Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 3:1     Alignment score: 0.394
He said to me , " Son of man , what you have found , eat . Eat this scroll , then go speak to the house of Israel . "
Dia hoy Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona , izay hitanao
, dia hano . Hano ity horonan - taratasy ity , dia mandehana ka mitenena amin ' ny ankohonan ' Israely " .


EZK 3:2     Alignment score: 0.484
So I opened my mouth , and he fed me that scroll .
Koa nanokatra ny vavako aho , dia nofahanany an'izany horonan - taratasy izany .
EZK 3:3     Alignment score: 0.415 → 0.414
He said to me , " Son of man , feed
your belly and fill your stomach with this scroll that I have given to you ! " So I ate it , and it was as sweet as honey in my mouth .
Hoy Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona , vokiso ny kibonao ary fenoy amin'ity horonan - taratasy izay nomeko anao ity ny vavoninao ! " Ka dia nihinana izany aho , dia mamy tahaka ny tantely tao am - bavako izany .
EZK 3:4     Alignment score: 0.267
Then he said to me , " Son of man , go to the house of Israel and speak my words to them .
Dia hoy Izy tamiko hoe : " Ry zanak'olona , mandehana any amin ' ny ankohonan'Israely ary lazao amin'izy ireo ny teniko .
EZK 3:5     Alignment score: 0.237 → 0.24
For you are not being sent to a people of strange speech or difficult language , but to the house of Israel
Fa tsy halefa any amin ' ny vahoaka hafa fiteny ianao na fiteny sarotra , fa any amin ' ny ankohonan'Israely
EZK 3:6     Alignment score: 0.276 → 0.281
not to many peoples of strange speech or a difficult language , whose words you can not understand . Surely if I sent you to them , they would have listened to you .
tsy any amin ' ny firenena lehibe izay hafahafa fiteny sy sarotra fiteny izay tsy ho azonao ireo teniny
! Raha nandefa anao tany amin'izy ireo Aho , dia ho nihaino anao izy ireo .
EZK 3:7     Alignment score: 0.234 → 0.261
But the house of Israel will not be willing to listen to you , for they are not willing to listen to me . So all the house of Israel is strong browed and hard hearted .
Fa ny zanak'Israely dia tsy mba vonona ny hihaino anao , satria tsy vonon
- kihaino Ahy izy ireo . Noho izany ny zanak'Israely rehetra dia mafy handrina sy mafy fo .
EZK 3:8     Alignment score: 0.299
Behold ! I have made your face as hard as their faces and your brow as hard as their brows .
Indro ! Efa nanamafy ny tavanao
tahaka ireo tavany Aho ary ny handrinao ho mafy tahaka ny handrin'izy ireo .
EZK 3:9     Alignment score: 0.412
I have made your brow like a diamond , harder than flint ! Do not fear them or be discouraged by their faces , since they are a rebellious house . "
Nataoko tahaka ny diamondra ny handrinao , mafy noho ny afovato ! Aza matahotra azy ireo ianareo na hakivian ' ny tarehiny , satria taranaka mpikomy izy ireo . "
EZK 3:10     Alignment score: 0.25
Then he said to me , " Son of man , all the words that I announce to you take them into your heart and hear them with your ears !
Dia niteny tamiko izy hoe : " Ry zanak'olona , ireo teny rehetra izay ambarako aminao raiso ao am - ponao ireo ary hatongilano amin'ireo ny sofinao !
EZK 3:11     Alignment score: 0.423 → 0.416
Then go to the captives , to your people , and speak to them . Say to them , ' This is what the Lord Yahweh says , ' whether they will listen or not . "
Avy eo mankanesa any amin'ireo babo , any amin'ireo vahoakanao
, ary mitenena amin'izy ireo . Lazao amin'izy ireo hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh , ' na hihaino izy ireo na tsia . "
EZK 3:12     Alignment score: 0.426
Then the Spirit lifted me up , and I heard behind me the sound of a great earthquake : " Blessed be the glory of Yahweh from his place ! "
Dia nanainga ahy ny fanahy , dia naheno ny feon ' ny horohoron - tany
lehibe tao aoriako aho : " Hisaorana anie ny voninahitr'i Yaveh avy eo amin ' ny fitoerany ! "
EZK 3:13     Alignment score: 0.4 → 0.411
It was the sound of the wings of the living creatures as they touched one another , and the sound of the wheels that were with them , and the sound of a great earthquake .
Izany dia feon ' ny elatr'ireo zava - manan'aina raha mifampikasoka izy ireo , sy feon'ireo kodia izay niaraka tamin'izy ireo , ary feona
horohoron - tany lehibe .
EZK 3:14     Alignment score: 0.281
The Spirit lifted me up and took me away , and I went with bitterness in the anger of my spirit , and the strong hand of Yahweh was on me .
Nanainga ahy ny fanahy ary nitondra ahy , dia nandeha araka ny ngidin ' ny hatezeran
' ny fanahiko aho , fa ny tanan'i Yaveh dia nanindry ahy tamin - kery !
EZK 3:15     Alignment score: 0.294 → 0.302
So I went to the captives at Tel Aviv who lived along the Kebar Canal , and I stayed there among them for seven days , overwhelmed in amazement .
Koa nankany amin'ireo babo tany
Telabiba izay nonina amin ' ny moron ' ny ony Kebara aho , ary nijanona tany teo amin'izy ireo nandritry ny fito andro , ka heniky ny fahatalanjonana aho .
EZK 3:16     Alignment score: 0.432 → 0.447
Then it happened after seven days that the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh taorian ' ny hafitoana , manao hoe :
EZK 3:17     Alignment score: 0.303
" Son of man , I have made you a watchman for the house of Israel , so listen to the word from my mouth , and give them my warning .
" Ry zanak'olona , nataoko ho mpiambina ho an ' ny ankohonan'Israely ianao , ka mihainoa ny teny avy amin ' ny vavako , ary omeo azy ireo ny fampitandremako .
EZK 3:18     Alignment score: 0.365 → 0.377
When I say to the wicked , ' You will surely die ' and you do not warn him or speak a warning to the wicked about his evil deeds so he might live the wicked one will die for his iniquity , but I will require his blood from your hand .
Rehefa miteny amin ' ny ratsy fanahy aho hoe : ' Ho faty tokoa ianao ' ary tsy mampitandrina na milaza fampitandremana ny ratsy fanahy momban'ireo asa ratsiny mba ahafahany miaina ianao dia ho faty nohon ' ny fahotany
ilay ratsy fanahy , fa ho takiako amin ' ny tananao ny ràny .
EZK 3:19     Alignment score: 0.334
But if you warn the wicked , and he does not turn from his wickedness or from his wicked deeds , then he will die for his iniquity , but you will have rescued your own life .
Fa raha mampitandrina ny ratsy fanahy ianao , ka tsy miala amin ' ny faharatsiany
na amin'ireo asa ratsiny izy , dia ho faty amin ' ny fahotany izy , fa hahavonjy ny ainao ihany ianao .
EZK 3:20     Alignment score: 0.279 → 0.309
If a righteous man turns from his righteousness and acts unjustly , and I set a stumbling block before him , he will die . Because you did not warn him , he will die in his sin , and I will not call to mind the righteous deeds that he performed , but I will require his blood from your hand .
Raha mivadika amin ' ny fahamarinany
ny olo - marina iray ary manao ny tsy rariny , ary hametrahako vato fanafintohina eo anoloany , dia ho faty izy . Satria tsy nampitandrina azy ianao , dia ho faty ao amin ' ny fahotany izy , ary tsy ho tsaroiko ireo asa marina izay notanterahiny , fa takiko amin ' ny tananao ny ràny .
EZK 3:21     Alignment score: 0.37
But if you warn the righteous man to stop sinning so that he no longer sins , he will surely live since he was warned ; and you will have rescued your own life . "
Fa raha mampitandrina ny olo - marina ianao mba hitsahatra amin ' ny fanotana ka tsy hanota intsony izy , dia hiaina tokoa izy satria nampitandremana
; ary hahavonjy ny ainao ihany ianao . "
EZK 3:22     Alignment score: 0.37 → 0.369
So the hand of Yahweh was on me there , and he said to me , " Arise ! Go out into the plain , and I will speak with you there ! "
Ka teo amiko ny tanan'i
Yaveh , ary hoy izy tamiko hoe : " Mitsangàna ! Mandehana mivoaka any amin ' ny lohasaha , dia hiresaka aminao any Aho ! "
EZK 3:23     Alignment score: 0.39
I arose
and went out into the plain , and there the glory of Yahweh was staying , like the glory that I had seen beside the Kebar Canal ; so I fell on my face .
Nitsangana aho ary nandeha nivoaka tany amin ' ny lohasaha , dia nitoetra teo ny voninahitr'i Yaveh , tahaka ny voninahitra izay hitako teo akaikin ' ny Lakan - drano Kebara ; koa nanondrika ny tavako aho .
EZK 3:24     Alignment score: 0.344 → 0.385
The Spirit came to me and stood me up on my feet ; and he spoke with me , and said to me , " Go and shut yourself up within your house ,
Nanatona ahy ny fanahy ka nampitsangana ahy tamin ' ny tongotro
; ary niresaka tamiko izy , nilaza tamiko hoe : " Mandehana ary hidio ao an - tranonao ny tenanao ,
EZK 3:25     Alignment score: 0.333
for now , son of man , they will place ropes upon you and tie you so you can not go out among them .
fa ankehitriny , ry zanak'olona , hametraka tady eo aminao izy ireo ary hamatotra anao ka tsy afaka ny hivoaka ao amin'izy ireo ianao .
EZK 3:26     Alignment score: 0.302 → 0.309
I will make your tongue stick to the roof of your mouth , so you will be mute , and you will not be able to rebuke them , since they are a rebellious house .
Hampiraiketiko amin ' ny lanilaninao ny lelanao
, ka ho lasa moana ianao , ka tsy afaka ny hiteny mafy azy ireo , satria taranaka mpikomy izy ireo .
EZK 3:27     Alignment score: 0.446 → 0.448
But when I speak with you , I will open your mouth so you will say to them , ' This is what the Lord Yahweh says . ' The one who will hear will hear ; the one who will not listen will not listen , for they are a rebellious house ! "
Fa rehefa miresaka aminao Aho , dia ho sokafako ny vavanao
ka hiteny amin'izy ireo ianao hoe : " Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : ' Ny iray izay maheno dia haheno ; ny iray izay tsy mihaino dia tsy hihaino , satria taranaka mpikomy izy ireo ! "
EZK 3     Average alignment score: 0.354 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48