Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 6:1     Alignment score: 0.377
Then Yahweh said to Moses , " Now you will see what I will do to Pharaoh . You will see this , for he will let them go because of my strong hand . Because of my strong hand , he will drive them out of his land . "
Ary Yaveh niteny tamin'i Mosesy hoe : " Anio no hahitanao izay ho ataoko amin'i Farao . Ho hitanao izany , fa hamela azy ireo handeha izy nohon ' ny tanako mahery . Noho ny tanako mahery , handroaka azy ireo hiala amin ' ny taniny
⟡ izy . "


EXO 6:2     Alignment score: 0.551
God spoke to Moses and said to him , " I am Yahweh .
Andriamanitra niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe : " Izaho no Yaveh ,
EXO 6:3     Alignment score: 0.491 → 0.52
I appeared to Abraham , to Isaac , and to Jacob as God Almighty ; but by my name , Yahweh , I was not known to them .
Amin ' ny maha
⟡ - Ray Tsitoha Ahy no nisehoako tamin'i Abrahama , Isaka ary Jakoba ; fa amin ' ny anarako , Yaveh , dia tsy nahalala Ahy izy ireo .
EXO 6:4     Alignment score: 0.259
I also established my covenant with them , in order to give
⟡ them the land of Canaan , the land in which they sojourned .
Nametraka fifanekena tamin'izy ireo ihany koa Aho , mba hanomezana azy ireo ny tanin'i⟡ Kanana , tany izay nitoeran'izy ireo amin ' ny maha⟡ mpiavy azy , tany izay nivezivezen'izy ireo .
EXO 6:5     Alignment score: 0.256 → 0.258
Moreover , I have heard the groaning of the people of Israel whom the Egyptians have enslaved , and I have called to mind my covenant .
Ary koa , nahare ny fitarainan ' ny Israelita izay nandevozin ' ny Egyptianina ihany koa Aho , ka tsaroako ny fanekeko .
EXO 6:6     Alignment score: 0.268 → 0.267
Therefore , say to the people of Israel , ' I am Yahweh . I will bring you out from under the hard labors of the Egyptians , and I will free you from their power . I will rescue you with a display of my power , and with mighty acts of judgment .
Noho izany , lazao ireo Israelita hoe : ' Izaho no Yaveh . Hanafaka anareo amin ' ny fanandevozan
⟡ ' ny Egyptiana Aho , ary ho afahako amin ' ny heriny ianareo . Hanavotra anareo amin ' ny fampisehoana ny heriko Aho , ary amin'ireo asa fitsarana mafy .
EXO 6:7     Alignment score: 0.324 → 0.322
I will take you to myself as my people , and I will be your God . You will know that I am Yahweh your God , who brought you out from under the hard labors of the Egyptians .
Ho alaiko ho vahoakako ianareo , ary Izaho ho Andriamanitrareo . Ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , izay nanafaka anareo teo ambanin ' ny fanandevozan
⟡ ' ny ireo Egyptiana .
EXO 6:8     Alignment score: 0.526
I will bring you into the land that I swore to give
⟡ to Abraham , to Isaac , and to Jacob . I will give it to you as a possession . I am Yahweh . ' "
Ho entiko any amin ' ny tany izay efa nampanantenaiko tamin'i Abrahama , Isaka , ary Jakoba ianareo . Dia homeko ho fanananareo izany . Izaho no Yaveh . ' "
EXO 6:9     Alignment score: 0.363 → 0.363
When Moses told this to the people of Israel , they would not listen to him because of their discouragement about their severe slavery .
Rehefa niteny izany tamin'ireo Israelita i Mosesy , dia tsy nihaino azy izy ireo nohon ' ny hakivian'izy ireo mahakasikany fanandevozana mafy azy ireo .
EXO 6:10     Alignment score: 0.302 → 0.302
Then Yahweh said to Moses , saying ,
Koa niteny tamin'i Mosesy i Yaveh ka nanao hoe :
EXO 6:11     Alignment score: 0.459
" Go tell Pharaoh , king of Egypt , to let the people of Israel go from his land . "
" Andeha lazao i Farao , mpanjakan'i Egypta , mba hamela ny vahoakan'Israely hiala ao amin ' ny taniny
⟡ .
EXO 6:12     Alignment score: 0.515
Moses said to Yahweh , " If the people of Israel have not listened to me , why will Pharaoh listen to me , since I am not good at speaking ? "
Hoy i Mosesy niteny tamin'i Yaveh hoe : " Raha tsy nihaino Ahy ireo Israelita , nahoana i Farao no hihaino ahy , satria tsy dia mahay mandaha - teny
⟡ aho ? "
EXO 6:13     Alignment score: 0.569
Yahweh spoke to Moses and to Aaron . He gave them a command for the people of Israel and for Pharaoh , king of Egypt , to bring the people of Israel out of the land of Egypt .
Dia niteny tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh . Nanome baiko azy ireo ho an'ireo Israelita sy ho an'i Farao , mpanjakan'i Egypta Izy , mba hitondra ireo Israelita hiala ny tany Egypta .
EXO 6:14     Alignment score: 0.447 → 0.483
These were the heads of their fathers ' houses : The sons of Reuben , the firstborn of Israel , were Hanok , Pallu , Hezron , and Karmi . These were the clan ancestors of Reuben .
Ireto no lohan
⟡ ' ny fianakavian⟡ ' ny razamben'izy ireo : ireo zanaka lahin⟡ - dRobena , lahimatoan'Israely , dia i Hanoka , Palo , Hezrona , ary Karmy . Ireto no fokon ' ny razamben'i Robena .
EXO 6:15     Alignment score: 0.448 → 0.502
The sons of Simeon were Jemuel , Jamin , Ohad , Jakin , Zohar , and Shaul
⟡ — the son of a Canaanite⟡ woman . These⟡ were the clan ancestors of Simeon .
Ireo zanaka lahin'i Simeona dia Jemoela , Jaminasy , Ohada , Jakinasy , Zohara , ary Saoly _ ny zanak'ilay vehivavy Kananita . Ireo no razamben⟡ ' ny fokon'i⟡ Simeona .
EXO 6:16     Alignment score: 0.463 → 0.486
Here are listed the names of the sons of Levi , according to their genealogies . They were Gershon , Kohath , and Merari . Levi lived until he was 137 years old .
Ireto tanisaina
⟡ ireto no zanaka lahin'i Levy , miaraka amin ' ny taranak'izy ireo . Izy ireo dia i Gersona , Kehata , ary i Merary . Niaina hatramin ' ny faha 137 taonany⟡ i Levy .
EXO 6:17     Alignment score: 0.524 → 0.566
The sons of Gershon were Libni and Shimei , according to their clans .
Ireo zanaka lahin'i Gersona dia i Libny sy i Simey .
EXO 6:18     Alignment score: 0.492 → 0.52
The sons of Kohath were Amram , Izhar , Hebron , and Uzziel . Kohath lived until he was 133 years old .
Ireo zanaka lahin'i Kehata dia i Amrama , Jizara , Hebrona , ary i Oziela . Niaina hatramin ' ny faha telo amby telopolo amby zato taonany
⟡ i Kehata .
EXO 6:19     Alignment score: 0.483 → 0.507
The sons of Merari were Mahli and Mushi . These
⟡ became⟡ the clan ancestors of the Levites , together with their descendants .
Ireo zanaka lahin'i Merary dia i Maly sy Mosy . Ireo no lasa razamben⟡ ' ny fokon'ireo Levita , miaraka amin'ireo taranany .
EXO 6:20     Alignment score: 0.67
Amram married Jochebed , his father 's sister . She bore him Aaron and Moses . Amram lived 137 years and then died
⟡ .
Dia nanambady an'i Jekebeda⟡ i Amrama , anabavin⟡ ' ny rainy . Niteraka an'i Arona sy i Mosesy taminy izy . Niaina 137 taona i Amrama dia maty avy eo .
EXO 6:21     Alignment score: 0.477
The sons of Izhar were Korah , Nepheg , and Zikri .
Ireo zanaka lahin'i Jezara
⟡ dia i Nafega , sy i Zikry .
EXO 6:22     Alignment score: 0.824
The sons of Uzziel were Mishael , Elzaphan , and Sithri .
Ireo zanaka lahin'i Oziela dia i Misaela , Elzafana , ary i Sitry .
EXO 6:23     Alignment score: 0.756 → 0.762
Aaron married Elisheba , daughter of Amminadab , sister of Nahshon . She bore him Nadab and Abihu , Eleazar and Ithamar .
Nanambady an'i Eliseba i Arona , zanaka vavin'i Aminadaba , anabavin
⟡ ' i Nasona . Niteraka an ' i Nadaba , Abiho , Eleazara , ary i Itamara taminy izy .
EXO 6:24     Alignment score: 0.575 → 0.582
The sons of Korah were Assir , Elkanah , and Abiasaph . These
⟡ were the clan ancestors of the Korahites .
Ireo zanaka lahin'i Kora dia i Asira , Elkana , ary i Abiasafa . Ireo no razamben⟡ ' ny fokon ' ny Koraita .
EXO 6:25     Alignment score: 0.423 → 0.448
Eleazar , Aaron 's son , married one of the daughters
⟡ of Putiel . She bore him Phinehas . These⟡ were the heads of the fathers ' houses among the Levites , according to their clans .
Eleazara , zanaka lahin'i Arona , nanambady ny iray tamin'ireo zanaka vavin'i Potiela . Niteraka an'i Fineasa⟡ taminy izy . Ireo no lohan⟡ ' ny fianakaviana⟡ teo amin'ireo Levita , miaraka amin'ireo taranany .
EXO 6:26     Alignment score: 0.437
These
⟡ two men were the Aaron and Moses to whom Yahweh said , " Bring out the people of Israel from the land of Egypt , by their hosts . "
Ireo lehilahy roa ireo dia i Arona sy Mosesy izay nitenenan'i Yaveh hoe : " Ento miala ny tany Egypta ireo Israelita , amin ' ny alalan'ireo vondron⟡ - dehilahy mpiady . "
EXO 6:27     Alignment score: 0.605
Aaron and Moses spoke to Pharaoh , king of Egypt , in order to bring out the people of Israel from Egypt . These
⟡ were the same Moses and Aaron .
Arona sy Mosesy niteny tamin'i Farao , mpanjakan'i Egypta , mba hamela azy ireo hamoaka ireo Israelita avy ao Egypta . Ilay Mosesy sy Arona ihany ireo .
EXO 6:28     Alignment score: 0.552
When Yahweh spoke to Moses in the land of Egypt ,
Rehefa niteny tamin'i Mosesy tao amin ' ny tany Egypta Yaveh ,
EXO 6:29     Alignment score: 0.549 → 0.55
he said to him , " I am Yahweh . Say to Pharaoh , king of Egypt , everything that I will tell you . "
dia hoy Izy taminy hoe : " Izaho no Yaveh . Lazao amin'i Farao , mpanjakan'i Egypta , izay rehetra holazaiko aminao . "
EXO 6:30     Alignment score: 0.44
But Moses said to Yahweh , " I am not good at speaking , so why will Pharaoh listen to me ? "
Fa Mosesy niteny tamin'i Yaveh hoe : " Tsy dia mahay miteny aho , ka ahoana no hihainoan'i Farao ahy ? "
EXO 6     Average alignment score: 0.482 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40