Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40 


EXO 34:1     Alignment score: 0.456 → 0.466
Yahweh said to Moses , " Cut two tablets of stone like the first tablets . I will write
on these tablets the words that were on the first tablets , the tablets that you broke .
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Manamboara vato fisaka roa tahaka ireo voalohany . Hosoratako ao ireo teny izay tao anatin ' ny vato fisaka voalohany , dia ireo vato izay novakianao .


EXO 34:2     Alignment score: 0.426 → 0.425
Be ready by morning and come
up Mount Sinai , and present yourself there to me on the mountain top .
Mivonona mandra - maraina ary miakara any an - tendrombohitr'i Sinay , dia asehoy amiko eo an - tampon - tendrombohitra ny tenanao .
EXO 34:3     Alignment score: 0.254 → 0.253
No one is to come
up with you . Do not let anyone else be seen anywhere on the mountain . No flocks or herds are even to graze in front of the mountain . "
Tsy hisy olona hiara - hiakatra aminao . Koa aza avela hisy olon - kafa ho hita eny an - tendrombohitra . Aoka tsy hisy na biby fiompy na omby aza hiraoka eo anoloan ' ny tendrombohitra . "
EXO 34:4     Alignment score: 0.496 → 0.503
So Moses cut two tablets of stone like the first ones , and he got up early in the morning and went up Mount Sinai , as Yahweh had instructed him . Moses carried the tablets of stone in his hand .
Dia namboarin'i
Mosesy ireo vato fisaka roa tahaka ireo voalohany , ary nifoha maraina izy ka lasa niakatra tany an - tendrombohitra Sinay , araka ny nandidian'i Yaveh azy . Ary nentin'i Mosesy teny an - tanany ireo vato fisaka .
EXO 34:5     Alignment score: 0.559
Yahweh came
down in the cloud and stood with Moses there , and he pronounced the name " Yahweh . "
Dia nidina tao amin ' ny rahona Yaveh ka nitsangana niaraka tamin'i Mosesy teo , ary nanonona ny anarana hoe " Yaveh " izy .
EXO 34:6     Alignment score: 0.374 → 0.377
Yahweh passed by before him and proclaimed , " Yahweh , Yahweh , the merciful and gracious God , slow to anger , and abounding in steadfast love and faithfulness ,
Dia nandalo teo anoloany
Yaveh ka nanambara hoe : " Yaveh , Yaveh , Andriamanitra dia mamindra fo sy miantra , mahari - po , sy feno fahatokiam - panekena sy fahamendreham - pitokisana ,
EXO 34:7     Alignment score: 0.212 → 0.218
keeping steadfast love for thousands
, forgiving iniquities , transgressions , and sins . But he will by no means clear the guilty . He will bring the punishment for the fathers ' sin on their children and on their children 's children , as far as the third and fourth generations . "
mitazona ny tsy fivadiham - panekena hatramin ' ny taranaka arivo mifandimby , mamela heloka , fahadisoana , ary fahotana Izy . Kanefa hanadio izay meloka Izy . Hamaly ny helok'ireo ray amin'ireo zanaka Izy sy amin'ireo zanak'ireo zanaka , hatramin ' ny taranaka fahatelo sy fahefatra . "
EXO 34:8     Alignment score: 0.191
Moses quickly bowed down to the ground and worshiped .
Dia nanondrika haingana ny lohany tamin ' ny tany i Mosesy ka nivavaka .
EXO 34:9     Alignment score: 0.291 → 0.293
Then he said , " If now I have found favor in your eyes , my Lord , please go among us , for this people is stiff - necked . Pardon our iniquity and our sin , and take us as your inheritance . "
Ka hoy izy hoe : " Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao aho , Tompoko , mba mandehana eo afovoanay , fa mafy hatoka ireo olona ireo . Mamelà ny helokay
sy ny fahotanay , ary raiso ho lovanao izahay . "
EXO 34:10     Alignment score: 0.255 → 0.265
Yahweh said , " See , I am about to make a covenant . Before all your people , I will do marvels such as have not been done in all the earth nor in any nation . All the people among you will see my deeds , for it is a fearful thing that I am doing with you .
Dia hoy Yaveh hoe : " Indro , hanao fanekena Aho . Ka eo anatrehan
' ny olonao rehetra , dia hanao zava - mahagaga izay tsy mbola natao tamin ' ny tany rehetra na firenena Aho . Hahita ireo asako ny olon - drehetra ao aminao , fa zavatra mampatahotra no hataoko miaraka aminao .
EXO 34:11     Alignment score: 0.446 → 0.46
Obey what I command you today . I am about to drive
out before you the Amorites , Canaanites , Hittites , Perizzites , Hivites , and Jebusites .
Ankatoavy izay nandidiako anao androany . Horoahiko hiala tsy ho eo anatrehanareo ireo Amorita , Kanananita , Hetita , Perizita , Hivita , ary ireo Jebosita .
EXO 34:12     Alignment score: 0.317
Be careful not to make a covenant with the inhabitants of the land where you are going , or they will become
a trap among you .
Koa mitandrema mba tsy hanao fifanekena amin ' ny mponina any amin ' ny tany izay alehanao ianao , fandrao lasa fandrika eo aminareo izany .
EXO 34:13     Alignment score: 0.221 → 0.229
Rather , you must break down their altars , smash their stone pillars , and cut down their Asherah poles .
Nefa kosa , ravao ireo alitarany
, torotoroy ireo tsangam - batony , ary poteho ireo bao Aserahan'izy ireo .
EXO 34:14     Alignment score: 0.308 → 0.309
For you must worship no other god , for Yahweh , whose name is Jealous , is a jealous God .
Ary ianao tsy hanompo Andriamanin
- kafa , fa Yaveh , izay manana anarana hoe Saropiaro , dia Andriamanitra saro - piaro .
EXO 34:15     Alignment score: 0.306
So be careful not to make a covenant with the inhabitants of the land , for they prostitute themselves to their gods , and they sacrifice to their gods . Then one of them will invite you and you will eat some of his sacrifice ,
Koa mitandrema mba tsy hanao fifanekena amin ' ny mponina ao amin ' ny tany , satria izy ireo mivarotra ny tenany amin'ireo andriamaniny , ary manao sorona ho an'ireo andriamaniny izy ireo . Ka ny iray amin'izy ireo hanasa anao , dia hihinana ny sasany amin ' ny sorony
ianao ,
EXO 34:16     Alignment score: 0.233 → 0.239
and then you will even take some of his daughters
for your sons , and his daughters will prostitute themselves to their gods , and they will make your sons prostitute themselves to their gods .
ary na dia haka ny sasany amin'ireo zanany vavy ho an'ireo zanakao lahy aza ianao , dia mbola hivarotra ny tenany amin'ireo andriamaniny ihany ireo zanany vavy , ary hampijangajanga ireo zanakao lahy amin'ireo andriamaniny .
EXO 34:17     Alignment score: 0.163 → 0.237
Do not make for yourselves gods of molten metal .
Aza manao andriamanitra voavolavola amin ' ny vy ho anao .
EXO 34:18     Alignment score: 0.487 → 0.517
You must keep the Festival of Unleavened Bread . As I commanded you , you must eat bread without yeast for seven days at the fixed time in the month of Aviv , for it was in the month of Aviv you came
out from Egypt .
Aoka ho tandremanao ny Firavoravoan ' ny Mofo Tsy misy Masirasira . Araka ny nandidiako anao , hafitoana no hinananao ny mofo tsy misy lalivay amin ' ny fotoana raikitra amin ' ny volana Abiba , satria tamin ' ny volana Abiba no nivoahanareo avy tany Egypta .
EXO 34:19     Alignment score: 0.212 → 0.213
The first issue of every womb is mine , even every male firstborn of your livestock , whether from herd or flock .
Ireo lahimatoa rehetra dia Ahy , eny na dia ny lahimatoa rehetra amin'ireo biby fiompinao aza , ny omby sy ireo ondry .
EXO 34:20     Alignment score: 0.242 → 0.243
You must redeem the firstborn of a donkey with a lamb , but if you do not buy it back , then you must break its neck . You must redeem all the firstborn of your sons . No one may appear before me empty - handed .
Koa tsy maintsy hiverina hividy ny apondra sy ny ondry ianao , ka rehefa tsy haverinao vidiana izany , dia hofolahinao ny vozony . Tsy maintsy haverinao vidiana ireo lahimatoan'ireo zanakao lahy . Ary aoka tsy hisy olona hiseho eo anoloako amin - tanam - polo
EXO 34:21     Alignment score: 0.32 → 0.32
You may work for six days , but on the seventh day you must rest . Even at plowing time and in harvest , you must rest .
Mety hiasa mandritry
ny enina andro ianao , fa amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy mitsahatra ianao . Eny na dia amin ' ny taom - pamafazana sy taom - pijinjana aza , dia tsy maintsy mitsahatra ianao .
EXO 34:22     Alignment score: 0.301 → 0.311
You must observe the Festival of Weeks with the firstfruits of the wheat harvest , and you must observe the Festival of Ingathering at the end of the year .
Tsy maintsy hitandrina ny Herinandron ' ny Firavoravoana amin ' ny fanaterana ny voaloham - bokatra amin ' ny fijinjam - bary
ianao , ary tsy maintsy hitandrina ny Andro firavoravoana amin ' ny fanangonana amin ' ny fiafaran ' ny taona ianao .
EXO 34:23     Alignment score: 0.443 → 0.454
Three times a year all your men must appear before Lord Yahweh , the God of Israel .
Tsy maintsy hiseho intelo isan - taona eo anatrehan
' ny Tompo Yaveh ny lehilahinao rehetra , dia ny Andriamanitry ny Israely .
EXO 34:24     Alignment score: 0.34
For I will drive out nations before you and expand your borders . No one will desire to have your land as their own when you go up to appear before Yahweh your God three times in a year .
Fa handroaka firenena eo alohanao
Aho ary hanitatra ny sisin - taninao . Tsy hisy haniry ny hanana ny taninao ho azy rehefa miakatra miseho eo anoloan'i Yaveh Andriamanitrao intelo isan - taona ianao .
EXO 34:25     Alignment score: 0.338
You must not offer the blood of my sacrifice with any yeast , nor may any meat from the sacrifice at the Festival of the Passover be left over to the morning .
Tsy hanolotra ràm - biby atao fanatitra miaraka amin ' ny lalivay ianao , na hamela ny hena avy amin ' ny fanatitra amin ' ny andro Firavoravoan
' ny Paska ho tra - maraina .
EXO 34:26     Alignment score: 0.382 → 0.386
You must bring the best of the firstfruits from your soil to my house . You must not boil a young goat in its mother 's milk . "
Tsy maintsy entinao ao an - tranoko ny tsara indrindra amin ' ny voaloham - bokatra avy amin ' ny sahanao
. Ary ianao tsy hahandro zanak'osy amin ' ny rononon - dreniny . "
EXO 34:27     Alignment score: 0.368
Yahweh said to Moses , " Write down these
words , for in accordance with these words I have made a covenant with you and with Israel . "
Dia hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Soraty ao ireo teny ireo , fa Izaho hanao antoka ny tenako amin'ireo teny izay nolazaiko , ary efa nanao fanekena taminao sy Israely . "
EXO 34:28     Alignment score: 0.438 → 0.461
Moses was there with Yahweh for forty days and nights ; he did not eat any food nor drink
any water . He wrote on the tablets the words of the covenant , the Ten Commandments .
Niaraka tamin'i Yaveh efapolo andro sy efapolo alina tany Mosesy ; tsy nisakafo na nisotro rano izy . Dia nosoratany tamin'ireo vato fisaka ireo teny fanekena , dia ny Didy folo .
EXO 34:29     Alignment score: 0.363 → 0.365
When Moses came down from Mount Sinai with the two tablets of the covenant decrees in his hand , he did not know that the skin of his face had become
radiant while speaking with God .
Rehefa nidina avy any an - tendrombohitra Sinay niaraka tamin'ireo vato fisaka roa nisy ny didim - panekena teny an - tanany Mosesy , dia tsy fantany fa lasa namirapiratra ny hodi - tavany rehefa niresaka tamin'Andriamanitra .
EXO 34:30     Alignment score: 0.479 → 0.486
When Aaron and the people of Israel saw Moses , the skin of his face was shining , and they were afraid to come
near him .
Rehefa nahita an'i Mosesy i Arona sy ireo Israelita , dia namirapiratra ny hodi - tavany , ka natahotra ny hanakaiky azy izy ireo .
EXO 34:31     Alignment score: 0.547
But Moses called to them , and Aaron and all the leaders of the community came up to him . Then Moses spoke with them .
Fa Mosesy niantso azy ireo , ary Arona sy ireo mpitarika rehetra eo amin ' ny fivondronana kosa niakatra nankeo aminy . Ary dia niresaka tamin'izy ireo Mosesy .
EXO 34:32     Alignment score: 0.458
After this , all the people of Israel came up to Moses , and he told them all the commands that Yahweh had given him on Mount Sinai .
Taorian'izany , nanatona an'i Mosesy ny vahoakan'Israely rehetra , ary izy nanambara ireo didy izay nomen'i
Yaveh azy tany an - tendrombohitra Sinay .
EXO 34:33     Alignment score: 0.402
When Moses had finished speaking with them , he put a veil over his face .
Rehefa vita ny resak'i Mosesy tamin'izy ireo , dia nasiany voaly ny tavany .
EXO 34:34     Alignment score: 0.41 → 0.421
Whenever Moses went before Yahweh to speak with him , he would remove the veil , until he came
out . When he came out , he would tell the people of Israel what he was commanded to say .
Na oviana na oviana no handehanan'i Mosesy eo anoloan'i Yaveh mba hiresaka aminy , dia nanala ny voaliny izy , mandra - pivoahany . Ary rehefa nivoaka izy , dia nilaza tamin'ireo Israelita izay nandidiana azy ho lazainy .
EXO 34:35     Alignment score: 0.387 → 0.407
When the people of Israel saw Moses ' face shining , he would put the veil over his face again until he went back in to speak with Yahweh .
Rehefa hitan ' ny Israelita ny famirapiratan
' ny tavan'i Mosesy , dia nasarony ny tavany indray ny voaly madra - piveriny ao mba hiresaka amin'i Yaveh .
EXO 34     Average alignment score: 0.361 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EXO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40