Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 40:1     Alignment score: 0.465 → 0.464
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Ary Yaveh niteny tamin'i Mosesy ary hoy izy hoe :


EXO 40:2     Alignment score: 0.553
" On the first day of the first month of the new year you must set up the tabernacle , the tent of meeting .
" Amin ' ny andro voalohan
' ny volana voalohan ' ny taona vaovao dia tsy maintsy hatsanganao ny tabernakely , ny lay fihaonana .
EXO 40:3     Alignment score: 0.3 → 0.295
You must place the ark of the covenant decrees in it , and you must shield the ark with the curtain .
Apetraho ao amin'izany ny fiaran ' ny vavolombelona , ary aoka harovanao amin ' ny lamba ny fiara .
EXO 40:4     Alignment score: 0.344
You must bring in the table and set in order the things that belong on it . Then you must bring in the lampstand and set up the lamps .
Ento eo amin ' ny latabatra ary alaharo ireo zavatra izay tokony ho amin'izany . Dia ento ny fanaovan - jiro ary apetraho ireo jiro .
EXO 40:5     Alignment score: 0.418
You must put the golden incense altar before the ark of the covenant decrees , and you must put the screen at the entrance to the tabernacle .
Apetraho manoloana ny fiaran ' ny vavolombelona ny alitara volamena izay misy ny ditin - kazo manitra , ary apetraho ny lamba eo amin ' ny fidiran
' ny tabernakely .
EXO 40:6     Alignment score: 0.561
You must put the altar for burnt offerings
in front of the entrance to the tabernacle , the tent of meeting .
Apetraho eo anoloan ' ny fidirana mankao amin ' ny tabernakely , ilay lay fihaonana , ny alitaran ' ny fanatitra dorana .
EXO 40:7     Alignment score: 0.49
You must put the large basin between the tent of meeting and the altar and you must put water in it .
Apetraho eo anelanelan ' ny lay fihaonana sy ny alitara ny koveta lehibe ary asio rano ao anatiny
.
EXO 40:8     Alignment score: 0.424 → 0.466
You must set up the courtyard around it , and you must hang up the screen at the courtyard entrance .
Atsangano manodidina izany ny kianja , ary ahantony eo amin ' ny fidiran
' ny kianja ny lamba .
EXO 40:9     Alignment score: 0.491
You must take the anointing oil and anoint the tabernacle and everything that is in it . You must set it apart and all its furnishings to me ; then it will be holy .
Ka alaivo ny diloilo fanosorana ary hosory ny tabernakely sy ny zavatra rehetra ao anatiny
. Atokano ho Ahy izany sy ny fanaka rehetra , ka dia ho masina izany .
EXO 40:10     Alignment score: 0.467
You must anoint the altar for burnt offerings
and all its utensils . You must set apart the altar to me and it will become very holy to me .
Hosory ny alitaran ' ny fanatitra dorana sy fanak'izany rehetra . Atokano ho Ahy ny alitara ary tena ho masina ho Ahy izany .
EXO 40:11     Alignment score: 0.474
You must anoint the bronze basin and its base and set it apart to me .
Hosory ny kovetabe varahina sy faladian'izany ary atokano
ho Ahy .
EXO 40:12     Alignment score: 0.582 → 0.589
You are to bring Aaron and his sons to the entrance of the tent of meeting and you must wash them with water .
Ho entinao i Arona sy ireo zanany lahy ho eo amin ' ny fidiran
' ny lay fihaonana ary sasao amin ' ny rano izy ireo .
EXO 40:13     Alignment score: 0.4 → 0.405
You are to clothe Aaron with the garments that are set apart to me , anoint him and set him apart so that he may serve as my priest .
Ho tafinao amin'ireo ankajony izay natokana ho Ahy i Arona , hosory izy ary atokano
mba hanompo ho mpisoroko .
EXO 40:14     Alignment score: 0.174
You are to bring his sons and clothe them with tunics .
Ho entinao ireo zanany lahy ary ampiakanjoy akanjo lava izy ire .
EXO 40:15     Alignment score: 0.412
You must anoint them as you anointed their father so that they may serve me as priests . Their anointing will make for them a permanent priesthood throughout their people 's generations
. "
Hosory tahaka nanosoranao ny rainy izy ireo mba hanompo Ahy ho mpisorona . Ny fanosorana azy ireo dia hahatonga azy ireo ho fisoronana maharitra hatramin'ireo taranany fara mandimby . "
EXO 40:16     Alignment score: 0.47
This is what Moses did ; he followed all that Yahweh had commanded him . He did all these
things .
Izao no zavatra nataon'i Mosesy ; narahiny avokoa izay efa nandidian'i Yaveh azy . Nataony izany zavatra rehetra izany .
EXO 40:17     Alignment score: 0.578 → 0.604
So the tabernacle was set up on the first day of the first month in the second year .
Ary dia voatsangana tamin ' ny andro voalohany volana voalohany tamin ' ny taona faharoa ny tabernakely .
EXO 40:18     Alignment score: 0.291 → 0.335
Moses set up the tabernacle , put its bases in place , set up its frames , attached its bars , and set up its pillars and posts .
Nananganana ny tabernakely i Mosesy , nametraka ny faladian'izany tamin ' ny toerany
, nanangana ny rafitr'izany , nampikambana ny barany , ary nanangana ireo andry sy ireo tsagantsangan'izany .
EXO 40:19     Alignment score: 0.424
He spread the covering over the tabernacle and put the tent over it , as Yahweh had commanded him .
Naeliny manerana ny tabernakely ny fandrakofana ary napetrany manerana izany ny lay , araka ny efa nadidian'i
Yaveh azy .
EXO 40:20     Alignment score: 0.411 → 0.413
He took the covenant decrees and put them into the ark . He also placed the poles on the ark and put the atonement lid on it .
Nalainy
ny didin ' ny fanekena ary napetrany tao anatin ' ny fiara ireo . Nametraka bao teo amin ' ny fiara ihany koa izy , ary dia nametraka ny sarom - panavotana teo amin'izany .
EXO 40:21     Alignment score: 0.285
He brought the ark into the tabernacle . He set up the curtain for the screen to shield the ark of the covenant decrees , as Yahweh had commanded him .
Nanangana lamba ho an'izany izy mba hiaro ny fiaran ' ny vavolombelona , araka ny nandidian'i Yaveh azy .
EXO 40:22     Alignment score: 0.498 → 0.503
He put the table into the tent of meeting , on the north side of the tabernacle , outside the curtain .
Napetrany tao anatin'ilay lay fihaonana ny latabatra , dia teo amin ' ny ilany avatr'ilay tabernakely , ivelan
' ny lamba .
EXO 40:23     Alignment score: 0.494
He placed the bread in order on the table before Yahweh , as Yahweh had commanded him .
Nalahany teo ambony latabatra teo anoloan'i
Yaveh ny mofo , araka ny efa nandidian'i Yaveh azy .
EXO 40:24     Alignment score: 0.516
He put the lampstand into the tent of meeting , across from the table , on the south side of the tabernacle .
Napetrany tao anaty lay fihaonana ny fanaovan - jiro , tandrifin
' ny latabatra , teo amin ' ny lafiny atsimon ' ny tabernakely .
EXO 40:25     Alignment score: 0.551
He lit the lamps before Yahweh , as Yahweh had commanded him .
Nampirehitra ny jiro teo anatrehan'i Yaveh izy , araka ny efa nandidian'i Yaveh azy .
EXO 40:26     Alignment score: 0.493
He put the golden incense altar into the tent of meeting in front of the curtain .
Napetrany tao amin ' ny lay fihaonana manoloana ny lamba ny alitara volamena misy ditin - kazo manitra .
EXO 40:27     Alignment score: 0.515
He burned fragrant incense on it , as Yahweh had commanded him .
Nandoro ditin - kazo manitra teo amin'izany izy , araka efa nandidian'i Yaveh azy .
EXO 40:28     Alignment score: 0.269 → 0.508
He hung the screen at the tabernacle entrance .
Nahantony
teo amin ' ny fidirana teo amin ' ny tabernakely ny lamba .
EXO 40:29     Alignment score: 0.596
He put the altar for the burnt offering at the entrance to the tabernacle , the tent of meeting . He offered on it the burnt offering and the grain offering
, as Yahweh had commanded him .
Napetrany teo amin ' ny fidirana ny tabernakely , ilay lay fihaonana , ny alitaran ' ny fanatitra dorana . Nanolotra fanatitra dorana sy vary ho fanatitra teo amin'izany izy , araka ny efa nandidian'i Yaveh azy .
EXO 40:30     Alignment score: 0.494
He placed the basin between the tent of meeting and the altar , and he put water in it for washing .
Napetrany teo anelanelan ' ny lay fihaonana sy ny alitara ny kovetabe , ary nasiany rano tao anatin'izany mba hisasana .
EXO 40:31     Alignment score: 0.48 → 0.529
Moses , Aaron , and his sons washed their hands and their feet
from the basin
Mosesy , Arona sy ireo zanany lahy nanasa ny tanany sy ny tongontr'izy ireo tao amin ' ny kovetabe
EXO 40:32     Alignment score: 0.513
whenever they would go into the tent of meeting and whenever they would go up to the altar . They washed themselves , as Yahweh had commanded Moses .
na oviana na oviana handehanan'izy ireo ao amin'ilay lay fihaonana , ary na oviana na oviana hiakaran'izy reo eo amin ' ny alitara . Nanasa ny tenany izy ireo , araka ny efa nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
EXO 40:33     Alignment score: 0.537
Moses set up the courtyard around the tabernacle and the altar . He set up the screen at the courtyard entrance . In this way , Moses finished the work .
Nanangana ny kianja nanodidina ny tabernakely sy ny alitara i Mosesy . Nanangana ny lamba teo amin ' ny fidiran
' ny kianja izy . Izany ny fomba nahavitan'i Mosesy ny asa .
EXO 40:34     Alignment score: 0.65
Then the cloud covered the tent of meeting , and Yahweh 's glory filled the tabernacle .
Dia ny rahona nandrakotra ny lay fihaonana , ary ny voninahitr'i
Yaveh nanenika ny tabernakely .
EXO 40:35     Alignment score: 0.537
Moses was not able to enter the tent of meeting because the cloud had settled on it , and because Yahweh 's glory filled the tabernacle .
Tsy afaka nitsofoka tao amin'ilay lay fihaonana i Mosesy satria ny rahona efa nitoetra tao amin'izany , ary satria ny voninahitr'i
Yaveh nanenika ny tabernakely .
EXO 40:36     Alignment score: 0.441 → 0.45
Whenever the cloud was taken up from over the tabernacle , the people of Israel would set out on their journey .
Na oviana na oviana no niakaran ' ny rahona avy ao amin ' ny tabernakely , ny vahoakan'Israely dia nianga tamin ' ny dian'izy ireo .
EXO 40:37     Alignment score: 0.331 → 0.338
But if the cloud did not rise
up from the tabernacle , then the people would not travel . They would stay until the day that it was lifted up .
Fa raha tsy niakatra avy ao amin ' ny tabernakely ny rahona , dia tsy nandeha ny vahoaka . Nijanona teo izy ireo hatramin ' ny andro izay nisandratan'izany .
EXO 40:38     Alignment score: 0.372 → 0.412
For Yahweh 's cloud was over the tabernacle by day , and his fire
was over it by night , in plain view of all the people of Israel throughout their journey .
Fa ny rahon'i Yaveh dia teo ambonin ' ny tabernakely ny andro , ary ny afony teo amin'izany nony ny alina , teo imason ' ny vahoakan'Israely rehetra nandritra ny dian'izy ireo .
EXO 40     Average alignment score: 0.469 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40