Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 4:1     Alignment score: 0.306 → 0.321
" But you , son of man , take a brick for yourself and place it before you . Then carve the city of Jerusalem on it .
" Fa ianao , ry zanak'olona , makà biriky ho anao ary apetraho eo anoloanao
izany . Avy eo dia ataovy sokitra eo amin'izany ny tanànan'i Jerosalema .


EZK 4:2     Alignment score: 0.235 → 0.223
Then lay siege against it , and build
forts against it . Raise up a siege ramp against it and set camps around it . Place battering rams all around it .
Dia manaova fahirano hamelezana izany , ary manorena manda hanohitra izany . Manangàna tovon - tany fanafihana hamely izany ary mametraha toby manodidina azy . Ametraho andry vy fandravana manodidina izany .
EZK 4:3     Alignment score: 0.339
Then take for yourself an iron pan and use it as an iron wall between yourself and the city and set your face against it , for it will be under siege , and you are to put the siege against it . This will be a sign to the house of Israel .
Avy eo dia makà lapoaly vy ho anao ary ampiasao ho tahaka ny manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna izany ary ampanatreho izany ny tavanao
, fa hatao fahirano izany , ary ianao no hanao fahirano izany . Izany no ho famantarana amin ' ny ankohonan'Israely .
EZK 4:4     Alignment score: 0.267 → 0.271
Then , lie on your left side and put the sin of the house of Israel on it ; you will bear their iniquity for the number of the days that you lie down against the house of Israel .
Avy eo , mandria amin ' ny ilany ankavianao ary apetraho eo amin'izany ny fahotan
' ny ankohonan'Israely ; ianao no hitondra ny fahotan'izy ireo mandritry ny isan ' ny andro handrianao hanohitra ny ankohonan'Israely .
EZK 4:5     Alignment score: 0.304 → 0.36
I myself am assigning to you one day to represent each year of their punishment : 390 days ! In this way , you will bear the iniquity of the house of Israel .
Izaho mihitsy no manendry
andro iray mba hanehoana ny taona tsirairain ' ny famaizana azy ireo ho anao : 390 andro ! Izany fomba izany , no hitondranao ny fahotan ' ny ankohonan'Israely .
EZK 4:6     Alignment score: 0.416 → 0.416
When you have completed these
days , then lie down a second time on your right side , for you will bear the iniquity of the house of Judah for forty days . I am assigning to you one day for each year .
Rehefa fenonao ireo andro ireo , dia mandria fanindroany amin ' ny ilanao havanana , fa hitondra ny fahotan ' ny ankohonan'i Joda mandritry ny efapolo andro ianao . Manondro andro iray ho an ' ny taona tsirairay ho anao Aho .
EZK 4:7     Alignment score: 0.409
Set your face toward Jerusalem that is under siege , and with your arm uncovered prophesy against it .
Atodiho manatrika an'i Jerosalema izay atao fahirano ny tavanao
, ary maminania hanohitra azy amin ' ny sandrinao tsy misarona .
EZK 4:8     Alignment score: 0.209 → 0.223
For behold ! I am placing bonds on you so you will not turn from one side to the other until you have completed the days of your siege .
Fa indro ! Mametraka fatorana aminao Aho mba tsy hivadibadihanao amin ' ny ilany iray ho amin ' ny hafa ambara - pahafenonao ny andron ' ny fahiranonao .
EZK 4:9     Alignment score: 0.343 → 0.379
Take for yourself wheat , barley , beans , lentils , millet , and spelt ; put them in a single container and make bread for yourself according to the number of the days that you will lie upon your side . For 390 days you will eat it .
Makà varim - bazaha , vary hordea , tsaramaso , tsiasisa , apemba , ary spelta ho anao ; apetraho ao anaty fasiana iray ihany ireo ary manaova mofo ho anao araka ny isan ' ny andro izay handrianao amin ' ny ilanao
. Mandritry ny 390 andro no hihinananao izany .
EZK 4:10     Alignment score: 0.399
The food you will eat will be by weight , twenty shekels per day , and you will eat it at set times each day .
Ny hanina izay hohaninao dia ho lanjan ' ny sekely roapolo isan'andro , ary hohaninao amin ' ny fotoana voatondro isan'andro avy izany .
EZK 4:11     Alignment score: 0.348 → 0.349
Then you will drink water , measured out to a sixth of a hin , and you will drink
it at set times .
Dia hisotro rano ianao , izay nafàtra tamin ' ny ampahenin ' ny hina , ary ho sotroinao amin ' ny fotoana voatondro ihany koa izany .
EZK 4:12     Alignment score: 0.314
You will eat it as barley cakes , but you will bake it on excrement of human dung within their sight ! "
Hohaninao tahaka ny mofomamy vita amin ' ny vary hordea izany , saingy ho endasinao amin ' ny kitay dikin'olona eo imason'izy ireo ! "
EZK 4:13     Alignment score: 0.389 → 0.416
For Yahweh says , " This means that the bread that the people of Israel will eat will be unclean , there among the nations where I will banish them . "
Fa hoy Yaveh hoe : " Midika izany fa ny mofo izay hohanin ' ny vahoakan'Israely dia haloto , any amin'ireo firenena izay handroahako azy ireo . "
EZK 4:14     Alignment score: 0.415 → 0.414
But I said , " Alas , Lord Yahweh ! I have never been unclean ! I have never eaten either an animal that died
by itself or anything killed by animals , from my youth until now , and foul meat has never entered my mouth ! "
Fa hoy aho hoe : " Indrisy , ry Tompo Yaveh ! Tsy mbola naloto mihitsy aho ! Tsy mbola nihinana na zavatra maty na zavatra matin ' ny biby , nanomboka tamin ' ny fahatanorako ka hatramin'izao aho , ary tsy mbola niditra ny vavako ny hena maloto ! "
EZK 4:15     Alignment score: 0.283
So he said to me , " Look ! I have given you cow manure instead of human dung so you can prepare your bread over that . "
Koa hoy Izy tamiko hoe : " Indro ! Nomeko tain'omby ianao ho solon ' ny dikin'olona mba hahafahanao mikarakara ny mofonao
eo amin'izany . "
EZK 4:16     Alignment score: 0.492 → 0.495
He also said to me , " Son of man ! Behold ! I am breaking the staff of bread in Jerusalem , and they will eat bread while rationing it in anxiety and drink water while rationing it in horror .
Hoy ihany koa Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona ! Indro ! Tapahiko ny famatsiana mofo ao Jerosalema , ary hihinana mofo eo am - pizarana izany amin ' ny tebiteby izy ireo ary hisotro rano eo am - pizarana izany amin ' ny fangovitana .
EZK 4:17     Alignment score: 0.354
Because they will lack bread and water , every man will be appalled at his brother , and they will waste away because of their iniquity . "
Satria ho ory mofo sy rano izy ireo , dia hihorohoro amin ' ny rahalahiny ny olona rehetra ary hihalevona nohon ' ny helok'izy ireo . "
EZK 4     Average alignment score: 0.356 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48