Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 5:1     Alignment score: 0.335 → 0.35
" Then you , son of man , take a sharp sword as a barber 's razor for yourself , and pass
the razor over your head and your beard , then take scales to weigh and divide your hair .
" Avy eo ianao , ry zanak'olona , makà sabatra maranitra tahaka ny fanaratana volombava ho anao , ary hampandalovy eo amin ' ny lohanao sy ny volombavanao ilay fanaratana , avy eo alaivo ny mizana mba handanjana sy hanasarahana ny volonao .


EZK 5:2     Alignment score: 0.428
Burn a third of it with fire in the midst of the city when the days of the siege are completed , and take a third of the hair and strike
it with the sword all around the city . Then scatter a third of it to the wind , and I will draw out a sword to chase after the people .
Dory amin ' ny afo eo afovoan ' ny tanàna ny ampahatelon'izany rehefa tanteraka ireo andron ' ny fahirano , ary alaivo ny ampahatelon ' ny volo ka tapaho amin ' ny sabatra manodidina ny tanàna rehetra izany . Ary aparitaho amin ' ny rivotra ny ampahatelon'izany , ary hamoaka sabatra henenjehana ireo vahoaka Aho .
EZK 5:3     Alignment score: 0.131 → 0.137
But take a small number of hairs from them and tie them into the folds of your robe .
Fa makà isam - bolo
kelikely amin'izy ireo ka fatory eo amin ' ny sisin'akanjonao ireo .
EZK 5:4     Alignment score: 0.448
Then take more of the hair and throw it into the midst of the fire ; and burn it in the fire ; from there a fire will go out to all the house of Israel . "
Avy eo dia makà volo maromaro kokoa ka atsipazo eo afovoan ' ny afo izany ; ary dory ao amin ' ny afo izany ; fa hisy afo hivoaka avy eo ho any amin ' ny ankohonan'Israely rehetra . "
EZK 5:5     Alignment score: 0.455 → 0.489
The Lord Yahweh says this , " This is Jerusalem in the midst of the nations , where I have placed her , and where I have surrounded her with other lands .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : " Ity no Jerosalema eo afovoan'ireo firenena , izay nametrahako azy , sy nanodidinako azy tamin ' ny tany hafa .
EZK 5:6     Alignment score: 0.28
But she has rebelled against my ordinances more wickedly than the nations have , and my statutes more than the lands that surround her . The people have rejected my ordinances and have not walked in my statutes . "
Kanefa nandà ny lalàko tamim
- paharatsiana mihoatra izay ananan ' ny firenena izy , ary ny didiko mihoatra ireo tanàna izay manodidina azy . Efa nandà ny fitsaràko ny vahoaka ary tsy nandeha tamin'ireo lalàko . "
EZK 5:7     Alignment score: 0.371 → 0.385
Therefore the Lord Yahweh says this , " Because you are more troublesome than the nations that surround you and have not walked in my statutes or acted according to my decrees , or even acted according to the decrees of the nations that surround you , "
Noho izany dia izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : " Satria ianao manahirana kokoa noho ireo firenena izay manodidina anao ary tsy nandeha tamin ' ny lalàko na niasa araka ny didiko , na niasa arak'ireo didin ' ny firenena izay manodidina anao , "
EZK 5:8     Alignment score: 0.394
therefore the Lord Yahweh says this , " Behold ! I myself will act against you . I will execute judgments
within your midst for the nations to see .
noho izany dia izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : " Indro ! Hiasa hanohitra anao Aho . Hanatanteraka fitsaràna eo afovoanao Aho mba ho jeren'ireo firenena .
EZK 5:9     Alignment score: 0.193 → 0.189
I will do to you what I have not done and the like of which I will not do again , because of all your disgusting practices .
Hataoko aminao izay tsy mbola nataoko ary ny mitovy amin'izany dia tsy hataoko intsony , noho ireo asa maharikorikonao rehetra .
EZK 5:10     Alignment score: 0.315 → 0.32
Therefore fathers will eat the children in your midst , and sons will eat their fathers , since I will execute judgment on you and scatter to every direction all of you who remain .
Noho izany dia hihinana ny zanaka
eo afovoanareo ny ray , ary ireo zanaka hihinana ny rainy , satria hanatanteraka fitsaràna eo aminareo Aho ary hampiely anareo rehetra izay tavela ho amin ' ny lalana rehetra .
EZK 5:11     Alignment score: 0.341 → 0.347
Therefore , as I live this is the Lord Yahweh 's declaration it is certainly because you have defiled my sanctuary with all your detestable things and with all your disgusting practices , that I myself will reduce you in number ; my eye will not have pity on you , and I will not spare you .
Noho izany , raha mbola velona koa Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh izany dia satria nandoto ny fitoerako masina tokoa ianao miaraka amin'ireo zavatra maharikoriko sy ireo asanareo maharikoriko rehetra , fa Izaho mihintsy no hampihena isa anareo ; tsy hanana fiantrana aminareo ny masoko , ary tsy hitsitsy anareo Aho .
EZK 5:12     Alignment score: 0.385
A third of you will die by plague , and they will be consumed by famine in your midst . A third will fall by the sword surrounding you . Then I will scatter a third in every direction , and draw out a sword to chase after them as well .
Ny ampahatelonareo dia ho fatin ' ny areti - mandringana , ary ho fatin
' ny mosary eo afovoanao izy ireo . Ny ampahatelony dia ho lavon ' ny sabatra manodidina anao . Ary avy eo dia hanaparitaka ny ampahatelony eny amin ' ny lalana rehetra Aho , ary hamoaka sabatra hanenjehana azy ireo ihany koa .
EZK 5:13     Alignment score: 0.229 → 0.229
Then my wrath will be completed , and I will cause my fury toward them to rest . I will be comforted , and they will know that I , Yahweh , have spoken in my jealousy
when I have completed my fury against them .
Ary dia ho tanteraka ny fahatezerako , ary hahatonga ny fahatezerako eo amin'izy ireo Aho mba hitsahatra . Ho afa - po Aho , ary ho fantatr'izy ireo fa Izaho , Yaveh , dia efa niresaka tamim - pahatezerana rehefa nahatanteraka ny fahatezerako tamin'izy ireo Aho .
EZK 5:14     Alignment score: 0.278
I will make you a ruin and an object of scorn to the nations that surround you and in the sight of everyone who passes
by .
Hataoko ho faharavana sy fahafaham - baraka eo amin ' ny firenena izay manodidina anao ianao eo imason ' ny olona rehetra izay mandalo .
EZK 5:15     Alignment score: 0.309 → 0.349
So Jerusalem will become
something for other people to condemn and to mock , a warning and a horror to the nations that surround you . I will execute judgments against you in wrath and fury , and with furious rebukes I , Yahweh have declared this !
Ka ho lasa zavatra fanamelohana sy fanitsiratsirana ho an ' ny olona hafa i Jerosalema , fampitandremana sy fampihorohoroana ho an'ireo firenena izay manodidina anareo . Hanatanteraka ny fitsaràna hanohitra anao am - pahatezerana sy am - pahavinirana , sy am - pitenenana mafy Aho Izaho , Yaveh dia efa nanambara izany !
EZK 5:16     Alignment score: 0.312 → 0.329
I will send out harsh arrows of famine against you that will become
the means with which I will destroy you . For I will increase the famine on you and break your staff of bread .
Handefa tsipìka mafin ' ny mosary hanohitra anareo Aho izay ho lasa antony hanimbako anareo . Fa hampitombo ny mosary eo aminareo Aho ary hanapaka ny famatsiana mofonareo .
EZK 5:17     Alignment score: 0.41 → 0.458
I will send a famine and disasters
against you so you will be childless . Plague and blood will pass through you , and I will bring a sword against you I , Yahweh , have declared this . "
Handefa mosary sy loza hanohitra anareo Aho ka tsy hanan - janaka ianareo . Ny areti - mandringana sy ny dia handalo aminareo , ary hitondra ny sabatra hamely anareo Aho Izaho , Yaveh , no efa nanambara izany . "
EZK 5     Average alignment score: 0.353 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48