Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 25:1     Alignment score: 0.446 → 0.449
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe


EZK 25:2     Alignment score: 0.353 → 0.356
" Son of man , set your face against the people of Ammon and prophesy against them .
: " Ry zanak'olona , atodiho amin ' ny vahoaka Amonita ny tavanao
ary maminania manohitra azy ireo .
EZK 25:3     Alignment score: 0.394 → 0.401
Say to the people of Ammon , ' Hear the word of the Lord Yahweh . This is what the Lord Yahweh says : Because you said , " Aha ! " over my sanctuary when it was profaned , and against the land of Israel when it was desolate , and against the house of Judah when they went into exile ,
Lazao amin ' ny vahoaka Amonita hoe : ' Henoy ny tenin
' ny Tompo Yaveh . Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Satria ianao niteny hoe : " Hià ! " teo amin ' ny fitoerako masina raha nozimbazimbaina izany , ary nanohitra ny tanin'Israely raha lao izany , ary nanohitra ny ankohonan'i Joda raha lasa sesin - tany izy ireo ,
EZK 25:4     Alignment score: 0.263 → 0.281
therefore , behold , I am giving you to a people in the east as their possession
. They will set up camp against you and set up their tents among you . They will eat your fruit and they will drink your milk .
noho izany , indro , omeko ho an ' ny vahoaka any atsinanana ho fananan'izy ireo ianao . Hanorina toby hanohitra anao izy ireo ary hanorina ny lain'izy ireo eo aminao . Hohanin'izy ireo ny vokatrao ary ho sotroiny ny ronononao .
EZK 25:5     Alignment score: 0.39 → 0.409
I will make Rabbah a pasture for camels and the people of Ammon a field for flocks . Then you will know that I am Yahweh .
Hataoko fihinanam - bilon ' ny rameva i Raba ary ny vahoaka Amonita ho sahan ' ny ondry aman'osy . Ary dia ho fantatrao
fa Izaho no Yaveh .
EZK 25:6     Alignment score: 0.363
For the Lord Yahweh says this : You have clapped your hands and stamped your feet
, and rejoiced with all the contempt within you against the land of Israel .
Fa ny Tompo Yaveh milaza izao : " Nitehatehan - tanana sy nigado - tongotra ianao , ary niravoravo tamin ' ny fanamavoana rehetra teo aminao hanoherana ny tanin'Israely .
EZK 25:7     Alignment score: 0.277
Therefore , behold ! I will strike you with my hand and give you as plunder to the nations . I will cut you off from the peoples and make you perish from among the lands ! I will destroy you , and you will know that I am Yahweh . '
Noho izany , indro ! Hamely anao amin ' ny tanako Aho ary hanolotra anao ho babon'ireo firenena . Ho fongorako tsy ho eo amin ' ny vahoaka ianao ary haringako tsy ho eo amin'ireo firenena ! Ho ravaiko ianao , dia ho fantatrao
fa Izaho no Yaveh . '
EZK 25:8     Alignment score: 0.6
The Lord Yahweh says this , ' Because Moab and Seir say , " Behold ! The house of Judah is like every other nation . "
Ny Tompo Yaveh milaza izao : ' Satria Moaba sy Seira niteny hoe : " Indro ! Ny ankohonan'i Joda dia toy ny firenena hafa rehetra . "
EZK 25:9     Alignment score: 0.508 → 0.51
Therefore , behold ! I will open the slopes of Moab , starting at his cities on the border the splendor of Beth Jeshimoth , Baal Meon , and Kiriathaim
Noho izany , indro ! Ho sokafako ny fefin'i Moaba , manomboka eo amin'ireo tanànany
eo amin ' ny fari - tany ny hatsaran'i Beti - jesimota , Bala - meona , ary Kiriataima
EZK 25:10     Alignment score: 0.325
to the people of the east who have been against the people of Ammon . I will give
them up as a possession so that the people of Ammon will not be remembered among the nations .
mankany amin ' ny vahoaka avy any atsinanana izay nanohitra ny vahoaka Amonita . Hafoiko ho toy ny fananana izy ireo mba tsy ho tadidy eo amin'ireo firenena ny vahoaka Amonita .
EZK 25:11     Alignment score: 0.449
So I will perform judgments
against Moab , and they will know that I am Yahweh . '
Koa hanao fitsarana manohitra an'i Moaba Aho , ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . '
EZK 25:12     Alignment score: 0.423 → 0.457
The Lord Yahweh says this , ' Edom has taken vengeance against the house of Judah and has committed wrong in doing so .
Ny Tompo Yaveh milaza izao : ' Edoma dia namaly faty nanohitra ny ankohonan'i Joda ary nanao ratsy tamin ' ny nanaovana izany .
EZK 25:13     Alignment score: 0.509 → 0.516
Therefore , the Lord Yahweh says this : I will strike Edom with my hand and destroy all men and animals there . I will make them a ruined , abandoned place , from Teman to Dedan . They will fall by the sword .
Noho izany , ny Tompo Yaveh milaza hoe : Hamely an'i Edoma amin ' ny tanako Aho ary handringana ny olona rehetra sy ny biby ao . Hataoko toerana rava , nafoy , hatrany Temana ka hatrany Dedana ireo . Ho lavon - tsabatra izy ireo .
EZK 25:14     Alignment score: 0.47
I will lay my vengeance upon Edom by the hand of my people Israel , and they will do to Edom according to my anger and my fury , and they will know my vengeance this is the Lord Yahweh 's declaration . '
Hataoko eo amin'i Edoma ny valifatiko amin ' ny alalan ' ny tanan'Israely vahoakako , ary ho ataon'izy ireo amin'i Edoma araka ny fahatezerako sy ny fahavinirako , ary ho fantatr'izy ireo ny valifatiko izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . '
EZK 25:15     Alignment score: 0.293 → 0.299
The Lord Yahweh says this , ' Because the Philistines have acted vengefully and taken vengeance with contempt in their heart as enemies trying to destroy Judah for all time ,
Ny Tompo Yaveh milaza izao : ' Ireo Filistina dia namaly faty tamin ' ny lolom - po ary tao anatin'izy ireo dia niezaka nandrava an'i Joda foana .
EZK 25:16     Alignment score: 0.411 → 0.415
this is what the Lord Yahweh says : Behold ! I will reach out with my hand against the Philistines , and I will cut off the Kerethites and destroy the remnant who are along the seacoast .
Koa izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Indro ! Haninjitra ny tanako eo amin'ireo Filistina Aho , ary ho fongorako ny Keretita ary ho ravaiko izay sisa tavela eny amoron - dranomasina .
EZK 25:17     Alignment score: 0.346
For I will take great vengeance against them with furious acts of punishment , so they will know that I am Yahweh , when I take my vengeance on them . ' "
Fa hanao famaliana lehibe hanohitra azy ireo Aho amin ' ny fahaviniran
' ny asa fanasaziana , mba ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh , rehefa mamaly faty azy ireo Aho . " '
EZK 25     Average alignment score: 0.403 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48