Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 28:1     Alignment score: 0.539 → 0.539
Call to yourself Aaron your brother and his sons Nadab , Abihu , Eleazar , and Ithamar from among the people of Israel so that they may serve me as priests .
Antsoy ho eo aminao i Arona rahalahinao
sy ireo zanany dia i Nadaba , Abiho , Eleazara , ary Itamara hiala eo amin'ireo Israelita mba hahafahan'izy ireo manompo Ahy ho mpisorona .


EXO 28:2     Alignment score: 0.344 → 0.346
You must make for Aaron , your brother , garments that are set apart to me . These
garments will be for his honor and splendor .
Tsy maintsy manamboatra akanjo voatokana ho Ahy , ho an'i Arona rahalahinao ianao . Ho voninahiny sy ho famirapiratana ho azy ireo akanjo ireo .
EXO 28:3     Alignment score: 0.296 → 0.333
You must speak to all people who are wise in heart , those
whom I have filled with the spirit of wisdom , so that they may make Aaron 's garments to consecrate him to serve me as my priest .
Tsy maintsy miteny amin'ireo olona izay hendry am - po , dia ireo izay nofenoiko ny Fanahin ' ny fahendrena ianao , mba hahafahan'izy ireo manamboatra ny akanjon'i Arona hanokanana azy hanompo Ahy ho mpisoroko .
EXO 28:4     Alignment score: 0.401 → 0.406
The garments that they must make are a breastpiece , an ephod , a robe , a coat of woven work , a turban , and a sash . They must make these
garments that are set apart to me . They will be for your brother Aaron and his sons so that they may serve me as priests .
Ny akanjo izay tsy maintsy amboarin'izy ireo dia saron - tratra , efoda , akanjo lava , akanjo tenom - boaroy , hamama , ary fehin - kibo . Tsy maintsy manamboatrra ireo akanjo izay hanokanana azy ho Ahy izy ireo . Atao ho an'i Arona rahalahinao sy ireo zanany izany mba hanompoany Ahy ho mpisorona .
EXO 28:5     Alignment score: 0.563 → 0.566
Craftsmen
must use fine linen that is gold , blue , purple , and scarlet .
Tsy maintsy mampiasa rongony fotsy madinika izay volamena , manga , volomparasy , ary jaky mena ireo mpanao tao - zavatra .
EXO 28:6     Alignment score: 0.561 → 0.558
They must make the ephod of gold , of blue , purple , and scarlet wool , and of fine - twined linen . It must be the work of a skillful craftsman
.
Aoka izy ireo hanamboatra ny efoda amin ' ny volamena , manga , volomparasy ary volon'ondry jaky , ary rongony fotsy madinika voatenona . Tsy maintsy asan ' ny mpanao tao - zavatra za - draharaha izany .
EXO 28:7     Alignment score: 0.293
It must have two shoulder pieces attached to its two upper corners .
Aoka hisy saron
- tsoroka roa miraikitra eo amin'ireo sisiny ambony .
EXO 28:8     Alignment score: 0.475 → 0.472
Its finely - woven waistband must be like the ephod ; it must be made of one piece with the ephod , made of fine twined linen that is gold , blue , purple , and scarlet .
Ny fehin - kibo tenona madinika dia tsy maintsy hatao tahaka ilay efoda ; tsy maintsy atao amin ' ny ampahan
- damba avy amin'ilay efoda , vita amin ' ny rongony fotsy madinika izay volamena , manga , volomparasy ary jaky mena izany .
EXO 28:9     Alignment score: 0.308 → 0.317
You must take two onyx stones and engrave on them the names of the sons of Israel .
Aoka haka vato beryla
roa ianao ka handrakitra ny anaran'ireo zanak'Israely roa ambin ' ny folo lahy eo amin'izany .
EXO 28:10     Alignment score: 0.331 → 0.341
Six of their names must be on one stone , and six names must be on the other stone , in order of the sons ' birth .
Ny enina amin ' ny anaran'izy ireo dia tsy maintsy hatao eo amin ' ny vato iray , ary ny enina hafa kosa dia eo amin ' ny vato iray hafa , samy araka ny filaharan ' ny nahaterahany avy .
EXO 28:11     Alignment score: 0.301 → 0.308
With the work of an engraver in stone , like the engraving on a signet , you must engrave the two stones with the names of the sons of Israel . You must mount the stones in settings of gold .
Amin ' ny asan ' ny mpisokitra vato , tahaka ny sari - sokitra amin ' ny tombokase , no tsy maintsy handraketanao ny anaran'ireo zanak'Israely roa ambin
' ny folo lahy eo amin'ireo vato anankiroa . Aoka hakambanao amin ' ny randram - bolamena ireo vato ireo .
EXO 28:12     Alignment score: 0.446 → 0.453
You must put the two stones on the shoulder pieces of the ephod , to be stones to remind Yahweh of Israel 's sons . Aaron will carry their names before Yahweh on his two shoulders as a reminder to him .
Aoka ho ataonao
eo amin'ireo saron - tsoroka efoda ireo vato anankiroa , mba ho vato fampatsiahivana an'i Yaveh ny amin'ireo zanak'Israely . Arona no hitondra ny anaran'izy ireo eo an - tsorony eo anatrehan'i Yaveh ho fampatsiahivana Azy .
EXO 28:13     Alignment score: 0.313 → 0.314
You must make settings of gold
Manaova fitoerana vita amin ' ny volamena
EXO 28:14     Alignment score: 0.474 → 0.479
and two braided chains of pure gold like cords , and you must attach the chains to the settings .
sy rojo volamena tsy mifangaro roa narandrana tahaka ny tady , ary hafatory eo amin'ireo fitoerana ireo rojo .
EXO 28:15     Alignment score: 0.547 → 0.548
You must make a breastpiece for decision making , the work of a skillful workman
, fashioned like the ephod . Make it of gold , of blue , purple , and scarlet wool , and of fine linen .
Manaova saron - tratra ho an ' ny fanapahan - kevitra , asan ' ny mpiasa za - draharaha , namboarina tahaka ny efoda . Amboary amin ' ny volamena , manga , volomparasy ary volon'ondry jaky , sy amin ' ny rongony fotsy madinika izany .
EXO 28:16     Alignment score: 0.421
It is to be square . You must fold the breastpiece double . It must be one span long and one span wide .
Tokony ho efa - joro izany . Haforeto roa ireo saron - tratra . Tokony ho iray njehiny ny halavany ary iray njehiny ny velarany .
EXO 28:17     Alignment score: 0.363 → 0.367
You must place in it four rows of precious stones . The first row must have a ruby , a topaz , and a garnet .
Asio andalam - batosoa sarobidy efatra eo amin'izany . Ny andalana voalohany dia tsy maintsy misy karnelia , topaza
, ary emeralda mena .
EXO 28:18     Alignment score: 0.682 → 0.685
The second row must have an emerald , a sapphire , and a diamond .
Ny andalana faharoa kosa dia tsy maintsy misy emeralda , safira , ary diamondra .
EXO 28:19     Alignment score: 0.506
The third row must have a jacinth , an agate , and an amethyst .
Ny andalana fahatelo dia tsy maintsy asiana opla , agata , ary ametysta .
EXO 28:20     Alignment score: 0.497 → 0.507
The fourth row must have a beryl , and an onyx , and a jasper . They must be mounted in gold settings .
Ny andalana fahefatra dia tsy maintsy misy beryla
, sy krysolita ary jaspy . Tsy maintsy hampifanaingenana amin ' ny randram - bolamena izany .
EXO 28:21     Alignment score: 0.277 → 0.279
The stones must be arranged by the names of the sons of Israel . They must be like the engraving on a signet ring , each name standing for one of the twelve tribes .
Halaharo araka ny anaran'ireo zanak'Israely roa ambin
' ny folo lahy , samy araka ny anarany avy ireo vato . Tokony ho tahaka ny sari - sokitra eo amin ' ny peratra fitomboka ireo , ary ny anarany tsirairay avy dia manambara ny iray amin'ireo foko roa ambin ' ny folo .
EXO 28:22     Alignment score: 0.455
You must make on the breastpiece chains like cords , braided work of pure gold .
Asio rojo volamena madio voarandrana tahaka ny tady , eo amin ' ny saron - tratra .
EXO 28:23     Alignment score: 0.461 → 0.461
You must make two rings of gold for the breastpiece and must attach them to the two ends of the breastpiece .
Manamboara mason - drojo volamena roa ho an ' ny saron - tratra ary apetao eo amin ' ny zoron
' ny saron - tratra anankiroa ireo .
EXO 28:24     Alignment score: 0.243 → 0.263
You must attach the two golden chains to the two corners of the breastpiece .
Apetaho eo amin ' ny zoron
' ny saron - tratra roa ireo rojom - bolamena roa .
EXO 28:25     Alignment score: 0.333 → 0.321
You must attach the other ends of the two braided chains to the two settings . Then you must attach those to the shoulder pieces of the ephod at its front .
Hapetao eo amin'ireo fametraham - bato
roa ny horin ' ny rojo voarandrana . Avy eo apetaho eo amin'ireo saron - tsoroky ny efoda eo alohany izany .
EXO 28:26     Alignment score: 0.413 → 0.414
You must make two rings of gold , and you must put them on the other two corners of the breastpiece , on the edge next to the inner border of the ephod .
Manamboara mason - drojo volamena roa , ary apetaho eo amin ' ny zoron
' ny saron - tratra roa hafa izany , eo amin ' ny sisiny akaikin ' ny zorony anatiny .
EXO 28:27     Alignment score: 0.385 → 0.401
You must make two more gold rings , and you must attach them to the bottom of the two shoulder pieces of the front of the ephod , close to its seam above the finely - woven waistband of the ephod .
Manamboara mason - drojo volamena roa hafa ianao , hapetaho eo amin ' ny farany ambanin'ireo saron
- tsoroka roa eo alohan ' ny efoda , manakaiky ny zaitra fikambanany eo ambonin ' ny fehin - kibo voatenon ' ny efoda izany .
EXO 28:28     Alignment score: 0.341 → 0.37
They must tie the breastpiece by its rings to the ephod 's rings with a blue cord , so that it might be attached just above the ephod 's woven waistband . This is so that the breastpiece might not become
unattached from the ephod .
Afatory eo amin ' ny mason - drojony amin ' ny mason - drojon ' ny efoda , amin ' ny alalan ' ny kofehy manga ny saron - tratra , mba hiraiketan'izany eo ambonin ' ny fehikibo vaotenon ' ny efoda . Natao izany mba tsy hiongotra amin ' ny efoda ny saron - tratra .
EXO 28:29     Alignment score: 0.443 → 0.444
When Aaron goes into the holy place , he must carry the names of the sons of Israel over his heart in the breastpiece for decision making , as a continuing memorial before Yahweh .
Rehefa mankao amin ' ny fitoerana masina i Arona , dia tsy maintsy mitondra ny anaran'ireo vahoakan'Israely eo amin ' ny fony ao amin ' ny saron - tratra fanapahan - kevitra , mba ho fahatsiarovana maharitra eo anatrehan'i Yaveh .
EXO 28:30     Alignment score: 0.426 → 0.424
You are to put the Urim and the Thummim in the breastpiece for decision making , so they may be over Aaron 's heart when he goes in before Yahweh . Thus
Aaron will always carry the means for making decisions for the people of Israel over his heart before Yahweh .
Aoka apetrakao ao amin ' ny saron - tratra fanapahan - kevitra ny Orima sy ny Tomima , mba ho eo amin ' ny fon'i Arona izany rehefa miditra eo anatrehan'i Yaveh izy . Amin'izany i Arona dia hitondra ny fomba entina manapa - kevitra ho an ' ny vahoakan'Israely eo am - pony lalandava eo anatrehan'i Yaveh .
EXO 28:31     Alignment score: 0.248 → 0.249
You will make the robe of the ephod entirely of blue fabric .
Ataovy amin ' ny lamba volomparasy tanteraka ny akanjo lavan'i
efoda . Tsy maintsy misy fitsofohan ' ny loha eo afovoan'izany .
EXO 28:33     Alignment score: 0.284 → 0.33
On the bottom hem , you must make pomegranates of blue , purple , and scarlet yarn all around . Gold bells must be between them all around .
Eo amin ' ny moron - tongony , dia aoka asianao sarin'apongaben - danitra manga , volomparasy , ary jaky mena manodidina azy . Ireo lakolosin'Andriamanitra dia tsy maintsy mielanelana manodidina izany .
EXO 28:34     Alignment score: 0.372 → 0.372
There must be a golden bell and a pomegranate , a golden bell and a pomegranate and so on all around the hem of the robe .
Tsy maintsy misy lakolosy volamena dia apongaben - danitra , lakolosy volamena dia apongamben - danitra ary toy izany hatrany manodidina ny moron - tongotry
ny akanjo lava .
EXO 28:35     Alignment score: 0.352 → 0.376
The robe is to be on Aaron when he serves , so that its sound can be heard when he goes into the holy place before Yahweh and when he leaves . This is so that he does not die .
Tokony hanaovan'i Arona ilay akanjo lava rehefa manompo izy , mba ho re ny feon'izany rehefa miditra ao amin ' ny fitoerana masina eo anatrehan'i Yaveh sy mivoaka izy . Natao izany mba tsy ho faty izy .
EXO 28:36     Alignment score: 0.329
You must make a plate of pure gold and engrave on it , like the engraving on a signet , " Holy to Yahweh . "
Manamboara takela - bolamena tsy mifangaro ka hanisy soratra eo amin'izany , tahaka ny soratra
eo amin ' ny tombokase hoe : " Masina ho an'i Yaveh . "
EXO 28:37     Alignment score: 0.334 → 0.361
You must attach this plate by a blue cord to the front of the turban .
Apetaho amin ' ny kofehy manga eo anoloan ' ny hamama io takela - bolamena
io .
EXO 28:38     Alignment score: 0.325
It must be on Aaron 's forehead ; he must always bear any guilt that might attach to the offering
of the holy gifts that the people of Israel set apart to Yahweh . The turban must be always on his forehead so that Yahweh may accept their gifts .
Aoka ho eo amin ' ny tampon - kandrin'i Arona izany ; tsy maintsy mitondra izay fahamelohana rehetra mety hiaraka amin ' ny fanatitry ny fanomezana masina izay hatokan ' ny Israelita ho an'i Yaveh hatrany izy . Aoka ho eo amin ' ny tampon - kandriny lalandava ny hamama mba haneken'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo .
EXO 28:39     Alignment score: 0.381
You must make the coat with fine linen , and you must make a turban of fine linen . You must also make a sash , the work of an embroiderer .
Manamboara akanjo vita amin ' ny rongony fotsy madinika ianao , ary manamboara hamama vita amin ' ny rongony fotsy madinika . Aoka ihany koa ianao hanao fehin - kibo , izay anjara asan ' ny mpanao peta - kofehy .
EXO 28:40     Alignment score: 0.309 → 0.311
For Aaron 's sons you must make tunics , sashes , and headbands for their honor and splendor .
Ho an'ireo zanak'i
Arona kosa dia tsy maintsy manamboatra fitafiana , fehin - kibo , ary fehiloha ianao ho voninahitra sy famirapiratan'izy ireo .
EXO 28:41     Alignment score: 0.349 → 0.359
You must clothe Aaron your brother , and his sons with him . You must anoint them , ordain them , and consecrate them to me , so that they may serve me as priests .
Aoka ampitafianao i Arona rahalahinao
, mbamin'ireo zanany . Tsy maintsy manosotra azy ireo , manamasina azy ireo , ary manokana azy ireo ho Ahy ianao , mba hanompoan'izy ireo Ahy ho mpisorona .
EXO 28:42     Alignment score: 0.225 → 0.284
You must make for them linen undergarments to cover their naked flesh , that will cover them from the waist to the thighs .
Manamboara atin'akanjo vita amin ' ny rongony ho azy ireo mba hanaronana ny nofo mitanjak'izy ireo , ary hanarona azy ireo manomboka avy eo amin ' ny valahana ka hatreo amin ' ny fe .
EXO 28:43     Alignment score: 0.416 → 0.423
Aaron and his sons must wear these
garments when they enter the tent of meeting or when they approach the altar to serve in the holy place . They must do this so they would not be guilty or else they would die . This is a permanent law for Aaron and his descendants after him .
Tsy maintsy manao ireo akanjo ireo i Arona sy ireo zanany rehefa miditra ao amin ' ny trano - lay fihaonana na rehefa manatona ny alitara mba hanompo ao amin ' ny fitoerana masina . Tsy maintsy manao izany izy ireo mba tsy ho meloka , raha tsy izany izy ireo dia ho faty . Lalàna maharitra ho an'i Arona sy ireo taranaka mandimby azy izany .
EXO 28     Average alignment score: 0.398 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40