Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 4:1     Alignment score: 0.535
Moses answered , " But what if they do not believe me or listen to me but say instead , ' Yahweh has not appeared to you ' ? "
Namaly Mosesy hoe : " Saingy ahoana raha tsy mino ahy izy ireo na tsy mihaino
ahy fa hiteny kosa hoe : ' Tsy niseho taminao ve Yaveh ' ? "


EXO 4:2     Alignment score: 0.483
Yahweh said to him , " What is that in your hand ? " Moses said , " A staff . "
Hoy Yaveh taminy : " Inona iny an - tananao
iny ? " Namaly Mosesy hoe : " Tehina . "
EXO 4:3     Alignment score: 0.482
Yahweh said , " Throw it on the ground . " Moses threw it on the ground , and it became
a snake . Moses ran back from it .
Hoy Yaveh hoe : " Atsipazo eo amin ' ny tany izany . " Nanipy izany tamin ' ny tany i Mosesy , ary nivadika bibilava izany . Nandositra izany i Mosesy .
EXO 4:4     Alignment score: 0.466 → 0.469
Yahweh said to Moses , " Reach out and take it by the tail . " So he reached out and took hold of the snake . It became
a staff in his hand again .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Ahinjiro ny tananao ary raiso amin ' ny rambony io . " Koa dia naninjitra izy ary nandray ilay bibilava . Dia lasa tehina teny an - tanany indray izany .
EXO 4:5     Alignment score: 0.528
" This is so they may believe that Yahweh , the God of their ancestors , the God of Abraham , the God of Isaac , and the God of Jacob , has appeared to you . "
" Izany dia mba hahafahan'izy ireo mino fa Yaveh , ilay Andriamanitry ny razan'izy ireo , Andriamanitr'i
Abrahama , Andriamanitr'Isaka , ary Andriamanitr'i Jakoba , no efa niseho taminao . "
EXO 4:6     Alignment score: 0.41 → 0.409
Yahweh also said to him , " Now put your hand inside your robe . " So Moses put his hand inside his robe . When he brought it out , behold , his hand was leprous
, as white as snow .
Hoy ihany Yaveh taminy hoe : " Izao dia atsofohy ao anaty akanjonao ny tananao . " Dia natsofok'i Mosesy tao anaty akanjony ny tanany . Rehefa namoaka izany izy , indro , boka ny tanany , fotsy tahaka ny oram - panala .
EXO 4:7     Alignment score: 0.377 → 0.378
Yahweh said , " Put your hand inside your robe again . " So Moses put his hand inside his robe , and when he brought it out , he saw that it was made healthy again , like the rest of his flesh .
Hoy Yaveh : " Atsofohy ao anaty akanjonao
indray ny tananao . " Dia natsofok'i Mosesy tao anaty akanjony ny tanany , ary rehefa navoakany izany , dia hitany fa sitrana indray izany , toy ny ambin ' ny nofony rehetra .
EXO 4:8     Alignment score: 0.513
Yahweh said , " If they do not believe you if they do not pay attention to the first sign of my power or believe in it , then they will believe the second sign .
Hoy Yaveh hoe : " Raha tsy mino anao izy ireo raha tsy miraharaha ny famantarana voalohany ny heriko na tsy mino izany izy ireo , dia hino ny famantarana faharoa .
EXO 4:9     Alignment score: 0.417 → 0.426
If they do not believe even these
two signs of my power , or listen to you , then take some water from the river and pour it on the dry land . The water that you take will become blood on the dry land . "
Raha tsy mino na dia ireo famantarana ny heriko roa ireo aza izy ireo , na tsy mihaino anao , dia manovoza rano any amin ' ny renirano ary hararaho amin ' ny tany maina izany . Ny rano izay ho alainao dia hivadika eo amin ' ny tany maina . "
EXO 4:10     Alignment score: 0.293 → 0.296
Then Moses said to Yahweh , " Lord , I have never been eloquent , neither in the past nor since you spoke to your servant . I am slow of speech and slow of tongue . "
Dia hoy Mosesy tamin'i Yaveh hoe : " Ry Tompo , tsy mahay mandaha - teny aho , na tamin ' ny lasa na hatramin ' ny niresahanao tamin ' ny mpanomponao . Miadam - piteny sy miraiki - dela aho . "
EXO 4:11     Alignment score: 0.495 → 0.495
Yahweh said to him , " Who is it who made man 's mouth ? Who makes a man mute or deaf or seeing or blind ? Is it not I , Yahweh ?
Hoy Yaveh taminy hoe : " Iza ilay nanamboatra ny vavan
' ny olona ? Izay nanao ny olona ho moana na marenina na mahiratra na jamba ? Moa tsy Izaho , Yaveh ?
EXO 4:12     Alignment score: 0.288
So now go , and I will be with your mouth and teach you what to say . "
Noho izany mandehana , ary Izaho momban ' ny vavanao
ary hampianatra anao izay ho lazaina . "
EXO 4:13     Alignment score: 0.423 → 0.385
But Moses said , " Lord , please send
anyone else , anyone whom you wish to send . "
Fa hoy Mosesy : " Ry Tompo , maniraha olona hafa , izay sitrakao hirahina . "
EXO 4:14     Alignment score: 0.464
Then Yahweh became angry with Moses . He said , " What about Aaron , your brother , the Levite ? I know that he can speak well . Moreover , he is coming to meet you , and when he sees you , he will be glad in his heart .
Dia tezitra tamin'i Mosesy Yaveh . Hoy Izy hoe : " Ahoana ny momba an'i Arona rahalahinao
, ilay Levita ? Fantatro fa afaka miteny tsara izy . Fanampin'izany , ho avy hihaona aminao izy , ary rehefa mahita anao izy , dia ho faly ao am - pony .
EXO 4:15     Alignment score: 0.24
You will speak to him and put the words to say into his mouth . I will be with your mouth and with his mouth , and I will teach you both what to do .
Hiteny aminy ianao ary hametraka ny teny hotenenina eo am - bavany
. Izaho homba ny vavanao sy ny vavany , ary hasehoko anareo roa izay hatao .
EXO 4:16     Alignment score: 0.306
He will speak to the people for you . He will be like a mouth for you , and you will be like God for him .
Hiteny amin ' ny vahoaka ho anao izy . Ho vavanao
izy , ary aminy ianao dia ho tahaka Ahy , Andriamanitra .
EXO 4:17     Alignment score: 0.237
You will take in your hand this staff , with which you will do the signs . "
Ho entinao eo an - tananao
io tehina io . Amin'izany no hanaovanao ireo famantarana . "
EXO 4:18     Alignment score: 0.496 → 0.496
So Moses went back to Jethro his father-in-law and said to him , " Let me go so I may return to my relatives who are in Egypt and see if they are still alive
. " Jethro said to Moses , " Go in peace . "
Dia niverina tany amin'i Jetro rafozan - dahiny i Mosesy ary niteny taminy hoe : " Avelao aho handeha mba hahafahako miverina any amin'ireo havako izay any Egypta ary hijery raha mbola velona izy ireo . " Hoy Jetro tamin'i Mosesy hoe : " Mandehana amim - piadanana . "
EXO 4:19     Alignment score: 0.577
Yahweh said to Moses in Midian , " Go , return to Egypt , for all the men who were trying to take your life are dead . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy tany Midiana hoe : " Mandehana , miverena
any Egypta , fa efa maty ireo lehilahy rehetra izay nikasa haka ny ainao . "
EXO 4:20     Alignment score: 0.422 → 0.438
Moses took his wife and his sons and put them on a donkey . He returned to the land of Egypt , and he took the staff of God in his hand .
Naka ny vadiny sy ireo zanany lahy i Mosesy ary nametraka azy ireo teo ambon ' ny boriky . Niverina tany amin ' ny tanin'i Egypta izy , ary noraisiny
teny an - tanany ny tehin'Andriamanitra .
EXO 4:21     Alignment score: 0.472
Yahweh said to Moses , " When you go back to Egypt , see that you do before Pharaoh all the wonders that I have put in your power . But I will harden his heart , and he will not let the people go .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Rehefa miverina any Egypta ianao , aoka ho ataonao
eo anatrehan'i Farao ireo fahagagana rehetra izay efa napetrako teo amin ' ny fahefanao . Saingy hanamafy ny fony Aho , ary tsy hamela ireo vahoaka handeha izy .
EXO 4:22     Alignment score: 0.458
You must say to Pharaoh , ' This is what Yahweh says : Israel is my son , my firstborn ,
Tsy maintsy hiteny an'i Farao ianao hoe : ' Izao no nolazain'i
Yaveh : Israely dia zanako lahy , lahimatoako ,
EXO 4:23     Alignment score: 0.346 → 0.344
and I say to you , " Let my son go , so he may worship me . " But since you have refused to let him go , I will certainly kill your son , your firstborn . ' "
ary milaza aminao Aho : " Avelao handeha ny zanako , mba hahafahany manompo Ahy . " Fa satria nandà ny hamela azy andeha ianao , dia hovonoiko tokoa ny zanakao lahy , dia ny lahimatoanao . ' "
EXO 4:24     Alignment score: 0.515
Now on the way , when they stopped for the night , Yahweh met Moses and tried to kill him .
Ary teny an - dalana , rehefa nijanona ho amin ' ny alina izy ireo , dia nihaona tamin'i Mosesy ary nikasa hamono azy Yaveh .
EXO 4:25     Alignment score: 0.255 → 0.263
Then Zipporah
took a flint knife and cut off the foreskin of her son , and touched it to his feet . Then she said , " Surely you are a bridegroom to me by blood . "
Dia naka fiharatra vato i Zipora ary namora ny zanany lahy , ary nanakasoka izany tamin ' ny tongony . Dia hoy izy : " Azo antoka fa vady amin ' ny alalan ' ny amiko ianao . "
EXO 4:26     Alignment score: 0.357 → 0.424
So Yahweh let him alone . She said , " You are a bridegroom of blood " because of the circumcision .
Dia namela azy irery Yaveh . Hoy izy hoe : " Vady amin ' ny alalan ' ny ianao " nohon'ilay famorana .
EXO 4:27     Alignment score: 0.656
Yahweh said to Aaron , " Go into the wilderness to meet Moses . " Aaron went , met him at the mountain of God , and kissed him .
Hoy Yaveh tamin'i Arona hoe : " Mandehana any an'efitra mba hihaona amin'i Mosesy . " Nandeha i Arona , nihaona taminy tany an - tendrombohitr'Andriamanitra , ary nanoroka azy .
EXO 4:28     Alignment score: 0.426
Moses told Aaron all the words of Yahweh that he had sent him to say and about all the signs of Yahweh 's power that he had commanded him to do .
Nolazain'i Mosesy tamin'i Arona avokoa ireo Tenin'i
Yaveh izay nanirahany azy ho lazaina sy ny momba ireo famantaran ' ny fahefan'i Yaveh rehetra izay nandidiany azy ho ataony .
EXO 4:29     Alignment score: 0.531 → 0.537
Then Moses and Aaron went and gathered together all the elders of the people of Israel .
Dia nandeha i Mosesy sy Arona ary namory ireo loholon'ireo Israelita rehetra .
EXO 4:30     Alignment score: 0.438
Aaron spoke all the words that Yahweh had spoken to Moses . He also displayed the signs of Yahweh 's power in the sight of the people .
Nambaran'i
Arona avokoa ireo teny rehetra izay nolazain'i Yaveh tamin'i Mosesy . Nampiharihariany teo imason'ireo vahoaka ihany koa ireo famantaran ' ny herin'i Yaveh .
EXO 4:31     Alignment score: 0.388
The people believed . When they heard that Yahweh had observed the people of Israel and that he had seen their affliction , then they bowed down and worshiped him .
Dia nino ny vahoaka . Rehefa henon'izy ireo fa efa nandinika ireo Israelita Yaveh ary efa nahita ny fampahoriana azy ireo , dia nampiankohoka ny lohany izy ireo ary nanompo Azy .
EXO 4     Average alignment score: 0.434 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40