Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 13:1     Alignment score: 0.282 → 0.282
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niteny tamin ' ny Mosesy Yaveh ary nanao hoe :


EXO 13:2     Alignment score: 0.278 → 0.303
" Set apart to me every firstborn male , the first issue of every womb among the people of Israel , whether man or animal . He is mine . "
" Atokany ho ahy ny teraka voalohany rehetra , ireo lahimatoa rehetra ao amin'ireo Israelita , na olona na ireo biby . Ahy ireo voalohan
- terak . "
EXO 13:3     Alignment score: 0.387
Moses said to the people , " Call this day to mind , the day on which you came
out from Egypt , out of the house of slavery , for by Yahweh 's strong hand he brought you out from this place . No bread with yeast may be eaten .
Ary hoy i Mosesy tamin ' ny vahoaka hoe : " Tsarovy sy ankalazao izao andro izao , dia ny andro izay nivoahanareo avy tany Egypta , avy tamin ' ny trano fanandevozana , satria tamin ' ny tanana maherin'i Yaveh no nitondrany anareo nivoaka avy tao amin'io toerana io . Tsy misy mofo misy lalivay azo hohanina .
EXO 13:4     Alignment score: 0.469
You are going out of Egypt on this day , in the month of Aviv .
Hivoaka an'i Egypta amin'ity andro ity ianareo , amin ' ny volan'i
Abiba .
EXO 13:5     Alignment score: 0.465 → 0.465
When Yahweh brings you into the land of the Canaanites , Hittites , Amorites , Hivites , and the Jebusites , the land that he swore to your ancestors to give you , a land flowing with milk and honey then you must observe this act of worship in this month .
Rehefa entin'i Yaveh ao amin ' ny tanin ' ny Kananita , Hitita
, Amorita , Hivita , ary ny Jebosita , ny tany izay nianianany tamin'ireo razanareo homeny anareo , dia ny tany tondra - dronono sy tantely dia tsy maintsy hitandrina izany fomba fivavahana izany ianareo amin'io volana io .
EXO 13:6     Alignment score: 0.484
For seven days you must eat bread without yeast ; on the seventh day there will be a festival
to honor Yahweh .
Mandritra ny fito andro dia tsy maintsy mihinana mofo tsy misy lalivay ianareo ; amin ' ny andro fahafito dia hisy andro firavoravonana mba hanomezam - boninahitra an'i Yaveh .
EXO 13:7     Alignment score: 0.345 → 0.345
Bread without yeast must be eaten throughout the seven days ; no bread with yeast may be seen among you . No yeast may be seen with you within any of your borders .
Mofo tsy misy lalivay no tsy maintsy hohanina mandritra ny fito andro ; tsy tokony hisy mofo misy lalivay akory hita eo aminareo . Tsy misy lalivay tokony ho hita miaraka aminareo ao anatin ' ny sisin - taninareo .
EXO 13:8     Alignment score: 0.417
On that day you are to say to your children , ' This is because of what Yahweh did for me when I came out of Egypt . '
Amin'izany andro izany dia hilaza amin'ireo zanakao ianao hoe : ' Izany dia noho izay nataon'i Yaveh tamiko rehefa nivoaka tany
Egypta aho . '
EXO 13:9     Alignment score: 0.375 → 0.416
This will be a reminder for you on your hand , and a reminder on your forehead . This is so the law of Yahweh may be in your mouth , for with a strong hand Yahweh brought you out of Egypt .
Izany dia ho fampatsiahivana ho anareo eo amin ' ny tananareo , ary fampatsiahivana eo amin ' ny handrinareo . Izany dia mba ho eo am - bavanareo ny lalàn'i Yaveh , fa tamin ' ny tanana
maherin'i Yaveh no nitondrana anareo nivoaka avy tao Egypta .
EXO 13:10     Alignment score: 0.381
Therefore you must keep this law at its appointed time from year to year .
Noho izany dia tsy maintsy tandremanareo ity lalàna ity amin ' ny fotoana efa voatondro isan - taona isan - taona .
EXO 13:11     Alignment score: 0.471
When Yahweh brings you into the land of the Canaanites , as he swore to you and to your ancestors to do , and when he gives the land to you ,
Rehefa mitondra anareo ao amin ' ny tanin'ireo Kananita Yaveh , araka ny nianianany
taminareo sy ireo razanareo fa ho ataony , ary rehefa manome ny tany ho anareo Izy ,
EXO 13:12     Alignment score: 0.249
you must set apart to Yahweh the first offspring of every womb . All the firstborn offspring of your livestock that are males , will belong to Yahweh .
dia tsy maintsy hanokana ho Azy ny zaza voalohan
- teraka rehetra sy ny voalohan - terak'ireo bibinareo . Ary ho an'i Yaveh ireo lahy .
EXO 13:13     Alignment score: 0.299
Every firstborn of a donkey you must redeem with a lamb . If you do not buy it back , then you must break its neck . But every firstborn of your sons you must redeem .
Ireo voalohan - teraky ny boriky rehetra dia tsy maintsy hamidy
zanak'ondry . Raha tsy mamerina mividy izany ianao , dia tsy maintsy manapaka ny vozony . Fa ireo lahimatoa rehetra eo aminareo dia tsy maintsy averinareo vidiana .
EXO 13:14     Alignment score: 0.362
When your son asks you later , ' What does this mean ? ' then you are to tell him , ' It was by a strong hand that Yahweh brought us out from Egypt , from the house of slavery .
Raha manontany anao ny zanakao lahy any aoriana hoe : " Inona no dikan'izao ? " dia ho lazainao
azy hoe : " Tamin ' ny tana - maherin'i Yaveh no nitondrany anay nivoaka avy tao Egypta , tao amin ' ny trano fanandevozana .
EXO 13:15     Alignment score: 0.362 → 0.363
When Pharaoh stubbornly refused to let us go , Yahweh killed every firstborn in Egypt , both the firstborn of man and the firstborn of animal . That is why I sacrifice to Yahweh all the first male issue of the womb , but all my firstborn sons I redeem . '
Rehefa nandà mafy ny hamela anay handeha i Farao , dia novonoin'i
Yaveh ny voalohan - teraka tao amin ' ny tany Egypta , ny voalohan - teraky ireo vahoaka sy ny voalohan - terak'ireo biby . Izany no antony anaovako sorona ho an'i Yaveh ny lahy voalohan - teraky amin ' ny biby rehetra , ary ny antony hamerenako ny vidin ' ny lahimatoa amin'ireo zanako . '
EXO 13:16     Alignment score: 0.401 → 0.413
This will become
a reminder on your hands , and a reminder on your forehead , for it was by a strong hand Yahweh brought us out of Egypt . "
Ho zary fampatsiahivana eo amin ' ny tananao , sy fampatsiahivana eo amin ' ny handrinao izany , fa tamin ' ny tana - mahery no namoahan'i Yaveh antsika avy tao Egypta . "
EXO 13:17     Alignment score: 0.367 → 0.382
When Pharaoh let the people go , God did not lead them by way of the land of the Philistines , although that land was nearby . For God said , " Perhaps the people will change their minds when they experience war and will then return to Egypt . "
Rehefa namela ny vahoaka nandeha i Farao , dia tsy nitarika azy ireo tamin ' ny làlana tany amin ' ny tanin'ireo Filistina Andriamanitra , na dia teo akaiky teo aza izany tany izany . Fa hoy Andriamanitra hoe : " Angamba hiova hevitra ireo vahoaka raha mandalo ady ary hiverina any Egypta . "
EXO 13:18     Alignment score: 0.304 → 0.35
So God led the people around through the wilderness to the Sea of Reeds . The people of Israel went up out of the land of Egypt armed for battle .
Fa nentin'Andriamananitra nanodidina ny efitry ny Ranomasina Mena ireo vahoaka . Niakatra avy tao amin ' ny tany Egypta ireo Israelita ary nivonona ho amin ' ny ady .
EXO 13:19     Alignment score: 0.38 → 0.381
Moses took the bones of Joseph with him , for Joseph had made the sons of Israel solemnly swear and said , " God will surely rescue you , and you must carry away my bones with you . "
Ary nentin'i
Mosesy niaraka taminy ny taolam - balon'i Josefa , fa Josefa nampianiana mafy ireo Israelita ka nilaza hoe : " Azo antoka fa hamonjy anareo Andriamanitra , ary tsy maintsy hitondra ny taolam - baloko miaraka aminareo ianareo . "
EXO 13:20     Alignment score: 0.506
The Israelites journeyed from Sukkoth and camped at Etham
on the edge of the wilderness .
Nandeha avy tany Sokota ireo Israelita ary nitoby tao Etama teo amin ' ny sisin ' ny tany efitra .
EXO 13:21     Alignment score: 0.406 → 0.41
Yahweh went before them by day in a pillar of cloud to lead them on the way . By night he went in a pillar of fire to give them light . In this way they could travel by day and by night .
Yaveh nandeha teo alohan'izy ireo tao amin ' ny andri
- rahona tamin ' ny atoandro mba hitarika azy ireo eny an - dalana . Ary ny alina Izy dia nandeha toy ny andri - afo mba hanome azy fahazavana . Tamin'izany fomba izany no nahafahan'izy ireo nandeha ny andro sy ny alina .
EXO 13:22     Alignment score: 0.308 → 0.418
Yahweh did not take away from before the people the daytime pillar of cloud or the nighttime pillar of fire .
Tsy nanaisotra ny andri
- rahona ny atoandro na ny andri - afo ny alina nanoloana ireo vahoaka Yaveh .
EXO 13     Average alignment score: 0.388 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40