Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 45:1     Alignment score: 0.456 → 0.463
When you cast lots to divide up the land as an inheritance , you must make an offering to Yahweh ; this offering will be a holy part of the land , twenty - five thousand cubits in length , and ten thousand cubits in width . It will be holy , all its area round
about .
Rehefa miloka mba hizarana ny tany ho lova ianareo , dia aoka hanao fanatitra ho an'i Yaveh ; io fanatitra io dia ho zara masin'ilay tany , dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany , ary iray alina hakiho ny sakany . Ho masina izany , ny faritra rehetra manodidina izany .


EZK 45:2     Alignment score: 0.4
From this there will be a five hundred cubits by five hundred cubits square surrounding the holy place , with a surrounding border fifty cubits in width .
Avy eo amin'zany dia hisy efa - joro izay mirefy dimanjato hakiho tora - droa manodidina ny toerana masina , miaraka amin ' ny rafitra manodidina izay mirefy dimapolo hakiho ny sakany .
EZK 45:3     Alignment score: 0.216 → 0.312
From this area you will measure a portion that is twenty - five thousand cubits in length and ten thousand in width ; it will be the sanctuary , the most holy place .
Avy eo amin'io faritra io no handrefesanao ampahany iray izay dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina ny sakany ;
EZK 45:4     Alignment score: 0.434 → 0.438
It will be a holy place in the land for the priests who serve Yahweh , who come
near Yahweh to serve him . It will be a place for their houses and a holy area for the holy place .
ho fitoerana masina izany , ilay toerana masina indrindra . Ho toerana masina ao amin ' ny tanin'ireo mpisorona izay manompo an'i Yaveh izany , izay nanatona akaiky an'i Yaveh mba hanompo Azy . Ho toeran ' ny tranon'izy ireo izany ary faritra masina ho an ' ny toerana masina .
EZK 45:5     Alignment score: 0.39 → 0.392
So it will be twenty - five thousand cubits in length and ten thousand in width , and it will be for towns that belong to the Levites who serve in the house .
Koa ho dimy arivo sy roa alina hakiho ny halavany ary iray alina ny sakany , ary ho tanàn
- dehibe ho an'ireo Levita izay manompo ao amin ' ny trano izany .
EZK 45:6     Alignment score: 0.451 → 0.45
You will designate an area for the city , five thousand cubits in width and twenty - five thousand in length , that will be next to the area reserved for the holy place ; this city will belong to all the house of Israel .
Hanondro faritra ho an'ilay tanàna ianao , dimy arivo hakiho ny sakany ary dimy arivo sy roa alina ny halavany , izany dia ho eo akaikin'ilay faritra voatokana ho an ' ny toerana masina ; izany tanàna izany dia ho an ' ny ankohonan'Israely .
EZK 45:7     Alignment score: 0.386
The prince 's land will be on both sides of the area reserved for the holy place and the property of the city . It will be to their west and to their east . The length will correspond to the length of one of those portions , from the west to the east .
Ny tanin ' ny andriandahy dia ho eo amin ' ny andaniny roa an'ilay faritra voatokana ho an ' ny toerana masina sy ny tanàna . Ho eo amin ' ny andrefany
sy eo amin ' ny atsinanany izany . Ny halavany dia hitovy amin ' ny halavan ' ny iray amin'ireo ampahany ireo , avy any andrefana mankany atsinanana .
EZK 45:8     Alignment score: 0.294 → 0.294
This land will be property for the prince in Israel . My princes will no longer oppress my people ; instead , they will give the land to the house of Israel , for their tribes .
Izany tany izany dia ho fananan
' ny andriandahy any Israely . Ireo andriandahiko dia tsy hampaory ny vahoakako intsony ; fa kosa , hanome ny tany ho an ' ny ankohonan'Israely , ho an ' ny fokon'izy ireo .
EZK 45:9     Alignment score: 0.497 → 0.499
The Lord Yahweh says this : It is enough for you , princes of Israel ! Remove violence and strife ; do justice and righteousness ! Quit your evictions of my people ! this is the Lord Yahweh 's declaration .
Ny Tompo Yaveh dia milaza izao : Ampy izay , ry andriandahin'Israely ! Esory ny herisetra sy ny fifandirana ; manaova ny rariny sy ny fahamarinana ! Hialao ny fandroahanao ny vahoakako ! izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 45:10     Alignment score: 0.247
You must have just scales , just ephahs , and just baths !
Aoka ianareo hanana mizana marina , efaha marina , ary bata marina !
EZK 45:11     Alignment score: 0.431 → 0.442
The ephah and the bath will be the same amount , so that a bath will be a tenth of a homer ; the ephah will be a tenth of a homer . Their measure will be corresponding to the homer .
Ny efaha sy ny bata dia hitovy fatra , mba ho ampahafolon ' ny homera iray ny bata iray ; ny efaha dia ho ampahafolon ' ny homera iray . Ny fandrefesana azy ireo dia hitovy amin ' ny homera .
EZK 45:12     Alignment score: 0.485
The shekel will be twenty gerahs ; sixty shekels will make a mina for you .
Ny sekely iray dia ho roapolo gera ; ny sekely enimpolo dia ho mina iray ho anareo .
EZK 45:13     Alignment score: 0.279 → 0.28
This is the contribution that you must present : A sixth of an ephah for every homer of wheat , and you will give a sixth of an ephah for every homer of barley .
Izao no fandraisana anjara tsy maintsy asehonareo : ny ampaha - enin
' ny efaha iray isaky ny homeram - bary tritika rehetra , ary hanome ampaha - enin ' ny efaha iray isaky ny homeram - bary hordea ianareo .
EZK 45:14     Alignment score: 0.43 → 0.476
The regulation offering of oil will be a tenth of a bath for every cor ( which is ten baths ) , or for every homer , since a homer is also ten baths .
Ny lalàn
' ny fanatitra diloilo dia ampaha - folon ' ny bata iray isaky ny kora ( izay bata folo ) , na isaky ny homera iray , satria ny homera iray dia bata folo ihany koa .
EZK 45:15     Alignment score: 0.354 → 0.376
One sheep or goat will be taken from the flock for every two hundred animals from the well - watered land of Israel . These
will be used for the grain offerings , the burnt offerings , and the peace offerings to make atonement for the people this is the Lord Yahweh 's declaration .
Ondry na osy iray avy amin ' ny ondry aman'osy isaky ny biby roanjato rehetra avy amin ' ny faritra lonak'Israely no hampiasaina amin ' ny fanaovana fanatitra dorana na fanati - pihavanana hanaovana fanavotana ny vahoaka izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 45:16     Alignment score: 0.273 → 0.276
All the people of the land will give
this contribution to the prince in Israel .
Ny vahoaka rehetra eo amin'ilay tany dia hanao izao fandraisana anjara izao ho an ' ny andriandahy any Israely .
EZK 45:17     Alignment score: 0.418 → 0.441
It will be the prince 's responsibility to furnish animals for the burnt offerings
, the grain offerings , and the drink offerings at the festivals and the new moon celebrations , and on the Sabbath days all the fixed festivals of the house of Israel . He will provide for the sin offerings , the grain offerings , the burnt offerings , and the peace offerings for atonement on behalf of the house of Israel .
Ho andraikitry ny andriandahy ny mamatsy ireo biby ho amin'ireo fanatitra dorana , ireo fanatitra hohanina , ary ireo fanatitra sotroina amin ' ny firavoravoana sy ny fankalazana ny volana vaovao , ary amin ' ny andro sabata ny firavoravoana efa voatondron ' ny taranak'Israely rehetra . Hamatsy amin'ireo fanatitra nohon ' ny ota izy , ireo fanatitra voa , ireo fanatitra dorana , ary ireo fanati - pihavanana ho amin ' ny fanavotana ho an ' ny ankohonan'Israely .
EZK 45:18     Alignment score: 0.48
The Lord Yahweh says this : In the first month , on the first day of the month , you will take an unblemished bull from the herd and perform a sin offering for the sanctuary .
Ny Tompo Yaveh dia milaza izao : Amin ' ny volana voalohany , amin ' ny andro voalohan
' ny volana , dia haka omby lahy tsy misy kilema avy amin ' ny omby ianao ary hanao fanatitry ny ota ho an ' ny fitoerana masina .
EZK 45:19     Alignment score: 0.42 → 0.426
The priest will take some of the blood of the sin offering and place it on the doorposts of the house and on the four corners of the border of the altar , and on the doorposts of the gate to the inner court .
Ny mpisorona dia haka ny sasany amin ' ny ràn ' ny fanatitra nohon ' ny ota ary hametraka izany eo amin ' ny tolam - baravaran
' ny trano sy eny amin ' ny sisin'ireo zorony efatry ny sisin ' ny alitara , ary eny amin ' ny tolam - bavahadin ' ny kianja anatiny .
EZK 45:20     Alignment score: 0.199
You will do this on the seventh of the month for each person 's sin by accident or ignorance ; in this way you will atone for the temple .
Ho ataonao
isaky ny fahotana tsy nahy na tamin ' ny tsy fahalalalan ' ny olona iray izany amin ' ny andro fahafiton ' ny volana ; hanavotra ny tempoly ianao amin'izany .
EZK 45:21     Alignment score: 0.398 → 0.415
In the first month on the fourteenth day of the month , there will be for you the Passover , a seven - day festival . You will eat unleavened bread .
Amin ' ny volana voalohany amin ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana , dia hisy firavoravoana
ho anareo , firavoravoana hafitoana . Hihinana mofo tsy misy lalivay ianao .
EZK 45:22     Alignment score: 0.316 → 0.316
On that day , the prince will prepare for himself and for all the people of the land a bull as a sin offering .
Amin'io andro io , ny andriandahy dia hanomana omby lahy iray ho fanatitra nohon ' ny ota ho an ' ny tenany sy ho an ' ny vahoaka rehera amin ' ny tany .
EZK 45:23     Alignment score: 0.483 → 0.488
For the seven days of the festival , the prince will prepare a burnt offering for Yahweh : Seven bulls and seven unblemished rams each day for seven days , and a male goat each day as a sin offering .
Mandritry
ny firavoravoana hafitoana , ny andriandahy dia hanomana fanatitra dorana ho an'i Yaveh : omby lahy fito sy ondry lahy tsy misy kilema fito isan'andro mandritry ny hafitoana , ary osy lahy iray isan'andro ho fanatitra nohon ' ny ota .
EZK 45:24     Alignment score: 0.397 → 0.397
Then the prince will perform a food offering of an ephah for each bull and an ephah for each ram with a hin of oil for each ephah .
Avy eo ny andriandahy dia hanao fanatitra hohanina iray efaha isaky ny omby lahy ary iray efaha isaky ny ondry lahy miaraka amin ' ny diloilo hina iray isaky ny efaha .
EZK 45:25     Alignment score: 0.484
In the seventh month on the fifteenth day of the month , at the festival , the prince will perform offerings
on these seven days : Sin offerings , burnt offerings , food offerings , and offerings of oil .
Amin ' ny volana fahafito amin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folon ' ny volana , any amin ' ny firavoravona , dia hanao fanatitra mandritr'ireo fito andro ireo ny andriandahy : fanatitra nohon ' ny ota , fanatitra dorana , fanatitra hohanina , ary fanatitry ny diloilo .
EZK 45     Average alignment score: 0.41 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48