Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 20:1     Alignment score: 0.228
God spoke all these
words :
Andriamanitra nilaza izao teny rehetra izao :


EXO 20:2     Alignment score: 0.508
" I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , out of the house of slavery .
" Izaho no Yaveh Andriamanitrao , izay nitondra anao nivoaka avy tany
amin ' ny tany Egypta , avy tao amin ' ny trano fanandevozana .
EXO 20:3     Alignment score: 0.118 → 0.119
You must have no other gods before me .
Aza manana andriamanin
- kafa fa izaho ihany .
EXO 20:4     Alignment score: 0.269 → 0.278
You must not make for yourself a carved figure nor the likeness of anything that is in heaven above , or that is in the earth beneath , or that is in the water below .
Aza manao sarin
- javatra voasokitra ho anao na ho endriky ny zavatra eny amin ' ny lanitra ambony , na izay ety amin ' ny tany ambany , na izay any amin ' ny rano ambanin ' ny tany .
EXO 20:5     Alignment score: 0.28 → 0.283
You must not bow down to them or worship them , for I , Yahweh your God , am a jealous God . I punish the ancestors ' wickedness by bringing punishment on the descendants , to the third and the fourth generation
of those who hate me .
Aza miankohoka eo anatrehany ary aza manompo azy , fa Izaho , Yaveh Andriamanitrao , dia Andriamanitra saropiaro . Ka ny haratsiam - panahin ' ny razanao dia valiako any amin ' ny taranakao , dia ny zanaka sy ny zafiafin'ireo izay mankahala ahy .
EXO 20:6     Alignment score: 0.21
But I show steadfast love to thousands
of those who love me and keep my commandments .
Nefa kosa maneho tsy fivadiham - panekena amin ' ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ireo didiko Aho .
EXO 20:7     Alignment score: 0.235
You must not take the name of Yahweh your God in vain , for I will not hold
guiltless anyone who takes my name in vain .
Aza manonona fahatany ny anaran'i Yaveh Andriamanitrao , fa Izaho dia hiampanga ireo izay manonona fahatany ny anarako .
EXO 20:8     Alignment score: 0.576
Remember the Sabbath day , to set it apart to me .
Tsarovy ny andro Sabata , mba hanokanana izany ho Ahy .
EXO 20:9     Alignment score: 0.281 → 0.289
You must labor and do all your work for six days .
Aoka hataonao mandritra
ny enina andro ny asa aman - draharaha rehetra .
EXO 20:10     Alignment score: 0.37
But the seventh day is a Sabbath for Yahweh your God . On it you must not do any work , you , or your son , or your daughter
, or your male servant , or your female servant , or your livestock , or the foreigner who is within your gates .
Fa ny andro fahafito dia Sabata an'i Yaveh Andriamanitrao . Amin'izany dia tsy tokony hisy asa atao , na ny zanakao lahy , na ny zanakao vavy , na ny mpanompo lahinao , na ny mpanompo vavinao , na ny biby fiompinao , na ireo mpivahiny izay miditra anatin ' ny vavahadinao .
EXO 20:11     Alignment score: 0.561
For in six days Yahweh made the heavens and earth , the sea , and everything that is in them , and rested on the seventh day . Therefore Yahweh blessed the Sabbath day and set it apart .
Fa nandritra
ny enina andro Yaveh no nanao ny tany sy ny lanitra , ny ranomasina , ary ny zavatra rehetra izay ao anatin'izany , ary nitsahatra tamin ' ny andro fahafito . Noho izany Yaveh dia nitahy ny andro Sabata ka nanokana izany .
EXO 20:12     Alignment score: 0.206
Honor your father and your mother , so that you may live
a long time in the land that Yahweh your God is giving you .
Manajà ny rainao sy ny reninao , mba ho lava andro iainana ianao eo amin ' ny tany izay omen'Andriamanitra anao .
EXO 20:13     Alignment score: 0.068
You must not murder anyone .
Aza manono olona .
EXO 20:14     Alignment score: 0.609
You must not commit adultery .
Aza mijanganjanga .
EXO 20:15     Alignment score: 0.253
You must not steal from anyone .
Aza mangalatra any amin ' ny olona .
EXO 20:16     Alignment score: 0.247
You must not give
false testimony against your neighbor .
Aza mijoro vavolombelona tsy marina manohitra ny namanao .
EXO 20:17     Alignment score: 0.364
You must not covet your neighbor 's house ; you must not covet your neighbor 's wife , his male servant , his female servant , his ox , his donkey , or anything that belongs to your neighbor . "
Aza mitsiriritra ny tranon
' ny namanao , aza mitsiriritra ny vadin ' ny namanao , ny mpanompo lahiny , ny mpanompo vaviny , ny ombiny , ny borikiny , na izay rehetra hananan ' ny namanao .
EXO 20:18     Alignment score: 0.35 → 0.392
All the people saw the thundering and the lightning , and heard the sound of the ram 's horn , and saw the mountain
smoking . When the people saw it , they trembled and stood far off .
Ary ny olona rehetra nandre ny kotrok'orana sy ny tselatra , ary nandre ny feon ' ny trompetra , ary nahita ny trendrombohitra nanetroka . Rehefa nahita izany ny olona , dia toran - kovitra izy ireo ary nijoro avy lavitra .
EXO 20:19     Alignment score: 0.447
They said to Moses , " Speak to us , and we will listen ; but do not let God speak to us , or we will die . "
Hoy izy ireo tamin ' ny Mosesy hoe : " Mitenena aminay , ary hihaino izahay ; fa aza avela hiteny aminay Andriamanitra , fandrao ho faty izahay . "
EXO 20:20     Alignment score: 0.413 → 0.454
Moses said to the people , " Do not be afraid , for God has come
to test you so that the honor of him may be in you , and so that you do not sin . "
Hoy Mosesy tamin ' ny olona hoe : " Aza matahotra , fa Andriamanitra dia tonga hitsapa anareo mba ho aminareo ny voninahiny , ary mba tsy hanotanareo . "
EXO 20:21     Alignment score: 0.365 → 0.366
So the people stood far off , and Moses approached the thick darkness where God was .
Dia nijanona teny
lavitra teny ny olona , ary Mosesy nanatona ny aizim - pito izay nisy an'Andriamanitra .
EXO 20:22     Alignment score: 0.387
Yahweh said to Moses , " This is what you must tell the people of Israel : ' You yourselves have seen that I have talked with you from heaven .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Izao no tsy maintsy lazainao
amin ' ny Israelita : ' Ianareo efa nahita fa tany an - danitra aho no niteny taminareo .
EXO 20:23     Alignment score: 0.323 → 0.348
You will not make for yourselves other gods alongside me , gods of silver or gods of gold .
Ianareo dia tsy tokony hanao andriamanin
- kafa miaraka amiko , na andriamanitra volafotsy na ireo andriamanitra volamena .
EXO 20:24     Alignment score: 0.304 → 0.309
You must make an earthen altar for me , and you must sacrifice on it your burnt offerings
, fellowship offerings , your sheep and your cattle . In every place where I cause my name to be honored , I will come to you and bless you .
Tokony hanao alitara tany ho ahy ianareo , ary tokony anao sorona amin ' ny fanatitra dorana eo amboniny , fanatitra fiombonana , ondry , ary omby . Eny amin ' ny toerana izay nofidiako ho anareo hanomezana voninahitra Ahy .
EXO 20:25     Alignment score: 0.325 → 0.345
If you make me an altar of stone , you must not build
it of cut stones , for if you use your tools on it , you will have defiled it .
Raha hanao alitara vato ho ahy hianareo , dia aoka tsy ho vato voapaika no hanaovanareo azy , satria raha hampiasa ny fitaovanareo aminy ianareo , dia handoto izany .
EXO 20:26     Alignment score: 0.209 → 0.249
You must not go up to my altar on steps , so that your nakedness is not exposed . ' "
Aza miakatra amin ' ny ambaratongany ho eo amin ' ny alitarako ; izany dia mba tsy hisehoan ' ny fitanjahanareo . " '
EXO 20     Average alignment score: 0.35 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40