Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 20:1     Alignment score: 0.583
It came
about in the seventh year , on the tenth day of the fifth month , that elders of Israel came to inquire of Yahweh and sat before me .
Ary tamin ' ny taona fahafito , tamin ' ny andro fahafolon ' ny volana fahadimy , dia tonga ny loholon'Israely hanontany an'i Yaveh ka nipetraka teo anoloako .


EZK 20:2     Alignment score: 0.401 → 0.397
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
EZK 20:3     Alignment score: 0.475 → 0.476
" Son of man , declare to the elders of Israel and say to them , ' The Lord Yahweh says this : Have you come
to inquire of me ? As I live , I will not be inquired of by you ! this is the Lord Yahweh 's declaration . '
" Ry zanak'olona , ambarao amin ' ny loholon'Israely ary lazao azy ireo hoe : ' Ny Tompo Yaveh milaza izao : Tonga hanontany Ahy ve ianao ? Raha velona koa Aho , dia tsy hanontanianao ! izany ny fanambaran ' ny Tompo Yaveh . '
EZK 20:4     Alignment score: 0.318 → 0.366
Will you judge them ? Will you judge , son of man ? Let them know about their fathers ' abominations
.
Hitsara azy ireo ve ianao ? Hitsara ve ianao , ry zanak'olona ? Aoka izy ireo hahafantatra ny fahavetavetan ' ny razambeny .
EZK 20:5     Alignment score: 0.479 → 0.5
Say to them , ' The Lord Yahweh says this : On the day that I chose Israel and raised my hand to swear an oath to the descendants of the house of Jacob , and made myself known to them in the land of Egypt , when I raised my hand to swear an oath to them . I said , " I am Yahweh your God "
Lazao azy ireo fa : ' Yaveh Tompo milaza izao : Tamin ' ny andro izay nisafidianako ny Israely sy nanandratako ny tanako mba hianiana fianianana teo amin'ireo taranaky
ny ankohonan'i Jakoba , sy nampahafantarako azy ireo ny tenako tany amin ' ny tany Egypta , rehefa nanandratra ny tanako mba hianiana fianianana teo amin'izy ireo Aho . Hoy Aho hoe : " Izaho no Yaveh Andriamanitrareo "
EZK 20:6     Alignment score: 0.371 → 0.401
on that day I raised my hand to swear an oath to them that I would bring them out of the land of Egypt into a land that I had carefully selected for them . It was flowing with milk and honey ; it was the most beautiful ornament
among all the lands .
tamin'izany andro izany no nanandratako ny tanako mba hianiana fianianana teo amin'izy ireo fa hitondra azy ireo hivoaka amin ' ny tany Egypta ho eo amin ' ny tany izay efa nofantenako tsara ho azy ireo Aho . Tondra - dronono sy tantely izany ; izany no firavaka tsara indrindra eo amin ' ny tany rehetra .
EZK 20:7     Alignment score: 0.466
I said to them , " Let each man throw away the detestable things from before his eyes and the idols of Egypt . Do not make yourselves unclean ; I am Yahweh your God . "
Hoy Aho tamin'izy ireo : " Aoka ny olona tsirairay hanary ireo zavatra maharikoriko eo anoloan ' ny masony sy ireo sampin'i
Egypta . Aza mandoto ny tenanareo ; Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . "
EZK 20:8     Alignment score: 0.358 → 0.362
But they rebelled against me and were unwilling to listen to me . Each man did not throw away the detestable things from before his eyes nor abandon the idols of Egypt , so I determined to pour out my fury upon them to satisfy my wrath among them in the middle of the land of Egypt .
Nefa nikomy tamiko izy ireo ary tsy nety nihaino Ahy . Ny olona tsirairay tsy nisy nanary ny zavatra maharikoriko teo anoloan ' ny masony na nahafoy ny sampin'i
Egypta , koa dia tapa - kevitra handraraka ny fahavinirako eo amin'izy ireo Aho mba hahafa - po ny fahatezerako eo amin'izy ireo eo afovoan ' ny tany Egypta .
EZK 20:9     Alignment score: 0.304 → 0.309
I acted for my name 's sake so it would not be profaned in the eyes of the nations among whom they were staying . I made myself known to them , in their eyes , by bringing them out of the land of Egypt .
Niasa ho an ' ny anarako Aho mba tsy ho voazimbazimba eo imason'ireo
firenena izay nitoerany izany . Nampahafantariko teo imason'izy ireo ny tenako , tamin ' ny fitondrana azy ireo nivoaka ny tany Egypta .
EZK 20:10     Alignment score: 0.555
So I sent them out of the land of Egypt and brought them into the wilderness .
Koa dia nandefa azy ireo nivoaka ny tany Egypta Aho ary nitondra azy ireo ho any an'efitra .
EZK 20:11     Alignment score: 0.317 → 0.316
Then I gave them my statutes and made my decrees known to them , by which a man will live
if he obeys them .
Dia nanome azy ireo ny lalàko Aho ary nampahafantatra azy ireo ny didiko , izay hahavelona ny olona raha mankato ireo izy .
EZK 20:12     Alignment score: 0.377 → 0.377
I also gave them my Sabbaths as a sign between myself and them , for them to know
that I am Yahweh who makes them holy .
Nanome azy ireo ny Sabatako ho famantarana eo Amiko sy izy ireo ihany koa Aho , mba hahafantaran'izy ireo fa Izaho no Yaveh izay manamasina azy ireo .
EZK 20:13     Alignment score: 0.282 → 0.325
But the house of Israel rebelled against me in the wilderness . They did not walk in my statutes ; instead , they rejected my decrees , by which a man will live
if he obeys them , and they greatly profaned my Sabbaths . So , I said I would pour out my fury upon them in the wilderness in order to end them .
Nefa ny taranak'Israely dia nikomy hanohitra Ahy tany an'efitra . Tsy nanaraka ny lalàko izy ireo ; fa kosa , nandà ny didiko , izay hahavelona ny olona raha mankato izany izy ireo . Nanimbazimba tanteraka ny sabatako izy ireo , koa nilaza Aho fa hararako eo amin'izy ireo any an'efitra ny fahatezerako mba hahalany tamingana azy ireo .
EZK 20:14     Alignment score: 0.348
But I acted for my name 's sake so it would not be profaned in the eyes of the nations , in whose sight I had brought them out of Egypt .
Nefa niasa ho an ' ny anarako Aho mba tsy ho zimbazimbaina eo imason'ireo
firenena izany , izay teo imasony no nitondrako azy ireo nivoaka tao Egypta .
EZK 20:15     Alignment score: 0.405 → 0.406
So I myself also raised my hand to swear an oath to them in the wilderness not to bring them into the land that I had been going to give them , a land flowing with milk and honey , which was the most beautiful ornament
among all the lands .
Koa nanandratra ny tanako ihany koa Aho mba hianiana fianianana amin'izy ireo any an'efitra fa tsy hitondra azy ireo any amin ' ny tany izay efa homeko azy ireo , dia tany tondra - dronono sy tantely , izay firavaka tsara indrindra eo amin ' ny tany rehetra .
EZK 20:16     Alignment score: 0.297 → 0.315
I swore this because they had rejected my decrees and did not walk in my statutes , and they profaned my Sabbaths , since their hearts walked after their idols .
Nianiana izany Aho satria nandika ny didiko izy ireo ary tsy nanaraka ny lalàko , ary nanimbazimba ny Sabatako , satria nanaraka ireo sampiny ny fony .
EZK 20:17     Alignment score: 0.219 → 0.244
But my eye spared them from their destruction and I did not completely destroy them in the wilderness .
Fa niantra azy ireo tamin ' ny faharavàny ny masoko ary tsy nandringana azy ireo tany an'efitra Aho .
EZK 20:18     Alignment score: 0.229 → 0.23
I said to their children in the wilderness , " Do not walk in the statutes of your fathers , or keep their rules , or defile yourselves with their idols .
Hoy Aho tamin'ireo zanany lahy sy zanany vavy tany
an'efitra hoe : " Aza mandeha araka ny lalàn ' ny ray aman - dreninareo ; aza mitandrina ny didiny na manimbazimba ny tenanareo amin ' ny sampy .
EZK 20:19     Alignment score: 0.366
I am Yahweh your God , walk in my statutes ; keep my decrees and obey them .
Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , mandehana amin ' ny lalàko ; tandremo ny didiko ary ankatoavy ireo .
EZK 20:20     Alignment score: 0.455
Keep my Sabbaths holy so that they will be a sign between me and you , so that you will know that I am Yahweh your God . "
Tandremo ny Sabatako masina mba ho famantarana eo Amiko sy aminareo ireo , mba hahafantaranareo fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . "
EZK 20:21     Alignment score: 0.275 → 0.304
But their sons and daughters
rebelled against me . They did not walk in my statutes or keep my decrees , by which a man might live if he obeys them . They profaned my Sabbaths , so I determined to pour out my fury upon them to satisfy my wrath against them in the wilderness .
Fa nikomy tamiko ireo zanany lahy sy zanany vavy . Tsy nandeha tamin ' ny lalàko izy ireo na nitandrina ny didiko , izay mahavelona ny olona raha mankatò ireo izy . Nanimbazimba ny Sabatako izy ireo , ka dia tapa - kevitra ny handraraka ny fahavinirako teo amin'izy ireo Aho mba hahafapo ny fahatezerako tamin'izy ireo tany an'efitra .
EZK 20:22     Alignment score: 0.277 → 0.287
But I turned my hand away and acted for my name 's sake , so it would not be profaned in the eyes of the nations in whose sight I had brought out the Israelites .
Nefa nampivily ny tanako Aho ary niasa nohon ' ny amin ' ny anarako , mba tsy ho voazimbazimba eo imason'ireo
firenena izay teo imasony no namoahako ny Israelita izany .
EZK 20:23     Alignment score: 0.368 → 0.376
I myself also lifted up my hand to swear to them in the wilderness , that I would scatter them among the nations and disperse them among the lands .
Nanandratra ny tanako mba hianiana amin'izy ireo any an'efitra ihany koa Aho , fa hampiely azy ireo eo amin'ireo firenena sy hanaparitaka azy ireo amin ' ny tany .
EZK 20:24     Alignment score: 0.301 → 0.314
I decided to do this since they had not obeyed my decrees , and since they had rejected my statutes and profaned my Sabbaths . Their eyes were longing after their fathers ' idols .
Nanapa - kevitra ny hanao izany Aho satria tsy nankato
ireo didiko izy ireo , ary satria nandà ireo lalàko izy ireo ary nanimbazimba ny Sabatako . Ny masony dia nanaraka ny sampin ' ny razamben'izy ireo .
EZK 20:25     Alignment score: 0.251
Then I also gave them statutes that were not good , and decrees by which they could not live
.
Rehefa izany dia nanome azy ireo ny lalàna izay tsy tsara , ary ny didy izay tsy hahavelona azy ireo ihany koa Aho .
EZK 20:26     Alignment score: 0.249 → 0.267
I declared them to be unclean through their gifts they made a sacrifice of every firstborn of the womb and caused them to pass
through the fire that I might fill them with horror so they will know that I am Yahweh ! '
Nandoto azy ireo tamin ' ny fanomezan'izy ireo Aho rehefa nanao sorona ny voalohan - terak'izy ireo rehetra sy nanipy ireo tao amin ' ny afo izy ireo . Nanao izany Aho mba hampihorohoro azy ireo ka hahafantarany fa Izaho no Yaveh ! '
EZK 20:27     Alignment score: 0.371 → 0.372
Therefore , son of man , speak to the house of Israel and say to them , ' The Lord Yahweh says this : In this also your fathers blasphemed me when they were unfaithful to me .
Noho izany , ry zanak'olona , mitenena amin ' ny taranak'Israely ary lazao azy ireo hoe : ' Ny Tompo Yaveh miteny izao : Tamin'izany ihany koa no nitenenan ' ny razambenareo ratsy Ahy fony tsy nahatoky Ahy izy ireo .
EZK 20:28     Alignment score: 0.347 → 0.358
When I brought them into the land that I had sworn to give them , and then whenever they saw any high hill and leafy tree , they offered their sacrifices
, they provoked me by their offerings , and there they also burned their fragrant incense and poured out their drink offerings .
Rehefa nitondra azy ireo ho ao amin ' ny tany izay efa nianianako homena azy ireo Aho , ary na oviana na oviana nahita havoana avo izy ireo ary hazo mandravina , dia nanolotra ny sorony izy ireo , nampahatezitra Ahy tamin ' ny fanatiny izy ireo , ary tao ihany koa no nandoran'izy ireo ny ditin - kazony manitra sy nampidinany ny fanatiny fisotro .
EZK 20:29     Alignment score: 0.374 → 0.413
Then I said to them , " What is this high place where you bring offerings
there ? " So the name is called Bamah to this day . '
Dia hoy Aho tamin'izy ireo : " Inona ity toerana avo izay hitondranareo fanatitra ity ? " Koa dia nantsoina hoe Bama ny anarany mandrak'androany . '
EZK 20:30     Alignment score: 0.369 → 0.381
Therefore say to the house of Israel , ' The Lord Yahweh says this : Why do you make yourselves unclean with the ways of your fathers ? So why do you act like prostitutes
, searching for disgusting things ?
Noho izany teneno amin ' ny ankohonan'Israely hoe : ' Ny Tompo Yaveh miteny izao : Nahoana ianareo no mandoto ny tenanareo amin ' ny fomban'ireo razambenareo ? Koa nahoana ianareo no manao toy ny mpivarotena , mitady ireo zavatra maharikoriko ?
EZK 20:31     Alignment score: 0.356
When you offer up your gifts when you cause
your sons to pass through the fire to this day you defile yourselves with all your idols . So why should I let you seek me , house of Israel ? As I live this is the Lord Yahweh 's declaration I will not allow you to seek me .
Fa rehefa manolotra ny fanatitrareo ianareo ary mametraka ny zanakareo lahy anaty afo , manomboka amin'io andro io ianareo dia mandoto ny tenanareo amin ' ny sampinareo rehetra . Koa nahoana Aho no tokony hamela anareo hanontany Ahy , ry ankohonan ' Israely ? Raha velona koa Aho izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh dia tsy hamela anareo hanontany Ahy Aho .
EZK 20:32     Alignment score: 0.32 → 0.333
The thought that is forming in your mind will never happen . You say , " Let us be like the other nations , like the clans in the other lands who worship wood and stone . "
Ny hevitra izay miforona ao an - tsainareo dia tsy ho tanteraka mihitsy . Hoy ianareo hoe : " Aoka izahay ho toy ny firenena hafa , tahaka ny foko ao amin ' ny tany hafa izay manompo hazo sy vato . "
EZK 20:33     Alignment score: 0.389 → 0.389
As I live this is the Lord Yahweh 's declaration I will certainly reign over you with a mighty hand , a raised arm , and fury that will be poured out on you .
Raha velona koa Aho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh dia azo antoka fa hanjaka eo aminareo Aho amin ' ny tanana mahery , sandry misandratra , ary fahatezerana izay alatsaka eo aminareo .
EZK 20:34     Alignment score: 0.259 → 0.259
I will bring you out from the other peoples and will gather you out of the lands among whom you have been scattered . I will do this with a mighty hand and with fury poured out .
Hitondra anareo hiala avy eo amin'ireo olona hafa Aho ary hanangona anareo avy amin'ireo firenena teo amin'izay
nanaparitahana anareo . Hanao izany amin ' ny tanana mahery sy amin ' ny hatezerana nararaka Aho .
EZK 20:35     Alignment score: 0.389
Then I will bring you into the wilderness of the peoples , and there I will judge you face to face .
Dia hitondra anareo any an'efitry
ny olona Aho , ary any no hitsaràko anareo mivantana .
EZK 20:36     Alignment score: 0.493 → 0.494
As I judged your fathers in the wilderness of the land of Egypt , so also I will judge you this is the Lord Yahweh 's declaration .
Tahaka ny nitsaràko ny razambenareo tao an'efitry
ny tany Egypta , no hitsaràko anareo ihany koa izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 20:37     Alignment score: 0.235 → 0.26
I will cause
you to pass under my rod , and I will make you obey the requirements of the covenant .
Hampandalo anareo eo ambanin ' ny tsora - kazoko Aho , ary hampankato anareo ny fepetran ' ny fanekena .
EZK 20:38     Alignment score: 0.353 → 0.331
I will purge from among you the rebels
and those who revolt against me . I will send them out from the land where they are staying as foreigners , but they will not enter the land of Israel . Then you will know that I am Yahweh .
Handio ireo mpikomy sy ireo izay manohitra Ahy avy eo aminareo Aho . Handefa azy ireo avy eo amin ' ny tany izay ipetrahan'izy ireo toy ny vahiny Aho , nefa tsy ho afaka ny hiditra amin ' ny tanin'Israely izy ireo . Dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 20:39     Alignment score: 0.407 → 0.407
So to you , house of Israel , the Lord Yahweh says this : Each of you should go to his own idols . Worship them if you will refuse to listen to me , but you must no longer profane my holy name with your gifts and your idols .
Ka ho anao , ry ankohonan'Israely , izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Ny tsirairay aminareo dia tokony handeha any amin ' ny sampiny avy . Manompoa azy ireo rehefa tsy hihaino Ahy ianareo , nefa aoka tsy hanimbazimba ny anarako masina amin ' ny fanomezanareo sy ireo sampinareo intsony ianareo .
EZK 20:40     Alignment score: 0.343 → 0.399
For on my holy mountain , on the mountain
peak of Israel this is the Lord Yahweh 's declaration all of the house of Israel will worship me there in the land . I will be pleased to require your contributions there , and also the firstfruits of your tribute with all your holy things .
Fa eo amin ' ny tendrombohitro masina , eo an - tampon ' ny tendrombohitr'Israely izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh ny ankohonan'Israely rehetra dia hanompo Ahy ao amin'ilay tany . Hahafaly Ahy ny mitaky ny fanatitrareo any , ary ny voaloham - bokatry ny fokonareo miaraka amin ' ny zava - masinareo rehetra ihany koa .
EZK 20:41     Alignment score: 0.387 → 0.385
I will accept you like fragrant incense when I bring you out from the peoples and gather you out of the lands where you have been scattered . I will show myself as holy among you for the nations to see .
Hanaiky anareo tahaka ny ditin - kazo manitra Aho rehefa mamoaka anareo avy eo amin ' ny olona ary manangona anareo amin'ireo tanàna izay efa nanaparitahana anareo . Haneho ny tenako ho masina eo aminareo Aho mba ho hitan'ireo firenena .
EZK 20:42     Alignment score: 0.312 → 0.337
Then , when I bring you to the land of Israel , to the land that I have lifted up my hand to swear to give to your fathers , you will know that I am Yahweh .
Ary , rehefa mitondra anareo any amin ' ny tanin ' ny Israely Aho , any amin'ilay tany izay efa nanandratako ny tanako hianianana fa omena ny razambenareo , dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 20:43     Alignment score: 0.246 → 0.246
There you will call to mind your conduct and all of your deeds by which you defiled yourselves , and you will despise yourselves in your own eyes for all your evil deeds that you have done .
Avy eo dia ho tsaroanareo eo ireo fomba ratsinareo , sy ny asanareo rehetra izay nandoto ny tenanareo , ary hankahala ny tenanareo eo imasonareo
ihany ianareo nohon ' ny fanaovan - dratsinareo rehetra izay efa nataonareo .
EZK 20:44     Alignment score: 0.363 → 0.371
So you will know that I am Yahweh when I do this to you because of my name 's sake , and not because of your evil deeds , and not because of your corrupt deeds , house of Israel this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Koa ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh rehefa manao izany aminareo nohon ' ny amin ' ny anarako Aho , fa tsy ho an ' ny fomba ratsinareo na ny asa ratsinareo , ry ankohonan'Israely izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . " '
EZK 20     Average alignment score: 0.365 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48