .
EXO 22:21     Alignment score: 0.254 → 0.26
You must not mistreat any widow or fatherless child .
Aoka tsy hampijaly ny mpitondra - tena na zaza kamboty ray mihitsy ianao .
EXO 22:22     Alignment score: 0.246 → 0.241
If you afflict them at all , and if they call out to me , I will surely hear their outcry .
Raha mampahory azy ireo loatra ianao , ka miantso Ahy izy ireo , dia ho reko tokoa ny antson'izy ireo .
EXO 22:23     Alignment score: 0.292 → 0.292
My anger will burn , and I will kill you with the sword ; your wives will become widows , and your children will become
fatherless .
Hirehitra ny fahatezerako , ary ho vonoiko amin ' ny sabatra ianao ; hanjary ho mpitondra - tena ny vadinao , ary ho kamboty ray ireo zanakao .
EXO 22:24     Alignment score: 0.334 → 0.335
If you lend money to any of my people among you who are poor , you must not be like a moneylender to him or charge him interest .
Raha mampindrana vola ho an ' ny oloko izay mahantra eo aminao ianao , dia aoka tsy ho toy ny mpampindram - bola aminy ianao na manjanam - bola azy .
EXO 22:25     Alignment score: 0.311 → 0.351
If you take your neighbor 's garment in pledge , you must return it to him before the sun goes down ,
Raha maka ny fitafian ' ny namanao
ho antoka ianao , dia aoka haverinao aminy izany alohan ' ny hilentehan ' ny masoandro ,
EXO 22:26     Alignment score: 0.257 → 0.292
for that is his only covering ; it is his garment for his body . What else can he lie down in ? When he calls out to me , I will hear him , for I am gracious .
fa izany ihany no fisaronana ho azy ; izany no fitafiany ho an ' ny vatany
. Inona ihany koa no afaka handriany ? Rehefa miantso Ahy izy , dia handrea azy Aho , satria be fangorahana Aho .
EXO 22:27     Alignment score: 0.369
You must not blaspheme me , God , nor curse a ruler of your people .
Aoka ianao hiteny ratsy Ahy , Andriamanitra , na hanozona ny mpanapaka ny vahoakanao
.
EXO 22:28     Alignment score: 0.247
You must not hold back offerings
from your harvest or your winepresses . You must give to me the firstborn of your sons .
Aoka tsy hihazona ireo fanatitra avy amin ' ny vokatry ny taninao na ireo famiazam - boalobokao ianao . Aoka homenao Ahy ny voalohan - teraka amin'ireo zanakao .
EXO 22:29     Alignment score: 0.289 → 0.316
You must also do the same with your oxen and your sheep . For seven days they may remain with their mothers , but on the eighth day you must give
them to me .
Ary aoka hanao izany amin'ireo omby sy ondrinao ihany koa ianao . Fa amin ' ny andro fahafito dia afaka hitoetra miaraka amin'ireo reniny izy ireo , fa amin ' ny andro fahavalo dia tokony homenareo ahy .
EXO 22:30     Alignment score: 0.377
You will be people that are set apart for me . So you must not eat any meat that was torn by animals in the field . Instead , you must throw it to the dogs .
Ho olona voatokana ho Ahy ianareo . Noho izany dia tsy tokony hihinana hena izay efa noviravirain
' ny biby teny an - tsaha ianareo . Fa kosa , aoka hatsipinareo ho an ' ny alika izany .
EXO 22     Average alignment score: 0.31 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40