Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 26:1     Alignment score: 0.475 → 0.475
So it was in the eleventh year , on the first day of the month , that the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tamin ' ny taona fahiraika ambin ' ny folo , tamin ' ny andro voalohan ' ny volana , dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 26:2     Alignment score: 0.428 → 0.442
" Son of man , because Tyre has said against Jerusalem , ' Aha ! The gates of the people are broken ! She has turned to me ; I will be filled up because she is ruined . '
" Ry zanak'olona , satria Tyro niteny nanohitra an'i Jerosalema hoe : ' Hia ! Potika ireo vavahadin ' ny olona ! Niala tamiko izy ; dia ho feno Aho satria rava izy . '
EZK 26:3     Alignment score: 0.483 → 0.491
Therefore the Lord Yahweh says this , ' Behold ! I am against you , Tyre , and I will raise up many nations against you like the sea raises its waves .
Noho izany ny Tompo Yaveh milaza izao : ' Indro ! Manohitra anao Aho , ry Tyro , ary hanangana firenena maro hanohitra anao Aho toy ny ranomasina manainga ireo onjany
.
EZK 26:4     Alignment score: 0.388
They will destroy the walls of Tyre and tear down her towers . I will sweep her dust away and make her like a bare rock .
Handrava ireo mandan'i Tyro izy ireo ary handrodana ireo tilikambony . Ho fafako hiala ireo vovony
ary hanao azy toy ny vatolampy mangadihady Aho .
EZK 26:5     Alignment score: 0.443 → 0.445
She will become a place for nets to dry out in the midst of the sea , since I have declared it this is the Lord Yahweh 's declaration and she will become
plunder for the nations .
Ho tonga toerana fanahazana harato eo afovoan ' ny ranomasina izy , fa Izaho no nanambara izany izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh ary ho lasa babo ho an'ireo firenena izy .
EZK 26:6     Alignment score: 0.346 → 0.347
Her daughters
who are in the fields will be slaughtered by the swords , and they will know that I am Yahweh . '
Ireo zanany vavy izay any an - tsaha dia ho vonoina amin ' ny sabatra , ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . '
EZK 26:7     Alignment score: 0.527 → 0.527
For this is what the Lord Yahweh says : Behold , from the north I am bringing Nebuchadnezzar king of Babylon , king of kings , against Tyre , with horses and chariots , and with horsemen and a great crowd of people .
Fa izao no lazain'i Yaveh : Indro , avy any avaratra no hitondrako an'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona , mpanjakan
' ny mpanjaka , hanohitra an'i Tyro , miaraka amin'ireo soavaly sy ireo kalesy , ary miaraka amin ' ny mpitaingin - tsoavaly sy vahoaka maro be .
EZK 26:8     Alignment score: 0.308 → 0.31
He will kill your daughters
in the field with the sword . He will set up a siege work and build a ramp against your walls and raise up shields against you .
Hamono ireo zanakao vavy any an - tsaha izy . Hanangana tovon - tany sy hamboatra fiakarana eo amin'ireo mandanao ary hanangana ampinga hanohitra anao izy .
EZK 26:9     Alignment score: 0.242 → 0.262
He will place his battering rams to hit against your walls , and with his tools he will tear down your towers .
Hapetrany hamely ireo mandanao
ireo andry vy fandrodanany , ary ireo fitaovany no handrodana ireo tilikambonao .
EZK 26:10     Alignment score: 0.4 → 0.402
His horses will be so many that their dust will cover you . Your walls will shake with the sound of horsemen , wagons , and chariots . When he enters your gates , he will enter as men come
into a city whose walls have been broken down .
Ho maro tokoa ireo soavaliny ka handrakotra anao ny vovony . Ireo mandanao dia hihozongozona amin ' ny feon ' ny mpitaingin - tsoavaly , kodia , ary kalesy . Rehefa miditra ireo vavahadinao izy , dia hiditra toy ny olona izay tonga ao amin ' ny tanàna izay efa noravaina ireo mandany .
EZK 26:11     Alignment score: 0.366 → 0.392
The hooves of his horses will trample all of your streets . He will kill your people with the sword and your mighty stone pillars will fall to the ground .
Ireo kitron - tsoavaliny dia hanitsakitsaka ireo lalanao
rehetra . Ho vonoiny amin ' ny sabatra ireo olonao ary ireo andry vato mafinao dia hianjera amin ' ny tany .
EZK 26:12     Alignment score: 0.195 → 0.237
They will plunder your riches and loot your merchandise . They will tear down your walls and destroy your delightful homes . Your stones , your timber , and the rubble they will throw into the waters .
Ho baboin'izy ireo ny harenao
ary ho robainy ireo entam - barotrao . Harodany ireo mandanao ary ho ravainy ireo lapa soanao . Ireo vatonao , hazonao , ary ny vovoka dia ho arian'izy ireo any amin'ireo rano .
EZK 26:13     Alignment score: 0.164 → 0.197
I will stop the noise of your songs . The sound of your harps will be heard no more .
Hatsahatro
ny feon ' ny hiranao . Tsy ho re intsony ny feon - dokanganao .
EZK 26:14     Alignment score: 0.409 → 0.421
I will make you a bare rock , you will become a place where nets are spread out to dry . You will never be built again , for I , Lord Yahweh have spoken this is the Lord Yahweh 's declaration .
Hataoko vatolampy mangadihady ianao , ho tonga toerana fanahazana harato ianao . Tsy hatsangana intsony ianao , fa Izaho , Tompo Yaveh no efa niteny izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 26:15     Alignment score: 0.45 → 0.465
The Lord Yahweh says this to Tyre , ' Will not the islands quake with the sound of your downfall , and with the groans of the wounded when the terrible slaughter is in your midst ?
Nilaza izao tamin'i Tyro ny Tompo Yaveh : ' Tsy hihorohoro ve ireo nosy amin ' ny feon ' ny faharavanao , sy amin ' ny fisenton'ireo maratra raha eo afovoanao
ny famonoana mahatsiravina ?
EZK 26:16     Alignment score: 0.282 → 0.282
Then all the princes of the sea will step down from their thrones and remove their robes and cast off their embroidered garments . They will clothe themselves with trembling , they will sit on the ground and tremble every moment , and they will be appalled because of you .
Ary ireo andriandahin ' ny ranomasina rehetra dia hiala amin'ireo seza fiandrianany ary hanala ny akanjon'izy ireo ka hamela ireo akanjo misy peta - kofehin'izy ireo . Hanafy ny tenan'izy ireo amin ' ny fangovitana izy ireo , hipetraka eo amin ' ny tany ary hangovitra isaky ny mihetsika , ary ho tohana nohon ' ny aminao izy ireo .
EZK 26:17     Alignment score: 0.243 → 0.246
They will lift up a lament for you and say to you , How you , who were inhabited by sailors , have been destroyed . The famous city that was so strong it is now gone from the sea . The ones living in her once spread a terror about themselves upon everyone who lived near them .
Hanandratra fitomaniana ho anao izy ireo ary hiteny aminao hoe : Amin ' ny fomba ahoana , ianao izay nonenan'ireo tantsambo , no naharava anao . Ilay tanàna malaza izay tena natanjaka lasa any an - dranomasina izany ankehitriny . Ireo izay nitoetra tao aminy fahiny dia manaparitaka horohoro momba azy ireo amin'izay
rehetra nipetraka teo akaikin'izy ireo .
EZK 26:18     Alignment score: 0.338 → 0.338
Now the coasts tremble on the day of your downfall . The islands in the sea are terrified , because you are no longer in your place . '
Ankehitriny ireo moron - tsiraka dia mangovitra amin ' ny andro faharavanao . Ireo nosy any an - dranomasina dia mihorohoro , satria maty ianao . '
EZK 26:19     Alignment score: 0.427 → 0.434
For the Lord Yahweh says this : When I make you a desolate city , like the other cities that are not inhabited , when I raise up the deeps against you , and when the great waters cover you ,
Fa ny Tompo Yaveh milaza izao : Rehefa hataoko tanàna lao ianao , toy ireo tanàna hafa izay tsy misy mipetraka , rehefa manangana ny lalina
hanohitra anao Aho , ka rehefa mandrakotra anao ny rano be ,
EZK 26:20     Alignment score: 0.23 → 0.23
then I will bring you down to the people of ancient times , like the others who have gone down into the pit ; for I will make you live in the lowest parts of the earth as in ruins of ancient times . Because of this you will not come
back and stand in the land of the living .
dia ho entiko midina amin'ireo vahoaka taloha ianao , toy ireo hafa izay nidina tany an - davaka ; fa hataoko mitoetra any amin'ireo faritra farany ambanin ' ny tany ianao tahaka ny rava tamin'ireo fotoana taloha . Noho izany dia tsy hiverina intsony ianao ary tsy hitsangana eo amin ' ny tanin ' ny velona .
EZK 26:21     Alignment score: 0.398 → 0.4
I will place disaster on you , and you will be no more forever . Then you will be sought , but you will never be found ever again this is the Lord Yahweh 's declaration . "
Hataoko eo aminao ny loza , ary tsy hisy intsony ianao mandrakizay . Dia ho tadiavina ianao , fa tsy ho hita intsony izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . "
EZK 26     Average alignment score: 0.365 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48