Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 21:1     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 21:2     Alignment score: 0.364 → 0.384
" Son of man , set your face toward the southern lands , and speak against the south ; prophesy against the forest of the Negev .
" Ry zanak'olona , manatreha ny atsimon ' ny tany , ary mitenena mianatsimo ; maminania
ny amin ' ny hanoherana ny alan'i Negeva .
EZK 21:3     Alignment score: 0.398 → 0.399
Say to the forest of the Negev , ' This is Yahweh 's declaration the Lord Yahweh says this : See , I will set a fire among you . It will devour every fresh tree and every dried tree among you . The fiery
flame will not be quenched ; every face from the south to the north will be burned .
Teneno amin ' ny alan'i Negeva hoe : ' Izao no fanambaran'i Yaveh ny Tompo Yaveh milaza izao : Indro , handrehitra afo eo aminareo Aho . Handevona ny hazo vaovao rehetra sy ny hazo maina rehetra eo aminareo izany . Tsy ho vonoina ny lelafo mirehitra ; ho dorana izay rehetra avy any atsimo ka hatrany avatra .
EZK 21:4     Alignment score: 0.514
Then all flesh will see that I am Yahweh when I light the fire , and it will not be quenched . ' "
Dia ho hitan
' ny nofo rehetra fa Izaho no Yaveh rehefa mampirehitra ny afo Aho , ary tsy ho faty izany . ' "
EZK 21:5     Alignment score: 0.433 → 0.436
Then I said , " Alas ! Lord Yahweh , they are saying of me , ' Is he not a mere teller of parables ? ' "
Ary hoy aho hoe : " Indrisy ! Ry Tompo Yaveh , miteny ny amiko izy ireo hoe : ' Moa ve tsy mpiteny fanoharana fotsiny izy ? " '
EZK 21:6     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 21:7     Alignment score: 0.409 → 0.463
" Son of man , set your face toward Jerusalem , and speak against the sanctuaries ; prophesy against the land of Israel .
" Ry zanak'olona , atodiho manatrika an'i Jerosalema ny tavanao
, ary mitenena hanohitra ireo toerana masina ; maminania hanohitra ny tanin'Israely .
EZK 21:8     Alignment score: 0.333 → 0.343
Say to the land of Israel , ' Yahweh says this : Behold ! I am against you ! I will draw my sword from its sheath and cut off both the righteous person and the wicked person from you !
Lazao amin ' ny tanin'Israely hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : Indro ! Manohitra anao Aho ! Havoakako avy ao amin ' ny fitoerany ny sabatro
ka hanapaka ny olo - marina sy ny ratsy fanahy hiala aminao !
EZK 21:9     Alignment score: 0.35 → 0.351
In order for me to cut off both the righteous and the wicked from you , my sword will go out from its sheath against all flesh from the south to the north .
Mba hanapahako ny marina sy ny ratsy fanahy hiala aminao , dia hivoaka avy amin ' ny fitoerany hamely ny nofo rehetra hatrany atsimo ka hatrany avaratra ny sabatro
.
EZK 21:10     Alignment score: 0.345 → 0.346
Then all flesh will know that I , Yahweh , have drawn my sword from its sheath . It will no longer hold back ! '
Dia ho fantatry ny firenena rehetra fa Izaho , Yaveh , no namoaka ny sabatro
avy tao amin ' ny fitoerany . Tsy hihemotra intsony izany ! '
EZK 21:11     Alignment score: 0.137 → 0.153
As for you , son of man , groan as your loins break ! In bitterness groan before their eyes !
Ny aminao , ry zanak'olona , misentoa
raha vaky ny voanao ! Misentoa am - pahangidiana eo imason'izy ireo !
EZK 21:12     Alignment score: 0.353
Then it will happen that they will ask you , ' For what reason are you groaning ? ' Then you will say , ' Because of the news that is coming , for every heart will melt , and every hand will falter ! Every spirit will grow
faint , and every knee will flow like water . Behold ! It is coming and it will be like this ! this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Ary hanontany anao izy ireo hoe : " Inona no antony hisentoanao ? ' Dia hiteny ianao hoe : ' Nohon ' ny amin ' ny vaovao izay ho avy , fa ho ketraka ny fo rehetra , ary halemy ny tanana rehetra ! Hiha - ketraka ny fanahy rehetra , ary hikoriana toy ny rano ny lohalika rehetra . Indro ! Ho avy izany ary ho tahaka izany ! izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . " '
EZK 21:13     Alignment score: 0.433 → 0.432
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 21:14     Alignment score: 0.548
" Son of man , prophesy and say , ' The Lord says this : Say : A sword ! A sword ! It will be sharpened and polished !
" Ry zanak'olona , maminania
ary lazao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo : Lazao hoe : Sabatra ! Sabatra ! Ho ranitina izany ary hatao mangirana !
EZK 21:15     Alignment score: 0.405 → 0.409
It will be sharpened in order to engage in great slaughter ! It will be polished in order to be like lightning ! Should we rejoice in my son 's scepter ? The coming sword hates every such rod !
Ho ranitina izany mba hampiasaina
amin ' ny famonoana lehibe ! Hatao mangirana izany mba ho tahaka ny tselatra ! Tokony hifaly amin ' ny tehim - panjakan ' ny zanako ve isika ? Halan ' ny sabatra ho avy ny tsora - kazo rehetra tahaka izany !
EZK 21:16     Alignment score: 0.374 → 0.376
So the sword will be given to be polished , and then to be grasped by the hand ! The sword is sharpened and it is polished and it is to be given into the hand of the one who kills ! ' "
Koa dia homena hatao mangirana ny sabatra , ary mba ho hazonin ' ny tanana
avy eo ! Voaranitra ny sabatra ary natao mangirana ary homena ho eo an - tanan'ilay iray izay mamono izany ! '
EZK 21:17     Alignment score: 0.333
Call for help and wail , son of man ! For that sword has come
against my people ! It is against all the leaders of Israel . They are thrown against the sword with my people . Therefore , slap your thigh !
Miantsoa vonjy ary mitomania , ry zanak'olona ! Fa izany sabatra izany dia tonga hamely ny oloko ! Manohitra ireo mpitarik'Israely izany . Natsipy ho amin ' ny sabatra niaraka tamin ' ny oloko izy ireo . Noho izany , mikapokapoa fe !
EZK 21:18     Alignment score: 0.348
For there is a trial , but what if the scepter that despises does not last ? this is the Lord Yahweh 's declaration .
Fa misy ny fitsaràna , saingy ahoana raha tsy maharitra ny tehina
? izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh .
EZK 21:19     Alignment score: 0.293 → 0.294
Now you , son of man , prophesy and hit your two hands together , for the sword will attack even a third time ! A sword for the ones to be slaughtered ! It is a sword for the many to be slaughtered , piercing them everywhere !
Ankehitriny ianao , ry zanak'olona , maminania
ary mitehafa tanana , fa hamely fanintelony mihitsy aza ny sabatra ! Sabatra ho an'ireo izay ho vonoina ! Sabatra ho an'ireo maro izay ho vonoina izany , mitrobaka azy ireo na aiza na aiza !
EZK 21:20     Alignment score: 0.191 → 0.217
In order to melt their hearts and to multiply their fallen , I have set the sword for slaughter at all their gates . Ah ! It is made like lightning , it is grasped for slaughter .
Mba hampitsonika ny fony sy hampitombo ireo lavony , dia napetrako
hanohitra ny vavahadin'izy ireo ny famononan ' ny sabatra ! Loza ! Natao tahaka ny tselatra izany , izay nafahana ho any amin ' ny mpivaro - kena !
EZK 21:21     Alignment score: 0.1 → 0.143
Strike
sharply to the righthand side ! Strike to the lefthand side ! Go wherever your face is turned .
Ianao , ry Sabatra ! Mameleza avy eo ankavanana ! Mameleza avy eo ankavia ! Mandehana eo amin'izay rehetra hitodiahan ' ny tavanao .
EZK 21:22     Alignment score: 0.383
For I will also hit my two hands together , and then I will bring my fury to rest ! I , Yahweh , declare it ! "
Fa hamely ny tanako roa ihany koa Aho ; ary avy eo dia hitondra ny fahavinirako ho amin ' ny fitsaharana ! Izaho , Yaveh no manambara izany ! "
EZK 21:23     Alignment score: 0.503 → 0.541
The word of Yahweh came
to me again , saying ,
Tonga tamiko indray ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
EZK 21:24     Alignment score: 0.347 → 0.355
" Now you , son of man , assign two roads for the sword of the king of Babylon to come
. The two roads will start in the same land , and a signpost will mark one of them as leading to a city .
" Ankehitriny ianao , ry zanak'olona , manendre lalana roa hiavian ' ny sabatry ny mpanjakan'i Babylona . Samy hanomboka eo amin ' ny tany iray ihany ireo lalana roa , ary hisy takelaby hanamarika ny iray amin'ireo hitondra any amin ' ny tanàna .
EZK 21:25     Alignment score: 0.398
Mark one road for the sword to come
to Rabbah , the city of the Ammonites . Mark the other to lead the army to Judah and the city of Jerusalem , which is fortified .
Mariho ho an ' ny tafika Babyloniana ny lalana iray mba hankany Raba , ilay tanànan ' ny Amonita . Mariho hitondra any amin ' ny tafik'i Joda sy ny tanànan'i Jerosalema , izay voaaro mafy ilay iray hafa .
EZK 21:26     Alignment score: 0.313 → 0.313
For the king of Babylon will stop at the crossroads , at the junction , in order to practice divination . He will shake some arrows and ask direction from some idols and he will examine a liver .
Fa ny mpanjakan'i Babylona dia hijanona eo amin ' ny sampanan - dalana , eo amin ' ny fifanenana , mba hanao sikidy . Hanozongozona tsipika maromaro izy ary hangataka tondro - lalana avy amin ' ny sampy ary hizaha amin ' ny atin
- kena .
EZK 21:27     Alignment score: 0.302
In his right hand will be a divination about Jerusalem , to set battering rams against it , to open his mouth to order the slaughter , to sound a war cry , to set battering rams against the gates , to build a ramp , and to erect siege towers .
Eo amin ' ny tanany havanana dia hisy fambara momban'i Jerosalema , mba hametraka andry vy fandrodanana hamely izany , mba hanokatra ny vavany hibaiko ny amin ' ny famonoana , hamoaka hiakan'ady , hametraka andry vy fandrodanana hamelezana ny vavahady , hanamboatra tovon - tany
, ary hampitsangana ny tilikambo fanaovana fahirano .
EZK 21:28     Alignment score: 0.257
It will seem to be a false divination in their eye , those
who had sworn an oath to the Babylonians ! But the king will accuse them of iniquity in order to besiege them !
Ho ohatrin ' ny fambara tsy misy dikany eo imason'ireo izay ao Jerosalema izany , dia ireo izay nanao fianianana voady tamin ' ny Babyloniana ! Fa hiampanga azy ireo nohon ' ny fandikana ny dina ny mpanjaka mba hanaovana fahirano azy ireo !
EZK 21:29     Alignment score: 0.232 → 0.238
Therefore the Lord Yahweh says this : Because you have made your guilt to be remembered , making your transgressions
to be revealed , so that in all your actions your sins will be seen because you have done this you will be taken in hand .
Noho izany dia izao no lazain ' ny Tompo Yaveh : Satria hampatsiahivinao Ahy ny helokao , dia hiseho ny faharatsianao ! Ho hita amin ' ny asanao rehetra ny fahotanao ! Noho izany antony izany dia hampatsiahy ny olona rehetra ianao fa ho babon ' ny tanan ' ny fahavalonao ianao !
EZK 21:30     Alignment score: 0.245 → 0.246
As for you , profane and wicked ruler of Israel , whose day of punishment has come
, and whose time of committing iniquity has ended ,
Ny aminao , ry mpanapak'Israely mpanimbazimba sady ratsy fanahy , izay efa tonga ny andron ' ny fanasaziana azy , ary efa tapitra ny fotoana fanotàny ,
EZK 21:31     Alignment score: 0.325 → 0.348
the Lord Yahweh says this to you : Remove the turban and take off the crown ! Things will no longer be the same ! Exalt the lowly and humble the exalted !
izao no lazain
' ny Tompo Yaveh aminao : tsoahy ny hamama ary esory ny satro - boninahitra ! Tsy hitovy intsony ny zava - drehetra ! Asandrato ireo mietry ary ahetreo ireo misandratra !
EZK 21:32     Alignment score: 0.281 → 0.324
A ruin ! A ruin ! I will make it a ruin ! It will not be restored until the one comes who is assigned to execute judgment .
Faharavàna ! Faharavàna ! Hataoko faharavàna ity ! Tsy ho tafaverina amin ' ny laoniny izany mandra - pahatongan'ilay iray izay voatendry hanatanteraka fitsaràna .
EZK 21:33     Alignment score: 0.492 → 0.492
So you , son of man , prophesy and say , ' The Lord Yahweh says this to the people of Ammon concerning their coming disgrace : A sword , a sword is drawn ! It is sharpened for the slaughter in order to devour , so it will be like lightning !
Koa ianao , ry zanak'olona , maminania
ary lazao hoe : ' Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh amin ' ny vahoakan'i Amona mahakasika ny fahafaham - barakan'izy ireo ho avy : Sabatra , nisy sabatra navoaka ! Noranitina ho an ' ny famonoana izany mba handrapaka , koa dia ho tahaka ny tselatra izany !
EZK 21:34     Alignment score: 0.212 → 0.22
While prophets see empty visions for you , while they practice divination to make up lies for you , this sword will lie on the necks of the wicked who are about to be killed , whose day of punishment has come
and whose time of iniquity is about to end .
Raha mahita fahitam - poana ho anao ireo mpaminany , raha mbola manao fombafomba izay hiafara amin ' ny lainga ho anao izy ireo , dia hanambana eo amin ' ny tendan'ireo rasty fanahy izay efa ho vonoina , izay efa tonga ny andron ' ny fitsaràna azy ary izay efa ho tapitra ny fotoan ' ny fahotany io sabatra io .
EZK 21:35     Alignment score: 0.302 → 0.302
Return the sword to its sheath . In the place of your creation , in the land of your origin , I will judge you !
Avereno
ao amin ' ny fitoerany ny sabatra . Ao amin ' ny toerana nahariana anao , ao amin ' ny tany nipoiranao , no hitsaràko anao !
EZK 21:36     Alignment score: 0.206 → 0.204
I will pour out my indignation on you ! I will fan the fire of my rage against you and put you into the hand of cruel men , craftsmen
of destruction !
Halatsako aminao ny fahatezerako ! Ho tsofiko hamely anao ny afon ' ny fahasosorako ary hapetrako ho eo an - tanan ' ny olon - dozabe ianao , dia lehilahy kinga amin ' ny fandringanana !
EZK 21:37     Alignment score: 0.391 → 0.391
You will become
fuel for the fire ! Your blood will be in the midst of the land . You will not be remembered , for I , Yahweh have declared this ! ' "
Ho lasa solika ho an ' ny afo ianao ! Ho eo afovoan ' ny tany ny rànao . Tsy ho tsarovana ianao , fa Izaho , Yaveh no nanambara izany ! " '
EZK 21     Average alignment score: 0.341 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48