Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 10:1     Alignment score: 0.42 → 0.424
Yahweh said to Moses , " Go to Pharaoh , for I have hardened his heart and the hearts of his servants . I have done this to show these
signs of my power among them .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Mandehana any amin'i Farao , fa efa nohamafisiko ny fony sy ny fon'ireo mpanompony . Nataoko izany mba hanehoana ireo famantarana ny heriko eo amin'izy ireo .


EXO 10:2     Alignment score: 0.274 → 0.301
I have also done this so that you may tell your children and grandchildren the things I have done , how I have harshly treated Egypt , and how I have given various signs of my power among them . In this way you will know
that I am Yahweh . "
Nataoko ihany koa izany mba hanambaranao amin'ireo zanakao sy zafikelinao izay zavatra vitako , ny hamafin ' ny fomba nitondrako an'i Egypta , sy ny fomba nanomezako famantarana ny heriko isan - karazany teo amin'izy ireo . Amin'izany fomba izany no hahafantaranao fa Izaho no Yaveh . "
EXO 10:3     Alignment score: 0.474
So Moses and Aaron went to Pharaoh and said to him , " Yahweh , the God of the Hebrews , says this : ' How long will you refuse to humble yourself before me ? Let my people go so that they may worship me .
Koa dia nankany amin'i Farao i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe : " Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo Hebreo , dia nilaza izao : ' Hafiriana no handavanao tsy hanetry ny tenanao eo anatrehako ? Avelao andeha ny oloko mba hanompoan'izy ireo Ahy .
EXO 10:4     Alignment score: 0.352 → 0.356
But if you refuse to let my people go , listen , tomorrow I will bring locusts into your land .
Fa raha mandà tsy handefa ny oloko ianao , dia indro , hahatonga valala any amin ' ny taninao
Aho rahampitso .
EXO 10:5     Alignment score: 0.27 → 0.271
They will cover the surface of the ground so that no one will be able to see the earth . They will eat the remains of whatever escaped from the hail . They will also eat every tree that grows for you in the fields .
Handrakotra ny tany rehetra ireo ka tsy hisy afaka hahita ny tany . Hihinana izay sisa navelan ' ny havandra ireo . Hihinana ny hazo rehetra eny an - tsaha izay maniry ho anao ihany koa ireo .
EXO 10:6     Alignment score: 0.335 → 0.34
They will fill your houses , those
of all your servants , and those of all the Egyptians something neither your father nor your grandfather ever saw , nothing ever seen since the day that they were on the earth to this present day . ' " Then Moses left and went out from Pharaoh .
Hameno ireo tranonao , sy ny tranon'ireo mpanomponao , ary ny an'ireo Egyptiana rehetra ireo zavatra tsy mbola fahitan ' ny rainao na ny raibenao , tsy mbola fahita hatramin ' ny andro naha - teto ambonin ' ny tany azy ireo ka hatramin'izao . ' " Avy eo dia lasa Mosesy ka niala teo amin'i Farao .
EXO 10:7     Alignment score: 0.35 → 0.35
Pharaoh 's servants said to him , " How long will this man be a snare to us ? Let the people of Israel go so that they may worship Yahweh their God . Do you not yet realize that Egypt is destroyed ? "
Hoy ireo mpanompon'i
Farao taminy hoe : " Mandra - pahoviana io lehilahy io no ho fampitahorana ho antsika ? Avelao andeha ireo Israelita mba hanompoan'izy ireo an'i Yaveh Andriamanitr'izy ireo . Tsy mbola hitanao fa efa rava ve Egypta ? "
EXO 10:8     Alignment score: 0.533
Moses and Aaron were brought again to Pharaoh , who said to them , " Go worship Yahweh your God . But what people will go ? "
Dia nentina tany amin'i Farao indray Arona sy Mosesy , izay nilaza tamin'izy ireo hoe : " Mandehana manompo an'i Yaveh Andriamanitrareo . Saingy iza avy ireo olona handeha ? "
EXO 10:9     Alignment score: 0.333
Moses said , " We will go with our young and with our old , with our sons and our daughters
. We will go with our flocks and herds , for we must hold a festival for Yahweh . "
Hoy Mosesy hoe : " Handeha hiaraka amin ' ny tanora sy ny antitray izahay , miaraka amin ' ny zanaka lahy sy zanaka vavinay . Handeha hiaraka amin'ireo ondry aman'osy sy ombinay izahay , satria tsy maintsy manao firavoravoana ho an'i Yaveh . "
EXO 10:10     Alignment score: 0.308 → 0.322
Pharaoh said to them , " May Yahweh indeed be with you , if I ever let you go and your little ones go . Look , you have some evil in mind .
Hoy i Farao tamin'izy ireo hoe : " Homba anareo tokoa anie i Yaveh , raha handefa anareo sy ny zanakareo aho . Indro , manana sainan -- dratsy ianareo .
EXO 10:11     Alignment score: 0.437 → 0.446
No ! Go , just the men among you , and worship Yahweh , for that is what you want . " Then Moses and Aaron were driven out from Pharaoh 's presence .
Tsia ! Mandehana , ny lehilahy eo aminareo ihany , ka manompoa
an'i Yaveh , satria izay no tadiavinareo . " Dia nentina nivoaka teo anatrehan'i Farao i Mosesy sy i Arona .
EXO 10:12     Alignment score: 0.45 → 0.472
Then Yahweh said to Moses , " Reach out with your hand over the land of Egypt to the locusts , that they may attack the land of Egypt and eat every plant in it , everything that the hail has left . "
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Ahinjiro amin ' ny tanin'i Egypta ny tananao
ho an'ireo valala , mba hanafihan'ireo ny tanin'i Egypta ka hihinana ny zava - maniry ao amin'izany , ny zavatra rehetra izay sisa tsy potiky ny havandra . "
EXO 10:13     Alignment score: 0.537 → 0.539
Moses reached out with his staff over the land of Egypt , and Yahweh brought an east wind over the land all that day and night . When it was morning , the east wind had brought the locusts .
Dia naninjitra ny tehiny
tamin ' ny tanin'i Egypta i Mosesy , ka nitondra rivotra avy any atsinanana tamin ' ny tany Egypta i Yaveh nandritra ny andro sy alina iny . Nony maraina , dia nentin ' ny rivotra avy any atsinanana ireo valala .
EXO 10:14     Alignment score: 0.261
The locusts went through all the land of Egypt and infested all parts of it . Never before had there been such a swarm of locusts in the land , and nothing like this will come
after it .
Nandeha nanerana ny tany Egypta iray manontolo ireo valala ka nanenika ny faritra rehetra tao amin'izany . Tsy mbola nisy andiam - balala tahaka izany tao amin'ilay tany taloha , ary tsy hisy zavatra tahaka ity ho tonga aorian'ity .
EXO 10:15     Alignment score: 0.297 → 0.298
They covered the surface of the whole land so that it was darkened . They ate every plant in the land and all the fruit of the trees that the hail had left . Throughout all the land of Egypt , no living green plant remained , nor any tree or plant in the fields .
Nandrakotra ny tany
iray manontolo ireo ka maizina ny tany . Nohanin'ireo avokoa ny zava - maniry tao amin'ilay tany sy ny voankazo rehetra teny amin ' ny hazo izay sisa navelan ' ny havandra . Nanerana ny tany Egypta manontolo , dia tsy nisy tafajanona na zava - maitso , na hazo na zava - maniry teny an - tsaha .
EXO 10:16     Alignment score: 0.644
Then Pharaoh quickly summoned Moses and Aaron and said , " I have sinned against Yahweh your God and against you .
Avy eo i Farao dia nampiantso faingana an'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe : " Nanota tamin'i Yaveh Andriamanitrareo sy taminareo aho .
EXO 10:17     Alignment score: 0.423
Now then , forgive my sin this time , and pray to Yahweh your God that he will take this death away from me . "
Koa ankehitriny , mamelà ny heloko
amin'izao fotoana izao ; ary mivavaha amin'i Yaveh Andriamanitrareo mba hanalany amiko ity fahafatesana ity . "
EXO 10:18     Alignment score: 0.764
So Moses went out from Pharaoh and prayed to Yahweh .
Koa nivoaka avy tao amin'i Farao i Mosesy ary nivavaka tamin'i Yaveh .
EXO 10:19     Alignment score: 0.409 → 0.411
Yahweh brought a very strong west wind that picked up the locusts and drove
them into the Sea of Reeds ; not a single locust remained in all the territory of Egypt .
Nitondra rivotra mahery vaika avy any andrefana i Yaveh izay nitondra ireo valala ka namarina ireo ho any amin ' ny Ranomasina Mena ; tsy nisy na dia valala iray aza tavela tao amin ' ny fari - tanin'i Egypta rehetra .
EXO 10:20     Alignment score: 0.448 → 0.564
But Yahweh hardened Pharaoh 's heart , and Pharaoh did not let the people of Israel go .
Fa nohamafisin'i Yaveh ny fon'i
Farao , ka tsy navelan'i Farao handeha ireo Israelita .
EXO 10:21     Alignment score: 0.469
Then Yahweh said to Moses , " Reach out with your hand toward the sky , so that there may be darkness over the land of Egypt , darkness that may be felt . "
Dia hoy i Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Ahinjiro mankany amin ' ny lanitra ny tananao
, mba hisy haizina eo amin ' ny tany Egypta , haizina izay azo tsapaina . "
EXO 10:22     Alignment score: 0.444 → 0.457
Moses reached out with his hand toward the sky , and there was a thick darkness in all the land of Egypt for three days .
Naninjitra ny tanany nankany amin'i lanitra Mosesy , ka dia nisy haizina
matevina teo amin ' ny tany nanerana an'i Egypta nandritra ny telo andro .
EXO 10:23     Alignment score: 0.228 → 0.243
No one could see anyone else ; no one left his home for three days . However , all the people of Israel had light in the place where they lived .
Tsy nisy nifankahita ny olona ; tsy nisy nivoaka tao an - tranony nandritra
ny telo andro . Kanefa , nanana fahazavana kosa ireo Israelita teo amin ' ny toerana nipetrahan'izy ireo .
EXO 10:24     Alignment score: 0.333 → 0.351
Pharaoh summoned Moses and said , " Go worship Yahweh . Even your little ones may go with you , but your flocks and herds must remain behind . "
Nampiantso an'i Mosesy i Farao ka nanao hoe : " Mandehana manompo an'i Yaveh . Afaka mandeha miaraka aminao na ny fianakavianao
aza , fa ireo ondry aman'osinao sy ireo omby kosa dia tsy maintsy hajanona . "
EXO 10:25     Alignment score: 0.398 → 0.401
But Moses said , " Allow us to have sacrifices
and burnt offerings so that we may present them to Yahweh our God .
Fa hoy Mosesy hoe : " Tsy maintsy homenao biby atao sorona sy fanatitra dorana ihany koa izahay mba hanaovanay sorona azy ireo ho an'i Yaveh Andriamanitray .
EXO 10:26     Alignment score: 0.334 → 0.354
Our cattle must also go with us ; not a hoof of them may be left behind , for we must take them to worship Yahweh our God . For we do not know with what we must worship Yahweh until we arrive there . "
Tsy maintsy miaraka aminay ihany koa ireo biby fiompinay
; ka tsy hisy havela na dia kitro iray amin'ireo aza , fa tsy maintsy entinay hanompoana an'i Yaveh Andriamanitray ireo . Satria tsy fantatray hoe amin ' ny inona no tsy maintsy hanompoanay an'i Yaveh mandra - pahatonganay any .
EXO 10:27     Alignment score: 0.513 → 0.483
But Yahweh hardened Pharaoh 's heart , and he would not let them go .
Fa nohamafisin'i Yaveh ny fon'i Farao , ka tsy hamela azy ireo andeha izy .
EXO 10:28     Alignment score: 0.46
Pharaoh said to Moses , " Go from me ! Be careful about one thing , that you do not see me again , for on the day you see my face , you will die . "
Hoy Farao tamin'i Mosesy hoe : " Mialà amiko ! Fa mitandrema amin ' ny zavatra iray , dia ny tsy hahitanao ahy intsony , satria amin ' ny andro hahitanao ny tavako , dia ho faty ianao . "
EXO 10:29     Alignment score: 0.392 → 0.415
Moses said , " You yourself have spoken . I will not see your face again . "
Hoy Mosesy hoe : " Voalazanao mihitsy . Tsy hahita ny tavanao
intsony aho . "
EXO 10     Average alignment score: 0.396 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40