Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 7:1     Alignment score: 0.407 → 0.403
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


EZK 7:2     Alignment score: 0.42 → 0.419
" You , son of man the Lord Yahweh says this to the land of Israel . ' An end ! An end has come
to the four borders of the land .
" Ianao , ry zanak'olona izao no lazain ' ny Tompo Yaveh amin ' ny tanin'Israely . " ' Fiafarana ! Tonga amin'ireo vazan - tany efatra ny fiafarana .
EZK 7:3     Alignment score: 0.341
Now the end is upon you , for I am sending out my wrath on you , and I will judge you according to your ways ; then I will bring all your abominations upon you .
Ankehitriny dia eo aminao ny fiafarana , satria handefa ny hatezerako aminao Aho , ary hitsara anao araka ireo fombanao ; ary hitondra ireo fahavetavetanao
rehetra eo aminao Aho .
EZK 7:4     Alignment score: 0.385
For my eye will not pity you , and I will not spare you . Instead , I will bring your ways upon you , and your abominations will be in your midst . Then you will know that I am Yahweh . '
Fa tsy hiantra anao ny masoko , ary tsy hamindra fo anao Aho . Fa kosa , ho entiko eo aminao ireo fombanao , ary ho eo anivonao ireo fahavetavetanao
, ka ho fantatrao fa Izaho no Yaveh .
EZK 7:5     Alignment score: 0.515 → 0.535
" The Lord Yahweh says this : Disaster ! A unique disaster ! Behold , it is coming .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Loza ! Loza tsy misy toy izany ! Indro , ho avy izany .
EZK 7:6     Alignment score: 0.176 → 0.179
An end is surely coming . The end has woken up against you . Behold , it is coming !
Ho avy tokoa ny fiafarana . Nifoha hanohitra anao ny fiafarana . Indro , avy izany !
EZK 7:7     Alignment score: 0.222 → 0.244
Your doom is coming to you who inhabit the land . The time has come
; the day is near tumult and not joyful shouting on the mountains .
Ho avy aminao izay monina amin ' ny tany ny fiafarana ratsinao . Tonga ny fotoana ; efa akaiky ny andron ' ny faharavana , ary ireo tendrombohitra dia tsy ho faly intsony .
EZK 7:8     Alignment score: 0.361
Now before long I will pour out my fury against you and fill up my wrath upon you when I judge you according to your ways and bring all your abominations upon you .
Ary tsy ho ela dia handraraka ny hatezerako aminao sy hameno ny havinirako aminao Aho rehefa hitsara anao araka ireo fombanao sy hitondra ireo fahavetavetanao
rehetra eo aminao Aho .
EZK 7:9     Alignment score: 0.313
For my eye will not look compassionately , and I will not spare you . As you have done , I will do to you ; and your abominations will be in your midst so you will know that I am Yahweh , the one punishing you .
Fa ny masoko dia tsy hijery am - pangorahana , ary tsy hamindra fo anao Aho . Araka izay nataonao
, no ho ataoko aminao ; ary ireo fahavetavetanao dia ho eo anivonao ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh , ilay iray manasazy anao .
EZK 7:10     Alignment score: 0.196 → 0.233
Behold , the day ! Behold , it is coming ! Doom has gone out ! The rod has blossomed , arrogance has budded !
Indro , ny andro ! Indro , tonga izany ! Ho avy ny fiafarana ratsy ! Mandrobona ny rantsan - kazo , mitsimoka ny avonavona
!
EZK 7:11     Alignment score: 0.163 → 0.18
Violence has grown up into a rod of wickedness none of them , and none of their multitude , none of their wealth , and none of their importance will last !
Nitombo teo amin ' ny rantsan - kazon ' ny faharatsiana ny herisetra tsy misy amin'izy ireo , ary tsy misy amin ' ny vahoakan'izy ireo , tsy misy amin'ireo hareny
, ary tsy misy amin'ireo manan - danjan'izy ireo haharitra !
EZK 7:12     Alignment score: 0.362
The time is coming ; the day has come
close . Do not let the buyer rejoice , nor the seller mourn , since my anger is on the entire multitude !
Ho avy ny fotoana ; efa manakaiky ny andro . Aza avela hifaly ny mpividy , na ny mpivarotra hisaona , satria eo amin ' ny vahoaka rehetra ny hatezerako !
EZK 7:13     Alignment score: 0.218 → 0.217
For the seller will not return to the land he sold as long as they both live , because the vision concerning the entire multitude will not be reversed ; and because of their iniquity , none of them will be strengthened !
Fa ny mpivarotra dia tsy hamerina mandrakizay izay efa lafo , raha mbola velona koa izy ireo , satria manohitra ny vahoaka rehetra ilay fahitana . Tsy hiverina izy ireo , satria tsy misy olona
mivelona amin ' ny fahotany ho atanjahana .
EZK 7:14     Alignment score: 0.178
They have blown the trumpet and made everything ready , but there is no one marching to battle ; since my anger is on the entire multitude .
Nitsoka ny trompetra izy ireo ary nanomana ny zavatra rehetra , kanefa tsy misy miroso mba hiady ; satria amin ' ny vahoaka rehetra ny hatezerako .
EZK 7:15     Alignment score: 0.456 → 0.457
The sword is on the outside , and plague and famine are inside the building . Those
who are in the field will die by the sword , while famine and plague will consume those in the city .
Ny sabatra dia amin ' ny any ivelany , ary ny areti - mandringana sy ny mosary dia ao anatin ' ny trano be . Ireo izay any an - tsaha dia ho fatin ' ny sabatra , raha hanimba ireo ao amin ' ny tanàna kosa ny mosary sy ny areti - mandringana .
EZK 7:16     Alignment score: 0.396
But some survivors will escape from among them , and they will go to the mountains
. Like doves of the valleys , all of them will moan each man for his iniquity .
Fa ireo sisa velona sasany dia handositra avy eo amin'izy ireo , ary ho any an - tendrombohitra izy ireo . Tahaka ireo voromailala eny amin'ireo lohasaha , dia hitolokoloko izy rehetra ny olona tsirairay nohon ' ny helony avy .
EZK 7:17     Alignment score: 0.345 → 0.297
Every hand will falter and every knee will be weak as water ,
Hiozongozona ny tanana
rehetra ary halemy tahaka ny rano ny lohalika rehetra ,
EZK 7:18     Alignment score: 0.336
and they will gird themselves sackcloth , and trembling will cover them ; and shame will be on every face , and baldness on all of their heads .
ary hanao akanjo fisaonana izy ireo , ary hanarona azy ireo ny horohoro ; ary ho eo amin ' ny tava rehetra ny henatra , ary ny fahasolàna ho amin ' ny lohan'izy rehetra .
EZK 7:19     Alignment score: 0.353 → 0.364
They will throw their silver into the streets and their gold will be an impure thing . Their silver and their gold will not be able to rescue them in the day of Yahweh 's rage . Their lives will not be saved , and their hunger
will not be satisfied , because their iniquity has become a stumbling block .
Hanipy ny volafotsin'izy ireo eny amin ' ny lalana izy ireo ary ny volamenan'izy ireo dia ho tahaka ny fako . Ny volafotsy sy ny volamenan'izy ireo dia tsy ho afaka hanavotra azy ireo amin ' ny andron ' ny fahatezeran'i Yaveh . Tsy ho voavonjy ny ain'izy ireo , ary tsy ho voky ny hanoanan'izy ireo , satria ny helony dia lasa vato manafintohina .
EZK 7:20     Alignment score: 0.16 → 0.167
In their pride they took the beauty of his jeweled ornaments , and with them they made their abominable images and their detestable idols . Therefore , I am turning these
into an unclean thing to them .
Amin ' ny avonavony no hakan'izy ireo ny hatsaran'ireo firavany voaravaka , ary amin'ireo no hanaovan'izy ireo ny sary fahavetavetan'izy ireo , sy ireo zavatra maharikorikon'izy ireo . Noho izany , dia havadiko ho zavatra maloto aminy ireo zavatra ireo .
EZK 7:21     Alignment score: 0.274
Then I will give
those things into the hand of strangers as plunder and to the wicked of the earth as plunder , and they will defile them .
Avy eo dia hatolotro ho babo eo an - tanan'ireo vahiny ary ho babo eo amin'ireo ratsy fanahin ' ny tany ireo zavatra ireo , ka handoto ireo izy ireo .
EZK 7:22     Alignment score: 0.437
Then I will turn my face away from them when they defile my cherished place ; bandits will enter it and defile it .
Dia hanodina ny tavako amin'izy ireo Aho rehefa mandoto ny toerana sarobidiko izy ireo ; hiditra ao ireo jiolahy ka handoto izany .
EZK 7:23     Alignment score: 0.494
Make a chain , because the land is filled with the judgment of blood , and the city is full of violence .
Manaova rojo , satria ny tany dia feno ny fitsaran
' ny , ary ny tanàna dia feno herisetra .
EZK 7:24     Alignment score: 0.345 → 0.383
So I will bring the most wicked of the nations , and they will possess their houses , and I will bring an end to the pride of the mighty , for their holy places will be defiled !
Koa hitondra ireo ratsy fanahy indrindra amin'ireo firenena Aho , ary ho fananan'izy ireo ny tranony
, ary hamarana ny avonavon ' ny mahery Aho , fa ho voaloto ireo toera - masin'izy ireo !
EZK 7:25     Alignment score: 0.408
Fear will come
! They will seek peace , but there will be none .
Ho avy ny tahotra ! Hitady fiadanana izy ireo , kanefa tsy hisy izany .
EZK 7:26     Alignment score: 0.446
Disaster upon disaster will come
, and there will be rumor after rumor . Then they will seek a vision from the prophet , but the law will perish from the priest and advice from the elders .
Loza miampy loza no ho avy , ary hisy tsaho miampy tsaho . Dia hitady fahitana avy amin ' ny mpaminany izy ireo , kanefa ny lalàna dia ho simba avy amin'ireo mpisorona ary ny torohevitra avy amin'ireo zokiolona .
EZK 7:27     Alignment score: 0.3 → 0.321
The king will mourn and the prince will be clothed in horror , while the hands of the people of the land will tremble in fear . According to their own ways I will do this to them ! I will judge them with their own standards
until they know that I am Yahweh . ' "
Ny mpanjaka dia hisaona ary ny andrian - dahy hitafy famoizam - po , raha toa ka hangovitry ny tahotra ny tanan'ireo vahoakan ' ny tany . Araka ny fomban'izy ireo ihany no hanaovako izany amin'izy ireo ! Hitsara azy ireo araka ny fanaony Aho mandra - pahafantaran'izy ireo fa Izaho no Yaveh . " '
EZK 7     Average alignment score: 0.336 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48