Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 6:1     Alignment score: 0.438 → 0.437
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :


EZK 6:2     Alignment score: 0.337
" Son of man , set your face against the mountains of Israel and prophesy to them .
" Ry zanak'olona , ataovy manatrika an'ireo tendrombohitr'Israely ny tavanao
ary maminania amin'izy ireo .
EZK 6:3     Alignment score: 0.433 → 0.468
Say , ' Mountains
of Israel , listen to the word of the Lord Yahweh ! The Lord Yahweh says this to the mountains and to the hills , to the streambeds , and to the valleys : Behold ! I am bringing a sword against you , and I will destroy your high places .
Lazao hoe : ' Ry tendrombohitr ' Israely , henoy ny tenin ' ny Tompo Yaveh ! Izao no lazain ' ny Tompo Yaveh amin'ireo tendrombohitra sy amin'ireo havoana , amin'ireo lakan - drano , sy amin'ireo lohasaha : Indro ! Mitondra sabatra manohitra anareo Aho , ary handrava ireo fitoerana avonareo .
EZK 6:4     Alignment score: 0.245 → 0.302
Then your altars will become
desolate and your pillars will be destroyed , and I will throw down your dead in front of their idols .
Dia ho lao ireo alitaranareo ary ho rava ireo andrinareo , ary hariako manoloana ireo sampin'izy ireo ny fatinareo .
EZK 6:5     Alignment score: 0.288
I will lay the dead bodies of the people of Israel before their idols , and scatter your bones around your altars .
Hametraka ny fatin ' ny zanak'Israely eo anoloan ' ny sampin'izy ireo Aho , ary hanaparitaka ny taolanareo manodidina ny alitaranareo .
EZK 6:6     Alignment score: 0.215 → 0.221
Everywhere you live
, cities will be laid waste and the high places ruined , so that your altars will be laid waste and made desolate . Then your idols will be broken and disappear , your pillars will be cut down and your works will be wiped away .
Na aiza na aiza onenanareo , dia ho foana ireo tanàna ary haongana ireo fitoerana avo , koa ho foana ny alitaranareo ary ho lao . Dia ho potika izy ireo ary hanjavona , hazera ireo andrinareo ary ho fafana ireo asanareo .
EZK 6:7     Alignment score: 0.426
The dead will fall down in your midst and you will know that I am Yahweh .
Hianjera eo afovoanareo ny faty dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh .
EZK 6:8     Alignment score: 0.35
But I will preserve a remnant among you , and there will be some who escape the sword among the nations , when you are scattered throughout the lands .
Fa hihazona sisa eo aminareo Aho , ary hisy sasany ho tafatsoaka amin ' ny sabatra eo amin'ireo firenena , rehefa miely eraky ny tanàna ianareo .
EZK 6:9     Alignment score: 0.289 → 0.305
Then those
who escape will think of me among the nations where they will be held captive , that I was grieved by their promiscuous heart that turned away from me , and by their eyes that whored after their idols . Then they will show loathing on their face for the wickedness which they have committed with all their abominations .
Avy eo ireo izay nitsoaka hieritreritra Ahy eo amin'ireo firenena izay hihazonana azy ireo ho babo , fa Izaho dia nalahelo tamin ' ny fivadibadihan ' ny fon'izy ireo izay niodina tamiko , ary tamin ' ny mason'izy ireo izay nijangajanga nanaraka ireo sampin'izy ireo . Dia hampiseho rikoriko eny amin ' ny tavan'izy ireo tamin ' ny faharatsiana izay nataon'izy ireo niaraka tamin ' ny fahavetavetany rehetra izy ireo .
EZK 6:10     Alignment score: 0.385 → 0.389
So they will know that I am Yahweh . It was for a reason that I said I would bring this evil to them .
Ka dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . Izany no antony nilazako fa hitondra ity ratsy ity eo amin'izy ireo Aho .
EZK 6:11     Alignment score: 0.45
The Lord Yahweh says this : Clap your hands and stomp your foot
! Say , ' Alas ! ' because of all the evil abominations of the house of Israel ! For they will fall by sword , famine , and plague .
Ny Tompo Yaveh milaza izao : Mitehafa ary ajadony ny tongotrareo ! Lazao hoe : ' Indrisy ! ' nohon ' ny fahavetavetana ratsin ' ny ankohonan ' Israely rehetra ! Fa ho lavon ' ny sabatra , mosary , ary areti - mandringana izy ireo .
EZK 6:12     Alignment score: 0.377
The one far away will die by plague , and the one who is near will fall by the sword . Those
who remain and survive will die by famine . In this way I will accomplish my fury against them .
Izay lavitra dia ho fatin ' ny areti - mandringana , ary izay akaiky dia ho lavon ' ny sabatra . Ireo izay sisa sy mbola velona dia ho fatin ' ny mosary . Hanatanteraka ny hatezerako amin'izy ireo amin ' ny lalany Aho .
EZK 6:13     Alignment score: 0.386 → 0.422
Then you will know that I am Yahweh , when their dead
lie among their idols , around their altars , on every high hill on all the mountain peaks , and under every flourishing tree and thick oak the places where they burned incense to all their idols .
Dia ho fantatrareo fa Izaho no Yaveh , rehefa ny fatin'izy ireo no hiampatra eo amin ' ny sampin'izy ireo , manodidina ny alitaran'izy ireo , eny amin ' ny tany havoana rehetra ambonin'ireo tendron ' ny tendrombohitra rehetra , ary ambanin ' ny hazo misandrahaka rehetra sy hazo terebinta matevina ireo toerana izay nandoroan'izy ireo ditin - kazo manitra ho an'ireo sampin'izy ireo rehetra .
EZK 6:14     Alignment score: 0.372
I will strike with my hand and make the land desolate and a waste , from the wilderness to Diblah , throughout all the places where they live
. Then they will know that I am Yahweh . "
Hamely amin ' ny tanako Aho ary hametraka ny tany ho lao sy foana , avy any amin ' ny tany efitra ka hatrany Dibla , manerana ny toerana rehetra izay onenan'izy ireo . Dia ho fantatr'izy ireo fa Izaho no Yaveh . "
EZK 6     Average alignment score: 0.367 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48