Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48 


EZK 16:1     Alignment score: 0.403 → 0.4
Then the word of Yahweh came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :


EZK 16:2     Alignment score: 0.445
" Son of man , make known to Jerusalem her abominations ,
" Ry zanak'olona , ampahafantaro momba ireo fahavetavetany
i Jerosalema ,
EZK 16:3     Alignment score: 0.503 → 0.527
and declare , ' The Lord Yahweh says this to Jerusalem : Your beginning and your birth took place in the land of Canaan ; your father was an Amorite , and your mother was a Hittite .
ary ambarao hoe : ' Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh amin'i Jerosalema : Ny fiandohanao sy ny nahaterahanao dia tao amin ' ny tany Kanana ; Amorita ny rainao , ary Hetita ny reninao .
EZK 16:4     Alignment score: 0.258 → 0.281
On the day of your birth , your mother did not cut your navel , nor did she purify you in water or rub you down with salt , or wrap cloth around you .
Amin ' ny andron ' ny fahaterahanao , dia tsy nanapaka ny tadi - poitranao , na nanadio anao tamin ' ny rano na nanasa anao tamin ' ny ranon - tsira , na nandrakotra lamba nanodidina anao ny reninao
.
EZK 16:5     Alignment score: 0.268 → 0.275
No eye had compassion for you to do any of these
things for you , to be compassionate toward you . On the day that you were born , with loathing for your life , you were thrown out into the open field .
Tsy nisy maso nangoraka anao ka hanao ireo zavatra ireo aminao , mba hangoraka anao . Tamin ' ny andro izay nahaterahanao , niaraka tamin ' ny fankahalana ho an ' ny fiainanao , dia natsipy teo amin ' ny saha malalaka ianao .
EZK 16:6     Alignment score: 0.388
But I passed by you , and I saw you writhing in your own blood ; so I said to you in your blood , " Live
! " I said to you in your blood , " Live ! "
Kanefa nandalo teo aminao Aho , ary nahita anao nihosinkosina tamin ' ny rànao ; ka hoy Aho taminao tamin ' ny rànao hoe : " Miveloma ! " hoy Aho taminao tamin ' ny rànao hoe : " Miveloma ! "
EZK 16:7     Alignment score: 0.262 → 0.273
I made you grow like a plant in a field . You multiplied and became great , and you became
the jewel of jewels . Your breasts became firm , and your hair grew thick , though you had been naked and bare .
Nampitomboiko tahaka ny voly eny amin ' ny saha ianao . Niha - maro ianao ary niha - lehibe , ka tonga ravaky ny firavaka . Naniry nono ianao , ary niha - natevina ny volonao , na dia nitanjaka sy niboridana aza ianao .
EZK 16:8     Alignment score: 0.432 → 0.444
I passed by you again , and I saw you . See ! the time of love came for you , so I spread my robe over you and covered your nakedness . Then I swore to you and brought you into a covenant this is the Lord Yahweh 's declaration and you became
mine .
Nandalo teo aminao indray Aho , ary hitako ianao . Indro ! tonga taminao ny fotoan ' ny fitiavana , ka namelatra ny akanjoko taminao Aho ary nanarona ny fitanjahanao . Avy eo dia nianiana taminao Aho ary nitondra anao tamin ' ny fanekena izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh ka lasa Ahy ianao .
EZK 16:9     Alignment score: 0.4
So I washed you with water and rinsed your blood off you , and I anointed you with oil .
Koa nanasa anao tamin ' ny rano sy nanasa ny taminao Aho , ary nanosotra diloilo anao .
EZK 16:10     Alignment score: 0.343
I dressed you in embroidered clothes and placed leather sandals on your feet . I wrapped you with fine linen and covered you with silk .
Nampiakanjoko tamin'ireo akanjo misy peta - kofehy ianao ary nasiko kapa hoditra ny tongotrao
. Norakofako tamin ' ny rongony fotsy madinika ianao ary nosaronako tamin ' ny landy .
EZK 16:11     Alignment score: 0.252
Next I adorned you with jewelry , and I put bracelets on your hands , and a chain around your neck .
Avy eo dia noravahako tamin ' ny firavaka ianao , ary nasiako haingon - tanana
ny tananao , ary rojo manodidina ny vozonao .
EZK 16:12     Alignment score: 0.372 → 0.397
I put a nose ring in your nostrils and earrings in your ears , and a beautiful crown on your head .
Nasiako kavin'orona ny vavoronao
ary kavin - tsofina ny sofinao , ary satro - boninahitra tsara tarehy teo ambony lohanao .
EZK 16:13     Alignment score: 0.503
So you were adorned with gold and silver , and you were dressed in fine linen , silk , and embroidered clothes ; you ate fine flour , honey , and oil , and you were very beautiful , and you became
a queen .
Koa voaravaka tamin ' ny volamena sy volafotsy ianao , ary niakanjo rongony fotsy madinika , landy , ary akanjo misy peta - kofehy ; nihinana koba manify ianao , tantely , ary diloilo , ka tena tsara tarehy tokoa ianao , ary lasa mpanjaka vavy .
EZK 16:14     Alignment score: 0.397 → 0.415
Your fame went out among the nations because of your beauty , for it was perfect in the majesty that I had given to you this is the Lord Yahweh 's declaration .
Niely teo amin'ireo firenena nohon ' ny hatsaranao
ny lazanao , satria tonga lafatra tamin ' ny fiandrianana izay nomeko anao ianao izany no fanambaran'i Yaveh .
EZK 16:15     Alignment score: 0.311 → 0.325
But you trusted in your own beauty , and you acted like a prostitute because of your fame ; you poured out your acts of prostitution on everyone who passed by , so that your beauty became
his .
Fa natoky ny hatsaranao ianao , ka nanao tahaka ny mpivarotena nohon ' ny lazanao ; nandraraka ny fivarotan - tenanao tamin'izay rehetra nandalo ianao , ka lasany koa ny hatsaranao .
EZK 16:16     Alignment score: 0.294 → 0.321
Then you took your clothes and with them you made high places for yourself decorated in various colors , and there you acted like a prostitute
. This should not have happened . Nor should such a thing exist .
Avy eo dia naka ireo akanjonao ianao ary nanao toerana avo voahaingo karazan - doko tamin'ireo ho anao , ary tao ianao no nanao ny fivarotan - tenanao . Tsy tokony niseho izany . Na hoe tokony tsy nisy ny zavatra tahaka izany .
EZK 16:17     Alignment score: 0.282
You took the beautiful jewels of the gold and silver that I gave you , and you made for yourself male figures , and you did with them as a prostitute would do .
Nalainao
ireo firavaka manify vita tamin ' ny volamena sy volafotsy izay nomeko anao , ary nanao sarin - dehilahy ho anao ianao , ka nanao tahaka izay ataon ' ny mpivarotena tamin'ireo .
EZK 16:18     Alignment score: 0.206 → 0.204
You took your embroidered garments and covered them , and you set my oils and incense before them .
Nalainao
ireo akanjo misy peta - kofehy ary nasaronao ireo , ary napetrakao teo alohan'ireo ny diloiloko sy ireo zava - manitro .
EZK 16:19     Alignment score: 0.475
My bread I gave you made with fine flour , oil , and honey you set before them for a fragrant aroma , for this is what happened this is the Lord Yahweh 's declaration .
Ny mofo izay nomeko anao vita tamin ' ny koba manify , diloilo , ary tantely dia napetrakao teo alohan'ireo mba ho hanitra ankasitrahana , fa izany no niseho izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh .
EZK 16:20     Alignment score: 0.274 → 0.296
Then you took your sons and daughters
whom you bore for me , and you sacrificed them to the images to be devoured as food . Are your acts of prostitution a small matter ?
Avy eo dia nalainao ireo zanakao lahy sy ireo zanakao vavy izay naterakao ho Ahy , ary nataonao sorona ho an'ireo sary izy ireo mba ho voarapaka tahaka ny sakafo . Moa ve olana kely ireo asa fivarotan - tenanao ?
EZK 16:21     Alignment score: 0.237 → 0.233
You slaughtered my children to the idols and made them pass
through the fire .
Novonoinao ireo zanako ary nataonao tao amin ' ny afo .
EZK 16:22     Alignment score: 0.347 → 0.347
In all your abominations and your acts of prostitution you have not thought about the days of your youth , when you were naked and bare as you thrashed about in your blood .
Tsy nihevitra momba ireo andron ' ny fahatanoranao
ianao tamin'ireo fahavetavetanao sy ireo asa fivarotan - tenanao , fony nitanjaka sy niboridana ary mbola nihosona tamin ' ny rànao .
EZK 16:23     Alignment score: 0.459 → 0.506
Woe ! Woe to you ! this is the Lord Yahweh 's declaration therefore , in addition to all this wickedness ,
Loza ! Loza ho anao ! izany no fanambaran
' ny Tompo Yaveh noho izany , fanampin'ireo haratsim - panahy rehetra ireo ,
EZK 16:24     Alignment score: 0.198 → 0.205
you built yourself a mound and made yourself a high place in every public place .
dia nanorina efitrano avo ho anao eraky ny kalamanjana rehetra ianao .
EZK 16:25     Alignment score: 0.258 → 0.259
You built your high place at the head of every road and made your beauty abominable , and you spread your legs to anyone who passed by , and you multiplied your acts of prostitution .
Nanorina ny toerana avonao
tany amin ' ny lohan ' ny lalana rehetra ianao ary nanimbazimba ny hatsaranao , fa nanome ny vatanao an'izay rehetra nandalo ianao ary nampitombo asa fivarotan - tena maro .
EZK 16:26     Alignment score: 0.271 → 0.273
You have acted like a prostitute with the Egyptians , your lustful neighbors , and you committed many more acts of prostitution , provoking me to anger .
Nanao tahaka ny mpivaro - tena niaraka tamin'ireo Egyptiana , ireo mpiara - moninao be filàna
, ary nanao asa fivarotan - tena maro , nahatezitra Ahy ianao .
EZK 16:27     Alignment score: 0.333 → 0.336
See ! I will strike you with my hand and cut off your food . I will hand your life over to your enemies , the daughters of the Philistines , who were ashamed of your obscene behavior .
Indro ! hamely anao amin ' ny tanako Aho ary hanajanona ny sakafonao
. Hatolotro an'ireo fahavalonao , dia ireo zanaka vavin'ireo Filistina , izay menatra tamin ' ny toetra mamoafadinao ny ainao .
EZK 16:28     Alignment score: 0.385
You have acted like a prostitute with the Assyrians because you could not be satisfied . You acted like a prostitute and still were not satisfied .
Nanao tahaka ny mpivarotena niaraka tamin'ireo Asyriana ianao satria tsy nety afa - po . Nanao tahaka ny mpivarotena ianao ary mbola tsy nety afa - po ihany .
EZK 16:29     Alignment score: 0.292 → 0.316
You performed many more acts of prostitution in the land of the merchants of Chaldea , and even this did not satisfy you .
Nampitombo asa fivarotan - tena maro tao amin ' ny tanin'ireo mpivarotr'i Kaldea ianao , ary na izany aza dia tsy nahafa - po anao .
EZK 16:30     Alignment score: 0.403 → 0.406
How weak is your heart this is the Lord Yahweh 's declaration that you would do all these
things , deeds of a shameless prostitute ?
Tahaka ny ahoana ny fahararian ' ny fonao izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh no anaovanao ireo zavatra rehetra ireo , dia ireo asan'ireo mpivaro - tena tsy menatra ?
EZK 16:31     Alignment score: 0.186
You have built your mounds at the head of every street and made your high places in every public square . Yet you were not like a prostitute because you scoffed at taking payment .
Nanorina ireo toerana avonao
teo amin ' ny lohan ' ny lalana rehetra ianao ary nanorina trano avo eraky ny kalamanjana rehetra . Fa kosa tsy tahaka ny mpijangajanga ianao satria nandà handray vola .
EZK 16:32     Alignment score: 0.205 → 0.242
You adulterous
woman , you accept strangers instead of your husband .
Ianao ry vehivavy mpijangajanga , nanaiky ireo hafa ianao raha tokony ho ny vadinao ihany .
EZK 16:33     Alignment score: 0.268
People give payment to every prostitute , but you give
your wages to all your lovers and bribe them to come to you from all around for your acts of prostitution .
Ny olona dia manome vola ireo mpivaro - tena rehetra , fa ianao kosa nanome ny karamanao ho an'ireo olon - tianao rehetra sy namitaka azy ireo mba ho tonga ao aminao avy amin ' ny manodidina rehetra ho an ' ny asa fivarotan - tenanao .
EZK 16:34     Alignment score: 0.17 → 0.173
So there is a difference between you and other women
in your fornication . No one offers payment for you to act like a prostitute . You are the very opposite . You gave them payment and none was given to you .
Koa misy fahasamihafana aminao sy ireo vehivavy hafa ireo , satria tsy misy olona manatona anao mba hangataka anao hiara - mandry amin'izy ireo . Fa kosa , mandoa vola amin'izy ireo ianao . Tsy misy olona mandoa vola aminao .
EZK 16:35     Alignment score: 0.527
Therefore , you prostitute , listen to the word of Yahweh .
Noho izany , ry mpivaro - tena , henoy ny tenin'i Yaveh .
EZK 16:36     Alignment score: 0.292
The Lord Yahweh says this : Because you have poured out your lust and uncovered your nakedness through your acts of prostitution with your lovers and with all your detestable idols , and because you gave them your children 's blood ,
Yaveh Tompo milaza izao : Satria ianao nandraraka ny filànao sy nampiseho ny faritra mamoafadinao tamin'ireo asa fivarotan - tena niaraka tamin'ireo olon
- tianao rehetra ary niaraka tamin'ireo sampy vetavetanao rehetra , ary nohon ' ny ràn ' ny zanakao izay nomenao an'ireo sampinao ,
EZK 16:37     Alignment score: 0.258 → 0.266
therefore , behold , I will gather all your lovers that you have met , all those whom you loved and all those
whom you hated , and I will gather them against you on every side . I will uncover your nakedness to them so they see all your nakedness .
noho izany , indro ! hanangona ireo olon - tinao rehetra izay nihaonanao , ireo rehetra tianao sy ireo rehetra halanao , ary hanangona azy ireo hanohitra anao amin ' ny lafiny rehetra Aho . Hampiseho ny faritra mamoafadinao amin'izy ireo Aho mba hahitan'izy ireo ny fitanjahanao rehetra .
EZK 16:38     Alignment score: 0.309 → 0.341
For I will punish you for adultery and the shedding of blood , and I will bring on you the bloodshed of my anger and jealousy .
Fa hanasazy anao amin ' ny fijangajanganao sy ny fandatsahan - drà Aho , ary hitondra ireo ràn ' ny fahatezerako sy ny fahasarotam - piaroko eo aminao .
EZK 16:39     Alignment score: 0.246 → 0.253
I will give
you into their hands so they will throw down your vaulted chamber and break down your high places and they will strip you of your clothes and take all of your jewelry . They will leave you naked and bare .
Hatolotro eo an - tanan'izy ireo ianao mba hanjeran'izy ireo ny efitrano avonao sy handrodanan'izy ireo ny toerana avonao ary hanala ny akanjonao sy haka ireo firavakao rehetra izy ireo . Ho avelan'izy ireo mitanjaka sy miboridana ianao .
EZK 16:40     Alignment score: 0.301 → 0.322
Then they will bring up a crowd against you and stone you with stones , and they will cut you apart with their swords .
Avy eo dia hitondra vahoaka hanohitra anao sy hitoraka anao amin ' ny vato Aho , ka ho tetitetehin'izy ireo amin ' ny sabatr'izy ireo ianao .
EZK 16:41     Alignment score: 0.245 → 0.245
They will burn your houses and will perform many judgments
on you in the sight of many women , for I will put a stop to your prostitution , and you will no longer pay your lovers .
Handoro ny tranonao izy ireo ary hampitombo ireo sazinao eo imason'ireo vehivavy maro , fa hamarana ny fivarotan - tenanao Aho , ka tsy handoa vola amin'ireo olon - tianao intsony ianao .
EZK 16:42     Alignment score: 0.315
Then I will calm my fury against you ; my jealousy
will leave you , for I will be satisfied , and will no longer be angry .
Avy eo dia hampitony ny hatezerako aminao Aho ; hiala aminao ny hatezerako , satria ho afa - po Aho , ary tsy ho tezitra intsony .
EZK 16:43     Alignment score: 0.369 → 0.373
Because you did not call to mind the days of your youth and have made me shake with anger because of all these
things , therefore , behold ! I myself will bring down on your own head the punishment for what you have done this is the Lord Yahweh 's declaration . Have you not added prostitution to all your other detestable practices ?
Satria tsy nahatsiaro ireo andron ' ny fahatanoranao ianao ary nampiozongozona Ahy tamin ' ny hatezerana noho ireo zavatra rehetra ireo , noho izany , indro ! Izaho mihitsy no hampidina ny sazy noho izay vitanao ho eo amin ' ny lohanao izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . Moa tsy nampianao fivarotan - tena ve ireo fampiharana maharikoriko hafa rehetra ?
EZK 16:44     Alignment score: 0.292 → 0.305
Behold ! Everyone who speaks proverbs concerning you will say , " As the mother is , so also is her daughter
. "
Indro ! Izay rehetra miteny ohabolana mahasika anao dia hiteny hoe : " Tahaka ny reniny ihany , dia tahaka izany koa ny zanany vavy . "
EZK 16:45     Alignment score: 0.346
You are the daughter of your mother , who detested her husband and her children , and you are the sister of your sisters who detested their husbands and their children . Your mother was a Hittite , and your father was an Amorite .
Zanaka vavin
' ny reninao , izay nankahala ny vadiny sy ny zanany ianao , ary rahavavin'ireo rahavavinao izay nankahala ireo vadiny sy ireo zanak'izy ireo . Hetita ny reninao , ary Amorita ny rainao .
EZK 16:46     Alignment score: 0.337 → 0.355
Your older sister was Samaria and her daughters
were the ones living in the north , while your younger sister was the one living south of you , that is , Sodom and her daughters .
Ny zokinao vavimatoa dia Samaria ary ireo zanany vavy dia ireo izay monina any avaratra , raha toa ka monina any atsimonao ny rahavavy faravavinao , izany hoe , Sodoma sy ireo zanany vavy .
EZK 16:47     Alignment score: 0.18 → 0.177
You not only walked in their ways and committed their disgusting practices , but in all your ways you have acted more corruptly than they .
Ianao dia tsy nandeha tamin ' ny lalan'izy ireo sy naka tahaka ny fitondran - tenan'izy ireo sy ny fanaon'izy ireo fotsiny ihany , fa ratsy tamin ' ny fombanao rehetra noho izy ireo ianao .
EZK 16:48     Alignment score: 0.438
As I live this is the Lord Yahweh 's declaration your sister Sodom and her daughters
, have not done as much evil as you and your daughters have done .
Raha mbola velona koa Aho izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh Sodoma rahavavinao sy ireo zanany vavy , dia tsy nanao ratsy maro tahaka anao sy izay vitan'ireo zanakao vavy .
EZK 16:49     Alignment score: 0.211 → 0.218
Behold ! This was the iniquity of your sister Sodom that she was arrogant in her leisure , careless and unconcerned about anything . She did not strengthen the hands of the poor and needy people .
Indro ! Izao no fahotan'i
Sodoma rahavavinao : niavonavona tamin ' ny fahabetsahan - kaniny , tamin ' ny tsy fitandremana sy tsy firaharahiana momban ' ny zava - drehetra izy . Tsy nanampy ireo mahantra sy ireo olona mila fanampiana izy .
EZK 16:50     Alignment score: 0.152
She was arrogant and committed disgusting practices before me , so I took them away just as you have seen .
Niavonavona sy nanao asa vetaveta teo anatrehako izy , ka nalako araka ny hitanareo izy ireo .
EZK 16:51     Alignment score: 0.253 → 0.253
Samaria did not commit even half of your sins . You have done many more disgusting things than they did , and you have made your sisters appear more righteous than you because of all the disgusting things you have done !
Samaria dia tsy nanao ny antsasaky ny fahotanao
akory ; ianao kosa nanao zavatra vetaveta maro be noho izay nataon'izy ireo , ary nampiseho ianao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao noho ireo zavatra vetaveta rehetra ataonao !
EZK 16:52     Alignment score: 0.101 → 0.116
Bear your disgrace , for you have furnished justification for your sisters . Because of your sins , which you committed so abominably , you have made your sisters appear to be more righteous than you . So then , be ashamed and bear your disgrace , for you have made your sisters appear righteous .
Ianao manokana , no mampiseho ny henatrao
; tamin'izany fomba izany no nanehoanao fa ireo rahavavinao dia mendrika kokoa noho ianao , noho ireo fahotana izay nataonao tamin'ireo fomba vetaveta rehetra ireo . Ireo rahavavinao ankehitriny dia toa mendrika noho ianao . Ianao manokana , no nampiseho ny henatrao , ka tamin'izany fomba izany no nanehoanao fa ireo rahavavinao dia mendrika noho ianao .
EZK 16:53     Alignment score: 0.339 → 0.349
For I will reverse their captivity the captivity of Sodom and her daughters
, and the captivity of Samaria and her daughters and your captivity will be among them .
Fa hamerina amin ' ny laoniny ireo haren'izy ireo Aho ireo haren'i Sodoma sy ireo zanany vavy , ary ireo haren'i Samaria sy ireo zanany vavy ; fa ireo harenanao kosa dia ho eo amin'izy ireo .
EZK 16:54     Alignment score: 0.299
On account of these
things you will show your shame ; you will be humiliated because of everything that you have done , and in this way you will be a comfort to them .
Amin'ireo zavatra ireo no hanehoanao ny henatrao ; ho afa - baraka nohon ' ny zavatra rehetra vitanao ianao , ary amin'izany fomba izany dia ho fampiononana ho azy ireo ianao .
EZK 16:55     Alignment score: 0.3 → 0.301
So your sister Sodom and her daughters
will be restored to their former condition , and Samaria and her daughters will be restored to their former estate . Then you and your daughters will be restored to your former condition .
Koa i Sodoma rahavavinao sy ireo zanany vavy dia ho averina amin ' ny toetran'izy ireo teo aloha , ary i Samaria sy ireo zanany vavy dia ho averina amin'ireo fananany teo aloha . Avy eo ianao sy ireo zanakao vavy ho averina amin ' ny fari - piainanao teo aloha .
EZK 16:56     Alignment score: 0.319
Sodom your sister was not even mentioned by your mouth in the days when you were proud ,
Sodoma rahavavinao dia tsy voatonon
' ny vavanao akory tamin'ireo andro nireharehanao ,
EZK 16:57     Alignment score: 0.347
before your wickedness was revealed . Now you are scorned by the daughters
of Edom and to all the daughters of the Philistines around her all those around you despise you .
talohan ' ny nanambarana ireo haratsianao . Fa ankehitriny dia ambentina fahafaham - baraka amin'ireo zanaka vavin'i Edoma sy amin'ireo zanaka vavin'ireo Filistina rehetra manodidina azy ianao . Manao tsinontsinona anao avokoa ny vahoaka rehetra .
EZK 16:58     Alignment score: 0.375
You will show your shame and your disgusting practices ! this is Yahweh 's declaration !
Haneho ny henatrao
sy ireo asa vetavetanao ianao ! izany no fanambaran'i Yaveh !
EZK 16:59     Alignment score: 0.391 → 0.415
The Lord Yahweh says this : I will deal with you as you deserve , you who have despised your oath by breaking the covenant .
Izao no lazain
' ny Tompo Yaveh : Hifampiraharaha aminao araka izay mendrika anao Aho , ianao izay nanao tsinontsinona ny voadinao tamin ' ny fandravana ilay fanekena .
EZK 16:60     Alignment score: 0.241 → 0.245
But I myself will call to mind my covenant with you made in the days of your youth , and I will establish an everlasting covenant with you .
Fa Izaho mihitsy no hampatsiahy ny fifanekeko taminao izay natao tamin'ireo andron ' ny fahatanoranao
, ary hanao fanekena tsy manam - pahataperana miaraka aminao Aho .
EZK 16:61     Alignment score: 0.335 → 0.341
Then you will call to mind your ways and be ashamed when you receive your older sisters and your younger sisters . I will give them to you as daughters
, but not because of your covenant .
Ary hahatsiaro ireo fombanao ianao ka ho menatra rehefa handray ireo zokinao vavy sy ireo zandrinao vavy . Homeko anao tahaka ny zanaka vavy izy ireo , kanefa tsy nohon ' ny fanekenao .
EZK 16:62     Alignment score: 0.314
I myself will establish my covenant with you , and you will know that I am Yahweh .
Izaho mihitsy no hanao ny fanekeko miaraka aminao , ka hahafantatra ianao fa Izaho no Yaveh .
EZK 16:63     Alignment score: 0.413
Because of these
things , you will call everything to mind and be ashamed , so you will no longer open your mouth to speak because of your shame , when I have forgiven you for all that you have done this is the Lord Yahweh 's declaration . ' "
Noho ireo zavatra ireo , dia hahatsiaro ny zavatra rehetra ianao ka ho menatra , ary tsy hanokatra ny vavanao mba hiteny intsony ianao nohon ' ny henatrao , rehefa namela anao tamin'ireo izay nataonao rehetra Aho izany no fanambaran ' ny Tompo Yaveh . " '
EZK 16     Average alignment score: 0.32 for 63 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZK:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36  37  38  39  40  41  42  43  44  45  46  47  48