Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 36:1     Alignment score: 0.351 → 0.356
So Bezalel and Oholiab and every skilled person to whom Yahweh has given skill and ability to know
how to do any work in the construction of the holy place are to do the work according to all that Yahweh has commanded . "
I Bezalila sy Oholiaba ary ireo olona manan - talenta rehetra izay efa nomen'i Yaveh fahaiza - manao sy fahakingana mba ahafantatra ny fomba fiasa amin ' ny fanamboarana ny toerana masina dia nanao ny asa arak'izay rehetra nadidin'i Yaveh .


EXO 36:2     Alignment score: 0.367 → 0.367
Moses summoned Bezalel , Oholiab , and every skillful person in whose mind Yahweh had given skill , and whose heart stirred within him to come
and do the work .
Nampanantsoin'i Mosesy i Bezalila , Oholiaba , ary ireo olona manan - talenta izay nomen'i Yaveh fahaiza - manao , ary izay nentanin ' ny fony ho avy ka hanao ny asa .
EXO 36:3     Alignment score: 0.425 → 0.425
They received from Moses all the offerings
that the people of Israel had brought for constructing the holy place . The people were still bringing freewill offerings every morning to Moses .
Izy ireo dia nandray ireo fanatitra rehetra avy tamin'i Mosesy , izay nentin'ireo Isiraelita ho amin ' ny fanamboarana ny toerana masina . Isa - maraina dia mbola nanome fanati - tsitrapo ho an'i Mosesy ireo olona .
EXO 36:4     Alignment score: 0.218 → 0.237
So all the skilled people working on the holy place came
from the work that they had been doing .
Koa ireo olona manan - talenta rehetra niasa teo amin'ilay toerana masina dia niala tamin ' ny asany izay nataony .
EXO 36:5     Alignment score: 0.42 → 0.429
The craftsmen told Moses , " The people are bringing much more than enough for doing the work that Yahweh has commanded us to do . "
Ary nilaza tamin'i Mosesy ny mpanao asa tanana hoe : " Nitondra mihoatra noho izay ampy amin ' ny fanaovana ny asa izay nandidian'i Yaveh ho ataonay ireo olona
. "
EXO 36:6     Alignment score: 0.385 → 0.4
So Moses instructed that no one in the camp should bring any more offerings
for the construction of the holy place . Then the people stopped bringing these gifts .
Koa Nanome baiko i Mosesy fa tsy tokony hisy hitondra fanatitra amin ' ny fanamboarana ny toerana masina intsony ao amin ' ny toby na iray aza . Ary nitsahatra nitondra fanomezana ireo olona .
EXO 36:7     Alignment score: 0.221
They had more than enough materials
for all the work .
Nanana fitaovana mihoatra noho izay ilaina amin ' ny asa rehetra izy ireo .
EXO 36:8     Alignment score: 0.394 → 0.395
So all the craftsmen among them constructed the tabernacle with ten curtains made from fine linen and blue , purple , and scarlet wool with the designs of cherubim . This was the work of Bezalel , the very skilled craftsman .
Koa dia nanambotra tabernakely amin ' ny lamba vita amin ' ny rongony fotsy sy manga , volomparasy , sy volon'ondry jaky ary miendrika
Kerobima ireo mpanao asa - tanana rehetra tao amin'izy ireo . Izany dia asan'i Bezalila , ilay mpanao asa - tanana tena mahay .
EXO 36:9     Alignment score: 0.521 → 0.536
The length of each curtain was twenty - eight cubits , the width four cubits . All the curtains were of the same size .
Ny halavan
' ny lamba tsirairay dia valo ambin ' ny folo hakiho , ary ny sakany dia efatra hakiho . Mitovy habe ireo lamba rehetra .
EXO 36:10     Alignment score: 0.334 → 0.341
Bezalel joined five curtains to each other , and the other five curtains he also joined to each other .
Natambatr'i Bezalila ny lamba dimy , ary ireo dimy hafa dia natambany ihany koa .
EXO 36:11     Alignment score: 0.253
He made loops of blue along the outer edge of the end curtain of one set , and he did the same along the outer edge of the end curtain in the second set .
Nanao tadivaravarana manga teo amin ' ny faran ' ny sisin
- damba tamin ' ny sisiny anakiray efa voavitrany izy , ary nataony toy izany koa sisin - damba tamin ' ny vitrana faharoa .
EXO 36:12     Alignment score: 0.396 → 0.398
He made fifty loops on the first curtain and fifty loops on the edge of the end curtain in the second set . So the loops were opposite to each another .
Nanao tadivararavarana dimam - polo tamin'ireo lamba voalohany izy ary dimampolo ny tadivaravarana eny amin ' ny sisiny
tamin ' ny lamba faharoa voavitrana . Koa ireo tadivaravarana dia mifanadrify avy .
EXO 36:13     Alignment score: 0.333
He made fifty gold clasps and joined the curtains together with them so that the tabernacle became
united .
Nanao farango volamena dimam - polo izy ary nakambany niaraka tamin'izany ireo lamba mba hitambatra ho iray ny tabernakely .
EXO 36:14     Alignment score: 0.444 → 0.419
Bezalel made curtains of goat hair for a tent over the tabernacle ; he made eleven of these
curtains .
Nanao lamba vita tamin ' ny volon'osy i Bezalila ho lay handrakofana ny tabernakely ; nahavita lamba iraika ambin ' ny folo isa izy .
EXO 36:15     Alignment score: 0.555 → 0.559
The length of each curtain was thirty cubits , and the width of each curtain was four cubits . Each of the eleven curtains was of the same size .
Ny halavan
' ny lamba tsirairay dia telopolo hakiho , ary ny sakany lamba iray dia efatra hakiho . Mitovy habe ireo lamba iraika ambin ' ny folo ireo .
EXO 36:16     Alignment score: 0.374
He joined five curtains to each other and the other six curtains to each other .
Nakambany tsirairay ireo lamba dimy ary ny enina hafa dia nakambany manokana .
EXO 36:17     Alignment score: 0.335 → 0.332
He made fifty loops on the edge of the end curtain of the first set , and fifty loops along the edge of the end curtain that joined the second set .
Nasiany tadivaravarana dimampolo tamin'ireo ambin
- damba voavitrana voalohany , ary dimampolo tamin'ireo ambin - damba izay nakambany tamin ' ireo vitrana faharoa .
EXO 36:18     Alignment score: 0.329 → 0.464
Bezalel made fifty bronze clasps to join the tent together so that it might be one piece .
Nahavita farango varahina dimampolo i Bezalila mba hanakambanana ny lay ho iray .
EXO 36:19     Alignment score: 0.399
He made for the tabernacle a covering of ram skins dyed red , another covering of fine leather to go above that .
Nanamboatra fandrakofana vita amin ' ny hoditr'ondry lahy miloko mena ho an ' ny tabernakely , sy fandrakofana hafa vita amin ' ny hoditra mba ho eo ambonin'izany izy .
EXO 36:20     Alignment score: 0.401 → 0.46
Bezalel made vertical frames out of acacia wood for the tabernacle .
Ary nanamboatra rafitra mitsangana vita amin ' ny hazon ' ny akasia i Bezalila ho amin ' ny tabernakely .
EXO 36:21     Alignment score: 0.393 → 0.415
The length of each frame was ten cubits , and the width of each frame was one and a half cubits .
Ny halavan'ireo zana - kazo tsirairay dia folo hakiho , ary ny sakan'ireo zana - kazo dia iray sy sasany hakiho .
EXO 36:22     Alignment score: 0.315
Each frame had two wooden pegs for joining the frames together . He did this for all the frames of the tabernacle .
Ny rafitra tsirairay avy dia misy zana - kazo roa mba hampikambana azy ireo miaraka . Nataony toy izany avokoa ireo rafitry ny tabernakely .
EXO 36:23     Alignment score: 0.459
He made the frames for the tabernacle in this way : twenty frames for the south side .
Dia nataony tahaka izao ireo rafitra rehetra ho an ' ny tabernakely : rafitra roapolo ho an ' ny ilany atsimo .
EXO 36:24     Alignment score: 0.445 → 0.45
Bezalel made forty silver bases to go under the twenty frames . There were two bases under one frame to join the frames together , and also two bases under each of the other frames to join frames together .
Nanao tongony volafotsy efapolo i Bezalila mba atao eo ambanin'ireo rafitra roapolo . Nisy faladiany roa tao ambanin ' ny rafitra iray mba hampitambatra an'ireo rafitra rehetra , ary faladiany roa ihany koa ambanin'ireo rafitra tsirairay hafa mba hikambanan'ireo .
EXO 36:25     Alignment score: 0.539
For the second side of the tabernacle , on the north side , he made twenty frames
Ary ny ilany faharoan ' ny tabernakely , teo amin ' ny ilany avaratra , dia nasiany rafitra roapolo
EXO 36:26     Alignment score: 0.485 → 0.526
and their forty silver bases . There were two bases under the first frame , two bases under the next frame , and so on .
sy faladiany volafotsy efapolo . Misy faladiany roa ambanin'ilay rafitra voalohany , faladiany roa no ambanin ' ilay hazo fisaka manaraka , dia toy izay hatrany .
EXO 36:27     Alignment score: 0.508
For the back of the tabernacle on the west , Bezalel made six frames .
Nanamboatra rafitra enina i Bezalila ho an ' ny lamosin
' ny tabernakely andrefana .
EXO 36:28     Alignment score: 0.441
He made two frames for the back corners of the tabernacle .
Nasiany rafitra roa eny amin'ireo zorony tabernakely .
EXO 36:29     Alignment score: 0.255 → 0.264
These
frames were separate at the bottom , but joined at the top in one ring . He made two of them in this way for the two corners .
Ireo hazo fisaka ireo dia nisaraka avy ny ambany , fa nitambatra tamin ' ny mason - drojo iray eny an - tampony . Nataony tahaka izany ny roa tamin'ireo ho an ' ny zorony roa .
EXO 36:30     Alignment score: 0.538
There were eight frames , together with their silver bases . There were sixteen bases in all , two bases under the first frame , two bases under the next frame , and so on .
Ary nisy rafitra valo , niaraka tamin'ireo faladiany volafotsy . Enina ambin ' ny folo ny isan'ireo faladiany , faladiany roa ambanin ' ny rafitra voalohany , faladiany roa ambanin ' ny rafitra manaraka , ary toy izany hatrany .
EXO 36:31     Alignment score: 0.552
Bezalel made crossbars of acacia wood five for the frames of the one side of the tabernacle ,
Nanao bara vita amin ' ny hazo akasia i Bezalila dimy ho an ' ny rafitry ny ilan
' ny tabernakely ,
EXO 36:32     Alignment score: 0.493
five crossbars for the frames of the other side of the tabernacle , and five crossbars for the frames for the back side of the tabernacle to the west .
bara dimy ho an ' ny rafitra amin ' ny ilan
' ny tabernakely hafa , ary bara dimy ho an ' ny rafitra ao an - damosin ' ny tabernakely miakandrefana .
EXO 36:33     Alignment score: 0.225
He made the crossbar
in the center of the frames , that is , halfway up , to reach from end to end .
Nataony teo anivon'ireo rafitra ilay bara , izany hoe , antenantenany ambony , mba hahatrarana ny farany roa .
EXO 36:34     Alignment score: 0.38 → 0.396
He covered the frames with gold . He made their rings of gold , for them to serve as holders for the crossbars , and he covered the bars with gold .
Norakofany volamena ireo rafitra . Nanamboatra ny mason - drojon'ireo tamin ' ny volamena izy , mba hampiasaina
hihazonana an'ireo bara , ary norakofany tamin ' ny volamena ireo bara .
EXO 36:35     Alignment score: 0.491
Bezalel made the curtain of blue , purple , and scarlet wool , and of fine linen , with designs of cherubim , the work of a skillful workman
.
Koa dia nanambotra lamba vita amin ' ny rongony fotsy sy manga , volomparasy , sy volon'ondry jaky ary miendrika Kerobima , izay asan ' ny mpanao asa - tanana za - draharaha i Bezalila .
EXO 36:36     Alignment score: 0.425 → 0.471
He made for the curtain four pillars of acacia wood , and he covered them with gold . He also made gold hooks for the pillars , and he cast for them four silver bases .
Nanambotra andry vita amin ' ny hazo akasia izy , ary norakofany volamena ireo . Nanao farangom - bolamena
ho an'ireo andry ihany koa izy , ary nanefy faladiany volafotsy efatra ho an'ireo .
EXO 36:37     Alignment score: 0.567
He made a screen for the tent entrance . It was made of blue , purple , and scarlet wool , using fine linen , the work of an embroiderer .
Nanamboatra fefy lamba ho an ' ny fidirana amin ' ny lay izy . Natao tamin ' ny manga , volomparasy , ary volon'ondry jaky , tamin ' ny fampiasana rongony fotsy madinika izany , izay asan ' ny mpanao peta - kofehy .
EXO 36:38     Alignment score: 0.476 → 0.49
He also made the hanging 's five pillars with hooks . He covered their tops and their rods with gold . Their five bases were made of bronze .
Nanamboatra fefy lamban'ireo andry dimy tamin ' ny farango ihany koa izy . Norakofany volamena ny tampon'ireo sy ireo fihatonany . Ireo faladiany dimy dia natao tamin ' ny varahina .
EXO 36     Average alignment score: 0.422 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40