Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 11:1     Alignment score: 0.506
Then Yahweh said to Moses , " There is still one more plague that I will bring on Pharaoh and Egypt . After that , he will let you go from here . When he finally lets you go , he will drive you away completely .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Mbola misy areti - mandringana iray izay ho entiko amin'i Farao sy Egypta . Aorian'izay , dia hamela anareo handeha hiala eto izy . Rehefa mamela anareo izy ny farany , dia handroaka anareo tanteraka .


EXO 11:2     Alignment score: 0.267 → 0.284
Instruct the people that every man and woman is to ask of his or her neighbor for articles of silver and articles of gold . "
Toroy lalana
ny vahoaka fa ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra dia hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin ' ny mpiray vodi - rindrina aminy .
EXO 11:3     Alignment score: 0.433 → 0.435
Now Yahweh had made the Egyptians eager to please the Israelites . Moreover , the man Moses was very impressive in the sight of Pharaoh 's servants and the people of Egypt .
Ary nataon'i
Yaveh nila fitia tamin'ireo Israelita ny Egyptiana . Ary koa , Mosesy dia ilay lehilahy tena nahavariana teo imason'ireo mpanompon'i Farao sy ireo vahoakan'i Egypta .
EXO 11:4     Alignment score: 0.601
Moses said , " Yahweh says this : ' About midnight I will go throughout Egypt .
Hoy Mosesy hoe : " Izao no lazain'i Yaveh : ' Manodidina ny sasak'alina dia hamakivaky an'i Egypta aho .
EXO 11:5     Alignment score: 0.388
All the firstborn in the land of Egypt will die , from the firstborn of Pharaoh , who sits on his throne , to the firstborn of the slave girl who is behind the handmill grinding it , and to all the firstborn of the livestock .
Ireo lahimatoa rehetra ao amin ' ny tany Egypta dia ho faty , manomboka amin ' ny lahimatoan'i
Farao , izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianany , ka hatramin ' ny lahimatoan ' ny mpanompo vavy izay ao ambadiky ny fikosoham - bary mitoto izany , ary hatramin ' ny voalohan - teraky ny biby fiompy rehetra .
EXO 11:6     Alignment score: 0.282 → 0.284
Then there will be a great outcry throughout all the land of Egypt , such as has never been nor ever will be again .
Dia hisy fidradradradrana lehibe manerana ny tany Egypta rehetra , izay tsy mbola nisy toy izany ary tsy hisy izany intsony .
EXO 11:7     Alignment score: 0.199
But not even a dog will bark against any of the people of Israel , against either man or animal . In this way you will know
that I am making a distinction between the Egyptians and the people of Israel . '
Fa na dia ny aliaka aza dia tsy hivovo na amin'iza na amin'iza amin ' ny vahoakan'Israely , na amin ' ny olona na amin ' ny biby . Amin'izany fomba izany no hahafantaranao fa samy hafa ny fitondrako ny Egyptiana sy ny Israelita . '
EXO 11:8     Alignment score: 0.305
All these
servants of yours , Pharaoh , will come down to me and bow down to me . They will say , ' Go , you and all the people who follow you ! ' After that I will go out . " Then he went out from Pharaoh in great anger .
Ireo mpanomponao rehetra , ry Farao , dia hidina aty amiko ary hiankohoka eto amiko . Hiteny izy ireo hoe : " Mandehana , ianao sy ireo vahoaka izay manaraka anao ! ' Aorian'izay dia hivoaka aho . " Dia nivoaka tao amin'i Farao tamim - pahatezerana mafy izy .
EXO 11:9     Alignment score: 0.552 → 0.549
Yahweh said to Moses , " Pharaoh will not listen to you . This is so that I will do many amazing things in the land of Egypt . "
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Tsy hihaino anao i Farao . Izany dia mba hanaovako zava - mahagaga maro eo amin ' ny tany Egypta . "
EXO 11:10     Alignment score: 0.52
Moses and Aaron did all these
wonders before Pharaoh . But Yahweh hardened Pharaoh 's heart , and Pharaoh did not let the people of Israel go out of his land .
Nataon'i Mosesy sy Arona teo anoloan'i Farao ireo fahagagana rehetra ireo . Fa i Yaveh nanamafy ny fon'i Farao , ka tsy namela ny vahoakan'i Israely nivoaka ny taniny i Farao .
EXO 11     Average alignment score: 0.4 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40