Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 22:1     Alignment score: 0.43 → 0.43
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 22:2     Alignment score: 0.4
" Now you , son of man , will you judge ? Will you judge the city of blood ? Make her know
all her abominations .
" Ary ianao , ry zanak'olona , hitsara ve ianao ? Hitsara ny tanànan ' ny ve ianao ? Ampahafantaro azy ny fahavetavetany rehetra .
EZK 22:3     Alignment score: 0.428 → 0.434
You must say , ' The Lord Yahweh says this : This is a city that pours out blood in her midst so that her time may come
; a city that makes idols to make herself unclean .
Tsy maintsy lazainao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Ity dia tanàna izay mandraraka eo afovoany mba hahatongavan ' ny fotoany ; tanàna izay manao sampy mba handotoana ny tenany .
EZK 22:4     Alignment score: 0.24 → 0.268
You have become
guilty by the blood that you have poured out , and you have become unclean by the idols that you have made . You have drawn your days to a close , and the end of your years has come . Therefore I will make you an object of scorn to the nations and a laughingstock to all the lands .
Meloka nohon ' ny izay efa nalatsakao ianao , ary voaloton'ireo sampy izay nataonao . Fa efa nanafoy ny andronao sy nampanatona ny taonanao farany ianao . Noho izany dia hataoko ho henatra ho an'ireo firenena ianao ary fihomehezana eo imason ' ny tany rehetra .
EZK 22:5     Alignment score: 0.311
Both those who are near and those
who are far away from you will mock you you unclean city with the reputation known everywhere as being full of confusion .
Ireo izay akaiky anao sy ireo izay lavitra anao dia samy haneso anao , ianao ry tanàna maloto , sady fantatra na aiza na aiza ny lazanao amin ' ny maha feno fifanjevona anao .
EZK 22:6     Alignment score: 0.212
Behold ! The rulers of Israel , each one by his own power , have come
to you to pour out blood .
Indro ! Ireo mpanapak'Israely , samy amin ' ny fahefany avy , dia efa tonga teo aminao mba handatsa - drà .
EZK 22:7     Alignment score: 0.299
They have dishonored fathers and mothers within you , and they have performed oppression on the foreigners
in your midst . They have mistreated the orphans and the widows within you .
Efa nanala baraka ireo ray sy reny tao aminao izy ireo , ary nanatanteraka fampahoriana tamin'ireo vahiny teo afovoanao . Ratsy fitondra ireo kamboty sy ireo mpitondratena tao aminao izy ireo .
EZK 22:8     Alignment score: 0.448
You have despised my holy things and have profaned my Sabbaths .
Efa nanao tsinontsinona ireo zavatro
masina ianao ary nanimbazimba ny Sabatako .
EZK 22:9     Alignment score: 0.297
Slanderous men have come
within you in order to pour out blood , and they eat on the mountains . They perform wickedness in your midst .
Ireo lehilahy mpanendrikendrika dia efa tonga teo aminao mba handatsa - drà , ary mihinana eny an - tendrombohitra izy ireo . Manatanteraka faharatsiana eo afovoanao izy ireo .
EZK 22:10     Alignment score: 0.207 → 0.215
Within you men uncover the nakedness of their father . Within you they have violated unclean women
during their impurity .
Efa niharihary tao aminao ny fitanjahan ' ny ray . Efa nanararaotra ny vehivavy tsy madio nandritry ny fadim - bolany tao aminao izy ireo .
EZK 22:11     Alignment score: 0.182 → 0.188
Men who commit abominations with their neighbors ' wives , and men who make their own daughters-in-law
shamefully unclean ; men who abuse their own sisters daughters of their own fathers all these are done within you .
Ireo lehilahy izay manao fahavetavetana miaraka amin'ireo vadin ' ny mpiray vodirindrina aminy , ary ireo lehilahy izay mandoto amin - kenatra ireo vinanto vaviny ihany ; ireo lehilahy izay manararaotra ireo anabaviny dia ireo zanakavavin ' ny rainy ihany ireo rehetra ireo dia eo aminao .
EZK 22:12     Alignment score: 0.255 → 0.26
These
men take bribes within you in order to pour out blood and you have loaned money for usury and taken interest , and you have treated your neighbors violently for profit by extortion , and you have forgotten me this is the Lord Yahweh 's declaration .
Ireo lehilahy ireo dia mandray kolikoly eo aminao mba handatsahan - drà . Efa nandray tombony ianao ary nahazo tombony betsaka tokoa , nandrava ireo mpiray monina tamin ' ny fampahoriana ianao , ary nanadino Ahy izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 22:13     Alignment score: 0.264 → 0.262
See ! With my hand I have struck the dishonest gain that you have made , and the bloodshed that is done in the midst of you .
Indro ! Tamin ' ny tanako no namelezako ireo tombony tsy ara - drariny izay azonao , sy ny fandatsahan - drà izay eo afovoanao
.
EZK 22:14     Alignment score: 0.261 → 0.26
Will your heart stand , will your hands be strong on the days when I myself will deal with you ? I , Yahweh , am declaring this , and I will do it .
Hahazaka ve ny fonao
, hahery ve ny tananao amin ' ny andro izay hamelezako anao ? Izaho , Yaveh , no manambara izany , ary hataoko izany .
EZK 22:15     Alignment score: 0.227 → 0.235
So I will scatter you among the nations and disperse you through the lands . In this way , I will purge your uncleanness from you .
Koa hanaparitaka anao eo amin'ireo firenana
Aho ary hampiely anao manerana ny tany . Amin'izany fomba izany , no hanadiovako ny fahalotoanao aminao .
EZK 22:16     Alignment score: 0.472
So you will become
unclean in the eyes of the nations . Then you will know that I am Yahweh . ' "
Ka haloto eo imason'ireo firenena ianao . Ary ho fantatrao fa Izaho no Yaveh . " '
EZK 22:17     Alignment score: 0.361 → 0.361
Next the word of Yahweh came
to me , saying ,
Avy eo dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
EZK 22:18     Alignment score: 0.382 → 0.394
" Son of man , the house of Israel has become
dross to me . All of them are the leftovers of bronze and tin , and iron and lead in the midst of you . They will be like the dross of silver in your furnace .
" Ry zanak'olona , amiko ny ankohonan'Israely dia efa lasa tain - drendrika . Izy rehetra ireo dia sisam - barahina sy vy fotsy , ary vy sy firaka eo afovoanao . Ho tahaka ny tain - drendrika volafotsy ao anaty lafaoronao lehibe izy ireo .
EZK 22:19     Alignment score: 0.519
Therefore the Lord Yahweh says this , ' Because all of you have become
like dross , therefore , behold ! I am about to gather you into the midst of Jerusalem .
Noho izany dia izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : ' Satria efa lasa tahaka ny tain - drendrika ianareo rehetra , noho izany , indro ! Efa hanangona anareo eo afovoan'i Jerosalema Aho .
EZK 22:20     Alignment score: 0.309 → 0.309
As men gather silver , bronze , iron , lead and tin and put it inside a furnace to melt it , and they blow the fire on it in order to melt it , so I will gather you in my anger and my wrath , and I will put you there and melt you .
Tahaka ny volafotsy sy varahina , vy , firaka ary vy fotsy voahangona eo afovoan ' ny lafaoro lehibe izay tsy maintsy hisy afo hitsoka izany , no handrendrehako anao . Koa hanangona anao ao amin ' ny fahatezerako sy ny fahavinirako Aho . Hatsofoko ao ianao ary hitsoka ny afo ao amin'izany Aho mba handrendrika izany ; koa hanangona anao amin ' ny fahatezerako sy amin ' ny fahavinirako Aho , ary hametraka anao ao Aho ka handrendrika anao .
EZK 22:21     Alignment score: 0.315 → 0.317
I will gather you and blow on you the fire of my wrath , and you will be melted in the midst of it .
Koa hanangona anao Aho ary hitsoka anao amin ' ny afon ' ny fahatezerako ka ho rendrika eo afovoany
ianao .
EZK 22:22     Alignment score: 0.351
As silver is melted in a furnace , you will be melted in it , and you will know that I , Yahweh , have poured out my wrath on you ! ' "
Tahaka ny volafotsy rendrika ao afovoan ' ny lafaoro lehibe , no haharendrika anao eo afovoany
, ka ho fantatrao fa Izaho , Yaveh , no efa nandraraka ny fahatezerako taminao ! ' "
EZK 22:23     Alignment score: 0.438 → 0.437
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 22:24     Alignment score: 0.348
" Son of man , say to her , ' You are a land that has not been cleansed . There is no rain on the day of wrath !
" Ry zanak'olona , lazao aminy hoe : ' Ianao dia tany mbola tsy voadio . Tsy misy orana amin ' ny andron ' ny fahatezerana !
EZK 22:25     Alignment score: 0.345 → 0.348
There is a conspiracy of her prophets in her midst , like a roaring lion tearing apart a victim . They consume life and take precious wealth ; they make many widows within her !
Misy fiaraha - mitsikombakomban'ireo mpaminaniny
eo afovoany , tahaka ny liona mierona mamiravira ny hazany . Mandevona ny fiainana izy ireo ary maka harena sarobidy ; namela mpitondratena maro tao aminy izy ireo !
EZK 22:26     Alignment score: 0.389 → 0.393
Her priests do violence to my law , and they profane my holy things . They do not distinguish between holy things and profane things , and do not teach the difference between the unclean and the clean . They hide their eyes from my Sabbaths so that I am profaned in their midst .
Manao herisetra amin ' ny lalàko ireo mpisorony
, ary manimbazimba ireo zavatro masina izy ireo . Tsy manavaka ny zava - masina sy zavatra voazimbazimba izy ireo , ary tsy mampianatra ny fahasamihafana eo amin ' ny maloto sy ny madio . Manafina ny masony amin ' ny Sabatako izy ireo mba hanimbazimbana Ahy eo afovoany .
EZK 22:27     Alignment score: 0.265 → 0.265
Her princes within her are like wolves tearing apart their victims . They pour out blood and destroy life for unjust gain .
Ireo andrian - dahiny ao aminy dia tahaka ny amboadia mamiravira ireo hazany . Mandatsa - drà izy ireo ary mandrava fiainana , mba hahazoana tombony tsy ara - drariny .
EZK 22:28     Alignment score: 0.343 → 0.347
Her prophets have painted them over with whitewash their seers of false visions and diviners of lies . They say " The Lord Yahweh says this " when Yahweh has not spoken .
Nandoko azy ireo tamin ' ny lalotra fotsy ireo mpaminaniny
; mahita fahitana diso izy ireo ary maminany lainga amin'izy ireo . Hoy izy ireo hoe : " Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh " nefa tsy niteny akory Yaveh .
EZK 22:29     Alignment score: 0.269 → 0.269
The people of the land have oppressed through extortion and plundered through robbery , and they mistreat the poor and needy , and oppress the foreigner without justice .
Ireo mponin
' ny tany dia nampahory tamin - kery sy nambabo tamin ' ny fandrobana , ary manao ratsy fitondra ny mahantra sy ny fadiranovana izy ireo , sady mampahory ny vahiny tsy amin - drariny .
EZK 22:30     Alignment score: 0.231 → 0.253
So I searched for a man from them who would build up a wall and who would stand before me in its breach for the land so I would not destroy it , but I found no one .
Koa nitady lehilahy iray tao amin'izy ireo izay hanangana manda sy hitsangana eo anatrehako eo amin ' ny elakelak'izany ho an ' ny tany Aho mba tsy handravako izany , fa tsy nahita Aho .
EZK 22:31     Alignment score: 0.377
So I will pour out my indignation upon them . I will finish them with the fire of my indignation and set their way on their own heads this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Koa handraraka ny fahatezerako eo amin'izy ireo Aho . Handringana azy ireo amin ' ny afon ' ny fahatezerako Aho ary hametraka ny lalany eo amin ' ny lohan'izy ireo ihany izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh . ' "
EZK 22     Average alignment score: 0.322 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48