Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 19:1     Alignment score: 0.309 → 0.335
" Now you , take up a lamentation against the leaders of Israel
" Ankehitriny ianao , manaova fitomaniana hanohitra ireo mpitarika ny Israely


EZK 19:2     Alignment score: 0.351 → 0.371
and say , ' Who was your mother ? A lioness , she lived with a lion 's son ; in the midst of young lions , she nurtured her cubs .
ary lazao hoe : ' Iza no reninareo ? Liona vavy , niara - nonina tamin ' ny zanaky
ny liona izy ; teo afovoan ' ny liona tanora , nikolokolo ireo zanany izy .
EZK 19:3     Alignment score: 0.28 → 0.279
She is the one who raised up one of her cubs to become a young lion , a lion who learned to tear apart his prey , and then he devoured men .
Izy ilay nitaiza ny iray tamin'ireo zanany ho tonga liona tanora , liona izay nianatra namiravira ireo hazany , ary dia nihinana olona izy ireo .
EZK 19:4     Alignment score: 0.46
Then the nations heard about him . He was caught in their trap , and they brought him with hooks to the land of Egypt .
Avy eo ireo firenena nandre ny momba azy . Tratra tao amin ' ny fandrik'izy ireo izy , ary dia nentin'izy ireo tamin ' ny farango ho any amin ' ny tanin'i Egypta .
EZK 19:5     Alignment score: 0.322 → 0.326
Then she saw that although she had waited for his return , her expectation was now gone , so she took another of her cubs and raised him to become a young lion .
Koa hitany fa na dia niandry ny fiverenany aza izy , dia tsy manana
fanantenana intsony izy ankehitriny , koa naka hafa tamin'ireo zanany izy ka nitaiza azy ho tonga liona tanora .
EZK 19:6     Alignment score: 0.394
This young lion roamed about in the midst of lions . He was a young lion and learned to tear his victims ; he devoured men .
Niaodiaody teo afovoan'ireo liona izany liona tanora izany . Liona tanora izy ary nianatra namiravira ireo hazany ; nihinana olona izy .
EZK 19:7     Alignment score: 0.263
He seized their widows and ruined their cities . The land and its fullness were made desolate because of the sound of his roaring .
Nosamboriny
ireo mpitondratenan'izy ireo ary noravàny ny tanànan'izy ireo . Ny tany sy ny fahafenoiny dia nafoy nohon ' ny feon ' ny fierony .
EZK 19:8     Alignment score: 0.328
But the nations came against him from the surrounding provinces
; they spread their nets over him . He was caught in their trap .
Fa tonga hanohitra azy ireo firenena avy amin'ireo faritany manodidina ; namelatra ny haraton'izy ireo teo amboniny izy ireo . Voasambotra tao amin ' ny haraton'izy ireo izy .
EZK 19:9     Alignment score: 0.368 → 0.368
With hooks they put him in a cage and then they brought him to the king of Babylon . They brought him to the strongholds
so that his voice would no longer be heard on the mountains of Israel .
Tamin ' ny farango no nanaovan'izy ireo azy tao amin ' ny fanagiazana ary nentin'izy ireo tany amin ' ny mpanjakan'i Babylona izy . Nentin'izy ireo tany amin ' ny fiarovana mafy izy mba tsy ho re eo amin'ireo tendrombohitr'Israely intsony ny feony .
EZK 19:10     Alignment score: 0.379 → 0.406
Your mother was like a vine planted in your blood beside the water . It was fruitful and full of branches because of the abundance of water .
Ny reninao
dia toy ny voaloboka maniry ao amin ' ny rànao eo anilan ' ny rano . namokatra izany ary feno rantsana nohon ' ny fitobaky ny rano .
EZK 19:11     Alignment score: 0.222 → 0.231
It had strong branches that were used for rulers ' scepters , and its size was exalted above the branches , and its height was seen by the greatness of its foliage .
Mafy ny rantsan'izany izay fampiasa ho tehin'ireo mpanapaka , ary ny haben'izany dia nasandratra ambonin'ireo rantsany
, ary ny haavony dia hita amin ' ny haben ' ny raviny .
EZK 19:12     Alignment score: 0.383
But the vine was uprooted in fury and thrown down to the earth , and an eastern wind dried out its fruit . Its strong branches were broken off and withered and fire consumed them .
Fa nongotana tamin ' ny fahavinirana ilay voaloboka ary natsipy tamin ' ny tany , ary nisy rivotra avy any atsinanana nanamaina ny voany . Ireo rantsany
mafy dia tapatapaka sy nalazo ary ny afo no nandevona azy ireo .
EZK 19:13     Alignment score: 0.3 → 0.303
So now it is planted in the wilderness , in a land of drought and thirst
.
Koa ankehitriny dia nambolena any an - tany efitra izany , any amin ' ny tany maina sy karakaina .
EZK 19:14     Alignment score: 0.321
For fire went out from her large branches and consumed its fruit . There is no strong branch on it , no scepter to rule . ' This is a lamentation and will be sung as a lamentation . "
Fa afo no nivoaka avy tao amin'ireo rantsany
lehibe ka nandevona ny voany . Tsy misy rantsana mafy intsony amin'izany , tsy misy tehina hanapaka . ' Fitomaniana izany ary ho hiraina toy ny hira fisaonana . "
EZK 19     Average alignment score: 0.342 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48