Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 35:1     Alignment score: 0.437
Moses assembled all the community of the people of Israel and said to them , " These are the things that Yahweh has commanded you to do .
Nampivory ireo mponin
' ny Israelita rehetra Mosesy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Ireto ny zavatra izay nandidian'i Yaveh ho ataonareo .


EXO 35:2     Alignment score: 0.427 → 0.438
On six days work may be done , but for you , the seventh day must be a holy day , a Sabbath day of complete rest , holy to Yahweh . Whoever does any work on that day must be put to death .
Andro enina no afaka anaovana ny asa , fa ho anareo , ny andro fahafito dia ho andro masina , andro Sabatan ' ny fitsaharana feno , sy masina ho an'i Yaveh . Na iza na iza miasa amin'izany andro izany dia hovonoina ho faty .
EXO 35:3     Alignment score: 0.39
You must not light a fire in any of your homes on the Sabbath day . "
Aoka tsy handrehitra afo any amin ' ny tranonareo ianareo amin ' ny andro Sabata . "
EXO 35:4     Alignment score: 0.503
Moses spoke to all the community of the people of Israel , saying , " This is the thing that Yahweh commanded .
Niteny tamin'ireo fivondronan
' ny Israelita rehetra Mosesy , nanao hoe : " Izao no zavatra nandidian'i Yaveh .
EXO 35:5     Alignment score: 0.567
Take an offering for Yahweh , all of you who have a willing heart . Bring an offering to Yahweh gold , silver , bronze ,
Makà fanatitra ho an'i Yaveh , ianareo rehetra izay manana fahavononam - po . Mitondrà fanatitra ho an'i Yaveh volamena , volafotsy , varahina ,
EXO 35:6     Alignment score: 0.695
blue , purple , and scarlet wool and fine linen ; goats ' hair ;
manga , volomparasy , ary volon'ondry jaky sy rongony fotsy madinika ; volon'osy ;
EXO 35:7     Alignment score: 0.451 → 0.451
ram skins dyed red and fine leather hides ; acacia wood ;
hoditr'ondry lahy miloko mena sy hodi - dogaona ; hazo akasia ;
EXO 35:8     Alignment score: 0.465
oil for the sanctuary lamps , spices for the anointing oil and the fragrant incense ,
menaka atao amin ' ny fanaovan
- jiro masina , hanitra ho an ' ny menaka fanosorana ary ditin - kazo manitra ,
EXO 35:9     Alignment score: 0.533
onyx stones and other precious stones to be set for the ephod and breastpiece .
vato berila
sy vato sarobidy hafa apetraka ho amin ' ny efoda sy ny saron - tratra .
EXO 35:10     Alignment score: 0.338 → 0.357
Every skilled man among you is to come
and make everything that Yahweh has commanded
Ny lehilahy rehetra izay manana fahaizana eo aminareo dia ho avy ka hanao ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh
EXO 35:11     Alignment score: 0.406 → 0.449
the tabernacle with its tent , its covering , its clasps , frames , bars , posts , and bases ;
ny tabernakely mbamin ' ny lainy , ny sarony , ny varangony , ny rafitrany , ny barany , ny tsangatsangany , ary ny faladiany ;
EXO 35:12     Alignment score: 0.377
also the ark with its poles , the atonement lid , and the screen to conceal it .
ary koa ny fiara mbamin ' ny baony , ny sarom - panavoatana ary ny lamba hanafenana
azy .
EXO 35:13     Alignment score: 0.44
They brought the table with its poles , all its utensils , and the bread of the presence ;
Nentin'izy ireo ilay latabatra mbamin ' ny baony , ny fanaka rehetra ao aminy , ary ny mofon ' ny fanatrehana
;
EXO 35:14     Alignment score: 0.302
the lampstand for the lights , with its accessories , its lamps , and the oil for the lamps ;
ny fanaovan - jiro ho an'ireo hazavana , mbamin ' ny fitaovana amin'izany , ireo jirony , ary ny solika ho an'ireo jiro ;
EXO 35:15     Alignment score: 0.544
the incense altar with its poles , the anointing oil and the fragrant incense ; the screen for the tabernacle entrance ;
ny alitara fandoroana miaraka amin'ireo baony , ny menaka fanosorana sy ny ditin - kazo manitra ; ny fefy lamba ho an ' ny fidiran
' ny tabernakely ;
EXO 35:16     Alignment score: 0.419
the altar for burnt offerings
with its bronze grate and its poles and utensils ; and the large basin with its base .
ny alitara ho an'ireo fanatitra dorana mbamin ' ny makarakara varahin'izany sy ireo baony ary ireo fanaka ; ary ny kovetabe sy ny faladiany .
EXO 35:17     Alignment score: 0.582
They brought the hangings for the courtyard with its posts and bases , and the screen for the courtyard entrance ;
Nentin'izy ireo ny fefy lamba ho an ' ny kianja mbamin ' ny tsangatsangany sy ny faladiany , sy ny lamba ho an ' ny fidirana ao an - kianja ;
EXO 35:18     Alignment score: 0.596
and the tent pegs for the tabernacle and courtyard , together with their ropes .
ary ny fihantonan ' ny lay ho an ' ny tabernakely sy ny kianja , niaraka tamin'ireo tadiny
.
EXO 35:19     Alignment score: 0.445
They brought the finely - woven garments for serving in the holy place , the holy garments for Aaron the priest and his sons , for them to serve as priests . "
Nitondra ireo akanjo voatenona madinika hanompoana teo amin ' ny toerana masina izy ireo , ny akanjo masina ho an'i Arona mpisorona sy ireo zanany lahy , mba hanompoan'izy ireo ho mpisorona .
EXO 35:20     Alignment score: 0.245 → 0.25
Then the entire congregation of the people of Israel left and went away from Moses ' presence .
Avy eo dia nandao ary niala teo anatrehan'i
Mosesy avokoa ireo fokon ' ny Israely .
EXO 35:21     Alignment score: 0.325
Everyone whose heart stirred him up and whom his spirit made willing came and brought a contribution to Yahweh for the construction of the tabernacle , for all the items of service in it , and for the holy garments .
Dia tonga ireo olona rehetra izay voatariky ny fony sy ireo izay notarihin ' ny fanahiny
hanam - piniavana ary nitondra fanatitra ho an'i Yaveh ho an ' ny fanamboarana ny tabernakely , ho amin'izay zavatra rehetra mety ampiasaina amin'izany , sy ho an'ireo akanjo masina .
EXO 35:22     Alignment score: 0.433 → 0.436
They came , both men and women
, all who had a willing heart . They brought brooches , earrings , rings , and ornaments , all kinds of gold jewelry . They all presented offerings of gold as a wave offering to Yahweh .
Tonga izy ireo , na ny lehihahy na ny vehivavy , izay rehetra tsara sitrapo . Nitondra ireo fisisika , kavina , peratra , ireo firavaka , sy ireo karazana firavaka volamena rehetra izy ireo . Nanolotra fanatitra volamena ho fanatitra ahevaheva ho an'i Yaveh izy rehetra .
EXO 35:23     Alignment score: 0.473 → 0.479
Everyone who had blue , purple , or scarlet wool , fine linen , goat hair , ram skins dyed red , or fine leather skins brought them .
Ny olona rehetra izay nanana manga , volomparasy , na volon'ondry jaky , rongony fotsy madinika , volon'osy , hoditr'ondry lahy miloko mena , sy hodi - dogaona dia nitondra ireo .
EXO 35:24     Alignment score: 0.487
Everyone making an offering of silver or bronze brought it as an offering to Yahweh , and everyone who had acacia wood for any use in the work brought it .
Ny olona rehetra nanao fanatitra volafotsy na varahina dia nitondra izany ho fanatitra ho an'i Yaveh , ary ny olona rehetra izay nanana hazo akasia mety ampiasaina amin ' ny asa dia nitondra izany .
EXO 35:25     Alignment score: 0.517 → 0.524
Every skilled woman spun wool with her hands and brought what she had spun blue , purple , or scarlet wool , or fine linen .
Ireo vehivavy rehetra nanana fahaiza - manao dia namoly volon'ondry tamin ' ny tanany ary nitondra izay voavoliny manga , volomparasy , na volon'ondry jaky na rongony fotsy madinika .
EXO 35:26     Alignment score: 0.378
All the women
whose hearts stirred them up and who had skill spun goats ' hair .
Ireo vehivavy rehetra nentanin ' ny fony sy ireo izay nanana fahaizana dia namoly volon'osy .
EXO 35:27     Alignment score: 0.483
The leaders brought onyx stones and other gems to be set into the ephod and the breastpiece ;
Ireo mpitarika dia nitondra vato beryla
sy vatosoa hafa koa mba hatao ao amin ' ny efoda sy ireo saron - tratra ;
EXO 35:28     Alignment score: 0.501
they brought spices and oil for the lamps , for the anointing oil , and for the fragrant incense .
nitondra zava - manitra sy menaka ho amin ' ny fanaovan
- jiro , ho an ' ny menaka fanosorana , ary ho an ' ny ditin - kazo manitra izy ireo .
EXO 35:29     Alignment score: 0.428 → 0.427
The people of Israel brought a freewill offering
to Yahweh ; every man and woman whose heart was willing brought materials for all the work that Yahweh had commanded through Moses to be made .
Dia nitondra fanati - tsitrapo ho an'i Yaveh ireo Israelita ; ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra izay notarihin ' ny fony dia nitondra fitaovana ho amin ' ny asa rehetra izay nandidian'i Yaveh tamin ' ny alalan'i Mosesy mba hatao .
EXO 35:30     Alignment score: 0.634
Moses said to the people of Israel , " See , Yahweh has called by name on Bezalel son of Uri son of Hur , from the tribe of Judah .
Hoy Mosesy tamin'ireo Israelita hoe : " Indro , Yaveh niantso an'i Bezalila zanaka lahin'i Ory zanaka lahin'i Hora , avy amin ' ny fokon'i Joda .
EXO 35:31     Alignment score: 0.495
He has filled Bezalel with his Spirit , to give him wisdom , understanding , and knowledge , for all kinds of craftsmanship ,
tamin ' ny Fanahiny
i Bezalila , mba hanome azy fahendrena , fahatakarana , ary fahalalana , amin'ireo karazana fanaovana tao - zavatra rehetra ,
EXO 35:32     Alignment score: 0.516
to make artistic designs and to work in gold , silver , and bronze ;
mba hanao asa kanto famoronana sy hiasa amin ' ny volamena , volafotsy , ary varahina ;
EXO 35:33     Alignment score: 0.3 → 0.302
also to cut and set stones and to carve wood to do all kinds of design and craftsmanship .
ary koa mba hanapaka sy hametraka ireo vato ary hisokitra ireo hazo mba hanaovana ireo karazana
asa famoronana rehetra sy fanaovana tao - zavatra .
EXO 35:34     Alignment score: 0.529
He has put it in his heart to teach , both he and Oholiab son of Ahisamak , from the tribe of Dan .
Nataony tao am - pony mba hampianarana
izany , dia izy sy Oholiaba zanaka lahin'i Ahisamaka , avy amin ' ny fokon'i Dana .
EXO 35:35     Alignment score: 0.377 → 0.412
He has filled them with skill to do all kinds of work , to work as craftsmen , as engravers , as embroiderers in blue , purple , and scarlet wool and fine linen , and as weavers . They are craftsmen in all sorts of work , and they are artistic designers .
Nameno azy ireo tamin ' ny fahaiza - manao zavatra mba hanaovana ireo karazana
asa rehetra izy , ho mpanao asa - tanana , ho mpanao asa sokitra , ary ho mpanao peta - kofehy amin ' ny manga , ny volomparasy , ny volon'ondry jaky ary ny rongony fotsy madinika , ary ho mpanenona . Mpanao asa tanana amin ' ny karazan'asa rehetra izy ireo , ary mpamorona asa kanto .
EXO 35     Average alignment score: 0.458 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40