Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 32:1     Alignment score: 0.386 → 0.386
When the people saw that Moses delayed in coming down the mountain
, they gathered around Aaron and said to him , " Come , make us an idol that will go before us . As for this Moses , the man who brought us up out of the land of Egypt , we do not know what has happened to him . "
Rehefa hitan ' ny vahoaka fa nitaredretra ny hidina avy any an - tendrombohitra i Mosesy , dia nitangorona nanodidina an'i Arona izy ireo ka nanao taminy hoe : " Avia , manaova sampy ho anay mba hialoha lalana antsika . Fa raha ny amin'iny Mosesy iny , ilay lehilahy izay nitondra antsika niakatra avy tany amin ' ny tany Egypta , dia tsy fantatray izay nanjo azy . "


EXO 32:2     Alignment score: 0.353
So Aaron said to them , " Take off the golden rings that are on your wives ' ears , and the ears of your sons and daughters
, and bring them to me . "
Dia hoy Arona tamin'izy ireo hoe : " Esory ireo kavina volamena izay eny amin ' ny sofin ' ny vadinareo , sy eny amin ' ny sofin ' ny zanakareo lahy sy vavy , dia ento ety amiko izany . "
EXO 32:3     Alignment score: 0.341 → 0.345
All the people took off the golden rings that were on their ears and brought them to Aaron .
Dia samy nanala ireo kavina volamena teny
amin ' ny sofin'izy ireo avokoa ny vahoaka rehetra ka nitondra izany teny amin'i Arona .
EXO 32:4     Alignment score: 0.312
He received the gold from their hand and fashioned it with an engraving tool , and he made a cast metal figure in the shape of a calf . Then they said , " These
are your gods , Israel , who brought you up out of the land of Egypt . "
Nandray ny volamena avy amin'izy ireo izy , namolavola izany , ary nanao izany ho zanak'omby voavolavola . Dia hoy ny vahoaka hoe : " Ry Israely , ity no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tao amin ' ny tany Egypta . "
EXO 32:5     Alignment score: 0.526 → 0.556
When Aaron saw this , he built an altar before the calf and made a proclamation ; he said , " Tomorrow will be a festival in Yahweh 's honor . "
Rehefa hitan'i Arona izany , dia nanamboatra alitara teo anoloan'ilay zanak'omby izy ka nanao fanambarana ; hoy izy hoe : " Ho andro firavoravoana amin ' ny voninahitr'i
Yaveh rahampitso . "
EXO 32:6     Alignment score: 0.332 → 0.332
The people arose
early the next day and offered burnt offerings and brought fellowship offerings . Then they sat down to eat and to drink , and then got up to play .
Nifoha maraina ny vahoaka ny ampitson'io ka nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihavanana . Avy eo dia nipetraka mba hihinana sy hisotro izy ireo , ary nitsangana nanao fomba fankalazana vetaveta .
EXO 32:7     Alignment score: 0.431 → 0.435
Then Yahweh spoke to Moses , " Go quickly , for your people , whom you brought up out of the land of Egypt , have corrupted themselves .
Avy eo Yaveh niteny tamin'i Mosesy hoe : " Mandehana faingana , satria manao ratsy , ny vahoakanao
, izay nentinao niakatra avy tao amin ' ny tany Egypta .
EXO 32:8     Alignment score: 0.327 → 0.327
They have quickly left the way that I commanded them . They have made a cast metal image in the shape of a calf and have worshiped it and sacrificed to it . They have said , ' These
are your gods , Israel , who brought you up out of the land of Egypt . ' "
Nivily faingana tamin ' ny lalana izay nandidiako azy izy ireo . Namolavola ombikely ho azy izy ireo ka nanompo izany sy nanao sorona ho an'izany . Hoy izy ireo hoe : " Ry Israely , ity no andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tao amin ' ny tany Egypta . ' "
EXO 32:9     Alignment score: 0.455 → 0.453
Then Yahweh said to Moses , " I have seen this people . Look , they are a stiff - necked people .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Efa hitako ity vahoaka ity . Indro , vahoaka mafy hatoka izy ireo .
EXO 32:10     Alignment score: 0.286 → 0.289
Now then , do not try to stop me . My anger will burn hot against them , so I will destroy them . Then I will make a great nation from you . "
Koa ankehitriny , aza manakana Ahy akory . Hirehitra amin'izy ireo ny hatezerako , ka haringako izy ireo . Dia hanao firenena lehibe avy aminao Aho . "
EXO 32:11     Alignment score: 0.436 → 0.441
But Moses tried to calm down Yahweh his God . He said , " Yahweh , why does your anger burn against your people , whom you have brought out of the land of Egypt with great power and with a mighty hand ?
Fa niezaka nampitony an'i Yaveh Andriamaniny i Mosesy . Hoy izy hoe : " Ry Yaveh , nahoana ny hatezeranao
no mirehitra amin ' ny vahoakanao , izay nentinao niakatra avy tany amin ' ny tany Egypta tamin ' ny hery lehibe sy tanana mahery ?
EXO 32:12     Alignment score: 0.317 → 0.319
Why should the Egyptians say , ' He led them out with evil intent , to kill them in the mountains
and to destroy them from the face of the earth ? ' Turn from your burning anger and relent from this punishment on your people .
Nahoana ireo Egyptiana no tokony hilaza hoe : ' Fikasàna ratsy no nitarihany azy ireo hivoaka , mba hamonoana azy ireo any an - tendrombohitra sy handringanana azy ireo hiala amin ' ny tany ? ' Mialà amin ' ny fahatezeranao ary atsaharo ity famaizana amin ' ny vahoakanao ity .
EXO 32:13     Alignment score: 0.37 → 0.372
Call to mind Abraham and Isaac and Israel , your servants , to whom you swore by your own self and said to them , ' I will make your descendants as many as the stars in the heavens , and I will give to your descendants all this land of which I have spoken . They will inherit it forever . ' "
Tsarovy Abrahama sy Isaka ary Israely , mpanomponao , izay nianiananao ka nilazanao tamin'izy ireo hoe : " Hanamaro ny taranakareo toy ny kintana eny an - danitra Aho , ary homeko ny taranakareo ny tany rehetra izay efa noresahako taminareo . Handova izany mandrakizay izy ireo . ' "
EXO 32:14     Alignment score: 0.133 → 0.133
Then Yahweh relented from the punishment that he had said he would inflict on his people .
Avy eo dia nilefitra tamin ' ny famaizana izay nolazainy
fa hampiariny amin ' ny vahoakany i Yaveh .
EXO 32:15     Alignment score: 0.353 → 0.36
Then Moses turned around and went down the mountain
, carrying the two tablets of the covenant decrees in his hand . The tablets were written on both their sides , on both the front and the back .
Avy eo dia nitodika i Mosesy ary nidina avy any an - tendrombohitra , nitondra teny an - tanany ireo vato fisaka roa misy ireo lalàn ' ny fanekena . Samy voasoratra ny andaniny roa amin'ilay vato , ny ao aloha sy ao aoriana .
EXO 32:16     Alignment score: 0.282
The tablets were God 's own work , and the writing was God 's own writing , engraved on the tablets .
Asan'Andriamanitra manokana ireo vato , ary sora - tanan'Andriamanitra manokana ny soratra voasokitra eo amin'ireo vato fisaka .
EXO 32:17     Alignment score: 0.469 → 0.478
When Joshua heard the noise of the people as they shouted , he said to Moses , " There is the noise of combat in the camp . "
Rehefa ren'i Josoa ny tabataban'ireo vahoaka izay nihikiaka
, dia hoy izy tamin'i Mosesy hoe : " Misy feon ' ny ady ao amin ' ny toby . "
EXO 32:18     Alignment score: 0.332 → 0.357
But Moses said , " It is not the sound of a shout of victory , and it is not the sound of a cry of defeat , but the sound of singing that I hear . "
Fa hoy Mosesy hoe : " Tsy feon ' ny mpandresy izany reko izany , ary tsy feon ' ny olona
resy , fa feon'olona mihira no reko . "
EXO 32:19     Alignment score: 0.462 → 0.462
When Moses approached the camp , he saw the calf and the people dancing . He became
very angry . He threw the tablets out of his hands and broke them at the bottom of the mountain .
Rehefa nanatona ilay toby Mosesy , dia nahita ilay zanak'omby sy vahoaka nandihy . Tezitra mafy izy . Natsipiny avy teny an - tanany ireo vato fisaka ary nopotehiny teny ambanin ' ny tendrombohitra .
EXO 32:20     Alignment score: 0.32 → 0.357
He took the calf that the people had made , burned it , ground it to powder , and poured it into the water . Then he made the people of Israel drink
it .
Nalainy ilay zanak'omby izay namboarin ' ny vahoaka , nodorany , ary notorotoroiny ho vovoka , ka nafafiny tany amin ' ny rano . Avy eo nampisotroiny ny vahoakan'Israely izany .
EXO 32:21     Alignment score: 0.462
Then Moses said to Aaron , " What did this people do to you , that you have brought such a great sin on them ? "
Dia hoy i Mosesy tamin'i Arona hoe : " Inona no nataon'ity vahoaka ity taminao , no dia nitondranao fahotana lehibe tahaka izao izy ireo ? "
EXO 32:22     Alignment score: 0.346
Aaron said , " Do not let your anger burn hot , my master . You know these
people , how they are set on doing evil .
Fa hoy Arona hoe : " Aza avela hirehitra ny hatezeranao , ry tompoko . Fantatrao ireo vahoaka ireo , ny faharisihan'izy ireo hanao ratsy .
EXO 32:23     Alignment score: 0.34 → 0.345
They said to me , ' Make us a god who will go before us . As for this Moses , the man who brought us up out of the land of Egypt , we do not know what has happened to him . '
Hoy izy ireo tamiko hoe : ' Hanamboary andriamanitra hialoha lalana
anay izahay . Fa raha ny amin'iny Mosesy iny , ilay lehilahy izay nitondra anay niakatra avy any amin ' ny tany Egypta , dia tsy fantatray izay nanjo azy . '
EXO 32:24     Alignment score: 0.434
So I said to them , ' Whoever has any gold , let him take it off . ' They gave me the gold and I threw it into the fire , and out came
this calf . "
Ka hoy aho tamin'izy ireo hoe : ' Na iza na iza manana volamena , dia aoka izy hanala izany . ' Nomen'izy ireo ahy ny volamena dia natsipiko tao anaty afo izany , ary avy amin'izany no nahazoana ity ombikely ity . "
EXO 32:25     Alignment score: 0.366 → 0.366
Moses saw that the people were running wild ( for Aaron had let them get out of control , causing their enemies to mock them ) .
Hitan'i Mosesy fa nanao fitondran - tena tsy mendrika ireo vahoaka ( satria navelan'i
Arona hioha - pefy izy ireo , namela ireo fahavalon'izy ireo haneso azy ireo ) .
EXO 32:26     Alignment score: 0.461 → 0.481
Then Moses stood at the entrance to the camp and said , " Whoever is on Yahweh 's side , come
to me . " All the Levites gathered around him .
Avy eo Mosesy nijoro teo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny toby ka nanao hoe : " Na iza na iza miaraka amin'i Yaveh , dia mankanesa ety amiko . " Nitangorona nanodidina azy ireo Levita rehetra .
EXO 32:27     Alignment score: 0.307 → 0.318
He said to them , " Yahweh , the God of Israel , says this : ' Let each man fasten his sword on his side and go back and forth from entrance to entrance throughout the camp , and kill his brother , his companion , and his neighbor . ' "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Yaveh , Andriamanitr'Israely , dia nilaza hoe : ' Aoka ny olona tsirairay hanao ny sabatrany ho eo am - balahany
ary hivezivezy eo amin ' ny isam - baravarana manerana ny toby , ka hamono ny rahalahiny , ny sakaizany ary ny namany aminy . ' "
EXO 32:28     Alignment score: 0.541 → 0.542
The Levites did what Moses ordered . That day about three thousand of the people died
.
Nataon'ireo Levita izay nandidian'i Mosesy . Tamin'io andro io dia teo amin ' ny telo arivo olona no maty .
EXO 32:29     Alignment score: 0.415 → 0.421
Moses said to the Levites , " You have been placed into Yahweh 's service today , for each of you has taken action against his son and his brother , so Yahweh might give
you a blessing today . "
Hoy Mosesy tamin'ireo Levita hoe : " Anio dia natao ho mpanompon'i Yaveh ianareo , satria namono ny zanany lahy sy ny rahalahiny ny tsirairay aminareo , mba hanomezan'i Yaveh fitahiana ho anareo anio . "
EXO 32:30     Alignment score: 0.457 → 0.459
The next day Moses said to the people , " You have committed a very great sin . Now I will go up to Yahweh . Perhaps I can make atonement for your sin . "
Ny ampitson'iny dia hoy Mosesy tamin'ireo vahoaka hoe : " Nanao fahotana lehibe tokoa ianareo . Ankehitriny dia hiakatra ho any amin'i Yaveh aho . Angamba mety afaka mitondra fanavotana amin ' ny fahotanareo aho . "
EXO 32:31     Alignment score: 0.514 → 0.518
Moses returned to Yahweh and said , " Alas ! These people have committed a great sin and made themselves an idol of gold .
Dia niverina tany amin'i Yaveh i Mosesy ka nanao hoe : " Indrisy ! Nanao fahotana lehibe ireto vahoaka ireto ary nanamboatra sampy vita tamin ' ny volamena ho an ' ny tenan'izy ireo .
EXO 32:32     Alignment score: 0.276 → 0.309
But now , please forgive their sin ; but if you do not , blot me out of the book that you have written . "
Nefa ankehitriny , avelao re ny fahotan'izy ireo ; fa raha tsy izany , dia esory ao amin ' ny boky izay nosoratanao ny anarako . "
EXO 32:33     Alignment score: 0.453 → 0.462
Yahweh said to Moses , " Whoever has sinned against me , that person I will blot out of my book .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Na iza na iza nanota tamiko , dia ho esoriko ao anatin
' ny boky ny anaran'izany olona izany .
EXO 32:34     Alignment score: 0.366
So now go , lead the people to the place of which I have spoken to you . See , my angel will go before you . But on the day that I punish them , I will punish them for their sin . "
Koa mandehana ankehitriny , tariho ho any amin ' ny toerana izay efa nolazaiko anao ny vahoaka . Indro , hialoha anao ny anjeliko . Fa amin ' ny andro hamaizako azy ireo , dia ho faiziko nohon ' ny fahotany izy ireo . "
EXO 32:35     Alignment score: 0.501
Yahweh sent a plague on the people because they had made the calf , the one that Aaron made .
Avy eo Yaveh nandefa loza teo amin'ireo vahoaka satria izy ireo nanamboatra ilay ombikely , izay nataon'i
Arona .
EXO 32     Average alignment score: 0.389 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40